Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 6:1     Alignment score: 0.251 → 0.281
It came
about when mankind began to multiply on the earth and daughters were born to them ,
Rehefa nanomboka nihamaro teto an - tany ny olombelona ary niteraka zazavavy maro ,


GEN 6:2     Alignment score: 0.194 → 0.204
that the sons of God saw that the daughters
of mankind were attractive . They took for themselves wives , any of them that they chose .
dia hitan ' ny zanak'Andriamanitra fa maha - te ho tia ny zanaka vavin ' ny olombelona . Naka vady ho azy izy ireo , na iza na iza nosafidiany tamin'izy ireo .
GEN 6:3     Alignment score: 0.536 → 0.536
Yahweh said , " My spirit will not remain in mankind forever , for they are flesh . They will live 120 years . "
Hoy Yaveh hoe : " Tsy hitoetra amin ' ny olombelona mandrakizay ny fanahiko , satria nofo izy ireo . Hiaina mandritry
ny 120 taona izy ireo . "
GEN 6:4     Alignment score: 0.303 → 0.303
The Nephilim were on the earth in those days , and also afterward . This happened when the sons of God married daughters
of men , and they had children with them . These were the mighty men of old , men of renown .
Teto ambonin ' ny tany ny olona goavana tamin'izany andro izany , ary taorian'izany ihany koa . Izany no nitranga rehefa nanambady ireo zanaka vavin ' ny olombelona ireo zanak'Andriamanitra , ary niteraka tamin'izy ireo . Ireo no lehilahy mahery taloha , lehilahy nanana laza .
GEN 6:5     Alignment score: 0.346 → 0.347
Yahweh saw that the wickedness of mankind was great in the earth , and that every inclination of the thoughts of their hearts was only evil continually .
Hitan'i Yaveh fa lehibe ny faharatsian
' ny olombelona teto an - tany , ary ny fironan ' ny fisainana rehetra tao am - pon'izy ireo dia ratsy hatrany .
GEN 6:6     Alignment score: 0.317 → 0.319
Yahweh regretted that he had made mankind on the earth , and it grieved him to his heart .
Nanenina tamin ' ny nahariany ny olombelona teo an - tany Yaveh , ary nahasosotra ny fony izany .
GEN 6:7     Alignment score: 0.349 → 0.352
So Yahweh said , " I will wipe away mankind whom I have created from the surface of the earth mankind and animals , and creeping things and birds of the heavens , for I regret that I have made them . "
Koa hoy Yaveh hoe : " Haringako hiala eo ambonin ' ny tany ny olombelona izay nohariako ; na ny olombelona na ireo biby vaventy , sy ireo zavatra mikisaka ary ireo voron
' ny habakabaka , satria nanenina Aho namorona azy ireo . "
GEN 6:8     Alignment score: 0.523
But Noah found favor in the eyes of Yahweh .
Fa Noa kosa nahita sitraka teo imason'i
Yaveh .
GEN 6:9     Alignment score: 0.475 → 0.493
This is the account of Noah . Noah was a righteous man , and blameless among the people of his time . Noah walked with God .
Izao no tantara mahakasika an'i Noa . Noa dia lehilahy marina , ary tsy nisy tsiny teo amin ' ny olona tamin ' ny androny
. Noa dia nandeha niaraka tamin'Andriamanitra .
GEN 6:10     Alignment score: 0.797
Noah became the father of three sons : Shem , Ham , and Japheth .
Niteraka zanaka lahy telo i Noa : Sema , Hama , sy Jafeta .
GEN 6:11     Alignment score: 0.357 → 0.359
The earth was corrupt before God , and it was filled with violence .
Simba teo anatrehan'Andriamanitra ny tany
, ary feno herisetra izany .
GEN 6:12     Alignment score: 0.331
God saw the earth ; behold , it was corrupt , for all flesh had corrupted their way upon the earth .
Hitan'Andriamanitra ny tany ; ary indro , simba izany , satria nanimba ny lalan'izy ireo teo ambonin ' ny tany ny nofo rehetra .
GEN 6:13     Alignment score: 0.404
God said to Noah , " I can see that it is time to put an end to all flesh , for the earth is filled with violence through them . Indeed , I will destroy them with the earth .
Hoy Andriamanitra tamin'i Noa hoe : " Hitako fa fotoana hamotehana ny nofo rehetra izao , satria feno herisetra amin ' ny alalan'izy ireo ny tany . Haringako miaraka amin ' ny tany tokoa izy ireo .
GEN 6:14     Alignment score: 0.333 → 0.333
Make for yourself an ark of cypress wood . Make rooms in the ark , and cover it with pitch within and without .
Manaova sambo - fiara vita amin ' ny hazo kypreso ho an ' ny tenanao . Asio efitra ao anatin'ilay sambo - fiara , ary asio dinty ao anatiny
sy ivelan'izany .
GEN 6:15     Alignment score: 0.503
This is how you will make it : The length of the ark is to be three hundred cubits ; the breadth of it is to be fifty cubits , and the height of it is to be thirty cubits .
Izao no fomba hanaovanao
izany : telonjato hakiho ny halavan ' ny sambo - fiara , dimampolo hakiho ny sakany , ary telopolo hakiho ny haavony .
GEN 6:16     Alignment score: 0.326 → 0.335
Make a roof for the ark , and finish it at a cubit from the top of the side . Place a door in the side of the ark and make a lower , a second , and a third deck .
Asio tafo ny sambo - fiara , ary vitao amin ' ny hakiho iray avy any ambony izany . Asio varavarana ny ilan'ilay sambo - fiara ary asio tokotanin - tsambo ambany , faharoa sy fahatelo .
GEN 6:17     Alignment score: 0.359
Listen , I am about to bring the flood of waters upon the earth , to destroy all flesh that has in it the breath of life
from under heaven . Everything that is on the earth will die .
Mihainoa , efa mby hitondra ilay safo - drano eny ambonin ' ny tany Aho , mba hamotika ny nofo rehetra izay manana ny fofon'aina ambanin ' ny lanitra ao aminy . Ho faty avokoa ny zavatra rehetra eny ambonin ' ny tany .
GEN 6:18     Alignment score: 0.227
But I will establish my covenant with you . You will come
into the ark , you , and your sons , and your wife , and your sons ' wives with you .
Kanefa hanorina ny fanekeko aminao Aho . Ho avy ao amin'ilay sambo - fiara ianareo , ianao , sy ireo zanakao lahy , ary ny vadinao , sy ireo vinantovavinao .
GEN 6:19     Alignment score: 0.373
Of every living creature
of all flesh , two of every kind you must bring into the ark , to keep them alive with you , both male and female .
Amin ' ny zava - manan'aina rehetra amin ' ny nofo rehetra , dia tsy maintsy hitondranao roa avy amin ' ny karazany rehetra mankao anaty sambo - fiara , mba hihazonana azy ireo ho velona miaraka aminao , na lahy na vavy .
GEN 6:20     Alignment score: 0.237 → 0.238
Of the birds after their kind , and of animals after their kind , of every creeping thing of the ground after its kind , two of every sort will come to you to keep them alive .
Ireo vorona samy araka ny karazany
avy , ary ny biby vaventy samy araka ny karazany avy , ny zavatra mikisaka amin ' ny tany rehetra samy araka ny karazany avy , dia hanatona anao avokoa ny roa amin ' ny karazany rehetra , velomy izy ireo .
GEN 6:21     Alignment score: 0.258 → 0.298
Gather for yourself every kind of food that is eaten and store it , so that it will be food for you and for them . "
Hangony ho anao avokoa ny karazan
- tsakafo rehetra izay fihinana ary tehirizo izany , mba ho sakafonao sy ho azy ireo . "
GEN 6:22     Alignment score: 0.502 → 0.504
So Noah did this . According to all that God commanded him , so he did .
Ka dia nataon'i Noa izany . Araka izay rehetra nandidian'Andriamanitra no nanaovany azy .
GEN 6     Average alignment score: 0.366 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50