Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 12:1     Alignment score: 0.372 → 0.392
Now Yahweh said to Abram , " Go from your country , and from your relatives , and from your father 's household , to the land that I will show you .
Ary Yaveh niteny tamin'i Abrama hoe : " Mialà amin ' ny firenenao
, sy amin'ireo havanao , sy amin ' ny tokantranon - drainao , hankany amin ' ny tany izay hasehoko anao .


GEN 12:2     Alignment score: 0.44
I will make of you a great nation , and I will bless you , and make your name great , and you will be a blessing .
Hataoko firenena lehibe ianao , ary ho tahiako ianao , ary hataoko lehibe ny anaranao
, ary ho fitahiana ianao .
GEN 12:3     Alignment score: 0.227 → 0.262
I will bless those
who bless you , but whoever dishonors you I will curse . Through you will all the families of the earth be blessed . "
Hitahy ireo izay mitahy anao Aho , fa na iza na iza manala baraka anao dia hozoniko . Amin ' ny alalanao no hitahiana ireo firenen ' ny tany rehetra . "
GEN 12:4     Alignment score: 0.569
So Abram went , as Yahweh had told him to do , and Lot went with him . Abram was seventy - five years old when he left Haran .
Dia nandeha Abrama , araka izay nolazain'i Yaveh hataony , ary nanaraka azy koa i Lota . Dimy amby fitopolo taona i Abrama raha nandao an'i Harana .
GEN 12:5     Alignment score: 0.426
Abram took Sarai , his wife , Lot , his brother 's son , all their possessions
that they had accumulated , and the people that they had acquired in Haran . They left to go into the land of Canaan , and came to the land of Canaan .
Abrama nitondra an'i Saray , vadiny , Lota , zana - drahalahiny , ireo fananana rehetra izay voatahirin'izy ireo , sy ireo vahoaka izay azon'izy ireo tao Harana . Niainga ho any amin ' ny tany Kanàna izy ireo , ka tonga tao amin ' ny tany Kanàna .
GEN 12:6     Alignment score: 0.33 → 0.396
Abram passed through the land as far as Shechem , to the oak of Moreh . At that time the Canaanites lived in the land .
Nandalo ny tany lavitr'i Sekema i Abrama , hatrany amin ' ny hazo terebintan'i More . Ireo kananita no nipetraka tao amin'ilay tany tamin'izany andro izany .
GEN 12:7     Alignment score: 0.565
Yahweh appeared to Abram , and said , " To your descendants I will give this land . " So there Abram built an altar to Yahweh , who had appeared to him .
Niseho tamin'i Abrama i Yaveh , ka niteny hoe : " Ho an'ireo taranakao
no hanomezako ity tany ity . " Ary Abrama nanorina alitara tany ho an'i Yaveh , izay niseho taminy .
GEN 12:8     Alignment score: 0.518 → 0.525
From there he moved to the hill country to the east of Bethel , where he pitched his tent , with Bethel to the west and Ai to the east . There he built an altar to Yahweh and called on the name of Yahweh .
Nifindra nankany amin ' ny havoana atsinanan'i
Betela izy , izay nanorenany ny lainy , Betela tany andrefana sy Ay tany atsinanany . Teo no nanorenany alitara ho an'i Yaveh sy niantso ny anaran'i Yaveh .
GEN 12:9     Alignment score: 0.421
Then Abram continued journeying , going toward the Negev .
Avy eo nanohy ny diany
Abrama , nandeha nankany Negeva .
GEN 12:10     Alignment score: 0.479
There was a famine in the land , so Abram went down into Egypt to stay , for the famine was severe in the land .
Nisy mosary tao amin'ilay tany , ka nidina tany
Egypta Abrama mba hitoetra , fa nahery ny mosary tao amin'ilay tany .
GEN 12:11     Alignment score: 0.495
When he was about to enter into Egypt , he said to Sarai his wife , " See now , I know that you are a beautiful woman .
Rehefa nadiva hiditra an'i Egypta izy , dia niteny tamin'i Saray vadiny hoe : " Indro , fantatro fa tena vehivavy tsara tarehy ianao .
GEN 12:12     Alignment score: 0.356 → 0.356
When the Egyptians see you they will say , ' This is his wife , ' and they will kill me , but they will keep you alive
.
Rehefa hitan'ireo Egyptiana ianao dia hiteny izy ireo hoe : ' Ity ny vadiny , ' ary dia ho vonoin'izy ireo aho , kanefa ianao ho hazonin'izy ireo ho velona .
GEN 12:13     Alignment score: 0.249
Say that you are my sister , so that it may be well with me because of you , and so that my life will be spared because of you . "
Teneno hoe anabaviko ianao , mba tsy hampaninona ahy noho ianao , ary mba ho voatsitsy ny aiko noho ianao . "
GEN 12:14     Alignment score: 0.493 → 0.504
It came
about that when Abram entered into Egypt , the Egyptians saw that Sarai was very beautiful .
Ary tamin ' ny fotoana nidiran'i Abrama tao Egypta , dia hitan'ireo egyptiana fa vehivavy tena tsara tarehy tokoa Saray .
GEN 12:15     Alignment score: 0.453 → 0.453
The princes of Pharaoh saw her , and praised her to Pharaoh , and the woman was taken into Pharaoh 's household .
Hitan'ireo tandapan'i Farao izy , dia nidera azy tany
amin'i Farao , ary dia nalaina ho any an - tokantranon'i Farao ravehivavy .
GEN 12:16     Alignment score: 0.36 → 0.362
Pharaoh treated Abram well for her sake , and Abram received sheep and cattle , male donkeys , male servants , female servants , female donkeys , and camels .
Ary nampiadanin'i Farao i Abrama noho ny amin - dravehivavy , ka nanome azy ondry , omby , ampondra lahy , mpanompo lahy , mpanompo vavy , ampondra vavy , ary rameva .
GEN 12:17     Alignment score: 0.399 → 0.462
Then Yahweh afflicted Pharaoh and his house with great plagues because of Sarai , Abram 's wife .
Avy eo Yaveh nikapoka an'i Farao sy ny ankohonany
tamin ' ny loza lehibe noho i Saray , vadin'i Abrama . Nampiantso an'i Abrama i Farao , ka niteny hoe :
GEN 12:18     Alignment score: 0.286 → 0.3
Pharaoh summoned Abram , and said , " What is this that you have done to me ? Why did you not tell me that she was your wife ?
" Inona ity zavatra izay vitanao tamiko ? Nahoana no tsy nolazainao tamiko fa vadinao
izy ?
GEN 12:19     Alignment score: 0.299 → 0.298
Why did you say , ' She is my sister , ' so that I took her to be my wife ? Now therefore , here is your wife . Take her , and go your way . "
Nahoana ianao no nilaza hoe : ' Anabaviko izy , ' mba hangalako azy ho vadiko ? Noho izany , indro ny vadinao
. Ento izy , ary andeha zory ny lalanao . "
GEN 12:20     Alignment score: 0.427
Then Pharaoh gave orders to his men concerning him , and they sent him away , along with his wife and all that he had .
Ary Farao nanome baiko ireo lehilahiny nahakasika azy , ary nandefa azy lavitra izy ireo , niaraka tamin ' ny vadiny sy izay rehetra nananany
.
GEN 12     Average alignment score: 0.426 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50