Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 23:1     Alignment score: 0.452
Sarah lived 127 years . These
were the years of the life of Sarah .
Niaina fito amby roapolo amby zato taona i Saraha . Izany ny taona niainan'i Saraha .


GEN 23:2     Alignment score: 0.768
Sarah died
in Kiriath Arba , that is , Hebron , in the land of Canaan . Abraham mourned and wept for Sarah .
Saraha dia maty tao Kiriata Arba , izany hoe , Hebrona , tao amin ' ny tany Kanàna . Nisaona sy nitomany an'i Saraha i Abrahama .
GEN 23:3     Alignment score: 0.331 → 0.331
Then Abraham rose up and went from his dead wife , and spoke to the sons of Heth , saying ,
Avy eo dia nitsangana ka niainga avy eo amin ' ny fatin ' ny vadiny , ary niresaka tamin'ireo zanaka lahin'i Heta , nanao hoe :
GEN 23:4     Alignment score: 0.237
" I am a foreigner and sojourner among you . Please grant me a property for a burial place among you , so that I may bury my dead . "
" Vahiny aho eto aminareo . Mba omeo toerana fandevenana eto aminareo re aho , mba hafahako mandevina ny faty izay ahy . "
GEN 23:5     Alignment score: 0.321 → 0.578
The sons of Heth answered Abraham , saying ,
Namaly an'i Abrahama ireo zanaka lahin'i Heta , nanao hoe :
GEN 23:6     Alignment score: 0.238 → 0.239
" Listen to us , my master . You are a prince of God among us . Bury your dead in the choicest of our tombs . None of us will refuse you his tomb , so that you may bury your dead . "
" Mihainoa anay , ry tompoko . Andrian
- dehibe an'Andriamanitra eto aminay ianao . Aleveno amin'ireo fasanay izay safidinao indrindra ny fatin ' ny vadinao . Tsy misy na iza na iza aminay handà izany fasana izany ho anao , mba hafahanao mandevina ny fatin ' ny vadinao . "
GEN 23:7     Alignment score: 0.4 → 0.401
Abraham arose
and bowed down to the people of the land , to the sons of Heth .
Nitsangana Abrahama ka nandohalika tamin'ireo olona teo an - toerana , tamin'ireo zanaka lahin'i Heta .
GEN 23:8     Alignment score: 0.356 → 0.354
He spoke to them , saying , " If you agree that I should bury my dead , then hear me and plead with Ephron son of Zohar , for me .
Niteny tamin'izy ireo izy , nanao hoe : " Raha manaiky ianareo fa tokony handevina ny fatin ' ny vadiko aho , dia henoy aho ary hiangavio i Efrona zanaka lahin'i Zohara , ho ahy .
GEN 23:9     Alignment score: 0.386
Ask him to sell me the cave of Machpelah , which he owns , which is at the end of his field . For the full price let him sell it to me publicly as a property for a burial place . "
Angataho izy mba hivarotra amiko ilay lava - baton'i Makpela , izay azy , any amin ' ny faran ' ny sahany
. Amin ' ny vidiny feno dia aoka izy hivarotra izany amiko ampahibemaso ho toy ny fananana ho toerana fandevenana . "
GEN 23:10     Alignment score: 0.53 → 0.53
Now Ephron was sitting among the sons of Heth , and Ephron the Hittite answered Abraham in the hearing of the sons of Heth , of all those
who had come into the gate of his city , saying ,
Ary Efrona nipetraka teo amin'ireo zanaka lahin'i Heta , ary Efrona ilay Hetita namaly an'i Abrahama mba ho ren'ireo zanaka lahin'i Heta , sy ireo rehetra izay tonga teo amin ' ny vavahadin ' ny tanànany , nanao hoe :
GEN 23:11     Alignment score: 0.276
" No , my master , hear me . I give
you the field , and the cave that is in it . I give it to you in the presence of the sons of my people . I give it to you to bury your dead . "
" Tsia , ry tompoko , henoy aho . Nanome saha anao aho , sy ny lava - bato izay ao amin'izany . Nomeko ho anao teo anatrehan'ireo zanaka lahin ' ny oloko izany . Omeko anao izany mba handevenanao ny faty izay anao . "
GEN 23:12     Alignment score: 0.294 → 0.295
Then Abraham bowed down before the people of the land .
Avy eo Abrahama nampiankohoka ny tenany
nanoloana ny olona teo an - toerana .
GEN 23:13     Alignment score: 0.327 → 0.328
He spoke to Ephron in the hearing of the people of the land , saying , " But if you are willing , please hear me . I will pay for the field . Take the money from me , and I will bury my dead there . "
Niteny tamin'i Efrona izy mba ho ren ' ny olona teo amin'ilay tanàna , nanao hoe : " Kanefa raha sitrakao
, henoy re aho . Ho vidiako ny saha . Raiso ny vola avy amiko , ary handevina ny fatin ' ny vadiko eny aho . "
GEN 23:14     Alignment score: 0.769 → 0.769
Ephron answered Abraham , saying ,
Efrona namaly an'i Abrahama , nanao hoe :
GEN 23:15     Alignment score: 0.356 → 0.404
" Please , my master , listen to me . A piece of land worth
four hundred shekels of silver , what is that between me and you ? Bury your dead . "
" Aoka re , ry tompoko , mihainoa re ahy . Sekely volafotsy efajato no sahaza ny ampahan - tany iray , ho inona amintsika sy ianao izany ? Aleveno ny fatin ' ny vadinao . "
GEN 23:16     Alignment score: 0.537 → 0.543
Abraham listened to Ephron and Abraham weighed out to Ephron the amount of silver that he had spoken in the hearing of the sons of Heth , four hundred shekels of silver , according to the standard measurement
of the merchants .
Nohenoin'i Abrahama i Efrona ka nolanjainy ho an'i Efrona ny fatran ' ny volafotsy izay noresahiny mba ho ren'ireo zanaka lahin'i Heta , sekely volafotsy efajato , araka ny fandanjana mahazatra ny mpivarotra .
GEN 23:17     Alignment score: 0.36 → 0.363
So the field of Ephron , which was in Machpelah , which was next to Mamre , that is , the field , the cave that was in it , and all the trees that were in the field and all around its border , passed
Noho izany ny tanin'i
Efrona , izay tao Makpela , teo akaikin'i Mamre , izany hoe , ilay saha , ilay lava - bato izay ao amin'izany , sy ireo hazo rehetra izay eo amin ' ny tany sy manodidina ny sisiny , dia lasan'i
GEN 23:18     Alignment score: 0.367
to Abraham by purchase in the presence of the sons of Heth , before all those who had come
into the gate of his city .
Abrahama tamin ' ny fividianana izany teo anatrehan'ireo zanaka lahin'i Heta , teo anatrehan'ireo rehetra izay tonga teo amin'ilay vavahadin ' ny tanànany .
GEN 23:19     Alignment score: 0.519 → 0.522
After this , Abraham buried Sarah his wife in the cave of the field of Machpelah , which is next to Mamre , that is , Hebron , in the land of Canaan .
Tao aorian'izany , dia nandevina an'i Saraha vadiny tao amin'ilay lava - baton'ilay sahan'i
Makpela i Abrahama , izay teo akaikin'i Mamre , izany hoe , Hebrona , tao amin ' ny tany Kanana .
GEN 23:20     Alignment score: 0.333 → 0.356
So the field and the cave in it passed to Abraham as a property for a burial place from the sons of Heth .
Noho izany ny saha sy ny lava - bato ao izay dia lasa fananan'i Abrahama ho toeram - pandevenana , izany dia avy amin'ireo zanaka lahin'i Heta .
GEN 23     Average alignment score: 0.408 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50