Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 11:1     Alignment score: 0.277 → 0.277
Now the whole earth used one language and had the same words .
Ary ny tany iray manontolo dia nampiasa fiteny iray sy teny iombonana .


GEN 11:2     Alignment score: 0.327 → 0.328
As they journeyed in the east , they found a plain in the land of Shinar and they settled there .
Raha nandeha niatsinanana izy ireo , dia nahita lohasaha tao amin ' ny tanin'i Sinara ka nanorim - ponenana tao .
GEN 11:3     Alignment score: 0.253 → 0.289
They said to one another , " Come , let us make bricks and bake them thoroughly . " They had brick instead of stone and tar as mortar .
Nifampilaza izy ireo hoe : " Andao , hanao biriky isika ka handoro tsara izany . " Biriky no nananan'izy ireo fa tsy vato ary molanga ho feta .
GEN 11:4     Alignment score: 0.258 → 0.267
They said , " Come
, let us build ourselves a city and a tower whose top will reach to the sky , and let us make a name for ourselves . If we do not , we will be scattered across the surface of the whole earth . "
Hoy izy ireo hoe : " Andeha isika hanangana tanàna sy tilikambo izay hanakatra ny lanitra ny tendrony , ary aoka hamoronantsika anarana ho antsika izany . Raha tsy manao izany isika , dia hiparitaka manerana an'izao tontolo rehetra izao . "
GEN 11:5     Alignment score: 0.469 → 0.493
So Yahweh came
down to see the city and the tower which the descendants of Adam had built .
Noho izany dia nidina Yaveh mba hijery ilay tanàna sy ilay tilikambo izay natsangan'ireo taranak'i Adama .
GEN 11:6     Alignment score: 0.258 → 0.259
Yahweh said , " Look , they are one people with the same language , and they are beginning to do this ! Soon nothing that they intend to do will be impossible for them .
Hoy Yaveh hoe : " Indro , vahoaka iray mitovy fiteny ihany ireo , ary manomboka manao izany izy ireo ! Atsy ho atsy dia tsy hisy zavatra izay kasain'izy ireo hatao ka tsy ho vitan'izy ireo .
GEN 11:7     Alignment score: 0.187 → 0.191
Come
, let us go down and confuse their language there , so that they may not understand each other . "
Koa , andeha isika hidina ka hampifangaro ny fitenin'izy ireo eny , mba tsy hifankahazo izy ireo . "
GEN 11:8     Alignment score: 0.391
So Yahweh scattered them from there across the surface of all the earth and they stopped building the city .
Ka naparitak'i Yaveh avy teo hanerana ny velaran - tany
rehetra izy ireo ary natsahatr'izy ireo ny fananganana ny tanàna .
GEN 11:9     Alignment score: 0.391 → 0.405
Therefore , its name was called Babel , because there Yahweh confused the language of the whole earth and from there Yahweh scattered them abroad over the surface of all the earth .
Noho izany , dia natao hoe Babela ny anaran'izany , satria tao no nanafangaron'i Yaveh ny fitenin
' ny tany iray manontolo ary avy tao no nanaparitahan'i Yaveh azy ireo tany ivelany manerana ny velaran - tany rehetra .
GEN 11:10     Alignment score: 0.513 → 0.56
These were the descendants of Shem . Shem was a hundred years old , and he became the father of Arphaxad two years after the flood .
Ireto ny taranak'i Sema . Zato taona i Sema , ary roa taona taorian ' ny safo - drano dia niteraka an'i Arpaksada izy .
GEN 11:11     Alignment score: 0.408
Shem
lived five hundred years after he became the father of Arphaxad . He also became the father of other sons and daughters .
Mbola velona dimanjato taona izy rehefa tonga rain'i Arpaksada izy . Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy hafa ihany koa izy .
GEN 11:12     Alignment score: 0.571 → 0.62
When Arphaxad had lived thirty - five years , he became the father of Shelah
.
Rehefa feno dimy amby telopolo taona i Arpaksada , dia niteraka an'i Sela .
GEN 11:13     Alignment score: 0.592
Arphaxad lived 403 years after he became the father of Shelah
. He also became the father of other sons and daughters .
Niaina 403 taona i Arpaksada taorian ' ny niterahany an'i Sela . Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy hafa ihany koa izy .
GEN 11:14     Alignment score: 0.581
When Shelah
had lived thirty years , he became the father of Eber .
Rehefa niaina telopolo taona i Sela , dia niteraka an'i Hebera .
GEN 11:15     Alignment score: 0.529
Shelah
lived 403 years after he became the father of Eber . He also became the father of other sons and daughters .
Mbola niaina 403 taona i Sela taorian ' ny niterahany an'i Hebera . Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy hafa ihany koa izy .
GEN 11:16     Alignment score: 0.627
When Eber
had lived thirty - four years , he became the father of Peleg .
Rehefa niaina efatra amby telopolo taona i Hebera , dia niteraka an'i Pelega .
GEN 11:17     Alignment score: 0.54
Eber
lived 430 years after he became the father of Peleg . He also became the father of other sons and daughters .
Mbola niaina 430 taona i Hebera taorian ' ny niterahany an'i Pelega . Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy hafa ihany koa izy .
GEN 11:18     Alignment score: 0.676
When Peleg had lived thirty years , he became the father of Reu .
Rehefa niaina telopolo taona i Pelega
, dia niteraka an'i Reho .
GEN 11:19     Alignment score: 0.592
Peleg lived 209 years after he became the father of Reu . He also became the father of other sons and daughters
.
Mbola niaina 209 taona i Pelega taorian ' ny niterahany an'i Reho . Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy hafa ihany koa izy .
GEN 11:20     Alignment score: 0.695
When Reu had lived thirty - two years , he became the father of Serug .
Rehefa niaina roa amby telopolo taona i Reho , dia niteraka an'i Seroga .
GEN 11:21     Alignment score: 0.609 → 0.613
Reu lived 207 years after he became the father of Serug . He also became the father of other sons and daughters
.
Mbola niaina 207 taona i Reho taorian ' ny niterahany an'i Seroga . Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy hafa ihany koa izy .
GEN 11:22     Alignment score: 0.685 → 0.725
When Serug had lived thirty years , he became the father of Nahor .
Rehefa niaina telopolo taona i Seroga , dia niteraka an'i Nahora .
GEN 11:23     Alignment score: 0.593 → 0.597
Serug lived two hundred years after he became the father of Nahor . He also became the father of other sons and daughters
.
Mbola niaina roanjato taona i Seroga taorian ' ny niterahany an'i Nahora . Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy hafa ihany koa izy .
GEN 11:24     Alignment score: 0.698
When Nahor had lived twenty - nine years , he became the father of Terah .
Rehefa niaina sivy amby roapolo taona i Nahora , dia niteraka an'i Tera .
GEN 11:25     Alignment score: 0.607
Nahor lived 119 years after he became the father of Terah . He also became the father of other sons and daughters
.
Mbola niaina 119 taona i Nahora taorian ' ny niterahany an'i Tera . Niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy hafa ihany koa izy .
GEN 11:26     Alignment score: 0.686
After Terah had lived seventy years , he became the father of Abram , Nahor , and Haran .
Rehefa niaina fitopolo taona i Tera , dia niteraka an'i Abrama , Nahora sy Harana .
GEN 11:27     Alignment score: 0.634 → 0.673
Now these were the descendants of Terah . Terah became the father of Abram , Nahor , and Haran , and Haran became the father of Lot .
Ary ireto ireo taranak'i Tera . Niteraka an'i Abrama , Nahora ary i Harana i Tera , ary Harana niteraka an'i Lota .
GEN 11:28     Alignment score: 0.448 → 0.469
Haran died
in the presence of his father Terah in the land of his birth , in Ur of the Chaldeans .
Harana dia maty tao amin ' ny tany nahaterahany raha mbola velona i Tera rainy , tao Ora tao Kaldeana .
GEN 11:29     Alignment score: 0.657
Abram and Nahor took wives . The name of Abram 's wife was Sarai and the name of Nahor 's wife was Milkah , a daughter of Haran , who was the father of Milkah and Iskah .
Nanambady i Abrama sy Nahora . Saray no anaran
' ny vadin'i Abrama , ary ny anaran ' ny vadin'i Nahora dia i Milka , zanaka vavin'i Harana , izay rain'i Milka sy Iska .
GEN 11:30     Alignment score: 0.346
Now Sarai was barren ; she had no child .
Ary Saray dia momba ; tsy nanan - janaka izy .
GEN 11:31     Alignment score: 0.555
Terah took Abram his son , Lot the son of his son Haran , and Sarai his daughter-in-law , his son Abram 's wife , and together they left Ur of the Chaldeans , to go into the land of Canaan . But they came to Haran and stayed there .
Nentin'i
Tera i Abrama zanany lahy , Lota zanaka lahin'i Harana zanany , sy Saray vinantovaviny , vadin'i Abrama zanany lahy , ary niaraka niala tao Ora tao Kaldeana izy ireo , mba ho any amin ' ny tany Kanana . Fa nankany Harana izy ireo ary nijanona tao .
GEN 11:32     Alignment score: 0.74
Terah lived 205 years and then died
in Haran .
Niaina 205 taona i Tera ary avy eo dia maty tao Harana .
GEN 11     Average alignment score: 0.515 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50