Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 33:1     Alignment score: 0.474 → 0.478
Jacob looked up and , behold , Esau was coming , and with him were four hundred men . Jacob divided the children among Leah , Rachel , and the two female servants .
Nitazana ambony Jakoba ary , indro Esao nanatona , ary nisy lehilahy efajato niaraka taminy . Notsinjarain'i Jakoba tamin'i Lea , Rahely , ary ireo mpanompo vavy ireo ankizy .


GEN 33:2     Alignment score: 0.449 → 0.457
Then he put the female servants and their children in front , followed by Leah and her children , and followed by Rachel and Joseph last of all .
Avy eo dia napetrany teny
aloha ireo mpanompo vavy sy ny zanak'izy ireo , narahin'i Lea sy ireo zanany , ary narahin'i Rahely sy Josefa ny farany indrindra .
GEN 33:3     Alignment score: 0.344
He himself went on ahead of them . He bowed toward the ground seven times , until he came near to his brother .
Izy mihitsy no nandeha nialoha azy ireo . Niankohoka impito teo amin ' ny tany izy , mandra - pahatongany
teo akaikin ' ny rahalahiny .
GEN 33:4     Alignment score: 0.623
Esau ran to meet him , embraced him , hugged his neck , and kissed him . Then they wept .
Nihazakazaka mba hitsena azy Esao , namihina azy , nisakambina ny tendany
ary nanoroka azy . Avy eo dia nitomany izy ireo .
GEN 33:5     Alignment score: 0.403 → 0.407
When Esau looked up , he saw the women and the children . He said , " Who are these
people with you ? " Jacob said , " The children whom God has graciously given your servant . "
Rehefa nitazana ambony Esao , dia nahita ireo zaza amam - behivavy izy . Hoy izy hoe : " Iza ireo olona miaraka aminao ireo ? " Hoy Jakoba hoe : " Ireo no ankizy izay nomen'Andriamanitra tamim - pahasoavana ho an ' ny mpanomponao . "
GEN 33:6     Alignment score: 0.285 → 0.288
Then the female servants came
forward with their children , and they bowed down .
Avy eo nandroso teny aloha ilay mpanompo vavy niaraka tamin'ireo zanany , ary niankohoka izy ireo .
GEN 33:7     Alignment score: 0.458
Next Leah also and her children came forward and bowed down . Finally Joseph and Rachel came forward and bowed down .
Avy eo dia nanatona teny
aloha ihany koa Lea sy ireo zanany ary niankohoka . Ary farany Josefa sy Rahely nanatona teny aloha ary niankohoka .
GEN 33:8     Alignment score: 0.418 → 0.419
Esau said , " What do you mean by all these groups that I met ? " Jacob said , " To find
favor in the sight of my master . "
Hoy Esao hoe : " Inona no dikan ' ny nandefasanao ireny vondrona rehetra nifanena tamiko ireny ? " Hoy Jakoba hoe : " Mba hahazoana sitraka eo imason ' ny tompoko . "
GEN 33:9     Alignment score: 0.437
Esau said , " I have enough , my brother . Keep what you have for yourself . "
Hoy Esao hoe : " Efa manana ny ampy aho , ry rahalahiko . Hazony ho an ' ny tenanao izay anananao . "
GEN 33:10     Alignment score: 0.358
Jacob said , " No , please , if I have found favor in your eyes , then accept my gift from my hand , for indeed , I have seen your face , and it is like seeing the face of God , and you have accepted me .
Hoy Jakoba hoe : " Tsia , miangavy re , raha efa nahita fitia eo imasonao
aho , dia ekeo ny fanomezana avy amiko , izay eo an - tanako , eny tokoa , efa nahita ny endrikao aho , ary toy ny mahita ny endrik'Andriamanitra izany , ary dia noraisinao aho .
GEN 33:11     Alignment score: 0.352 → 0.361
Please accept my gift that was brought to you , because God has dealt graciously with me , and because I have enough . " Thus
Jacob urged him , and Esau accepted it .
Mba raiso re ny fanomezana izay nentina ho anao , satria efa nanome fahasoavana ahy Andriamanitra , ary satria efa manana ny ampy aho . " Dia toy izany no nandrisihan'i Jakoba azy , ary dia neken'i Esao izany .
GEN 33:12     Alignment score: 0.38
Then Esau said , " Let us be on our way . I will go before you . "
Ary hoy Esao hoe : " Andeha isika hanainga . Handeha eo alohanareo aho . "
GEN 33:13     Alignment score: 0.347 → 0.364
Jacob said to him , " My master knows that the children are young , and that the sheep and the cattle are nursing their young . If they are driven hard even one day , all the animals will die .
Hoy Jakoba taminy hoe : " Ny tompoko dia mahafantatra fa mbola kely ireto ankizy , ary mbola mitaiza ny zanany ireo ondry sy omby . Raha entina mafy na dia iray andro monja aza izy ireo , dia ho faty avokoa ireo biby rehetra .
GEN 33:14     Alignment score: 0.347
Please let my master go on ahead of his servant . I will travel more slowly , at the pace of the livestock that are before me , and at the pace of the children , until I come
to my master in Seir . "
Mba avelao re ny tompoko handeha hialoha ny mpanompony . Handeha moramora kokoa aho , araka ny famindran'ireo biby fiompy izay eo alohako , ary araka ny dian'ireto zaza , mandra - pahatongako any amin ' ny tompoko any Seira . "
GEN 33:15     Alignment score: 0.352
Esau said , " Let me leave with you some of my men who are with me . " But Jacob said , " Why do that ? Let me find
favor in the sight of my lord . "
Hoy Esao hoe : " Avelao hajanoko aminao ny sasany amin'ireo lehilahy miaraka amiko . " Fa hoy Jakoba hoe : " Nahoana no manao izany ? Efa ampy ny hatsaram - panahin ' ny tompoko tamiko . "
GEN 33:16     Alignment score: 0.421
So Esau that day started on his way back to Seir .
Koa dia nanomboka ny diany
hiverina ho any Seira i Esao tamin'io andro io .
GEN 33:17     Alignment score: 0.451 → 0.45
Jacob traveled to Sukkoth , built himself a house , and made shelters for his livestock . Therefore the name of the place is called Sukkoth .
Nandeha tany
Sokota i Jakoba , nanangana trano ho azy , ary nanao fialofana ho an'ireo biby fiompiny . Noho izany dia nantsoina hoe Sokota io toerana io .
GEN 33:18     Alignment score: 0.588
When Jacob came
from Paddan Aram , he arrived safely at the city of Shechem , which is in the land of Canaan . He camped near the city .
Rehefa avy tany Padana - Arama i Jakoba , dia tonga soa aman - tsara tao amin ' ny tanànan'i Sekema , izay tao amin ' ny tany Kanana . Nitoby teo akaikin ' ny tanàna izy .
GEN 33:19     Alignment score: 0.436 → 0.437
Then he bought the piece of ground where he had pitched his tent from the sons of Hamor , Shechem 's father , for a hundred pieces of silver .
Avy eo izy nividy ny ampahan
- tany izay nanorenany ny lainy tamin ' ny zanak'i Hamora , rain'i Sekema , tamin ' ny volafotsy madinika zato .
GEN 33:20     Alignment score: 0.568 → 0.572
There he set up an altar and called it El Elohe Israel .
Teo no nanorenany alitara ary nantsoiny hoe El - Elohe Israely izany .
GEN 33     Average alignment score: 0.419 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50