Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 28:1     Alignment score: 0.464
Isaac called Jacob , blessed him , and commanded him , " You must not take a wife from the Canaanite
women .
Ary Isaka niantso an'i Jakoba , nitso - drano azy , ary nandidy azy hoe : " Tsy mahazo maka vady amin'ireo vehivavy Kananita ianao .


GEN 28:2     Alignment score: 0.48 → 0.459
Arise , go to Paddan Aram , to the house of Bethuel your mother 's father , and take a wife from there , one of the daughters
of Laban , your mother 's brother .
Mitsangàna , ka mandehana any Padana - Arama , ho any amin ' ny taranak'i Betoela rain ' ny reninao , dia makà vady any , iray amin'ireo zanaka vavin'i Labana , anadahin - dreninao .
GEN 28:3     Alignment score: 0.33
May God Almighty bless you , make you fruitful and multiply you , so that you may become
a community of peoples .
Andriamanitra Tsitoha anie hitahy anao , hampamokatra anao ary hahamaro anao , mba hahatonga anao ho firenena maro .
GEN 28:4     Alignment score: 0.285 → 0.31
May he give
you the blessing of Abraham , to you , and to your descendants after you , that you may inherit the land where you have been sojourning , which God gave to Abraham . "
Homeny anao anie ny tso - dranon'i Abrahama , ho anao , sy ho an'ireo taranaka mandimby anao , mba handovanao ny tany izay efa nonenanao , izay nomen'Andriamanitra an'i Abrahama . "
GEN 28:5     Alignment score: 0.603 → 0.617
So Isaac sent Jacob away . Jacob went to Paddan Aram , to Laban son of Bethuel the Aramean , the brother of Rebekah , Jacob 's and Esau 's mother .
Ary Isaka nampandeha an'i Jakoba . Nankany Padana
- Arama i Jakoba , ho any amin'i Labana zanak'i Betoela Syriana , anadahin'i Rebeka , renin'i Jakoba sy Esao .
GEN 28:6     Alignment score: 0.418 → 0.428
Now Esau saw that Isaac had blessed Jacob and sent him away to Paddan Aram , to take a wife from there . He also saw that Isaac had blessed him and given him a command , saying , " You must not take a wife from the women
of Canaan . "
Ary hitan'i Esao fa notsofin'Isaka rano Jakoba ary nampodiany tany Padana - Arama , mba haka vady avy any . Nahita ihany koa izy fa nitso - drano sy nanome baiko azy i Isaka , nanao hoe : " Tsy mahazo maka vady amin'ireo vehivavy avy any Kanàna ianao . "
GEN 28:7     Alignment score: 0.561
Esau also saw that Jacob had obeyed his father and his mother , and had gone to Paddan Aram .
Hitan'i Esao ihany koa fa nankatò ny ray sy reniny Jakoba , ary nandeha tany
Padan - Arama .
GEN 28:8     Alignment score: 0.49
Esau saw that the women
of Canaan did not please Isaac his father .
Ary hitan'i Esao fa tsy nankasitraka ireo vehivavy avy any Kanàna i Isaka rainy .
GEN 28:9     Alignment score: 0.507
So he went to Ishmael , and took , besides the wives that he had , Mahalath the daughter of Ishmael , Abraham 's son , the sister of Nebaioth , to be his wife .
Koa ankoatra ireo vady izay efa nananany
, dia lasa izy nankany amin'Ismaela , ary naka an'i Mahalota , zanaka vavin ' Ismaela , zanak'i Abrahama , anabavin'i Nebaiota mba ho vadiny .
GEN 28:10     Alignment score: 0.564
Jacob left Beersheba and went toward Haran .
Niala tao Beri - sheba i Jakoba ka nankany Harana .
GEN 28:11     Alignment score: 0.381
He came to a certain place and stayed there all night , because the sun had set . He took one of the stones in that place , put it under his head , and lay down in that place to sleep .
Ary tonga teo amin ' ny toerana iray izy ka nijanona teo nandritry
ny alina tontolo , satria efa nody ny masoandro . Naka iray tamin'ireo vato teo amin'izany toerana izany izy , nametraka izany tao ambany lohany , dia nitsilany teo amin'ilay toerana mba hatory .
GEN 28:12     Alignment score: 0.211 → 0.227
He dreamed and saw a stairway set up on the earth . Its top reached to heaven and the angels of God were ascending and descending on it .
Nanofy izy ka nahita tohatra niorina
tamin ' ny tany . Nipaka tamin ' ny lanitra ny tendrony ary niakatra sy nidina tamin'izany ireo anjelin ' Andriamanitra .
GEN 28:13     Alignment score: 0.416 → 0.421
Behold , Yahweh stood above it and said , " I am Yahweh , the God of Abraham your father , and the God of Isaac . The land on which you are lying , I will give to you and to your descendants .
Indro , Yaveh nitsangana teo ambonin'izany ary niteny hoe : " Izaho no Yaveh , Andriamanitr'i
Abrahama rainao , sy Andriamanitr'Isaka . Ny tany izay handrianao io , dia homeko anao sy ny taranakao .
GEN 28:14     Alignment score: 0.364 → 0.383
Your descendants will be like the dust of the earth , and you will spread far out to the west , to the east , to the north , and to the south . Through you and through your descendants will all the families of the earth be blessed .
Ho toy ny vovoka amin ' ny tany ny taranakao
, ary hiely lavitra hatrany andrefana , ka hatrany atsinanana , hatrany avaratra , ary hatrany atsimo ianao . Amin ' ny alalanao sy amin ' ny alalan'ireo taranakao no hitahiana ireo fianakaviana eto an - tany rehetra .
GEN 28:15     Alignment score: 0.359
Behold , I am with you , and I will keep you wherever you go . I will bring you into this land again ; for I will not leave you . I will do all that I have promised to you . "
Indro , momba anao Aho , ary hiaro anao na aiza na aiza halehanao . Hitondra anao amin'ity tany ity indray Aho ; fa tsy handao anao Aho . Ho ataoko avokoa izay rehetra nampanantenaiko anao . "
GEN 28:16     Alignment score: 0.405 → 0.436
Jacob awoke
out of his sleep , and he said , " Surely Yahweh is in this place , and I did not know it . "
Nifoha tamin ' ny torimasony Jakoba , ka hoy izy hoe : " Azo antoka tokoa fa eto amin'ity toerana ity Yaveh , fa izaho no tsy nahalala . "
GEN 28:17     Alignment score: 0.216 → 0.22
He was afraid and said , " How terrifying is this place ! This is none other than the house of God . This is the gate of heaven . "
Raiki - tahotra izy ka niteny hoe : " Tena mampatahotra ity toerana ity ! Tsy inona akory fa tranon'Andriamanitra ity . Ity no vavahadin ' ny lanitra . "
GEN 28:18     Alignment score: 0.402 → 0.402
Jacob arose
early in the morning and took the stone that he had put under his head . He set it up as a pillar and poured oil upon the top of it .
Nifoha maraina Jakoba dia naka ilay vato izay napetrany tao ambany lohany . Nataony ho tsangam - bato izany ary nandrarahany menaka teo an - tampon'izany .
GEN 28:19     Alignment score: 0.472 → 0.504
He called the name of that place Bethel , but the name of the city originally was Luz .
Ary dia nantsoiny hoe Betela ny anaran'izany toerana izany , fa Lozy no anaran'ilay tanàna tany
am - piandohana .
GEN 28:20     Alignment score: 0.299 → 0.315
Jacob vowed a vow , saying , " If God will be with me and will protect me on this road on which I am walking , and will give me bread to eat , and clothes to wear ,
Ary nanao voady Jakoba , niteny hoe : " Raha homba sy hiharo ahy amin'ity lalana izay andehanako ity Andriamanitra , ka hanome ahy mofo hohanina , sy akanjo ho tafiana ,
GEN 28:21     Alignment score: 0.392
so that I return safely to my father 's house , then Yahweh will be my God .
mba hafahako miverina
soa aman - tsara any an - tranon - draiko , dia Yaveh no ho Andriamanitro .
GEN 28:22     Alignment score: 0.233 → 0.261
Then this stone that I have set up as a pillar will be a sacred stone . From everything that you give
me , I will surely give a tenth back to you . "
Ary ho lasa vato masina ity vato izay naoriko ho tsangam - bato ity . Amin'izay rehetra omenao ahy , dia ho haveriko aminao tokoa ny ampahafolony . "
GEN 28     Average alignment score: 0.403 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50