Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 21:1     Alignment score: 0.381 → 0.38
Yahweh paid attention to Sarah as he had said he would , and Yahweh did for Sarah just as he had promised .
Nihaino an'i Saraha araka izay efa nolazainy
ho ataony Yaveh , ary dia nataon'i Yaveh tamin ' ny Saraha araka izay efa nampanantenainy .


GEN 21:2     Alignment score: 0.459 → 0.485
Sarah conceived and bore a son to Abraham in his old age , at the set time of which God had spoken to him .
Nitoe - jaza Saraha ary niteraka zaza lahy tamin'i Abrahama tamin ' ny fahanterany , tamin ' ny fotoana voatendry izay efa nolazain'Andriamanitra taminy .
GEN 21:3     Alignment score: 0.462
Abraham named his son , the one who had been born to him , whom Sarah bore to him , Isaac .
Abrahama nanome anarana ny zanany lahy , ilay nateraka
ho azy , izay naterak'i Saraha ho azy , hoe Isaka .
GEN 21:4     Alignment score: 0.395
Abraham circumcised his son Isaac when he was eight days old , just as God had commanded him .
Noforain'i Abrahama Isaka zanany tamin'izy valo andro , araka izay nandidian'Andriamanitra azy .
GEN 21:5     Alignment score: 0.416 → 0.418
Abraham was one hundred years old when his son Isaac was born
to him .
Zato taona Abrahama raha niteraka an'Isaka zanany .
GEN 21:6     Alignment score: 0.327
Sarah said , " God has made me laugh ; every one who hears will laugh with me . "
Hoy saraha hoe : " Efa nampihomehezin'Andriamanitra aho ; ny olona rehetra maheno ahy dia hiara - hiomehy amiko . "
GEN 21:7     Alignment score: 0.34 → 0.343
She also said , " Who would have said to Abraham that Sarah would nurse children , and yet I have borne
him a son in his old age ! "
Hoy koa izy hoe : " Iza moa no afaka nilaza tamin'i Abrahama fa hitaiza zaza Saraha , kanjo niteraka zazalahy ho azy tamin ' ny fahanterany aho ! "
GEN 21:8     Alignment score: 0.49
The child grew and was weaned , and Abraham made a great feast on the day that Isaac was weaned .
Nitombo ny zaza ka nosarahi - nono , ary Abrahama nanao fety lehibe tamin ' ny andro nampisarahana nono an'Isaka .
GEN 21:9     Alignment score: 0.545
Sarah saw the son of Hagar the Egyptian
, whom she had borne to Abraham , mocking .
Saraha nahita ilay zanak'i Hagara Egyptiana , izay naterany tamin'i Abrahama , naneso azy .
GEN 21:10     Alignment score: 0.294 → 0.334
So she said to Abraham , " Drive out this slave woman
and her son , for the son of this slave woman will not be heir with my son , with Isaac . "
Dia hoy izy tamin'i Abrahama hoe : " Roahy io andevo vavy io sy ny zanany : fa ny zanak'io andevo vavy io tsy hiray lova amin ' ny zanako , dia Isaka . "
GEN 21:11     Alignment score: 0.308
This thing was very grievous to Abraham because of his son .
Izany zavatra izany dia tena nampahory an'i Abrahama nohon ' ny amin ' ny zanany .
GEN 21:12     Alignment score: 0.3 → 0.315
But God said to Abraham , " Do not be grieved because of the young man and because of your servant girl . Listen to Sarah 's words in all she says to you about this matter , because it is through Isaac that your descendants will be named .
Fa hoy Andriamanitra tamin'i Abrahama hoe : " Aza malahelo nohon ' ny amin ' ny zazalahy , sy nohon ' ny mpanompo vavinao . Henoy ny teneniny rehetra izay lazainy
anao mahakasika izany raharaha izany , satria avy amin'Isaka no hanomezana anarana ny taranakao .
GEN 21:13     Alignment score: 0.301
I will also make the son of the servant woman
into a nation , because he is your descendant . "
Hataoko ho firenena ihany koa ny zanaky ny mpanompo vavinao , satria taranakao izy . "
GEN 21:14     Alignment score: 0.457 → 0.459
Abraham rose up early in the morning , took bread and a skin of water , and gave it to Hagar , putting it on her shoulder . He gave her the boy and sent her away . She departed and wandered in the wilderness of Beersheba .
Nifoha maraina Abrahama , naka mofo sy siny hoditra nisy rano , dia nomeny
an'i Hagara izany , napetrany teo an - tsorony . Nomeny azy ilay zazalahy ary nalefany lavitra . Lasa i Hagara ka nirenireny tany an - tany efitr'i Beri - sheba .
GEN 21:15     Alignment score: 0.241 → 0.255
When the water in the waterskin was gone , she abandoned the child under one of the bushes .
Rehefa lany ny rano tao anaty siny hoditra , dia navelan'i
Hagara teo am - pototry ny hazo iray ny zaza .
GEN 21:16     Alignment score: 0.332 → 0.336
Then she went , and sat down a short distance from him , about the distance of a bowshot away , for she said , " Let me not look upon the death of the child . " As she sat there across from him , she lifted up her voice and wept .
Avy eo lasa izy ka nipetraka lavidavitra kely tamin'ilay zaza , sahabo ho halaviran
' ny fandefasana tsipìka teo , fa hoy izy hoe : " Aoka aho tsy hijery ny fahafatesan ' ny zaza . " Ary nipetraka tandrifiny izy , dia nanandratra ny feony ka nitomany .
GEN 21:17     Alignment score: 0.351 → 0.351
God heard the voice of the young man , and the angel of God called to Hagar out of heaven , and said to her , " What troubles you , Hagar ? Do not be afraid , for God has heard the voice of the young man where he is .
Andriamanitra nahare ny feon
' ny zazalahy , ary ny anjelin'Andriamanitra niantso an'i Hagara avy any an - danitra , ka niteny taminy hoe : " Inona ny olanao ry Hagara ? Aza matahotra fa efa ren'Andriamanitra ny feon ' ny zazalahy eo amin'izay hitoerany .
GEN 21:18     Alignment score: 0.331
Get up , raise up the young man , and encourage him ; for I will make him into a great nation . "
Mitsangàna , atsangano ny zaza ka ampaherezo
izy , fa Izaho hanao azy ho firenena lehibe . "
GEN 21:19     Alignment score: 0.352 → 0.389
Then God opened her eyes , and she saw a well of water . She went and filled the skin with water and gave the young man a drink
.
Avy eo Andriamanitra nampahiratra ny masony , ka nahita fantsakana izy . Dia lasa izy nameno rano ilay siny hoditra ka nampisotro rano ilay zaza .
GEN 21:20     Alignment score: 0.333
God was with the young man , and he grew . He lived in the wilderness and became
an archer .
Nomba ilay zaza Andriamanitra , ary niha - lehibe izy . Nonina tany an'efitra izy ka lasa mpandefa tsipìka .
GEN 21:21     Alignment score: 0.5
He lived in the wilderness of Paran , and his mother got a wife for him from the land of Egypt .
Nonina tany
an - tany efitr'i Parana izy , ary nangalan ' ny reniny vady avy tany Egypta .
GEN 21:22     Alignment score: 0.45 → 0.445
It came
about at that time that Abimelek and Phicol the captain of his army spoke to Abraham , saying , " God is with you in all that you do .
Ary tamin'izany fotoana izany Abimeleka sy Pikola lehiben ' ny tafiny niresaka tamin'i Abrahama ka niteny hoe : " Andriamanitra dia momba anao amin'izay rehetra ataonao .
GEN 21:23     Alignment score: 0.24 → 0.248
Now therefore swear to me here by God that you will not deal falsely with me , nor with my offspring , nor with my descendants . Show to me and to the land in which you have been staying the same covenant faithfulness that I have shown to you . "
Ankehitriny noho izany mianianà amiko eto anatrehan'Andriamanitra fa tsy hanao ratsy amiko ianao , na ny zanako , na ny taranako
ianao . Asehoy ahy sy amin'ity tany izay nitoeranao ity ny fahatokisam - panekena izay nasehoko taminao . "
GEN 21:24     Alignment score: 0.54
Abraham said , " I swear . "
Hoy Abrahama hoe : " Mianina
aho . "
GEN 21:25     Alignment score: 0.463
Abraham also complained to Abimelek concerning a well of water that Abimelek 's servants had seized from him .
Nitaraina tamin'i Abimeleka ihany koa Abrahama mahakasika ny lavaka fantsakana nalain
' ny mpanompon'i Abimeleka an - keriny taminy .
GEN 21:26     Alignment score: 0.332 → 0.341
Abimelek said , " I do not know who has done this thing . You did not tell me before now ; I have not heard of it until today . "
Hoy Abimeleka hoe : " Tsy fantatro izay nanao izany zavatra izany . Tsy niteny mialoha izany tamiko ianao ; tsy mbola nandre momba izany aho raha tsy androany . "
GEN 21:27     Alignment score: 0.597
So Abraham took sheep and cattle and gave them to Abimelek , and the two men made a covenant .
Noho izany Abrahama dia naka ondry sy omby ka nomeny
an'i Abimeleka , dia nanao fanekena izy roa lahy .
GEN 21:28     Alignment score: 0.457
Then Abraham set seven female lambs of the flock by themselves .
Abrahama nanavaka zanak'ondry vavy fito tamin'ireo ondriny .
GEN 21:29     Alignment score: 0.489 → 0.498
Abimelek said to Abraham , " What is the meaning of these seven female lambs that you have set by themselves ? "
Hoy Abimeleka tamin'i Abrahama hoe : " Inona no dikan'ireto zanak'ondry vavy fito navahanao ireto ? "
GEN 21:30     Alignment score: 0.438
He replied , " These seven female lambs you will receive from my hand , so that it may be a witness for me , that I dug this well . "
Namaly izy hoe : " Ireto zanak'ondry vavy fito ireto dia ho raisinao avy amin ' ny tanako , mba ho vavolombelona amiko , fa izaho no nandavaka ity fantsakana ity . "
GEN 21:31     Alignment score: 0.388
So he called that place Beersheba , because there they both swore an oath .
Koa dia nantsoiny hoe Beri - sheba io toerana io , satria teo izy roa tonta no nanao fianianana .
GEN 21:32     Alignment score: 0.504
They made a covenant at Beersheba , and then Abimelek and Phicol , the captain of his army , returned to the land of the Philistines .
Tao Beri - sheba izy roa lahy no nanao fifanekena , avy eo Abimeleka sy Pikola lehiben ' ny tafiny niverina nankany amin ' ny tanin'ireo Filistina .
GEN 21:33     Alignment score: 0.487 → 0.488
Abraham planted a tamarisk tree in Beersheba . There he called on the name of Yahweh , the eternal God .
Namboly hazo voamadilo tao Beri - sheba i Abrahama . Nanompo an'i Yaveh , ilay Andriamanitra mandrakizay tao izy .
GEN 21:34     Alignment score: 0.52
Abraham remained as a foreigner in the land of the Philistines many days .
Nitoetra ho vahiny nandritra
ny andro maro tany amin ' ny tanin ' ny Filistina i Abrahama .
GEN 21     Average alignment score: 0.399 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50