Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 35:1     Alignment score: 0.467 → 0.467
God said to Jacob , " Arise , go up to Bethel , and dwell there . Build an altar there to God , who appeared to you when you fled from Esau your brother . "
Hoy Andriamanitra tamin'i Jakoba hoe : " Mitsangàna , mandehana miakatra any Betela ary mipetraha any . Manamboara alitara any ho an ' Andriamanitra , izay niseho taminao fony ianao nandositra an'i Esao rahalahinao
. "


GEN 35:2     Alignment score: 0.3 → 0.305
Then Jacob said to his household and to all who were with him , " Get rid of the foreign gods that are among you , purify yourselves , and change your clothes .
Ary Jakoba niteny tamin ' ny ankohonany
sy ireo rehetra niaraka taminy hoe : " Avelao ireo andriamanitra hafa izay eo aminareo , diovy ny tenanareo , ary soloy ny fitafianareo .
GEN 35:3     Alignment score: 0.316 → 0.331
Then let us depart and go up to Bethel . I will build an altar there to God , who answered me in the day of my distress , and has been with me wherever I have gone . "
Andao isika hanainga ho any Betela . Hanamboatra alitara any aho ho an'Andriamanitra , izay namonjy ahy tamin ' ny andro fahoriko , sy niaraka tamiko foana na taiza na taiza nalehako . "
GEN 35:4     Alignment score: 0.398 → 0.417
So they gave to Jacob all the foreign gods that were in their hand , and the rings that were in their ears . Jacob buried them under the oak that was near Shechem .
Dia nomen'izy ireo an'i Jakoba ireo andriamanitra hafa rehetra izay teny
an - tanany , sy ireo kavina teny an - tsofin'izy ireo . Nalevin'i Jakoba tao ambanin ' ny hazo teribina izay akaikin'i Sikema ireo .
GEN 35:5     Alignment score: 0.329
As they traveled , God made panic to fall
on the cities that were around them , so those people did not pursue the sons of Jacob .
Raha nandeha izy ireo , dia nandatsahan'Andriamanitra horohoro teo amin'ireo tanàna manodidina azy ireo , koa dia tsy nanenjika ireo zanaka lahin'i Jakoba ireo olona ireo .
GEN 35:6     Alignment score: 0.635
So Jacob arrived at Luz ( that is , Bethel ) , which is in the land of Canaan , he and all the people who were with him .
Tonga tao Lozy i Jakoba ( izay ao Betela ihany ) , izay ao amin ' ny tany Kanana , izy sy ireo olona rehetra izay niaraka taminy .
GEN 35:7     Alignment score: 0.356 → 0.444
He built an altar there and called the place El Bethel , because there God had revealed himself to him , when he was fleeing from his brother .
Nanangana alitara tao izy ary nantsoiny hoe El - betela izany toerana izany , satria tao Andriamanitra no nanambara ny Tenany taminy , raha nandositra ny rahalahiny izy .
GEN 35:8     Alignment score: 0.614 → 0.66
Deborah , Rebekah 's nurse , died
. She was buried down from Bethel under the oak tree , so it was called Allon Bakuth .
Ary maty i Debora , mpitaiza an'i Rebeka . Nalevina tao ambanimbanin ' ny Betela tao amban'ilay hazo terebinta izy , koa dia nantsoina izany hoe Alona - bakota .
GEN 35:9     Alignment score: 0.531
When Jacob came from Paddan Aram , God appeared to him again and blessed him .
Rehefa niverina avy any Padan
- Arama i Jakoba , dia niseho taminy indray Andriamanitra ary nitso - drano azy .
GEN 35:10     Alignment score: 0.379 → 0.402
God said to him , " Your name is Jacob , but your name will no longer be called Jacob . Your name will be Israel . " So God called his name Israel .
Hoy Andriamanitra taminy hoe : " Jakoba no anaranao
, kanefa tsy antsoina hoe Jakoba intsony ianao . Fa atao hoe Israely . " Dia natsoin'Andriamanitra hoe Israely ny anarany .
GEN 35:11     Alignment score: 0.346
God said to him , " I am God Almighty . Be fruitful and multiply . A nation and a company of nations will come
from you , and kings will be among your descendants .
Hoy Andriamanitra taminy hoe : " Izaho no Andriamanitra Tsitoha . Miteraha maro ary mihamaroa . Hisy firenena sy ny fikambanam - pirenena hipoitra avy aminao , ary mpanjaka no ho eo amin'ireo taranakao .
GEN 35:12     Alignment score: 0.372
The land that I gave to Abraham and Isaac , I will give to you . To your descendants after you I also give the land . "
Ilay tany izay nomeko an'i Abrahama sy Isaka , dia homeko anao . Ho an'ireo taranakao
izay mandimby anao dia homeko an'ilay tany ihany koa .
GEN 35:13     Alignment score: 0.145
God went up from him in the place where he spoke with him .
Dia niakatra ka niala teo aminy , teo amin'ilay toerana izay niresahany taminy Andriamanitra .
GEN 35:14     Alignment score: 0.363 → 0.378
Jacob set up a pillar in the place where God had spoken to him , a pillar of stone . He poured out a drink offering over it and poured oil on it .
Nanorina tsangam - bato
teo amin'ilay toerana niresahan'Andriamanitra taminy i Jakoba , tsangam - bato vita tamin ' ny vato . Nandraraka fanatitra sotroina sy nandraraka diloilo teo amin'izany izy .
GEN 35:15     Alignment score: 0.441 → 0.449
Jacob called the name of the place where God spoke with him , Bethel .
Nantsoin'i
Jakoba hoe Betela ilay toerana izay niresahan'Andriananitra taminy .
GEN 35:16     Alignment score: 0.354 → 0.363
They journeyed on from Bethel . While they were still some distance from Ephrath
, Rachel went into labor . She had hard labor .
Niala tao Betela izy ireo . Raha mbola lavidavitra an'i Efratà izy ireo , dia nihetsi - jaza Rahely . Saro - piterahana izy .
GEN 35:17     Alignment score: 0.199 → 0.225
While she was in hardest labor , the midwife said to her , " Do not be afraid , for now you will have another son . "
Raha tao anatin
' ny fangirifirian ' ny fahasarotam - piterahana izy , dia nilaza taminy ilay mpampivelona hoe : " Aza matahotra , fa izao dia hahazo zazalahy iray hafa ianao . "
GEN 35:18     Alignment score: 0.251 → 0.266
As she was dying , with her dying breath she named him Ben - Oni , but his father called him Benjamin .
Ary raha teo am - pialany aina
, tamin ' ny fara - fofonainy no niantsoiny azy hoe Benony izy , kanefa ny rainy niantso azy hoe Benjamina .
GEN 35:19     Alignment score: 0.61
Rachel died
and was buried on the way to Ephrath ( that is , Bethlehem ) .
Maty Rahely ary nalevina teny amin ' ny lalana mankany Efratà ( izay atao hoe Betlehema ) .
GEN 35:20     Alignment score: 0.297 → 0.297
Jacob set up a pillar upon her grave . It is the marker of Rachel 's grave to this day .
Nanangana tsangam - bato
teo ambonin ' ny fasany i Jakoba . Izany no famantarana ny fasan'i Rahely hatramin'izao .
GEN 35:21     Alignment score: 0.258
Israel traveled on and pitched his tent beyond the watchtower of the flock .
Nanohy ny diany
Israely ary nanangana ny lainy tao ambadiky ny tilikambo fiambenana ireo ondry aman'osy .
GEN 35:22     Alignment score: 0.411 → 0.404
While Israel was living in that land , Reuben lay with Bilhah his father 's concubine , and Israel heard of it . Now Jacob had twelve sons .
Raha nipetraka tao amin'izany tany izany Israely , dia niara - nandry tamin'i Bila izay vaditsindranon
- drainy i Robena , ka ren'i Israely izany . Ary nanan - janaka lahy roa ambin ' ny folo i Jakoba .
GEN 35:23     Alignment score: 0.781
His sons by Leah were Reuben , Jacob 's firstborn , and Simeon , Levi , Judah , Issachar , and Zebulun .
Ireo zanany lahy avy tamin'i Lea dia Robena , ilay lahimatoan'i
Jakoba , sy Simeona , Levi , Joda , Isakara , ary Zebolona .
GEN 35:24     Alignment score: 0.628
His sons by Rachel were Joseph and Benjamin .
Ireo zanany lahy avy amin'i Rahely dia Josefa sy Bejamina .
GEN 35:25     Alignment score: 0.744
His sons by Bilhah , Rachel 's female servant , were Dan and Naphtali .
Ireo zanany lahy avy amin'i Bila , izay mpanompovavin'i Rahely , dia Dana sy Naftaly .
GEN 35:26     Alignment score: 0.656
The sons of Zilpah , Leah 's female servant , were Gad and Asher . All these
were the sons of Jacob who were born to him in Paddan Aram .
Ireo zanaka lahy avy amin'i Zilpa , mpanompovavin'i Lea , dia Gada sy Asera . Ireo rehetra ireo no zanaka lahin'i Jakoba izay naterany tany Padana - Arama .
GEN 35:27     Alignment score: 0.59 → 0.614
Jacob came to Isaac , his father , in Mamre in Kiriath Arba ( the same as Hebron ) , where Abraham and Isaac had lived .
Jakoba tonga tany amin'i Isaka , rainy , tany Mamre any Kiriat
- Arba ( na Hebròna ihany koa ) , toerana izay nipetrahan'i Abrahama sy Isaka .
GEN 35     Average alignment score: 0.443 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50