Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 27:1     Alignment score: 0.402
When Isaac was old and his eyes were dim so that he could not see , he called Esau , his older son , and said to him , " My son . " Esau said to him , " Here I am , "
Rehefa antitra Isaka ka mpahina ireo masony koa dia tsy nahita izy , ary nampiantso an'i Esao , zanany lahimatoa izy , ka niteny taminy hoe : " Ry zanako . " Ary hoy izy taminy hoe : " Inty aho . "


GEN 27:2     Alignment score: 0.337 → 0.345
and Isaac said , " See now , I am old . I do not know the day of my death .
Ary hoy izy hoe : " Henoy tsara , efa antitra aho . Tsy fantatro ny andro hahafatesako .
GEN 27:3     Alignment score: 0.261 → 0.268
Therefore take your weapons , your quiver and your bow , and go out to the field and hunt game for me .
Noho izany raiso ireto fitaovam - piadianao , ny fitifitrao ary ny tsipïkao , ka mandehana any an - tsaha ary mihazà bibi
- dia ho ahy .
GEN 27:4     Alignment score: 0.236
Make delicious food for me , the sort that I love , and bring it to me so I can eat it and bless you before I die . "
Handrahoy sakafo matsiro , amin'ilay tena tiko aho , ary ento aty amiko izany hafahako mihinana izany sy hanomezako tso - drano anao mialohan ' ny hahafatesako . "
GEN 27:5     Alignment score: 0.508 → 0.51
Now Rebekah heard it when Isaac spoke to Esau his son . Esau went to the field to hunt for game and bring it back .
Ary ren'i Rebeka izany rehefa niresaka tamin'i Esao zanany lahy i Isaka . Nankany an - tsaha i Esao mba hihaza bibi
- dia ary hitondra izany hody .
GEN 27:6     Alignment score: 0.449 → 0.457
Rebekah spoke to Jacob her son and said , " See here , I heard your father speak to Esau your brother . He said ,
Niresaka tamin'i Jakoba zanany i Rebeka ary niteny hoe : " Henoy tsara , reko ny rainao
niresaka tamin'i Esao rahalahinao . Hoy izy hoe :
GEN 27:7     Alignment score: 0.343
' Bring me game and make me delicious food , that I may eat it and bless you in the presence of Yahweh before my death . '
' Hitondray
haza aho ary hanamboary sakafo matsiro , mba hahafahako mihinana izany sy hanomezako tso - drano anao eo anatrehan'i Yaveh mialohan ' ny hahafatesako . '
GEN 27:8     Alignment score: 0.212
Now therefore , my son , obey my voice as I command you .
Ary noho izany , ry anaka , dia ankatoavy ny teniko araka izay handidiako
anao .
GEN 27:9     Alignment score: 0.382
Go to the flock , and bring me two good kids ; and I will make delicious food from them for your father , just like he loves .
Mandehana mankany amin ' ny ondry aman'osy , ka angalao zanak'osy roa tsara aho ; dia hanao sakafo matsiro amin'ireo ho an ' ny rainao
aho , tahaka ny tiany .
GEN 27:10     Alignment score: 0.178
You will take it to your father , so that he may eat it , so that he may bless you before his death . "
Ary ho entinao mankany amin ' ny rainao
izany , mba hahafahany mihinana izany , ka hanomezany tso - drano anao mialohan ' ny hahafatesany . "
GEN 27:11     Alignment score: 0.415 → 0.418
Jacob said to Rebekah his mother , " See , Esau my brother is a hairy man , and I am a smooth man .
Niteny tamin'i Rebeka reniny i Jakoba hoe : " Jereo , Esao rahalahiko dia lehilahy voloina , fa izaho kosa dia lehilahy malama hoditra . Mety hikasika ahy ny raiko , ka ho fantany fa mamitaka azy aho .
GEN 27:13     Alignment score: 0.247 → 0.251
His mother said to him , " My son , let any curse fall
on me . Just obey my voice , and go , bring them to me . "
Hoy ny reniny taminy hoe : " Anaka , aleo ny rainao hanozona ahy . Araho fotsiny ny teniko , dia mandehana , ento aty amiko ireo . "
GEN 27:14     Alignment score: 0.427 → 0.434
So Jacob went and got the young goats and brought them to his mother , and his mother made delicious food , just like his father loved .
Koa nandeha naka ireo zanak'osy i Jakoba ary nitondra ireo tany amin ' ny reniny , ka nanao sakafo matsiro ny reniny , araka ny hitiavan ' ny rainy azy .
GEN 27:15     Alignment score: 0.354 → 0.351
Rebekah took the best clothes of Esau , her older son , which were with her in the house , and put them on Jacob , her younger son .
Nalain'i Rebeka ny fitafiana tsara indrindran'i Esao , zanany lahimatoa , izay niaraka taminy tao an - trano , ary nampitafiany an'i Jakoba , ilay zanany faralahy .
GEN 27:16     Alignment score: 0.286 → 0.298
She put the skins of the kids on his hands and on the smooth part of his neck .
Napetrany teny
amin ' ny tanany sy ny faritra malama eny amin ' ny vozony ny hoditrin'ireo zanak'osy .
GEN 27:17     Alignment score: 0.454 → 0.49
She put the delicious food and the bread that she had prepared into the hand of her son Jacob .
Napetrany teny
an - tanan'i Jakoba zanany ilay sakafo matsiro sy ny mofo izay efa nokarakarainy .
GEN 27:18     Alignment score: 0.365
Jacob went to his father and said , " My father . " His father said , " Here I am ; who are you , my son ? "
Nankany amin ' ny rainy i Jakoba ka nanao hoe : " Raiko o ! " Hoy izy hoe : " Inty aho ; iza moa ianao , anaka ? "
GEN 27:19     Alignment score: 0.311 → 0.311
Jacob said to his father , " I am Esau your firstborn . I have done as you said to me . Now sit up and eat some of my game , that you may bless me . "
Hoy Jakoba tamin ' ny rainy hoe : " Esao ilay lahimatoanao ; efa vitako izay nasainao nataoko . Mipetraha ary mihinàna ny hazako , mba hitsofanao rano ahy . "
GEN 27:20     Alignment score: 0.379
Isaac said to his son , " How is it that you have found it so quickly , my son ? " He said , " Because Yahweh your God brought it to me . "
Hoy Isaka tamin ' ny zanany lahy hoe : " Ahoana no nataonao
nahitana izany tao anaty fotoana fohy anaka ? " Hoy izy hoe : " Satria Yaveh Andriamanitrao no nitondra izany tamiko . "
GEN 27:21     Alignment score: 0.363 → 0.356
Isaac said to Jacob , " Come
near me , so I may touch you , my son , and learn whether you are my true son Esau or not . "
Dia hoy Isaka tamin'i Jakoba hoe : " Manatòna eto akaikiko , mba hahafahako mikasika anao , ry zanako , ka hahafantarana raha tena Esao zanako marina ianao na tsia . "
GEN 27:22     Alignment score: 0.544
Jacob went over to Isaac his father ; and Isaac touched him and said , " The voice is Jacob 's voice , but the hands are the hands of Esau . "
Nanatona an'Isaka rainy i Jakoba ; ary nikasika azy Isaka ka nanao hoe : " Ilay feo dia ny feon'i
Jakoba , fa ireo tanana kosa dia an'i Esao . "
GEN 27:23     Alignment score: 0.488
Isaac did not recognize him , because his hands were hairy , like his brother Esau 's hands , so Isaac blessed him .
Tsy nahafantatra azy Isaka , satria voloina ny tanany , tahaka ny tanan'i
Esao rahalahiny , ka dia nitso - drano azy Isaka .
GEN 27:24     Alignment score: 0.41
He said , " Are you really my son Esau ? " He replied , " I am . "
Hoy izy hoe : " Tena Esao zanako marina ve ianao ? " Namaly izy hoe : " Izaho tokoa . "
GEN 27:25     Alignment score: 0.475 → 0.479
Isaac said , " Bring the food to me , and I will eat of your game , so that I may bless you . " Jacob brought the food to him . Isaac ate , and Jacob brought him wine , and he drank
.
Hoy Isaka hoe : " Arosoy eto amiko ny sakafo fa hohaniko ny hazanao , mba hafahako mitso - drano anao . " Nentin'i Jakoba teny aminy ny sakafo . Dia nihinana Isaka , ary nitondran'i Jakoba divay izy , ka nisotro .
GEN 27:26     Alignment score: 0.404 → 0.404
Then his father Isaac said to him , " Come
near now and kiss me , my son . "
Avy eo dia hoy Isaka rainy taminy hoe : " Manatòna akaiky ahy izao ary orohy aho , anaka . "
GEN 27:27     Alignment score: 0.452 → 0.456
Jacob came near and kissed him , and he smelled the smell of his clothes and blessed him . He said , " See , the smell of my son is like the smell of a field that Yahweh has blessed .
Nanatona i Jakoba ka nanoroka azy , ary nifofona ny fofon'ireo akanjony izy ka nitso - drano azy . Hoy izy hoe : " Indro , ny fofon ' ny zanako dia tahaka ny fofon ' ny saha izay notahian'i
Yaveh .
GEN 27:28     Alignment score: 0.382 → 0.383
May God give you a portion of the dew of heaven , a portion of the fatness of the earth , and plenty of grain and new wine .
Andriamanitra anie hanome anao anjara amin ' ny andon ' ny lanitra , anjara amin ' ny tsiron ' ny tany , ary voa sy divay vaovao betsaka .
GEN 27:29     Alignment score: 0.288 → 0.314
May peoples serve you and nations bow down to you . Be master over your brothers , and may your mother 's sons bow down to you . May every one who curses you be cursed ; may every one who blesses
you be blessed . "
Hanompo anao anie ireo olona ary hiankohoka eo anatrehanao ireo firenena . Ho tompon'ireo rahalahinao ianao , ary hiankohoka eo anatrehanao anie ireo zanakin ' ny reninao . Ho voahozona anie ireo rehetra izay nanozona anao ; ary ho tahiana anie ireo rehetra mitso - drano anao . "
GEN 27:30     Alignment score: 0.373
As soon as Isaac had finished blessing Jacob , and Jacob had scarcely gone out from the presence of Isaac his father , Esau his brother came in from his hunting .
Vantany vao avy nitso - drano an'i Jakoba i Isaka , ary nivoaka tamin - tahotra niala teo amin ' ny fanatrehan
' ny rainy i Jakoba , ary niverina avy nihaza i Esao rahalahiny .
GEN 27:31     Alignment score: 0.31 → 0.332
He also made delicious food and brought it to his father . He said to his father , " Father , get up and eat some of your son 's game , so that you may bless me . "
Nanao sakafo matsiro ihany koa izy ary nitondra izany tany amin ' ny rainy . Ho izy tamin ' ny rainy hoe : " Ray o , mifohaza ary mihinàna amin'ireto hazan ' ny zanakao ireto , mba hahafahanao mitso - drano ahy . "
GEN 27:32     Alignment score: 0.485 → 0.484
Isaac his father said to him , " Who are you ? " He said , " I am your son , your firstborn , Esau . "
Hoy Isaka rainy taminy hoe : " Fa iza ianao ? " Hoy izy hoe : " Zanakao aho , zanakao lahimatoa , Esao . "
GEN 27:33     Alignment score: 0.269
Isaac trembled very much and said , " Who was it that hunted this game and brought it to me ? I ate it all before you came
, and I have blessed him . Indeed , he will be blessed . "
Nangovitra mafy Isaka ka niteny hoe : " Fa iza no nihaza ny osy ary nitondra izany tamiko ? Nohaniko daholo izany mialohan ' ny natongavanao , ary efa nitso - drano azy aho . Dia ho tahina tokoa izy . "
GEN 27:34     Alignment score: 0.342
When Esau heard the words of his father , he cried with a very great and bitter cry , and said to his father , " Bless me , me also , my father . "
Rehefa nandre ireo tenin ' ny rainy i Esao , dia nitomany mafy , ary niteny tamin ' ny rainy hoe : " Tsofy rano ihany koa aho , ry raiko . "
GEN 27:35     Alignment score: 0.281
Isaac said , " Your brother came here deceitfully and has taken away your blessing . "
Hoy Isaka hoe : " Ny rahalahinao
no efa tonga teto namitaka ahy ary naka ny tso - dranonao . "
GEN 27:36     Alignment score: 0.279
Esau said , " Is he not rightly named Jacob ? For he has cheated me these
two times . He took away my birthright , and , see , now he has taken away my blessing . " Then he said , " Have you not reserved a blessing for me ? "
Hoy Esao hoe : " Tsy izy ve ilay antsoina hoe Jakoba ? Fa izy dia efa namitaka ahy indroa . Efa nalainy ny maha - lahimatoa ahy , ary izao dia mbola nalainy ihany koa ny tso - drano tokony ho ahy . " Hoy izy avy eo hoe : " Tsy misy tso - drano efa voatokanao ho ahy ve ? "
GEN 27:37     Alignment score: 0.423
Isaac answered and said to Esau , " Look , I have made him your master , and I have given to him all his brothers as servants , and I have given him grain and new wine . What more can I do for you , my son ? "
Namaly Isaka ary niteny tamin'i Esao hoe : " Indro , efa voahosotro
ho tomponareo izy ary efa natolotro ho mpanompony ireo rahalahiny , ary efa nomeko azy ny voa sy divay vaovao . Inona no mbola afaka ataoko ho anao , ry anaka ? "
GEN 27:38     Alignment score: 0.365 → 0.367
Esau said to his father , " Have you not even one blessing for me , my father ? Bless me , even me too , my father . " Esau wept loudly .
Hoy Esao tamin ' ny rainy hoe : " Tsy mba manana
tso - drano na dia iray ho ahy ary ve ianao , ry raiko ? Tsofy rano ihany koa aho , ry raiko . " Nitomany mafy Esao .
GEN 27:39     Alignment score: 0.333 → 0.346
Isaac his father answered and said to him , " Look , the place where you live
will be far from the richness of the earth , away from the dew of the sky above .
Namaly Isaka rainy ary niteny taminy hoe : " Indro , ny toerana izay misy anao dia lavitry ny tany lonaka , lavitry ny andon ' ny lanitra ambony .
GEN 27:40     Alignment score: 0.332 → 0.332
By your sword you will live
, and you will serve your brother . But when you rebel , you will break his yoke off of your neck . "
Amin ' ny alalan ' ny sabatrao no hivelomanao , ary hanompo ny rahalahinao ianao . Fa rehefa mikomy ianao , dia hanala ny tenanao amin ' ny fitondrany . "
GEN 27:41     Alignment score: 0.397 → 0.398
Esau bore a grudge against Jacob because of the blessing that his father had given him . Esau said in his heart , " The days of mourning for my father are near ; after that I will kill my brother Jacob . "
Nankahala an'i Jakoba i Esao nohon ' ny tso - drano izay nomen
' ny rainy azy . Niteny tao am - pony Esao hoe : " Manakaiky ireo andro fisaonana ny raiko ; aorian'izay dia ho vonoiko Jakoba rahalahiko . "
GEN 27:42     Alignment score: 0.398 → 0.409
The words of Esau her older son were told to Rebekah . So she sent and called Jacob her younger son and said to him , " See , your brother Esau is consoling himself about you by planning to kill you .
Ireo tenin'i
Esao zanany lahimatoa dia notantaraina tany amin'i Rebeka . Koa nandefa ary nampiantso an'i Jakoba zanany faralahy izy ary niteny taminy hoe : " Indro , Esao rahalahinao dia mampionona ny tenany amin ' ny fikasana hamono anao .
GEN 27:43     Alignment score: 0.446
Now therefore , my son , obey me and flee to Laban , my brother , in Haran .
Ary noho izany , anaka , araho ny teniko ary mandosira any amin'i Labana , anadahiko , ao Harana .
GEN 27:44     Alignment score: 0.226 → 0.231
Stay with him for a while , until your brother 's fury subsides ,
Mijanona miaraka aminy fotoana fohy , mandra - pihenan ' ny fahatezeran
' ny rahalahinao ,
GEN 27:45     Alignment score: 0.226 → 0.231
until your brother 's anger turns away from you , and he forgets what you have done to him . Then I will send
and bring you back from there . Why should I lose you both in one day ?
mandra - paha - afaka ny hatezeran ' ny rahalahinao aminao , ka hanadinoany izay nataonao taminy . Avy eo dia hampaka anao any aho . Ataoko ahona no hamoy anareo roa anatin ' ny andro iray ?
GEN 27:46     Alignment score: 0.291 → 0.305
Rebekah said to Isaac , " I abhor life
because of the daughters of Heth . If Jacob takes one of the daughters of Heth as a wife , like these women , some of the daughters of the land , what good will my life be to me ? "
Hoy Rebeka tamin'Isaka hoe : " Tezitra mafy aho noho ireo zanakavavin'i Hetita . Raha maka vady amin ' ny iray amin'ireo zanakavavin'i Hetita i Jakoba , tahak'ireny vehivavy mipetraka amin'io tany io ireny , dia inona no soa ho ahy amin ' ny fiainako ? "
GEN 27     Average alignment score: 0.363 for 45 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50