Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 5:1     Alignment score: 0.306 → 0.345
This is the record of the descendants of Adam . On the day that God created mankind , he made them in his own likeness .
Ity no mirakitra ny taranak'i Adama . Tamin ' ny andro namoronan'Andriamanitra ny olombelona , dia nataony araka ny endriny ihany izy ireo .


GEN 5:2     Alignment score: 0.323
Male and female he created them . He blessed them and named them mankind when they were created .
Lahy sy vavy no nahariany azy ireo . Nitso - drano azy ireo Izy ary niantso azy hoe olombelona rehefa voaforona izy ireo .
GEN 5:3     Alignment score: 0.428 → 0.427
When Adam had lived 130 years , he became
the father of a son in his own likeness , after his image , and he called his name Seth .
Rehefa niaina 130 taona i Adama , dia tonga rain ' ny zazalahy iray , araka ny endriny ihany , ary nataony hoe Seta ny anarany .
GEN 5:4     Alignment score: 0.47 → 0.485
After Adam became
the father of Seth , he lived eight hundred years . He became the father of more sons and daughters .
Taorian ' ny niterahan'i Adama an'i Seta , dia niaina nandritry ny valonjato taona izy . Tonga rain ' ny zaza lahy sy zanaka vavy maro izy .
GEN 5:5     Alignment score: 0.673
Adam lived 930 years , and then he died .
Niaina 930 taona i Adama , ary maty taorian'izay .
GEN 5:6     Alignment score: 0.708
When Seth had lived 105 years , he became the father of Enosh .
Rehefa niaina 105 taona i Seta , dia niteraka an'i Enosy .
GEN 5:7     Alignment score: 0.57 → 0.571
After he became the father of Enosh , he lived 807 years and became the father of more sons and daughters
.
Taorian ' ny niterahany an'i Enosy , dia niaina 807 taona izy ary niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro .
GEN 5:8     Alignment score: 0.484 → 0.674
Seth lived 912 years , and then he died .
Niaina 912 taona i Seta , ary maty taorian'izay .
GEN 5:9     Alignment score: 0.488 → 0.52
When Enosh had lived ninety years , he became the father of Kenan
.
Rehefa niaina sivy folo taona i Enosy , dia niteraka an'i Kenana .
GEN 5:10     Alignment score: 0.548 → 0.569
After he became the father of Kenan
, Enosh lived 815 years . He became the father of more sons and daughters .
Taorian ' ny niterahany an'i Kenana , dia niaina 815 taona i Enosy . Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro izy .
GEN 5:11     Alignment score: 0.359 → 0.499
Enosh lived 905 years , and then he died .
Niaina 915 taona i Enosy , ary maty taorian'izay .
GEN 5:12     Alignment score: 0.634 → 0.651
When Kenan
had lived seventy years , he became the father of Mahalalel .
Rehefa niaina fitopolo taona i Kenana , dia niteraka an'i Mahalalila .
GEN 5:13     Alignment score: 0.551 → 0.563
After he became the father of Mahalalel , Kenan
lived 840 years . He became the father of more sons and daughters .
Taorian ' ny niterahany an'i Mahalalila , dia niaina 840 taona i Kenana . Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro izy .
GEN 5:14     Alignment score: 0.484 → 0.639
Kenan
lived 910 years , and then he died .
Niaina 910 taona i Kenana , ary maty taorian'izay .
GEN 5:15     Alignment score: 0.642 → 0.67
When Mahalalel had lived sixty - five years , he became the father of Jared .
Rehefa niaina dimy amby enimpolo taona i Mahalalila , dia niteraka an'i Jareda .
GEN 5:16     Alignment score: 0.514
After he became the father of Jared , Mahalalel lived 830 years . He became the father of more sons and daughters
.
Taorian ' ny niterahany an'i Jareda , dia niaina 830 taona izy . Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro izy .
GEN 5:17     Alignment score: 0.484 → 0.655
Mahalalel lived 895 years , and then he died .
Niaina 895 taona i Mahalalila , ary maty taorian'izay .
GEN 5:18     Alignment score: 0.675 → 0.703
When Jared had lived 162 years , he became the father of Enoch .
Rehefa niaina 162 taona i Jareda , dia niteraka an'i Enoka .
GEN 5:19     Alignment score: 0.521
After he became the father of Enoch , Jared lived eight hundred years . He became the father of more sons and daughters
.
Taorian ' ny niterahany an'i Enoka , dia niaina valonjato taona izy . Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro izy .
GEN 5:20     Alignment score: 0.484 → 0.657
Jared lived 962 years , and then he died .
Niaina 962 taona i Jareda , ary maty taorian'izay .
GEN 5:21     Alignment score: 0.69
When Enoch had lived sixty - five years , he became the father of Methuselah .
Rehefa niaina dimy amby enimpolo taona i Enoka , dia niteraka an'i Metosela .
GEN 5:22     Alignment score: 0.476
Enoch walked with God three hundred years after he became the father of Methuselah . He became the father of more sons and daughters
.
Nandeha tamim - pombàn'Andriamanitra nandritry ny telonjato taona i Enoka taorian ' ny niterahany an'i Metosela . Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro izy .
GEN 5:23     Alignment score: 0.525 → 0.757
Enoch lived 365 years .
Niaina 365 taona i Enoka .
GEN 5:24     Alignment score: 0.313
Enoch walked with God , and then he was gone , for God took him .
Nandeha tamim
- pombàn'Andriamanitra i Enoka , ary lasana izy , satria nalain'Andriamanitra .
GEN 5:25     Alignment score: 0.714
When Methuselah had lived 187 years , he became the father of Lamech .
Rehefa niaina 187 taona i Metosela , dia niteraka an'i Lameka .
GEN 5:26     Alignment score: 0.592
After he became the father of Lamech , Methuselah lived 782 years . He became the father of more sons and daughters
.
Taorian ' ny niterahany an'i Lameka , dia niaina 782 taona i Metosela . Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro izy .
GEN 5:27     Alignment score: 0.504 → 0.656
Methuselah lived 969 years . Then he died .
Niaina 969 taona i Metosela . Ary maty izy taorian'izay .
GEN 5:28     Alignment score: 0.642
When Lamech had lived 182 years , he became the father of a son .
Rehefa niaina 182 taona i Lameka , dia niteraka zanaka
lahy iray .
GEN 5:29     Alignment score: 0.319 → 0.326
He called his name Noah , saying , " This one will give us rest from our work and from the painful labor of our hands , which we must do because of the ground that Yahweh has cursed . "
Nantsoiny hoe Noa ny anarany , ary nambarany
hoe : " Ity no hanome fitsaharana ho antsika amin ' ny asantsika sy amin ' ny asa mafy ataon ' ny tanantsika , izay tsy maintsy hataontsika noho ny tany izay nozonin'i Yaveh . "
GEN 5:30     Alignment score: 0.609
Lamech lived 595 years after he became the father of Noah . He became the father of more sons and daughters
.
Niaina 595 taona i Lameka taorian ' ny niterahany an'i Noa . Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro izy .
GEN 5:31     Alignment score: 0.509 → 0.675
Lamech lived 777 years . Then he died
.
Niaina 777 taona i Lameka . Taorian'izay dia maty izy .
GEN 5:32     Alignment score: 0.655
After Noah had lived five hundred years , he became the father of Shem , Ham , and Japheth .
Rehefa niaina dimanjato taona i Noa , dia niteraka an'i Sema , Hama sy Jafeta .
GEN 5     Average alignment score: 0.554 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50