Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 38:1     Alignment score: 0.34
It came
about at that time that Judah left his brothers and stayed with a certain Adullamite , whose name was Hirah .
Ary tamin'izany andro izany dia nandao ireo rahalahiny i Joda ary niara - nipetraka tamina Adolamita , izay nantsoina hoe Hira .


GEN 38:2     Alignment score: 0.237 → 0.237
He met there a daughter of a Canaanite
man whose name was Shua . He took her and went to her .
Tany no nihaonany tamin ' ny zanaka vavin ' ny lehilahy Kananita izay nantsoina hoe Soa . Nanambady azy izy ary niara - nandry taminy .
GEN 38:3     Alignment score: 0.412
She conceived and had a son . He was named Er .
Nanan'anaka izy ary nahazo zazalahy . Era no niantsoana
azy .
GEN 38:4     Alignment score: 0.518
She conceived again and had a son . She called his name Onan .
Nanan'anaka indray izy ary nahazo zazalahy . Nantsoiny hoe Onana .
GEN 38:5     Alignment score: 0.376 → 0.401
She again had a son and called his name Shelah
. It was at Kezib where she gave birth to him .
Ary mbola nahazo zazalahy indray izy ary nantsoiny hoe Sela . Tany Keziba no niterahany azy .
GEN 38:6     Alignment score: 0.62 → 0.626
Judah found a wife for Er , his firstborn . Her name was Tamar .
Joda nahita vady ho an'i Era , lahimatoany
. Tamara no anarany .
GEN 38:7     Alignment score: 0.692 → 0.698
Er , Judah 's firstborn , was wicked in the sight of Yahweh . Yahweh killed him .
Era zanaka lahimatoan'i
Joda dia ratsy teo imason'i Yaveh . Novonoin'i Yaveh izy .
GEN 38:8     Alignment score: 0.345 → 0.349
Judah said to Onan , " Go to your brother 's wife . Do the duty of a brother-in-law to her , and raise up a child for your brother . "
Hoy Joda tamin'i Onana hoe : " Mandria miaraka amin ' ny vadin
' ny rahalahinao . Ataovy aminy ny adidy amin ' ny maha - zaodahy anao , ary manangàna zanaka ho an ' ny rahalahinao . "
GEN 38:9     Alignment score: 0.313 → 0.328
Onan knew
that the child would not be his . Whenever he went to his brother 's wife , he wasted it on the ground so he would not have a child for his brother .
Ary fantatr'i Onana fa ny zaza dia tsy ho azy . Ka isaky ny niara - nandry tamin ' ny vadin - drahalahiny izy , dia nararany tamin ' ny tany ny tsirin'ainy mba tsy hananany zaza ho an ' ny rahalahiny .
GEN 38:10     Alignment score: 0.546 → 0.557
What he did was evil in the sight of Yahweh . Yahweh killed him also .
Ratsy ny nataony teo imason'i Yaveh . Novonoin'i
Yaveh ihany koa izy .
GEN 38:11     Alignment score: 0.38 → 0.387
Then Judah said to Tamar , his daughter-in-law , " Remain a widow in your father 's house until Shelah
, my son , grows up . " For he feared , " He might also die , just like his brothers . " Tamar left and lived in her father 's house .
Ary hoy Joda tamin'i Tamara , vinanto vaviny hoe : " Aoka ianao hijanona mpitondratena ao an - tranon - drainao mandra - pahalehibe an'i Sela , zanako lahy . " Satria natahotra izy hoe : " Sao ho faty tahaka ireo rahalahiny ihany koa izy . " Lasa Tamara ary nipetraka tao an - tranon ' ny rainy .
GEN 38:12     Alignment score: 0.513
After a long time , Shua 's daughter , the wife of Judah , died
. Judah was comforted and went up to the shearers of his sheep at Timnah , he and his friend Hirah the Adullamite .
Fotoana maro taty aoriana , dia maty ny vadin'i Joda , zanaka vavin'i Soa . Efa nionona i Joda ary niakatra tany amin ' ny mpanety ny ondriny tany Timna , izy sy Hira ilay Adolamita namany .
GEN 38:13     Alignment score: 0.417 → 0.448
Tamar was told , " Look , your father-in-law is going up to Timnah to shear his sheep . "
Nisy nilaza tamin'i Tamara hoe : " Indro , ny rafozanao fa miakatra any Timna hanety ny ondriny . "
GEN 38:14     Alignment score: 0.327 → 0.328
She took off the clothing of her widowhood and covered herself with her veil and wrapped herself . She sat in the gate of Enaim , which is by the road to Timnah . For she saw that Shelah
had grown up but she had not been given to him as a wife .
Nesoriny ny akanjo maha - mpitondratena azy dia norakofany ny voaliny ary nosaronany ny tenany . Nipetraka teo am - bavahadin'i Enaima , izay teo akaikin ' ny lalana mankany Timna izy . Satria efa hitany fa efa lehibe i Sela kanefa tsy mba natolotra ho vadiny izy .
GEN 38:15     Alignment score: 0.498 → 0.5
When Judah saw her he thought that she was a prostitute because she had covered her face .
Rehefa nahita azy i Joda dia nihevitra fa mpivaro - tena izy satria nosaronany ny tarehiny .
GEN 38:16     Alignment score: 0.255 → 0.256
He went to her by the road and said , " Come , please let me come
to you " for he did not know that she was his daughter-in-law and she said , " What will you give me so you can come to me ? "
Nanatona azy teny an - dalana izy ary niteny hoe : " Avia , aleo aho mba hiara - mandry aminao " satria tsy fantany hoe vinantovaviny izy ary hoy izy hoe : " Inona no homenao ahy dia afaka miara - mandry amiko ianao ? "
GEN 38:17     Alignment score: 0.367 → 0.367
He said , " I will send
you a young goat from the flock . " She said , " Will you give me a pledge until you send it ? "
Hoy izy hoe : " Hanaterako zanak'osy amin'ireo ondry aman'osy ianao . " Hoy izy hoe : " Hanome antoka ahy ve ianao mandra - panateranao izany ? "
GEN 38:18     Alignment score: 0.302 → 0.31
He said , " What pledge can I give you ? " She replied , " Your seal and cord , and the staff that is in your hand . " He gave them to her and he went to her , and she conceived by him .
Hoy izy hoe : " Inona no antoka azoko omena anao ? " Namaly izy hoe : " Fanombohan - kase sy ny kofehinao , ary iny tehina eny an - tananao
iny . " Nomeny azy ireo ary niara - nandry taminy izy , ka dia nitoe - jaza taminy izy .
GEN 38:19     Alignment score: 0.235
She got up and went away . She took off her veil and put on the clothing of her widowhood .
Nitsangana izy ary niala teo . Nesoriny
ny voaliny ary nampidiriny ny lamba maha mpitondratena azy .
GEN 38:20     Alignment score: 0.284 → 0.302
Judah sent the young goat by his friend the Adullamite in order that he might receive the pledge back from the woman 's hand , but he did not find
her .
Nampanaterin'i Joda an'ilay Adolamita namany ny zanak'osy tamin'ireo ondry aman'osy mba hahazoany ilay antoka teny an - tanan - dravehivavy , kanefa tsy nahita azy izy .
GEN 38:21     Alignment score: 0.402 → 0.417
Then the Adullamite asked the men of the place , " Where is the cultic prostitute who was at Enaim by the road ? " They said , " There has not been a cultic prostitute here . "
Avy eo dia nanontany ireo lehilahy nonina teo an - toerana ilay Adolamita hoe : " Aiza ilay mpivarotena teto amin ' ny lalan'i
Enaima ? " Hoy izy ireo hoe : " Tsy nisy mpivaro - tena teto . "
GEN 38:22     Alignment score: 0.414 → 0.414
He returned to Judah and said , " I did not find
her . Also , the men of the place said , ' There has not been a cultic prostitute here . ' "
Dia niverina tany amin'i Joda izy ary hoy izy hoe : " Tsy nahita azy aho . Ary hoy koa ireo lehilahy teo an - toerana hoe : ' Tsy nisy mpivaro - tena teto "
GEN 38:23     Alignment score: 0.32 → 0.322
Judah said , " Let her keep the things , that we not be put to shame . Indeed , I sent this young goat , but you did not find
her . "
Hoy i Joda hoe : " Aleo ho tazominy any ireny zavatra ireny , mba tsy hanala baraka antsika . Efa nampanatitra zanak'osy tokoa aho , kanefa ianao tsy nahita azy . "
GEN 38:24     Alignment score: 0.361 → 0.391
It came
about after about three months that it was told to Judah , " Tamar your daughter-in-law has committed prostitution , and indeed , she is pregnant by it . " Judah said , " Bring her here and let her be burned . "
Ary rehefa afaka telo volana teo dia nisy nilaza tamin'i Joda hoe : " Nivarotena i Tamara vinantovavinao , ary efa mitoe - jaza noho izany tokoa izy . " Hoy Joda hoe : " Ento aty izy ary aoka ho dorana . "
GEN 38:25     Alignment score: 0.245 → 0.263
When she was brought out , she sent to her father-in-law a message , " By the man who owns these
I am pregnant . " She said , " Determine please whose these are , the seal and cords and staff . "
Ary rehefa navoaka izy dia nampita hafatra tany amin ' ny rafozany hoe : " Avy amin ' ny lehilahy tompon'ireto no nampitoe - jaza ahy . " Hoy izy hoe : " Mba fantaro re hoe an'iza ireto fanombohan - kase sy kofehy ary tehina ireto . "
GEN 38:26     Alignment score: 0.352 → 0.354
Judah recognized them and said , " She is more righteous than I am , since I did not give
her as a wife to Shelah , my son . " He did not know her again .
Ary fantatr'i Joda ireo zavatra ireo ka hoy izy hoe : " Marina mihoatra ahy izy , satria izy dia tsy natolotro ho vadin'i Sela zanako . " Ary tsy niara - nandry taminy intsony izy .
GEN 38:27     Alignment score: 0.241 → 0.238
It came
about at the time for her to give birth that , behold , twins were in her womb .
Ary tamin'izany andro izany dia teraka izy , indro , kambana no tao an - kibony .
GEN 38:28     Alignment score: 0.282
It came
about as she was giving birth one put out a hand , and the midwife took a scarlet thread and tied it on his hand and said , " This one came out first . "
Ary raha teo am - piterahana dia nipoitra ny tanan ' ny iray tamin'ireo zaza , ary naka kofehy mena ilay mpampivelona ka nataony voina tamin ' ny tanany ary hoy izy hoe : " Ity no teraka voalohany . "
GEN 38:29     Alignment score: 0.369 → 0.369
But then he drew back his hand , and , behold , his brother came out first . The midwife said , " How you have broken out ! " So he was named Perez .
Ary avy eo dia nahemony ny tanany , ary indro , ny rahalahiny nivoaka voalohany . Hoy ilay mpampivelona hoe : " Tamin ' ny fomba ahoana no nahatafavoaka anao ! " Koa dia nantsoina hoe Fareza izy .
GEN 38:30     Alignment score: 0.326 → 0.326
Then his brother came out , who had the scarlet thread upon his hand , and he was named Zerah .
Ary nivoaka indray ilay rahalahiny , izay nisy an'ilay kofehy mena tamin ' ny tanany ka nantsoina hoe Zera izy .
GEN 38     Average alignment score: 0.368 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50