Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 47:1     Alignment score: 0.446
Then Joseph went in and told Pharaoh , " My father and my brothers , their flocks , their herds , and all that they own , have arrived from the land of Canaan . See , they are in the land of Goshen . "
Dia niditra Josefa ary niteny tamin'i Farao hoe : " Tonga avy any amin ' ny tany Kanana ny raiko sy ireo rahalahiko , ireo andian'ondry , ny biby fiompy ary ny zavatra rehetra izay ananan'izy ireo . Indro , ao amin ' ny tanin'i Gosena izy ireo . "


GEN 47:2     Alignment score: 0.465
He took five of his brothers and introduced them to Pharaoh .
Ary naka dimy tamin'ireo rahalahiny i Josefa ka nampahafantatra azy ireo tamin'i Farao .
GEN 47:3     Alignment score: 0.522
Pharaoh said to his brothers , " What is your occupation ? " They said to Pharaoh , " Your servants are shepherds
, as our ancestors . "
Hoy Farao tamin'ireo rahalahiny hoe : " Inona no asanareo ? " Hoy izy ireo tamin'i Farao hoe : " Mpiandry ondry ny mpanomponao , tahaka ireo razambenay ihany . "
GEN 47:4     Alignment score: 0.351
Then they said to Pharaoh , " We come
as temporary residents in the land . There is no pasture for your servants ' flocks , because the famine is severe in the land of Canaan . So now , please let your servants live in the land of Goshen . "
Ary hoy indray izy ireo tamin'i Farao hoe : " Tonga ho mpivahiny fotoana fohy amin'ity tany ity izahay . Tsy misy ahitra ho an ' ny biby fiompin ' ny mpanomponao , satria mamaivay ny mosary any Kanana . Koa ankehitriny ary , mba avelao re ny mpanomponao hitoetra eo amin ' ny tanin'i Gosena . "
GEN 47:5     Alignment score: 0.449
Then Pharaoh spoke to Joseph , saying , " Your father and your brothers have come
to you .
Ary niresaka tamin'i Josefa i Farao , nanao hoe : " Tonga teto aminao ny rainao sy ny rahalahinao .
GEN 47:6     Alignment score: 0.34
The land of Egypt is before you . Settle your father and your brothers in the best region , the land of Goshen . If you know any capable men among them , put them in charge of my livestock . "
Eo anoloanao
ny tany Egypta . Ampitoero ao amin ' ny faritra tsara indrindra ny rainao sy ireo rahalahinao , dia ny tanin'i Gosena . Raha mahafantatra olona mahay amin'izy ireo ianao , dia ampitantano ny biby fiompiko ireo . "
GEN 47:7     Alignment score: 0.586
Then Joseph brought in Jacob his father and presented him to Pharaoh . Jacob blessed Pharaoh .
Avy eo dia nentin'i
Josefa niditra i Jakoba ary nampahafantariny tamin'i Farao . Nitso - drano an'i Farao i Jakoba .
GEN 47:8     Alignment score: 0.59
Pharaoh said to Jacob , " How long have you lived ? "
Hoy Farao tamin'i Jakoba hoe : " Hafiriana izay no nahavelomanao ? "
GEN 47:9     Alignment score: 0.252 → 0.257
Jacob said to Pharaoh , " The years of my sojourning are 130 . The years of my life
have been few and painful . They have not been as long as the days of my ancestors ' sojourning . "
Jakoba niteny tamin'i Farao hoe : " Telopolo amby zato izay no taonan ' ny diako . Vitsy ary nangirifiry ny androm - piainako . Tsy mba lava tahaka ny an ' ny razako ireo . "
GEN 47:10     Alignment score: 0.483
Then Jacob blessed Pharaoh and went out from his presence .
Ary nitso - drano an'i Farao i Jakoba ka nivoaka niala teo amin ' ny fanatrehany .
GEN 47:11     Alignment score: 0.477 → 0.482
Then Joseph settled his father and his brothers . He gave them a possession
in the land of Egypt , the best of the land , in the land of Rameses , as Pharaoh had commanded .
Taorian'izany dia nampitoetra ny rainy sy ireo rahalahiny i Josefa . Nanome fari - tany ho azy ireo tao amin ' ny tany Egypta izy , izay tany tsara indrindra , tao amin ' ny tanin'i Ramesesa , araka ny nandidian'i Farao .
GEN 47:12     Alignment score: 0.325 → 0.326
Joseph provided food for his father , his brothers , and all his father 's household , according to the number of their little ones .
Nanome sakafo ho an - drainy , sy ireo rahalahiny , ary ny ankohonan
- drainy rehetra i Josefa , araka ny isan ' ny zanany avy .
GEN 47:13     Alignment score: 0.492 → 0.494
Now there was no food in all the land ; for the famine was severe . The land of Egypt and the land of Canaan wasted away because of the famine .
Ary tsy nisy sakafo teo amin ' ny tany rehetra ; satria namaivay ny mosary . Simba ny tany Egypta sy Kanana nohon ' ny mosary .
GEN 47:14     Alignment score: 0.479 → 0.493
Joseph gathered all the money that was in the land of Egypt and in the land of Canaan , by selling grain to the inhabitants . Then Joseph brought the money to Pharaoh 's palace .
Nangonin'i
Josefa tamin ' ny alalan ' ny fivarotana vary tamin'ireo mponina avokoa ny vola rehetra teo amin ' ny tany Egypta sy ny tany Kanana . Avy eo dia nentin'i Josefa tao an - dapan'i Farao ny vola .
GEN 47:15     Alignment score: 0.433
When all the money of the lands of Egypt and Canaan was spent , all the Egyptians came to Joseph saying , " Give us food ! Why should we die in your presence because our money is gone ? "
Rehefa lany avokoa ny volan ' ny tany Egypta sy tany
Kanana , dia nankeo amin'i Josefa avokoa ny Egyptiana rehetra nanao hoe : " Omeo hanina izahay ! Nahoana izahay no dia ho faty eto anatrehanao satria lany ny volanay ? "
GEN 47:16     Alignment score: 0.383
Joseph said , " If your money is gone , bring your livestock and I will give you food in exchange for your livestock . "
Hoy Josefa hoe : " Raha lany ny volanareo , dia ento aty ny biby fiompinareo ary hanome hanina ho anareo aho ho solon ' ny biby fiompinareo . "
GEN 47:17     Alignment score: 0.452 → 0.461
So they brought their livestock to Joseph . Joseph gave them food in exchange for the horses , for the flocks , for the herds , and for the donkeys . He fed them with bread in exchange for all their livestock that year .
Koa dia nentin'izy ireo teo amin'i Josefa ny biby fiompin'izy ireo . Nomen'i Josefa hanina izy ireo ho takalon ' ny soavaly , ny omby , ny ondry , ary ireo ampondra . Novokisany mofo izy ireo ho takalon ' ny biby fiompiny tamin'izay taona izany .
GEN 47:18     Alignment score: 0.303 → 0.32
When that year was ended , they came to him the next year and said to him , " We will not hide from my master that our money is all gone , and the herds of cattle are my master 's . There is nothing left in the sight of my master , except our bodies and our land .
Rehefa tapitra izany taona izany , dia tonga teo aminy indray izy ireo ny taona manaraka ary niteny hoe : " Tsy anafina amin ' ny tomponay
izahay fa lany tanteraka ny volanay , ary ny andian ' ny biby fiompinay dia efa an ' ny tomponay . Tsy misy na inona na inona tavela eo imason ' ny tomponay , afa - tsy ny tenanay sy ny taninay .
GEN 47:19     Alignment score: 0.424
Why should we die before your eyes , both we and our land ? Buy us and our land in exchange for food , and we and our land will be servants to Pharaoh . Give us seed that we may live and not die , and that the land may not become
desolate . "
Nahoana izahay no ho faty eo imasonao , izahay sy amin ' ny taninay ? Vidio izahay sy ny taninay ho takalon - kanina , ka ho mpanompon'i Farao izahay sy ny taninay . Mba omeo voa izahay mba ho velona fa tsy ho faty , ary mba tsy ho lao ny taninay . "
GEN 47:20     Alignment score: 0.438 → 0.449
So Joseph bought all the land of Egypt for Pharaoh . For every Egyptian
sold his field , because the famine was very severe . In this way , the land became Pharaoh 's .
Koa dia novidian'i Josefa ho an'i Farao ny tan ' ny Egypta manontolo , satria nivarotra ny taniny avokoa ny Egyptiana rehetra fa namaivay tokoa ny mosary . Tamin'izay dia lasan'i Farao ny tany .
GEN 47:21     Alignment score: 0.261 → 0.267
As for the people , he made them slaves from one end of Egypt 's border to the other end .
Raha ny amin ' ny vahoaka , dia nataony andevo tany
amin ' ny ilan ' ny sisin - tanin'i Egypta iray ka hatrany amin ' ny ilany hafa izy ireo .
GEN 47:22     Alignment score: 0.389 → 0.403
It was only the land of the priests that Joseph did not buy , because the priests were given an allowance . They ate from the allotment which Pharaoh gave them . Therefore they did not sell their land .
Ny tanin ' ny mpisorona no hany
tsy novidian'i Josefa , satria nomena tombony ireo mpisorona . Nihinana tamin ' ny anjara nomen'i Farao azy izy ireo . Noho izany dia tsy nivarotra ny taniny izy ireo .
GEN 47:23     Alignment score: 0.453
Then Joseph said to the people , " See , I have bought you and your land today for Pharaoh . Now here is seed for you , and you will plant the land .
Ary hoy Josefa tamin ' ny vahoaka hoe : " Indro , efa novidiako
ho an'i Farao ianareo sy ny taninareo anio . Ary ity misy voa ho anareo , dia hamboly eo amin ' ny tany ianareo .
GEN 47:24     Alignment score: 0.307
At the harvest , you must give a fifth to Pharaoh , and four parts will be your own , for seed of the field and for food for your households and your little ones . "
Amin ' ny fijinjana , dia tsy maintsy manome ny ampaha - diminy ho an'i Farao ianareo , ary ny ampahany efatra ho anareo manokana , mba ho masom - boly ho an ' ny tany
ary mba ho sakafo ho an ' ny ankohonanareo sy ny zanakareo . "
GEN 47:25     Alignment score: 0.335
They said , " You have saved our lives . May we find favor in your eyes . We will be Pharaoh 's servants . "
Ary hoy izy ireo hoe : " Nanavotra ny ainay
ianao . Enga anie ka hahita fitia eo imasonao izahay . Ho mpanompon'i Farao izahay . "
GEN 47:26     Alignment score: 0.384 → 0.406
So Joseph made it a statute which is in effect in the land of Egypt to this day , that one - fifth belongs to Pharaoh . Only the land of the priests did not become
Pharaoh 's .
Koa dia nataon'i Josefa didy nihatra teo amin ' ny tany Egypta izany hatramin'izao andro izao , fa ny iray ampaha - diminy dia an'i Farao . Ny tanin ' ny mpisorona ihany no tsy lasan'i Farao .
GEN 47:27     Alignment score: 0.286 → 0.321
So Israel lived in the land of Egypt , in the land of Goshen . His people gained possessions
there . They were fruitful and multiplied greatly .
Koa nipetraka tany amin ' ny tany Egypta , tao amin ' ny tanin'i Gosena i Israely . Nahazo fananana tany ny vahoakany . Namokatra be izy ireo ary nitombo isa fatratra .
GEN 47:28     Alignment score: 0.526 → 0.518
Jacob lived in the land of Egypt seventeen years , so the years of Jacob 's life were one hundred forty - seven years .
Nitoetra tany
amin ' ny tany Egypta fito ambin ' ny folo taona i Jakoba , ka fito amby efapolo amby zato taona ny androm - piainany .
GEN 47:29     Alignment score: 0.373 → 0.392
When the time approached for Israel to die , he called his son Joseph and said to him , " If now I have found favor in your eyes , put your hand under my thigh , and show me faithfulness and trustworthiness . Please do not bury me in Egypt .
Rehefa akaiky ny fotoana hahafatesan'Israely , dia niantso an'i Josefa zanany izy ary nanao taminy hoe : " Raha nahita fitia teo imasonao aho , dia apetraho eo ambanin ' ny feko ny tananao
, ary anehoy fahatokiana sy fahamendreham - pitokisana aho . Aza mba halevina eto Egypta re aho .
GEN 47:30     Alignment score: 0.323 → 0.331
When I lie down with my fathers , you will carry me out of Egypt and bury me in my forefathers ' burial place . " Joseph said , " I will do as you have said . "
Rehefa mody mandry miaraka amin'ireo razako aho , dia hoentinao mivoaka an'i Egypta ary halevinao any amin ' ny fasan
' ny razambeko . " Hoy Josefa hoe : " Hanao araka izay nolazainao aho . "
GEN 47:31     Alignment score: 0.411 → 0.411
Israel said , " Swear to me , " and Joseph swore to him . Then Israel bowed down at the head of his bed .
Hoy Israely hoe : " Mianiana amiko , " ary nianiana taminy i Josefa . Avy eo dia niankohoka teo an - doham - pandriany Israely .
GEN 47     Average alignment score: 0.407 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50