Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 24:1     Alignment score: 0.411
Now Abraham was very old and Yahweh had blessed Abraham in all things .
Ary efa tena antitra tokoa Abrahama ary notahian'Andriamanitra tamin ' ny zavatra rehetra .


GEN 24:2     Alignment score: 0.391
Abraham said to his servant , the one who was the oldest of his household and who was in charge of all that he had , " Put your hand under my thigh
Hoy Abrahama tamin ' ny mpanompony
, izay zokiny indrindra teo amin ' ny ankohonany ary nanapaka teo amin ' ny izay rehetra nananany hoe : " Apetraho eo ambanin ' ny feko ny tananao
GEN 24:3     Alignment score: 0.322 → 0.32
and I will make you swear by Yahweh , the God of heaven and the God of the earth , that you will not get a wife for my son from the daughters
of the Canaanites , among whom I make my home .
ary asaiko mianiana amin'i Yaveh , ilay Andriamanitry ny lanitra sy Andriamanitry ny tany ianao , mba tsy haka vady ho an ' ny zanako lahy avy amin'ireo zanaka vavin ' ny Kananita , eo amin'ireo izay hanorenako ny fonenako .
GEN 24:4     Alignment score: 0.284
But you will go to my country , and to my relatives , and get a wife for my son Isaac . "
Fa handeha ho any amin ' ny fireneko ianao , any amin'ireo havako , ka makà vady ho an'Isaka zanako lahy . "
GEN 24:5     Alignment score: 0.293 → 0.292
The servant said to him , " What if the woman will not be willing to follow me to this land ? Must I take your son back to the land from which you came
? "
Hoy ilay mpanompo taminy hoe : " Ahoana raha tsy vonona ny handeha hanaraka ahy ho aty amin'ity tany ity ilay vehivavy ? Tsy maintsy hitondra ny zanakao hiverina any amin ' ny tany niavianao ve aho ? "
GEN 24:6     Alignment score: 0.351
Abraham said to him , " Make sure that you do not take my son back there !
Dia hoy Abrahama taminy hoe : " Mahazò antoka ny tsy hitondranao ny zanako lahy hiverina any !
GEN 24:7     Alignment score: 0.353 → 0.354
Yahweh , the God of heaven , who took me from my father 's house and from the land of my relatives , and who promised me with a solemn oath saying , ' To your descendants I will give this land , ' he will send his angel before you , and you will get a wife for my son from there .
Yaveh , ilay Andriamanitry ny lanitra , izay naka ahy avy tao an - tranon
' ny raiko sy avy tany amin ' ny tanin ' ny havako , sady nampanantena ahy tamin ' ny fianianana manetriketrika nilaza hoe : ' Omeko ho an ' ny taranakao ity tany ity , ' Izy no haniraka ny anjeliny hialoha anao , ary hahita vady ho an ' ny zanako any ianao .
GEN 24:8     Alignment score: 0.287
But if the woman is not willing to follow you , then you will be free from this oath of mine . Only you are not to take my son back there . "
Saingy raha tsy vonona ny hanaraka anao ilay vehivavy , dia ho afaka amin ' ny fianianako ianao . Tsy tokony hitondra ny zanako miverina any fotsiny ianao . "
GEN 24:9     Alignment score: 0.421 → 0.422
So the servant put his hand under the thigh of Abraham his master , and swore to him concerning this matter .
Koa nametraka ny tanany tao ambanin ' ny fen'i
Abrahama tompony ilay mpanompo , ary nianiana mahakasika izany raharaha izany .
GEN 24:10     Alignment score: 0.376 → 0.399
The servant took ten of his master 's camels and departed . He also took with him all kinds of goods from his master . He departed and went to the region of Aram Naharaim , to the city of Nahor .
Naka folo tamin ' ny ramevan ' ny tompony ilay mpanompo ary nandeha . Nitondra ireo karazam
- panomezana rehetra avy tamin ' ny tompony ihany koa izy . Niainga izy ka nandeha tany amin ' ny faritr'i Arama Naharaima , tany amin ' ny tanànan'i Nahora .
GEN 24:11     Alignment score: 0.399
He made the camels kneel down outside the city by the well of water . It was evening , the time that women
go out to draw water .
Nataony nipetraka teny ivelan ' ny tanàna teo akaikin ' ny fatsakan - drano ireo rameva . Hariva tamin'izany , fotoana fivoahan ' ny vehivavy hatsaka rano .
GEN 24:12     Alignment score: 0.493
Then he said , " Yahweh , God of my master Abraham , grant me success today and show covenant faithfulness to my master Abraham .
Hoy izy avy eo hoe : " Yaveh , Andriamanitr'i
Abrahama tompoko , omeo ahy anio ny fanambinana ary asehoy ny tsy fivadiham - panekena amin'i Abrahama tompoko .
GEN 24:13     Alignment score: 0.233 → 0.276
Look , here I am standing by the spring of water , and the daughters
of the men of the city are coming out to draw water .
Indro , inty aho mitsangana eto akaikin ' ny loharano , ary mivoaka mba haka rano ireo zanaka vavin ' ny olon ' ny tanàna .
GEN 24:14     Alignment score: 0.339 → 0.353
Let it happen like this . When I say to a young woman , ' Please lower your pitcher so that I may drink , ' and she says to me , ' Drink , and I will water your camels too , ' then let her be the one that you have appointed for your servant Isaac . By this I will know
that you have shown covenant faithfulness to my master . "
Aoka ho tanteraka tahaka izao izany . Rehefa milaza amina vehivavy iray aho hoe : ' Mba ampidino re ny sininao mba hafahako misotro , ' ka miteny amiko izy hoe : ' misotroa , ary homeko rano ihany koa ireo ramevanao , ' dia aoka ho izy ilay iray izay notendrenao ho an'Isaka mpanomponao . Amin'izany no hahitako fa nampiseho tsy fivadiham - panekena tamin ' ny tompoko Ianao . "
GEN 24:15     Alignment score: 0.449 → 0.478
It came
about that even before he had finished speaking , behold , Rebekah came out with her water pitcher on her shoulder . Rebekah was born to Bethuel son of Milkah , the wife of Nahor , Abraham 's brother .
Ary mbola tsy nahavita niteny akory aza izy , dia indro , nivoaka niaraka tamin ' ny sinin - dranony teo an - tsorony i Rebeka . Rebeka dia naterak'i Betoela , zanaka lahin'i Milka , vadin'i Nahora , rahalahin'i Abrahama .
GEN 24:16     Alignment score: 0.293 → 0.293
The young woman
was very beautiful and a virgin . No man had ever known her . She went down to the spring , filled her pitcher and came up .
Tsara tarehy tokoa ilay tovovavy sady virijiny . Tsy mbola nisy lehilahy nandry taminy . Nandeha nidina teny amin'ilay loharano izy ka nameno ny sininy , ary niakatra .
GEN 24:17     Alignment score: 0.43
Then the servant ran to meet her and said , " Please give me a little drink of water from your pitcher . "
Ary nihazakazaka mba hihaona aminy ilay mpanompo ary niteny hoe : " Mba omeo rano kely ho sotroina amin ' ny sininao
re aho . "
GEN 24:18     Alignment score: 0.328 → 0.328
She said , " Drink , my master , " and she quickly let down her pitcher on her hand , and gave him a drink .
Hoy izy hoe : " Misotroa
, tompoko , " ary nampidininy faingana ho eo an - tanany ilay siny , ka nomeny rano izy .
GEN 24:19     Alignment score: 0.317 → 0.333
When she had finished giving him a drink , she said , " I will draw water for your camels also , until they have finished drinking . "
Rehefa avy nanome ho sotroina ho azy izy , dia niteny hoe : " Hisintomako rano ihany koa ireo ramevanao , ambara - pisotron'izy ireo hatramin ' ny farany . "
GEN 24:20     Alignment score: 0.291 → 0.295
So she hurried and emptied her pitcher into the trough , then ran again to the well to draw water , and drew water for all his camels .
Koa nahidiny faingana ary noritrainy ny rano tao anaty sininy
ho eo amin ' ny tavy fisotroana , ary niverina nihazakazaka nankeo amin ' ny fantsakana mba haka rano izy , ary naka rano ho an'ireo ramevany rehetra .
GEN 24:21     Alignment score: 0.273
The man watched her in silence to see whether Yahweh had prospered his journey or not .
Nandinika azy mangingina ilay lehilahy mba hahitany raha nanambina ny diany Yaveh na tsia .
GEN 24:22     Alignment score: 0.428
As the camels finished drinking , the man brought out a gold nose ring weighing half a shekel , and two gold bracelets for her arms weighing ten shekels ,
Rehefa avy nisotro rano ireo rameva , dia namoaka kavin'orona volamena milanja antsasaka
sekely , sy firavaka volamena anankiroa fanao amin ' ny sandry milanja folo sekely ralehilahy ,
GEN 24:23     Alignment score: 0.296 → 0.314
and asked , " Whose daughter are you ? Tell me please , is there room in your father 's house for us to spend the night ? "
ary nanontany hoe : " Zanaka vavin'iza moa ianao ? Mba lazao ahy , misy efitra mba handanianay ny alina ve ao an - tranon
' ny rainao ? "
GEN 24:24     Alignment score: 0.546
She said to him , " I am the daughter of Bethuel son of Milkah , whom she bore to Nahor . "
Hoy izy taminy hoe : " Zanaka
vavin'i Betoela zanaka lahin'i Milka , izay naterany tamin'i Nahora aho . "
GEN 24:25     Alignment score: 0.293
She also said to him , " We have plenty of both straw and feed , and also room for you to spend the night . "
Hoy ihany koa izy taminy hoe : " Ary manana mololo sy vilona be dia be ihany koa izahay , ary toerana ho anareo mba handaniana
ny alina . "
GEN 24:26     Alignment score: 0.46
Then the man bowed down and worshiped Yahweh .
Avy eo dia niankohoka ilay lehilahy ary nitsaoka an'i Yaveh .
GEN 24:27     Alignment score: 0.409 → 0.413
He said , " Blessed be Yahweh , the God of my master Abraham , who has not abandoned his covenant faithfulness and his trustworthiness toward my master . As for me , Yahweh has led me directly to the house of my master 's relatives . "
Hoy izy hoe : " Deraina
anie Yaveh , ilay Andriamanitr'i Abrahama tompoko , izay tsy nahafoy ny tsy fivadiham - panekeny sy ny fahamendreham - pitokisany nanoloana ny tompoko . Raha ny amiko , dia nentin'i Yaveh mivantana tao an - tranon ' ny havan ' ny tompoko aho . "
GEN 24:28     Alignment score: 0.355
Then the young woman
ran and told her mother 's household about all of these things .
Avy eo nihazakazaka ilay tovovavy ary nitantara tamin ' ny ankohonan - dreniny momba izany zavatra rehetra izany .
GEN 24:29     Alignment score: 0.254 → 0.347
Now Rebekah had a brother , and his name was Laban . Laban ran to the man who was out at the road by the spring .
Ary nanana anadahy i Rebeka , Labana no anarany . Nihazakazaka nankany amin'ilay lahilahy izay teny
an - dalana tany ivelany teo akaikin ' ny fantsakana i Labana .
GEN 24:30     Alignment score: 0.399
When he had seen the nose ring and the bracelets on his sister 's arms , and when he had heard the words of Rebekah his sister , " This is what the man said to me , " he went to the man , and , behold , he was standing by the camels at the spring .
Rehefa nahita ny kavin'orona sy ireo firavaka teo amin ' ny sandrin
' ny anabaviny izy , ary rehefa nandre ny tenin'i Rebeka anabaviny hoe : " Izao no nolazain'ilay lehilahy tamiko , " dia nankany amin'ilay lehilahy izy , ary indro , nijoro niaraka tamin'ireo rameva teo akaikin ' ny fantsakana izy .
GEN 24:31     Alignment score: 0.429 → 0.438
Then Laban said , " Come , you blessed of Yahweh . Why are you standing outside ? I have prepared the house , and a place for the camels . "
Dia hoy Labana hoe : " Avia , ianao ry voatahin'i Yaveh . Nahoana ianao no mijoro eny ivelany
eny ? Efa nanomana ny trano , ary ny toeran'ireo rameva aho . "
GEN 24:32     Alignment score: 0.299 → 0.308
So the man came to the house and he unloaded the camels . The camels were given straw and feed , and water was provided to wash his feet and the feet of the men who were with him .
Koa dia niditra tao an - trano ilay lehilahy ary nampidina ny entana
teo amin'ireo rameva izy . Nomena mololo sy vilona ireo rameva , ary nisy rano novatsiana hanasana ny tongony sy ny tongotr'ireo lehilahy izay niaraka taminy .
GEN 24:33     Alignment score: 0.348
They set food before him to eat , but he said , " I will not eat until I have said what I have to say . " So Laban said , " Speak on . "
Nandroso sakafo teo anoloany
ho hanina izy ireo , saingy hoy izy hoe : " Tsy hihinana aho raha tsy efa voalazako izay tokony hambarako . " Koa dia hoy Labana hoe : " Lazao ary . "
GEN 24:34     Alignment score: 0.442 → 0.506
He said , " I am Abraham 's servant .
Hoy izy hoe : " Mpanompon'i
Abrahama aho .
GEN 24:35     Alignment score: 0.38
Yahweh has blessed my master very much and he has become
great . He has given him sheep and cattle , silver and gold , male servants and female servants , and camels and donkeys .
Nitahy azy tokoa Yaveh ary nanjary lasa olona manam - be izy . Nanome azy ondry aman'osy sy omby , volafotsy sy volamena , mpanompo lahy sy mpanompo vavy , ary rameva sy boriky Izy .
GEN 24:36     Alignment score: 0.373
Sarah , my master 's wife , bore a son to my master when she was old , and he has given everything that he owns to him .
Saraha , vadin
' ny tompoko , dia niteraka zaza lahy ho an ' ny tompoko tamin ' ny fahanterany , ary nomeny azy avokoa ny zavatra nananany .
GEN 24:37     Alignment score: 0.257 → 0.285
My master made me swear , saying , ' You must not get a wife for my son from the daughters
of the Canaanites , in whose land I make my home .
Nasain ' ny tompoko nianiana aho , tamin ' ny nilazany hoe : ' Ianao tsy mahazo maka vady ho an ' ny zanako lahy avy amin'ireo zanaka vavin ' ny Kananita , izay nataoko fonenana ny taniny .
GEN 24:38     Alignment score: 0.255
Instead , you must go to my father 's family , and to my relatives , and get a wife for my son . '
Fa kosa , tsy maintsy mandeha mankany amin ' ny fianakavian
- draiko ianao , ary any amin'ireo havako , ka haka vady ho an ' ny zanako . '
GEN 24:39     Alignment score: 0.476
I said to my master , ' Perhaps the woman will not follow me . '
Hoy aho tamin ' ny tompoko hoe : ' Mety tsy hanaraka ahy ilay vehivavy . '
GEN 24:40     Alignment score: 0.289 → 0.311
But he said to me , ' Yahweh , before whom I walk , will send his angel with you and he will prosper your way , so that you will get a wife for my son from among my relatives and from my father 's family line .
Fa hoy kosa izy tamiko hoe : ' Yaveh , izay andehanako eo anoloana
, dia haniraka anjely hiaraka aminao ary hanambina ny lalanao izy , mba hahazoanao vady ho an ' ny zanako lahy eo amin'ireo havako sy avy amin ' ny firazanan ' ny raiko .
GEN 24:41     Alignment score: 0.313
But you will be free from my oath if you come
to my relatives and they will not give her to you . Then you will be free from my oath . '
Saingy ho afaka amin ' ny fianianako ianao raha mankany amin'ireo havako ka tsy hanome azy ho anao izy ireo . Dia ho afaka amin ' ny fianianako ianao . '
GEN 24:42     Alignment score: 0.387 → 0.38
So I arrived today at the spring , and said , ' O Yahweh , God of my master Abraham , please , if you do indeed intend to make my journey successful
Koa dia tonga teo amin ' ny loharano aho androany , ary niteny hoe : " Yaveh o , Andriamanitr'i
Abrahama tompoko , aoka re , raha tena manao izay hanambinana ny diako tokoa Ianao
GEN 24:43     Alignment score: 0.332 → 0.336
here I am , standing by the spring of water let the young woman who comes out to draw water , the woman to whom I say , " Please give me a little water from your pitcher to drink , "
indro aho , mijoro eto akaikin ' ny loharano aoka izay tovovavy mivoaka hantsaka rano , izay vehivavy hilazako hoe : " Mba omeo rano kely amin ' ny sininao
re aho mba ho sotroina , "
GEN 24:44     Alignment score: 0.429
the woman who says to me , " Drink , and I will also draw water for your camels " let her be the woman whom you , Yahweh , have chosen for my master 's son . '
izay vehivavy milaza amiko hoe : " Misotroa
, ary haka rano ho an ' ny ramevanao ihany koa aho , " aoka ho izy ilay vehivavy izay nosafidianao , ry Yaveh , ho an ' ny zanaka lahin ' ny tompoko . '
GEN 24:45     Alignment score: 0.295 → 0.299
Even before I had finished speaking in my heart , behold , Rebekah came out with her pitcher on her shoulder and she went down to the spring and drew water . So I said to her , ' Please give me a drink . '
Raha mbola tsy nahavita niteny tao am - poko akory aho , dia indro , nivoaka niaraka tamin ' ny sininy
teo an - tsorony i Rebeka ary nandeha nidina ho eo amin ' ny loharano izy ka naka rano . Ka hoy aho taminy hoe : ' Mba omeo rano re aho . '
GEN 24:46     Alignment score: 0.443 → 0.443
She quickly lowered her pitcher from her shoulder and said , ' Drink , and I will give your camels water also . ' So I drank
, and she watered the camels also .
Nampidina faingana ny sininy avy teo an - tsorony izy ary nilaza hoe : ' Misotroa , ary hanome rano ho an ' ny ramevanao ihany koa aho . ' Koa dia nisotro aho , ary nomeny rano ihany koa ireo rameva .
GEN 24:47     Alignment score: 0.407 → 0.412
I asked her and said , ' Whose daughter
are you ? ' She said , ' The daughter of Bethuel , Nahor 's son , whom Milkah bore to him . ' Then I put the ring in her nose and the bracelets on her arms .
Nanontany taminy aho ary niteny hoe : ' Zanak'iza moa ianao ? ' Hoy izy hoe : ' Zanaka vavin'i Betoela , zanak'i Nahora , izay naterak'i Milka taminy . ' Dia napetrako teo amin ' ny orony ny kavina ary teo amin ' ny sandriny ireo ravaka .
GEN 24:48     Alignment score: 0.334 → 0.338
Then I bowed down and worshiped Yahweh , and blessed Yahweh , the God of my master Abraham , who had led me by the way that is right to find the daughter of my master 's relative
for his son .
Avy eo aho niankohoka ka nihoby an'i Yaveh , ilay Andriamanitry ny tompoko , izay nitondra ahy tamin ' ny lalana marina mba hahita ny zanaka vavin ' ny havan ' ny tompoko ho an ' ny zanany lahy .
GEN 24:49     Alignment score: 0.234 → 0.255
Now therefore , if you are prepared to show steadfast love and faithfulness to my master , tell me . But if not , tell me , so that I may turn to the right hand or to the left . "
Koa ankehitriny , raha vonona ny hitondra ny tompoko amin ' ny fitokiam - pianakaviana sy fahamendreham - pitokiana
ianareo , dia ambarao amiko . Kanefa raha tsy izany , dia lazao ahy , mba hitodiako miankavia na miankavanana . "
GEN 24:50     Alignment score: 0.495 → 0.499
Then Laban and Bethuel answered and said , " The thing has come
from Yahweh ; we can not speak to you either bad or good .
Avy eo Labana sy Betoela namaly ka nanao hoe : " Avy amin'i Yaveh izany zavatra izany ; tsy afaka ny hilaza aminao na ratsy na tsara izahay .
GEN 24:51     Alignment score: 0.432
Look , Rebekah is before you . Take her and go , so she may be the wife of your master 's son , as Yahweh has spoken . "
Indro , eo anoloanao
i Rebeka . Ento izy ary mandehana , mba ho vadin ' ny zanaky ny tomponao , araka ny nolazain'i Yaveh . "
GEN 24:52     Alignment score: 0.546
When Abraham 's servant heard their words , he bowed down to the ground before Yahweh .
Rehefa nandre ny tenin'izy ireo ilay mpanompon'i
Abrahama , dia niankohoka tamin ' ny tany teo amin'i Yaveh izy .
GEN 24:53     Alignment score: 0.426 → 0.433
The servant brought out articles of silver and articles of gold , and clothing , and gave them to Rebekah . He also gave precious gifts to her brother and to her mother .
Nitondra karazan - javatra volafotsy sy karazan - javatra volamena ilay mpanompo , ary fitafiana , ka nomeny
ho an'i Rebeka ireo . Nanolotra fanomezana sarobidy ho an ' ny anadahiny sy ny reniny ihany koa izy .
GEN 24:54     Alignment score: 0.431 → 0.451
Then he and the men who were with him ate and drank
. They stayed there overnight , and when they arose in the morning , he said , " Send me away to my master . "
Avy eo dia nihinana sy nisotro izy sy ireo lehilahy izay niaraka taminy . Nitoetra tao nandritry ny alina izy ireo , ary rehefa nifoha maraina , dia hoy izy hoe : " Alefaso any amin ' ny tompoko aho . "
GEN 24:55     Alignment score: 0.306 → 0.306
Her brother and her mother said , " Let the young woman stay with us for a few more days , at least ten . After that she may go . "
Hoy ny anadahiny sy ny reniny hoe : " Avelao mba hitoetra miaraka aminay mandritry
ny andro vitsivitsy ny tovovavy , mba folo andro farafahakeliny . Aorian'izany dia afaka mandeha izy . "
GEN 24:56     Alignment score: 0.351
But he said to them , " Do not hinder me , since Yahweh has prospered my way . Send me on my way so that I may go to my master . "
Fa hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Aza hazonina aho , satria nanambina ny lalako Yaveh . Alefaso amin ' ny lalako aho mba hafahako mandeha any amin ' ny tompoko . "
GEN 24:57     Alignment score: 0.404
They said , " We will call the young woman and ask her . "
Hoy izy ireo hoe : " Hiantso ny tovovavy izahay ary hanontany azy . "
GEN 24:58     Alignment score: 0.444
So they called Rebekah and asked her , " Will you go with this man ? " She replied , " I will go . "
Koa dia niantso an'i Rebeka izy ireo ary nanontany taminy hoe : " Handeha hiaraka amin'io lehilahy io ve ianao ? " Dia namaly izy hoe : " Handeha aho . "
GEN 24:59     Alignment score: 0.366
So they sent their sister Rebekah , along with her female servant , on her journey with Abraham 's servant and his men .
Koa dia nalefan'izy ireo tamin ' ny diany niaraka tamin ' ny mpanompon'i
Abrahama sy ireo olony i Rebeka anabaviny , niaraka tamin ' ny mpanompo vaviny .
GEN 24:60     Alignment score: 0.28 → 0.291
They blessed Rebekah , and said to her , " Our sister , may you be the mother of thousands
of ten thousands , and may your descendants possess the gate of those who hate them . "
Nitso - drano an'i Rebeka izy ireo , ary nilaza taminy hoe : " Ranabavy , ho renin ' ny aman'arivony sy aman'aliny anie ianao , ary ho tompon ' ny vavahadin'ireo izay mankahala azy anie ireo taranakao . "
GEN 24:61     Alignment score: 0.415
Then Rebekah arose
, and she and her servant girls mounted the camels , and followed the man . Thus the servant took Rebekah , and went his way .
Avy eo nitsangana Rebeka , ka nitaingina ny rameva izy sy ireo mpanompo vaviny , ary nanaraka ilay lehilahy . Koa nentin'ilay mpanompo i Rebeka , ary roso tamin ' ny lalany izy .
GEN 24:62     Alignment score: 0.556 → 0.552
Now Isaac was living in the Negev , and had just returned from Beer
Lahai Roi .
Ary nipetraka tany Negeva Isaka , ary vao niverina avy tany Bera - lahai - roy .
GEN 24:63     Alignment score: 0.488 → 0.489
Isaac went out to meditate
in the field in the evening . When he looked up and saw , behold , there were camels coming !
Nandeha nivoaka hariva mba hivavaka tany an - tsaha Isaka . Rehefa niandrandra izy dia nahita , indreny , nisy rameva tamy !
GEN 24:64     Alignment score: 0.572
Rebekah looked , and when she saw Isaac , she jumped down from the camel .
Nitazana Rebeka , ary rehefa nahita an'i Isaka izy , dia nitsambikina nidina avy teo amin ' ny rameva .
GEN 24:65     Alignment score: 0.309 → 0.321
She said to the servant , " Who is that man who is walking in the field to meet us ? " The servant said , " It is my master . " So she took her veil , and covered herself .
Hoy izy tamin'ilay mpanompo hoe : " Iza iny lehilahy tonga hitsena antsika avy eny an - tsaha iny ? " Namaly ilay mpanompo hoe : " Iny no tompoko . " Koa nalain'i Rebeka ny voaliny
, ary nosaronany ny tenany .
GEN 24:66     Alignment score: 0.253 → 0.321
The servant recounted to Isaac all the things that he had done .
Namerina nitantara tamin'Isaka ny zavatra rehetra nataony ilay mpanompo .
GEN 24:67     Alignment score: 0.497 → 0.503
Then Isaac brought her into his mother Sarah 's tent and took Rebekah , and she became
his wife , and he loved her . So Isaac was comforted after his mother 's death .
Ary nitondra azy tao an - dain'i Saraha reniny i Isaka ka naka an'i Rebeka , dia lasa vadiny izy , ary tiany . Koa nionona Isaka taorian ' ny fahafatesan - dreniny .
GEN 24     Average alignment score: 0.375 for 67 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50