Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 13:1     Alignment score: 0.569
So Abram went up from Egypt and went into the Negev , he , his wife , and all that he had . Lot also went with them .
Dia niakatra avy tany
Egypta i Abrama ary nandeha tao Negeva , izy , ny vadiny , ary izay rehetra nananany . Niaraka tamin'izy ireo ihany koa i Lota .


GEN 13:2     Alignment score: 0.573
Now Abram was very rich in livestock , in silver , and in gold .
Ary Abrama dia tena nanan - karena biby , volafotsy , ary volamena .
GEN 13:3     Alignment score: 0.569 → 0.57
He continued on his journey from the Negev to Bethel , to the place where his tent had been before , between Bethel and Ai .
Nanohy ny diany avy ao Negeva ho any Betela izy , ho any amin ' ny toerana izay nisy ny lainy taloha , anelanelan'i
Betela sy Ay .
GEN 13:4     Alignment score: 0.401 → 0.406
He went to the place where the altar was that he had built previously . Here he called on the name of Yahweh .
Nandeha tany amin'ilay toerana izay nisy ny alitara izay namboariny teo aloha izy . Teo no niantsoany
ny anaran'i Yaveh .
GEN 13:5     Alignment score: 0.403
Now Lot , who was traveling with Abram , also had flocks , herds , and tents .
Ary Lota , izay nandeha niaraka tamin'i Abrama , dia nanana ondry aman'osy , omby , ary lay ihany koa .
GEN 13:6     Alignment score: 0.25 → 0.268
The land was not able to support them both living close together , because their possessions
were very many , so that they could not stay together .
Tsy nahazaka ny hiarahan'izy ireo mitoetra ny tany , satria maro be ireo fananany , noho izany dia tsy afaka niara - nipetraka izy ireo .
GEN 13:7     Alignment score: 0.45 → 0.451
Also , there was a dispute between the herdsmen of Abram 's livestock and the herdsmen of Lot 's livestock . The Canaanites and the Perizzites were living in the land at that time .
Ary koa , nisy fifandirana teo amin'ireo mpiandry ondrin'i Abrama sy ireo mpiandry ondrin'i Lota . Nipetraka tao amin'ilay tany ireo Kananita sy Perizita tamin'izany fotoana izany .
GEN 13:8     Alignment score: 0.328 → 0.349
So Abram said to Lot , " Let there be no strife between you and me , and between your herdsmen and my herdsmen ; after all , we are family .
Ka hoy Abrama tamin'i Lota hoe : " Aoka tsy hisy fifandirana amiko sy eo aminao , ary eo amin'ireo mpiandry ondrinao sy ireo mpiandry ondriko ; sady mpianakavy rahateo isika .
GEN 13:9     Alignment score: 0.317 → 0.319
Is not the whole land before you ? Go ahead and separate yourself from me . If you go to the left , then I will go to the right . Or if you go to the right , then I will go to the left . "
Tsy eo anoloanao
ve ny tany iray manontolo ? Mandehana tsy am - pihambahambana ary misaraha amiko . Raha mandeha miankavia ianao , dia handeha miankavanana aho . Na raha mandeha miankavanana ianao , dia handeha miankavia aho . "
GEN 13:10     Alignment score: 0.54
So Lot looked around , and saw that the whole plain of the Jordan was well watered everywhere all the way to Zoar
, like the garden of Yahweh , like the land of Egypt . This was before Yahweh destroyed Sodom and Gomorrah .
Dia nijery nanodidina i Lota , ary nahita fa ny lemak'i Jordana rehetra dia voatondraka tsara na taiza na taiza tamin ' ny lalana rehetra mankany Zoara , tahaka ny sahan'i Yaveh , tahaka ny tanin'i Egypta . Izany dia talohan ' ny nandravan'i Yaveh an'i Sodoma sy Gomora .
GEN 13:11     Alignment score: 0.363
So Lot chose for himself all the plain of the Jordan and traveled east , and the relatives separated from each other .
Noho izany Lota dia nifidy ny lemak'i
Jordana rehetra ho azy ary nandeha niatsinanana , ka nisaraka ireo mpihavana .
GEN 13:12     Alignment score: 0.415
Abram lived in the land of Canaan , and Lot lived among the cities of the plain . He set up his tents as far away as Sodom .
Nipetraka tany
amin ' ny tany Kanàna i Abrama , ary Lota nipetraka teo amin'ireo tanànan ' ny lemaka . Nanorina ny lainy ho lavitra manakaiky an'i Sodoma izy .
GEN 13:13     Alignment score: 0.55
Now the men of Sodom were very wicked sinners against Yahweh .
Ary ireo olon'i Sodoma dia tena mpanota ratsy fanahy manohitra an'i Yaveh .
GEN 13:14     Alignment score: 0.403 → 0.413
Yahweh said to Abram after Lot had departed from him , " Look from the place where you are standing to the north , south , east , and west .
Niteny tamin'i Abrama i Yaveh tao aorian ' ny nialàn'i Lota teo aminy hoe : " Mijere
avy eo amin ' ny toerana izay hijoroanao mianavaratra , mianatsimo , miatsinanana , ary miakandrefana .
GEN 13:15     Alignment score: 0.328
All this land which you see , I will give to you and to your descendants forever .
Ireo tany rehetra izay hitanao , dia homeko anao sy ireo taranakao
mandrakizay .
GEN 13:16     Alignment score: 0.353
I will make your descendants as the dust of the earth , so that if one can count the dust of the earth , your descendants also can be counted .
Hataoko maro toy ny vovoky
ny tany ireo taranakao , ka amin'izay raha misy lehilahy iray afaka manisa ny vovoky ny tany , dia afaka isaina ihany koa ireo taranakao .
GEN 13:17     Alignment score: 0.287 → 0.329
Arise , walk through the length and breadth of the land , for I will give it to you . "
Mitsangàna , ary mandehana mamakivaky ny halava sy ny sakan ' ny tany , fa homeko anao izany . "
GEN 13:18     Alignment score: 0.508
So Abram picked up his tent , and came and lived by the oaks of Mamre , which are in Hebron , and there built an altar to Yahweh .
Dia nangorona ny lainy Abrama , ary nandeha ka nipetraka teo akaikin ' ny hazo terebintan'i Mamre , izay any Hebrona , ary nanamboatra alitara ho an'i Yaveh tany
.
GEN 13     Average alignment score: 0.428 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50