Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 40:1     Alignment score: 0.367 → 0.367
It came
about that after these things , the cupbearer of the king of Egypt and king 's baker offended their master , the king of Egypt .
Ary taorian'izany zavatra rehetra izany , dia nanafintohina ny tompon'izy ireo , ilay mpanjakan'i Egypta , ny mpitondra kapoakan ' ny mpanjaka sy ny mpanao mofony .


GEN 40:2     Alignment score: 0.57
Pharaoh was angry with his two officials , the chief of the cupbearers and the chief of the bakers .
Tezitra tamin'ireo manam - pahefany
roa lahy i Farao , dia ny lehiben ' ny mpitondra kapoaka sy ny lehiben ' ny mpanao mofo .
GEN 40:3     Alignment score: 0.229 → 0.229
He put them in custody in the house of the captain of the guard , in the same prison where Joseph was confined .
Nogadrainy tao an - tranon
' ny lehiben ' ny mpiambina izy ireo , tao amin'ilay fonja izay nihazonana an'i Josefa ihany .
GEN 40:4     Alignment score: 0.279 → 0.305
The captain of the guard assigned Joseph to them , and he served them . They remained in custody for some time .
Nanendry an'i Josefa ny lehiben ' ny mpiambina mba ho mpanompon'izy ireo . Ary izy ireo nitoetra nandritry
ny fotoana maharitra tany am - ponja .
GEN 40:5     Alignment score: 0.338 → 0.343
Both of them dreamed a dream the cupbearer and the baker of the king of Egypt who were confined in the prison each man had his own dream in the same night , and each dream had its own interpretation .
Samy nanonofy izy ireo ilay mpitondra kapoaka sy mpanao mofon ' ny mpanjakan
' ny Egypta izay nohazonina tao amin ' ny fonja dia samy nanana ny nofiny avy izy roa lahy tamin'io alina io , ary ny nofy tsirairay dia samy nanana ny heviny manokana .
GEN 40:6     Alignment score: 0.508 → 0.515
Joseph came to them in the morning and saw them . Behold , they were upset .
Tonga maraina tao amin'izy ireo i Josefa ary nahita azy ireo . Indro , nalahelo izy ireo .
GEN 40:7     Alignment score: 0.324
He asked Pharaoh 's officials who were with him in custody in his master 's house , saying , " Why do you look so sad today ? "
Nangataka tamin'ireo tandapan'i Farao izay niaraka taminy tao am - ponja tao an - tranon
' ny tompony izy , nanao hoe : " Nahoana ianareo no toa malahelo izao ? "
GEN 40:8     Alignment score: 0.328
They said to him , " We have both dreamed a dream and no one can interpret it . " Joseph said to them , " Do not interpretations belong to God ? Tell me , please . "
Hoy izy ireo taminy hoe : " Nanofy izahay roa lahy ary tsy misy afaka ny hilaza ny hevitr'izany . " Hoy Josefa tamin'izy ireo hoe : " Tsy avy amin'Andriamanitra ve ny fanomezana dika izany ? Mba lazao ahy re . "
GEN 40:9     Alignment score: 0.402
The chief of the cupbearers told his dream to Joseph . He said to him , " In my dream , behold , a vine was in front of me .
Dia nilaza ny nofiny tamin'i Josefa ilay lehiben ' ny mpitondra kapoaka . Hoy izy taminy hoe : " Tao anatin
' ny nofiko , dia indro , nisy voaloboka teo anoloako .
GEN 40:10     Alignment score: 0.289 → 0.301
In the vine were three branches . As it budded , its blossoms came
out and the clusters of grapes ripened .
Nisy sampana telo tamin'ilay voaloboka . Raha nitsimoka izany , dia namony ny voniny ary masaka ireo sampam - boaloboka .
GEN 40:11     Alignment score: 0.448
Pharaoh 's cup was in my hand . I took the grapes and squeezed them into Pharaoh 's cup , and I placed the cup into Pharaoh 's hand . "
Teo an - tanako ny kapoakan'i Farao . Nalaiko ireo voaloboka ka nofihazako tao anatin
' ny kapoakan'i Farao ireo , ary napetrako teo an - tanan'i Farao izany . "
GEN 40:12     Alignment score: 0.398
Joseph said to him , " This is the interpretation of it . The three branches are three days .
Niteny taminy Josefa hoe : " Ity no hevitr'izany . Ny sampam - boaloboka telo dia mira hateloana .
GEN 40:13     Alignment score: 0.335 → 0.335
Within three days Pharaoh will lift up your head and restore you to your office . You will put Pharaoh 's cup into his hand , just as when you were his cupbearer .
Ao anatin ' ny hateloana i Farao no hampitraka ny lohanao
ary hamerina anao amin ' ny asanao . Hametraka ny kapoakan'i Farao eo an - tanany ianao , toy ny tamin ' ny naha - pitondra ny kapoakany anao .
GEN 40:14     Alignment score: 0.3 → 0.315
But think of me when it goes well with you , and please show kindness to me . Mention me to Pharaoh and bring me out of this prison .
Fa tsarovy aho rehefa milamina ny aminao , ary mba manehoa
hatsaram - panahy amiko . Resaho any amin'i Farao aho ary esory ato amin'ity fonja ity .
GEN 40:15     Alignment score: 0.275 → 0.303
For indeed I was abducted out of the land of the Hebrews . Here also have I done nothing that they should put me in this dungeon . "
Fa nalaina an - keriny tamin ' ny tany Hebreo tokoa aho . Eto ihany koa dia tsy nisy zavatra nataoko izay tokony nametrahan'izy ireo ahy ato amin'ity fonja ity . "
GEN 40:16     Alignment score: 0.512
When the chief of the bakers saw that the interpretation was favorable , he said to Joseph , " I also had a dream , and , behold , three baskets of bread were on my head .
Rehefa hitan ' ny lehiben ' ny mpanao mofo fa tsara ny hevitr'izany , dia hoy izy tamin'i Josefa hoe : " Nanofy ihany koa aho , ary , indro , nisy harona telo nisy mofo teo an - dohako .
GEN 40:17     Alignment score: 0.312
In the top basket there were all kinds of baked goods for Pharaoh , but the birds ate them out of the basket on my head . "
Teo amin ' ny harona ambony indrindra dia nisy ireo karazan
- javatra maro natao mofo ho an'i Farao , kanefa nohanin'ireo vorona avy tao amin ' ny harona teo ambony lohako izany .
GEN 40:18     Alignment score: 0.519 → 0.51
Joseph answered and said , " This is the interpretation . The three baskets are three days .
Namaly Josefa ary nanao hoe : " Izao no hevitr'izany . Ny harona anaky telo dia mira hateloana .
GEN 40:19     Alignment score: 0.391 → 0.398
Within three days Pharaoh will lift up your head from you and will hang you on a tree . The birds will eat your flesh off you . "
Anatin ' ny hateloana no hanalan'i Farao ny lohanao
ary hanantonany anao eo ambony hazo . Ary hihinana ny nofonao ireo vorona . "
GEN 40:20     Alignment score: 0.478
It came
about on the third day that it was Pharaoh 's birthday . He made a feast for all his servants . He lifted up the head of the chief of the cupbearers and the head of the chief of the bakers , among his servants .
Ary tamin ' ny andro fahatelo ny fitsingerenan ' ny andro nahaterahan'i Farao . Nanao fanasana ho an ' ny mpanompony rehetra izy . " Nasandrany " ny lohan'ilay lehiben ' ny mpitondra kapoaka sy ny lohan'ilay lehiben ' ny mpanao mofo , teo amin'ireo mpanompony .
GEN 40:21     Alignment score: 0.409
He restored the chief of the cupbearers to his responsibility , and he put the cup into Pharaoh 's hand again .
Naveriny
tamin ' ny andraikiny ny lehiben ' ny mpitondra kapoaka , ary nametraka ilay kapoaka teo an - tanan'i Farao indray izy .
GEN 40:22     Alignment score: 0.396
But he hanged the chief of the bakers , just as Joseph had interpreted to them .
Fa nahantony
kosa ny lehiben ' ny mpanao mofo , arak'izay nolazain'i Josefa tamin'izy ireo .
GEN 40:23     Alignment score: 0.381
Yet the chief cupbearer did not remember Joseph , but forgot about him .
Kanefa tsy mbola nahatsiaro an'i Josefa ilay lehiben ' ny mpitondra kapoaka , fa adinony aza ny momba azy .
GEN 40     Average alignment score: 0.382 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50