Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 22:1     Alignment score: 0.542 → 0.52
It came about after these
things that God tested Abraham . He said to him , " Abraham ! " Abraham said , " Here I am . "
Ary tao aorian'ireo zavatra maro ireo no nitsapan'Andriamanitra an'i Abrahama . Hoy Izy taminy hoe : " Ry Abrahama ! " Hoy Abrahama hoe : " Inty aho . "


GEN 22:2     Alignment score: 0.363 → 0.382
Then God said , " Take your son , your only son , whom you love , Isaac , and go to the land of Moriah . Offer him there as a burnt offering upon one of the mountains
there , which I will tell you about . "
Hoy Andriamanitra avy eo hoe : " Alaivo ny zanakao lahy , ilay lahy tokanao , izay tianao , dia Isaka , ary ento any amin ' ny tanin'i Moria . Atolory any toy ny fanatitra dorana eny ambonin ' ny iray amin'ireo tendrombohitra any , izay ho lazaiko anao izy .
GEN 22:3     Alignment score: 0.385 → 0.387
So Abraham rose early in the morning , saddled his donkey , and took two of his young men with him , along with Isaac his son . He cut the wood for the burnt offering , then set out on his journey to the place that God had told him about .
Ary nifoha maraim - be i Abrahama , nanisy lasely ny borikiny ary naka tovolahy roa hiaraka aminy sy Isaka zanany lahy . Notapahiny ny hazo ho amin'ilay fanatitra dorana , avy eo dia nanomboka ny diany ho any amin'ilay toerana nolazain'Andriamanitra taminy .
GEN 22:4     Alignment score: 0.504
On the third day Abraham looked up and saw the place afar off .
Tamin ' ny andro fahatelo Abrahama dia nitady ary nahita ilay toerana avy lavitra .
GEN 22:5     Alignment score: 0.296
Abraham said to his young men , " Stay here with the donkey , and I and the young man will go over there . We will worship and come
again to you . "
Hoy Abrahama tamin'ireo mpanompony hoe : " Mijanòna eto miaraka amin ' ny boriky fa izaho sy ilay zazalahy handeha ho eny . Hanao fanompoana izahay dia hiverina eto aminareo indray . "
GEN 22:6     Alignment score: 0.412 → 0.413
Then Abraham took the wood for the burnt offering and put it on Isaac his son . He took in his own hand the fire and the knife ; and they went both of them together .
Avy eo dia nandray ny hazo ho amin'ilay fanatitra dorana i Abrahama ary nametraka izany teo amin'Isaka zanany . Nentiny
teny an - tanany ny afo sy ny antsy ; ary dia niara - nandeha izy roa .
GEN 22:7     Alignment score: 0.451 → 0.455
Isaac spoke to Abraham his father and said , " My father , " and he said , " Here I am , my son . " He said , " See , here is the fire and the wood , but where is the lamb for the burnt offering ? "
Niteny tamin'i Abrahama rainy i Isaka hoe : " Ry raiko , " ary hoy izy hoe : " Inty aho ry zanako . " Hoy izy hoe : " Jereo , indreo
ny afo sy ny hazo fa aiza ilay ondry ho atao fanatitra dorana ? "
GEN 22:8     Alignment score: 0.358 → 0.358
Abraham said , " God himself will provide the lamb for the burnt offering , my son . " So they went on , both of them together .
Hoy Abrahama hoe : " Andriamanitra mihitsy no hamatsy ilay ondry ho atao fanatitra dorana , ry zanako . " Ka dia nandeha niaraka izy roa .
GEN 22:9     Alignment score: 0.396 → 0.414
When they came to the place that God had told him about , Abraham built an altar there and laid the wood on it . Then he bound Isaac his son , and laid him on the altar , on top of the wood .
Rehefa tonga teo amin'ilay toerana izay nolazain'Andriamanitra azy izy ireo dia nanamboatra alitara Abrahama ary nametraka ilay hazo teo amboniny . Avy eo dia namatotra an'Isaka zanany izy ary nametraka azy teo ambony alitara , ambonin'ilay hazo .
GEN 22:10     Alignment score: 0.485
Abraham reached out with his hand and took up the knife to kill his son .
Naninjitra ny tanany Abrahama ary naka ilay antsy hamonoana ny zanany .
GEN 22:11     Alignment score: 0.652
Then the angel of Yahweh called to him from heaven and said , " Abraham , Abraham ! " and he said , " Here I am . "
Avy eo dia niantso azy avy any an - danitra ny anjelin'i Yaveh ary niteny hoe : " Abrahama , Abrahama ! " ary hoy izy hoe : " Inty aho . "
GEN 22:12     Alignment score: 0.219
He said , " Do not lay your hand upon the young man , nor do anything to harm him , for now I know that you fear God , seeing that you have not withheld your son , your only son , from me . "
Hoy izy hoe : " Aza maninjitra ny tananao
amin ' ny zazalahy , na manao zavatra handratra azy satria fantatro ankehitriny fa matahotra an'Andriamanitra ianao rehefa hita fa tsy niaro ny zanakao lahy , ilay zanakao lahitokana , avy amiko ianao . "
GEN 22:13     Alignment score: 0.318 → 0.324
Abraham looked up and behold , behind him was a ram caught in the bushes by his horns . Abraham went and took the ram and offered him up as a burnt offering instead of his son .
Nitodika Abrahama ary indro nisy ondry lahy nisaringotra tamin'ireo kirihitra ireo ny tandrony . Nandeha i Abrahama ary naka ilay ondry lahy ary nanao izany fanatitra dorona
izany ho solon ' ny zanany lahy .
GEN 22:14     Alignment score: 0.428
So Abraham named that place , " Yahweh will provide , " and it is said to this day , " On the mountain of Yahweh it will be provided . "
Koa dia nantsoin'i
Abrahama hoe : " Yaveh no hamatsy " ilay toerana , ary nolazaina hatramin'izao andro izao hoe : " Eny amin ' ny tendrombohitr'i Yaveh no hamatsiana . "
GEN 22:15     Alignment score: 0.542
The angel of Yahweh called to Abraham a second time from heaven
Niantso an'i Abrahama fanindroany avy any an - danitra ny anjelin'i Yaveh
GEN 22:16     Alignment score: 0.36 → 0.363
and said this is Yahweh 's declaration by myself I have sworn that because you have done this thing , and have not withheld your son , your only son ,
ary niteny hoe izao ny fanambaran'i Yaveh amin ' ny tenako no nianianako fa satria nahavita izany zavatra izany ianao , ary tsy niaro ny zanakao lahy , ilay zanakao lahy tokana ,
GEN 22:17     Alignment score: 0.341
I will surely bless you and I will greatly multiply your descendants as the stars of the heavens , and as the sand which is upon the seashore ; and your descendants will possess the gate of their enemies .
hitahy anao tokoa Aho ary hampitombo fatratra ireo taranakao
toy ireny kintana eny amin'ireo lanitra sy toy ireo fasika eny amoron - dranomasina ; ary ireo taranakao ireo dia ho tompon ' ny vavahadin'ireo fahavalon'izy ireo .
GEN 22:18     Alignment score: 0.36 → 0.384
Through your offspring all the nations of the earth will be blessed , because you have obeyed my voice . "
Ireo firenena rehetra eto ambonin ' ny tany dia ho voatahy amin ' ny alalan ' ny taranakao
satria nankatoa ny feoko ianao . "
GEN 22:19     Alignment score: 0.499
So Abraham returned to his young men , and they departed and went together to Beersheba , and he lived at Beersheba .
Noho izany dia niverina teo amin'ireo zatovony i Abrahama , dia nanainga izy ireo ary nandeha niaraka nankany Beri - sheba , ary nonina tao Beri - sheba izy .
GEN 22:20     Alignment score: 0.479 → 0.48
It came
about after these things that Abraham was told , " Milkah has borne children , as well , to your brother Nahor . "
Tao aorian'ireo zavatra ireo no nilazana tamin'i Abrahama hoe : " niteraka zaza tamin'i Nahora rahalahinao koa i Milka . "
GEN 22:21     Alignment score: 0.629
They were Uz his firstborn , Buz his brother , Kemuel the father of Aram ,
Dia i Oza izay lahimatoany
, Boza rahalahiny , Kemoela rain'i Arama ,
GEN 22:22     Alignment score: 0.712
Kesed , Hazo , Pildash , Jidlaph , and Bethuel .
Kaseda , Hazo , Pildasy , Jidiafa ary i Betoela .
GEN 22:23     Alignment score: 0.61
Bethuel became the father of Rebekah . These
were the eight children that Milkah bore to Nahor , Abraham 's brother .
Ary Betoela niteraka an'i Rebeka . Ireo zaza valo ireo no naterak'i Milka tamin'i Nahora , rahalahin'i Abrahama .
GEN 22:24     Alignment score: 0.567
His concubine , whose name was Reumah , also bore Tebah , Gaham , Tahash , and Maakah .
Ary ny vaditsindranony izay nantsoina hoe Reoma ihany koa dia niteraka an'i Teba , Gahama , Tahasy ary Meaka
.
GEN 22     Average alignment score: 0.426 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50