Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 45:1     Alignment score: 0.354 → 0.354
Then Joseph could not control himself before all the servants who stood by him . He said loudly , " Everyone must leave me . " So no servant stood by him when Joseph made himself known to his brothers .
Ary Josefa tsy nahafehy ny fihetseham - pony teo anoloan'ireo mpanompo izay nitsangana teo anilany
. Niteny mafy izy hoe : " Tsy maintsy mandao ahy ny rehetra . " Ka dia tsy nisy mpanompo nijoro teo aminy rehefa nampahafantatra ny tenany tamin'ireo rahalahiny i Josefa .


GEN 45:2     Alignment score: 0.583 → 0.584
He wept loudly , the Egyptians heard it , and the house of Pharaoh heard of it .
Nitomany mafy izy , ka ren'ireo Egyptiana izany , ary ren'ireo tao an - tranon'i Farao .
GEN 45:3     Alignment score: 0.423
Joseph said to his brothers , " I am Joseph . Is my father still alive
? " His brothers could not answer him , for they were shocked in his presence .
Hoy Josefa tamin'ireo rahalahiny hoe : " Izaho no Josefa . Mbola velona ve ny raiko ? " Tsy nahavaly azy ireo rahalahiny , satria tohina teo anatrehany izy ireo .
GEN 45:4     Alignment score: 0.435
Then Joseph said to his brothers , " Come near to me , please . " They came near . He said , " I am Joseph your brother , whom you sold into Egypt .
Avy eo Josefa niteny tamin'ireo rahalahiny hoe : " Manatona akaiky ahy , azafady . " Dia nanatona akaiky izy ireo . Hoy izy hoe : " Izaho no Josefa rahalahinareo , izay namidinareo tany
Egypta .
GEN 45:5     Alignment score: 0.353 → 0.368
Do not be grieved or angry with yourselves that you sold me here , for God sent me ahead of you to preserve life .
Aza malahelo na tezitra amin ' ny tenanareo ny amin ' ny namarotanareo ahy taty , satria Andriamanitra no nandefa ahy mialoha anareo mba hiarovana ny ainareo .
GEN 45:6     Alignment score: 0.368
For these
two years the famine has been in the land , and there are still five years in which there will be neither plowing nor harvest .
Satria teto amin'ity tany ity ny mosary nandritr'izay roa taona izay , ary mbola hisy dimy taona izay tsy hisy na fiasana tany na fijinjana .
GEN 45:7     Alignment score: 0.312
God sent me ahead of you to preserve you as a remnant in the earth , and to keep you alive
by a great deliverance .
Andriamanitra naniraka ahy hialoha anareo mba hitahiry anareo ho sisa eto an - tany ary hitazona anareo ho velona amin ' ny fanafahana lehibe .
GEN 45:8     Alignment score: 0.412
So now it was not you who sent me here but God , and he has made me a father to Pharaoh , master of all his house , and ruler of all the land of Egypt .
Ary noho izany tsy ianareo no nandefa ahy taty fa Andriamanitra , ary izy nanao ahy ho rain'i
Farao , tompon ' ny tranony rehetra , sy mpanapaka ny tany rehetra manerana an'i Egypta .
GEN 45:9     Alignment score: 0.317
Hurry and go up to my father and say to him , ' This is what your son Joseph says , " God has made me master of all Egypt . Come down to me , do not delay .
Faingàna ary miakara any amin ' ny raiko ka lazao aminy hoe : ' Izao no ambaran'i Josefa zanakao : " Nataon'Andriamanitra mpanapaka an'i Egypta iray manontolo aho . Midina aty amiko , ka aza mangatak'andro .
GEN 45:10     Alignment score: 0.328
You will live in the land of Goshen , and you will be near me , you and your children and your children 's children , and your flocks and your herds , and all that you have .
Hipetraka amin ' ny tanin'i Gosena ianao ary ho eo akaikiko , ianao sy ireo zanakao ary ireo zanaky
ny zanakao , sy ireo ondry aman'osy ary ireo omby , sy ny fanananao rehetra .
GEN 45:11     Alignment score: 0.492
I will provide for you there , for there are still five years of famine , so that you do not come
to poverty , you , your household , and all that you have . " '
Hamatsy anareo aho , satria mbola haharitra dimy taona ny mosary , ka mba tsy ho tonga aminareo ny fahantrana , aminao , sy ny tokantranonao , ary izay anananao rehetra . " '
GEN 45:12     Alignment score: 0.374
Look , your eyes see , and the eyes of my brother Benjamin , that it is my mouth that speaks to you .
Indro , hitan
' ny masonareo , sy ny mason'i Benjamina rahalahiko , fa ny vavako no miteny aminareo .
GEN 45:13     Alignment score: 0.23 → 0.234
You will tell my father about all my honor in Egypt and of all that you have seen . You will hurry and bring my father down here . "
Ho lazainareo amin ' ny raiko ny momban ' ny voninahitro
aty Egypta sy ny zavatra rehetra izay hitan ' ny masonareo . Mandehana faingana ianareo ary ento midina aty ny raiko . "
GEN 45:14     Alignment score: 0.575 → 0.599
He hugged his brother Benjamin 's neck and wept , and Benjamin wept on his neck .
Namihina ny vozon'i Benjamina rahalahiny izy ka nitomany , ary Benjamina nitomany teo amin ' ny vozony .
GEN 45:15     Alignment score: 0.442 → 0.472
He kissed all his brothers and wept over them . After that his brothers talked with him .
Nanoroka ny rahalahiny rehetra izy ary nitomany teo amin'izy ireo . Tao aorian'izay dia niresaka taminy ireo rahalahiny .
GEN 45:16     Alignment score: 0.44 → 0.442
The news of the matter was told in Pharaoh 's house : " Joseph 's brothers have come
. " It pleased Pharaoh and his servants very much .
Ary nolazaina tao an - tranon'i Farao ny vaovao hoe : " Tonga ireo rahalahin'i Josefa . " Nahafaly tanteraka an'i Farao sy ireo mpanompony izany .
GEN 45:17     Alignment score: 0.411
Pharaoh said to Joseph , " Say to your brothers , ' Do this : Load your animals and go to the land of Canaan .
Hoy Farao tamin'i Josefa hoe : " Lazao amin'ireo rahalahinao
hoe : ' Ataovy izao : ataingeno ny entana ho entin'ireo bibinareo ary mandehana any amin ' ny tany Kanana .
GEN 45:18     Alignment score: 0.316
Get your father and your households and come
to me . I will give you the good of the land of Egypt , and you will eat the fat of the land . '
Ento ny rainareo sy ny tokantranonareo ary mankanesa aty amiko . Homeko anareo ny tsara eto amin ' ny tanin'i Egypta , ary hihinana ny matavin ' ny tany ianareo . '
GEN 45:19     Alignment score: 0.255
Now you are commanded , ' Do this , take carts out of the land of Egypt for your children and for your wives . Get your father and come .
Ary omena didy ianareo hoe : ' Ataovy izao , makà kalesy amin ' ny tany Egypta ho an ' ny zanakareo sy ny vadinareo . Ento ny rainareo ka mankanesa aty .
GEN 45:20     Alignment score: 0.317
Do not be concerned about your possessions
, for the good of all the land of Egypt is yours . ' "
Aza miahiahy ny amin'ireo fanananareo , fa anareo izay tsara eto amin ' ny tany rehetra manerana an'i Egypta . ' "
GEN 45:21     Alignment score: 0.374 → 0.407
The sons of Israel did so . Joseph gave them carts , according to the command of Pharaoh , and gave them provisions for the journey .
Koa dia nataon'ireo zanak'Israely izany . Nomen'i Josefa kalesy izy ireo araka ny nandidian'i Farao , ary nanome azy ireo vatsy ho entina eny an - dalana .
GEN 45:22     Alignment score: 0.45 → 0.469
To all of them he gave each man changes of clothing , but to Benjamin he gave three hundred pieces of silver and five changes of clothing .
Nomeny
akanjo ho soloina izy rehetra , fa Benjamina kosa nomeny sekely volafotsy telonjato sy akanjo ho soloina dimy .
GEN 45:23     Alignment score: 0.316 → 0.322
For his father he sent this : ten donkeys loaded with the good things of Egypt ; and ten female donkeys loaded with grain , bread , and other supplies for his father for the journey .
Izao no nalefany ho an ' ny rainy : boriky lahy folo nitondra ireo zava - tsoan'i Egypta ; ary boriky vavy folo nitondra vary sy mofo , ary vatsy hafa ho an ' ny rainy entina eny an - dalana .
GEN 45:24     Alignment score: 0.294
So he sent his brothers away and they left . He said to them , " See that you do not quarrel on the journey . "
Dia nalefany ireo rahalahiny ka lasa izy ireo . Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Aza mifanditra eny an - dalana ianareo . "
GEN 45:25     Alignment score: 0.578
They went up out of Egypt and came to the land of Canaan , to Jacob their father .
Dia niakatra avy tao Egypta izy ireo ka tonga tany
tamin ' ny tany Kanana , ho any amin'i Jakoba rainy .
GEN 45:26     Alignment score: 0.344
They told him saying " Joseph is still alive
, and he is ruler over all the land of Egypt . " His heart was astonished , for he could not believe what they told him .
Niteny taminy izy ireo hoe : " Mbola velona Josefa , ary mpanapaka ny tany Egypta iray manontolo izy . " Niontana ny fony , satria tsy nino izay nolazain'izy ireo azy .
GEN 45:27     Alignment score: 0.52
They told him all the words of Joseph that he had said to them . When Jacob saw the carts that Joseph had sent to carry him , the spirit of Jacob their father revived .
Nolazain'izy ireo taminy ny teny rehetra nambaran'i
Josefa azy ireo . Rehefa hitan'i Jakoba ny sarety izay nalefan'i Josefa mba hitondrana azy , dia velona indray ny fanahin'i Jakoba rain'izy ireo .
GEN 45:28     Alignment score: 0.39
Israel said , " It is enough . Joseph my son is still alive
. I will go and see him before I die . "
Hoy Israely hoe : " Ampy izay . Mbola velona Josefa zanako . Handeha aho ary hijery azy mialohan ' ny hafatesako . "
GEN 45     Average alignment score: 0.388 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50