Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 7:1     Alignment score: 0.376 → 0.376
Yahweh said to Noah , " Come
, you and all your household , into the ark , for I have seen that you are righteous before me in this generation .
Ary Yaveh nilaza tamin'i Noa hoe : " Midira ao amin'ilay sambo - fiara ianao sy ny ankohonanao , satria ianao no olona hitako fa marina eo anatrehako amin'ity taranaka ity .


GEN 7:2     Alignment score: 0.368 → 0.387
Of every clean animal you will bring with you seven males and seven females . From the animals that are not clean , of them bring two , the male and his mate .
Ny amin ' ny biby madio rehetra dia hitondranao fito lahy sy fito vavy . Ary ny amin'ireo biby tsy madio , dia maka roa isany
avy , lahy sy vavy .
GEN 7:3     Alignment score: 0.26 → 0.322
Also of the birds of the sky , bring seven males and seven females , to keep their offspring alive
upon the surface of all the earth .
Ny amin'ireo voron ' ny habakabaka ihany koa , dia maka fito lahy sy fito vavy , ho fitandrovana ny taranany ety ambonin ' ny tany .
GEN 7:4     Alignment score: 0.308 → 0.315
For in seven days I will cause
it to rain upon the earth for forty days and forty nights . I will destroy from off the surface of the ground every living thing that I have made . "
Aorian ' ny fito andro dia handefa orana mikija mandritra ny efapolo andro sy efapolo alina Aho . Haringako daholo ireo zava - manan'aina nohariako teto ambonin ' ny tany . "
GEN 7:5     Alignment score: 0.582
Noah did all that Yahweh commanded him .
Dia nataon'i Noa izay rehetra nandidian'i Yaveh az .
GEN 7:6     Alignment score: 0.295 → 0.311
Noah was six hundred years old when the flood came
upon the earth .
Eninjato taona i Noa tamin ' ny fotoana nahatongavan ' ny safo - drano teto an - tany .
GEN 7:7     Alignment score: 0.355
Noah , his sons , his wife , and his sons ' wives went into the ark together because of the waters of the flood .
Noa , ireo zanany lahy , ny vadiny , ary ireo vinanto vaviny dia niara - niditra tao anaty sambo - fiara nohon ' ny ranon ' ny safo - drano .
GEN 7:8     Alignment score: 0.329 → 0.407
Clean animals and unclean animals , birds , and everything that creeps upon the ground ,
Ireo biby madio sy ireo biby maloto , ireo vorona , ary ireo zavatra rehetra mandady amin ' ny tany ,
GEN 7:9     Alignment score: 0.442
two by two , male and female , came to Noah and went into the ark , just as God had commanded Noah .
dia tonga tsiroaroa , lahy sy vavy , nankeo amin'i Noa ary niditra tao amin ' ny sambo - fiara , araka ny efa nandidian'Andriamanitra an'i Noa .
GEN 7:10     Alignment score: 0.257
It came
about that after the seven days , the waters of the flood came upon the earth .
Ary fito andro taty aoriana , dia nanomboka nirotsaka ny orana ka safotry ny rano ny tany .
GEN 7:11     Alignment score: 0.394 → 0.407
In the six hundredth year of Noah 's life
, in the second month , on the seventeenth day of the month , on the same day , all the fountains of the great deep burst open , and the windows of heaven were opened .
Tamin ' ny faha eninjato taona niainan'i Noa , volana faharoa , andro faha fito ambin ' ny folon ' ny volana , tamin'io andro io ihany , dia nipoitra ireo loharano lalina rehetra ambanin ' ny tany , ary nisokatra ireo varavarakelin ' ny lanitra .
GEN 7:12     Alignment score: 0.397 → 0.401
The rain began and fell
on the earth for forty days and forty nights .
Nanomboka nikija nandritrin ' ny efapolo andro sy efapolo alina ny orana teto ambonin ' ny tany .
GEN 7:13     Alignment score: 0.527 → 0.526
On that very same day Noah and his sons , Shem , Ham , and Japheth , and Noah 's wife , and the three wives of his sons with them , entered into the ark .
Tamin'io andro io ihany i Noa sy ireo zanany lahy , Sema , Hama , sy Jafeta , ary ny vadin'i
Noa , sy ireo vinanto vaviny telo niaraka amin'izy ireo , dia niditra tao anatin'ilay sambo - fiara .
GEN 7:14     Alignment score: 0.301 → 0.315
They entered along with each wild animal according to its kind , and each sort of livestock according to its kind , and each creeping thing that creeps upon the earth according to its kind , and every sort of bird according to its kind , each kind of creature
with wings .
Ary izy ireo niditra niaraka tamin'ireo bibi - dia rehetra samy amin ' ny karazany avy , sy ny biby fiompy samy araka ny karazany avy , sy ny zavatra mikisaka amin ' ny tany samy araka ny karazany avy , ary ny karazam - borona rehetra samy araka ny karazany avy , sy ireo zava - manan'aina manan'elatra tsirairay araka ny karazany avy .
GEN 7:15     Alignment score: 0.32 → 0.305
Two of all flesh in which was the breath of life
came to Noah and entered into the ark .
Tonga tsiroaroa teo amin'i Noa ireo biby rehetra manam - pofon'aina isaky ny karazany avy ary niditra tao amin'ilay sambo - fiara .
GEN 7:16     Alignment score: 0.302 → 0.318
The animals that went in were male and female of all flesh ; they entered in just as God had commanded him . Then Yahweh shut the door after them .
Ireo biby izay niditra tao dia lahy sy ny vavy isakin ' ny karazany
avy ; niditra tao izy ireo araka izay nandidian'Andriamanitra azy . Avy eo Yaveh nanidy ny vavarana rehefa tafiditra izy ireo .
GEN 7:17     Alignment score: 0.354
Then the flood came upon the earth for forty days , and the water increased and lifted the ark and raised it above the earth .
Avy eo dia tonga teto an - tany nandritrin ' ny efapolo andro ny safo - drano , ary nitombo ny rano ka nanainga ilay sambo - fiara sy nampiakatra izany ho eo ambonin ' ny tany .
GEN 7:18     Alignment score: 0.312 → 0.332
The waters completely covered over the earth , and the ark floated upon the surface of the water .
Rakotra rano tanteraka ny tany , ka nitsingevana teny
ambony rano ilay sambo - fiara .
GEN 7:19     Alignment score: 0.321
The waters rose
greatly on the earth so that all the high mountains that were under the entire sky were covered .
Nisondrotra be teo amin ' ny tany ny rano ka rakotra avokoa ireo tendrombohitra avo rehetra ambanin ' ny lanitra .
GEN 7:20     Alignment score: 0.315 → 0.315
The waters rose
fifteen cubits above the tops of the mountains .
Nihoatra dimy ambin ' ny folo hakiho tamin ' ny tampon ' ny tendrombohitra ny rano .
GEN 7:21     Alignment score: 0.326 → 0.328
All living beings that moved upon the earth died
birds , livestock , wild animals , all the living creatures that lived in great numbers upon the earth , and all mankind .
Maty avokoa ireo zava - manan'aina rehetra izay nirenireny tety ambony tany : ireo vorona , ireo biby fiompy , ireo bibi - dia , sy ireo zava - manan'aina maro izay niaina tety an - tany , ary ny olombelona rehetra .
GEN 7:22     Alignment score: 0.32 → 0.346
All living creatures who lived on the land , who breathed the breath of life
through their noses , died .
Ireo zava - manan'aina rehetra niaina teto ambonin ' ny tany , izay miaina ny fofon'aina amin ' ny vavorony , dia maty .
GEN 7:23     Alignment score: 0.275
So every living thing that was on the surface of the earth was wiped out , mankind and animals and creeping things and birds of the sky . They were all destroyed from the earth . Only Noah and those with him in the ark were left .
Noho izany dia ringana avokoa ireo zava - manan'aina rehetra tety
ambony tany , hatramin ' ny olombelona ka hatramin ' ny biby fiompy , sy ireo biby mikisaka , ary ny voron ' ny habakabaka . Ringana tety ambony tany avokoa izy rehetra . Noa sy ireo izay niaraka taminy tao anatin'ilay sambo - fiara no sisa tavela .
GEN 7:24     Alignment score: 0.161 → 0.176
The waters stayed upon the earth for 150 days .
Tsy nihena tambonin ' ny tany nandritran ' ny dimampolo amby zato andro ilay rano .
GEN 7     Average alignment score: 0.35 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50