Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 20:1     Alignment score: 0.483
Abraham journeyed from there toward the land of the Negev , and lived between Kadesh and Shur . He was a foreigner living in Gerar .
Nandeha niala teo Abrahama ka nankany amin ' ny tany Negeva , ary nitoetra teo anelanelan'i
Kadesa sy Sora . Vahiny nipetraka tany Gerara izy .


GEN 20:2     Alignment score: 0.644 → 0.644
Abraham said concerning Sarah his wife , " She is my sister . " So Abimelek king of Gerar sent for Sarah and took her .
Niteny ny mahakasika an'i Saraha vadiny Abrahama hoe : " Anabaviko izy . " Noho izany dia nandefa ireo lehilahiny i Abimeleka mpanjakan'i Gerara ary nalain'izy ireo i Saraha .
GEN 20:3     Alignment score: 0.345 → 0.369
But God came
to Abimelek in a dream in the night , and said to him , " Behold , you are a dead man because of the woman whom you have taken , for she is a man 's wife . "
Fa Andriamanitra niseho tamin'i Abimeleka tamin ' ny nofy ny alina , ary niteny taminy hoe : " Indro , ho faty ianao ralehilahy noho ny vehivavy nalainao , satria vadin'olona izy . "
GEN 20:4     Alignment score: 0.468 → 0.468
Now Abimelek had not come
near her and he said , " Lord , would you kill even a righteous nation ?
Ary Abimeleka tsy mbola nanakaiky azy ka hoy izy hoe : " Tompo , ho vonoinao koa ve na dia ny firenena marina aza ?
GEN 20:5     Alignment score: 0.289 → 0.306
Did he not himself say to me , ' She is my sister ? ' Even she herself said , ' He is my brother . ' I have done this in the integrity of my heart and the innocence of my hands . "
Tsy izy ihany ve no niteny tamiko hoe : ' Anabaviko izy ? ' Na izy tenany aza dia niteny tamiko hoe : ' Anadahiko izy . ' Nataoko tamin ' ny hitsim - poko izany ary tamin ' ny tanako tsy manan
- tsiny . "
GEN 20:6     Alignment score: 0.334 → 0.336
Then God said to him in the dream , " Yes , I also know that in the integrity of your heart you did this , and I also kept you from sinning against me . Therefore I did not allow you to touch her .
Avy eo Andriamanitra niteny taminy tamin ' ny nofy hoe : " Eny , efa fantatro koa fa tamin ' ny hitsim - ponao no nanaovanao izany , ary efa niaro anao tsy hanota amiko ihany koa aho . Noho izany , tsy namela anao hikasika azy aho .
GEN 20:7     Alignment score: 0.369
Therefore , return the man 's wife , for he is a prophet . He will pray for you , and you will live . But if you do not restore her , know
that you and all who are yours will surely die . "
Ka noho izany , avereno ny vadin - dralehilahy , fa mpaminany izy . Hivavaka ho anao izy , ary ho velona ianao . Fa raha tsy averinao izy , dia fantàro fa tena ho faty tokoa ianao sy izay rehetra anao . "
GEN 20:8     Alignment score: 0.388
Abimelek rose early in the morning and called all of his servants to himself . He told all these
things to them , and the men were very afraid .
Nifoha maraina be Abimeleka ary niantso ireo mpanompony rehetra ho eo aminy . Nolazainy tamin'izy ireo izany zavatra rehetra izany , ary dia natahotra mafy ireo lehilahy .
GEN 20:9     Alignment score: 0.318 → 0.329
Then Abimelek called for Abraham and said to him , " What have you done to us ? How have I sinned against you , that you have brought on me and on my kingdom a great sin ? You have done to me deeds that ought not to be done . "
Avy eo Abimekela nampiantso ny an'i Abrahama ka nanao taminy hoe : " Inona ity nataonao
taminay ? " Ahoana ny nanotàko taminao , no dia nitondra fahotana lehibe teo amiko sy ny fanjakako ianao ? Nataonao tamiko izay tsy tokony natao . "
GEN 20:10     Alignment score: 0.474
Abimelek said to Abraham , " What prompted you to do this thing ? "
Hoy Abimeleka tamin'i Abrahama hoe : " Inona no nanosika anao hanao izao zavatra izao ? "
GEN 20:11     Alignment score: 0.42
Abraham said , " Because I thought , ' Surely there is no fear of God in this place , and they will kill me because of my wife . '
Abrahama niteny hoe : " Satria nieritreritra aho hoe : ' Azo antoka fa tsy misy tahotra an'Andriamanitra amin'ity toerana ity , ary hamono ahy izy ireo noho ny amin ' ny vadiko . '
GEN 20:12     Alignment score: 0.387 → 0.389
Besides , she is indeed my sister , the daughter of my father , but not the daughter of my mother ; and she became
my wife .
Ary koa , anabaviko tokoa izy , zanaka vavin ' ny raiko , fa tsy zanaka vavin ' ny reniko ; ary dia lasa vadiko izy .
GEN 20:13     Alignment score: 0.282 → 0.283
When God caused me to leave my father 's house and travel from place to place , I said to her , ' You must show me this faithfulness as my wife : At every place where we go , say about me , " He is my brother . " ' "
Rehefa nahatonga ahy handao ny tokantranon ' ny raiko sy nampifindrafindra toerana ahy Andriamanitra , dia hoy aho taminy hoe : ' Tsy maintsy asehonao amiko amin ' ny maha
- vadiko anao ity fahatokiana ity : any amin'izay toerana rehetra izay alehantsika , dia teneno ny momba ahy hoe : " Anadahiko izy . ""
GEN 20:14     Alignment score: 0.531
Then Abimelek took sheep and cattle , and male slaves and female slaves , and gave them to Abraham . Then he returned Sarah , Abraham 's wife , to him .
Avy eo naka ondry sy omby , andevo lahy sy vavy Abimeleka , ary nanome izany an'i Abrahama . Avy eo naveriny
tany aminy i Saraha , vadin'i Abrahama .
GEN 20:15     Alignment score: 0.321
Abimelek said , " Look , my land is before you . Settle wherever it pleases you . "
Hoy Abimeleka hoe : " Indro , eo anoloanao
ny taniko . Mitoera amin'izay mety aminao . "
GEN 20:16     Alignment score: 0.296 → 0.291
To Sarah he said , " Look , I have given your brother a thousand pieces of silver . It is to cover any offense against you in the eyes of all who are with you , and before everyone , you are completely made right . "
Hoy izy tamin'i Saraha hoe : " Indro , nomeko sekely volafotsy arivo ny anadahinao . Izany dia mba ho tampimaso amin ' ny fandikan - dalàna natao anao teo imason'ireo
olon - drehetra izay miaraka aminao , tena nanao ny marina ianao . "
GEN 20:17     Alignment score: 0.441
Then Abraham prayed to God , and God healed Abimelek , his wife , and his female slaves so that they were able to have children .
Avy eo Abrahama nivavaka tamin'Andriamanitra , ary Andriamanitra nanasitrana an'i Abimeleka , ny vadiny , ary ireo andevo vaviny mba hafahan'izy ireo mahazo zanaka
.
GEN 20:18     Alignment score: 0.469
For Yahweh had closed all the wombs of the household of Abimelek because of Sarah , Abraham 's wife .
Satria Yaveh no nahatonga ny vehivavy rehetra tao an - tokatranon'i Abimeleka ho momba tanteraka , noho i Saraha , vadin'i
Abrahama .
GEN 20     Average alignment score: 0.393 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50