Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 4:1     Alignment score: 0.425
The man knew Eve his wife and she conceived and gave birth to Cain . She said , " I have produced a man with Yahweh 's help . "
Niara - nandry tamin'i Eva vadiny ralehilahy . Nitoe - jaza izy ary niteraka an'i Kaina . Hoy izy hoe : " Nahazo zazalahy aho noho ny fanampian'i Yaveh . "


GEN 4:2     Alignment score: 0.382 → 0.384
Then she gave birth to his brother Abel . Now Abel became
a keeper of flocks , but Cain cultivated the soil .
Avy eo dia niteraka an'i Abela rahalahiny indray izy . Ary Abela lasa mpiandry ondry , fa i Kaina kosa namboly ny tany .
GEN 4:3     Alignment score: 0.48 → 0.482
It came about that in the course of time Cain brought some of the fruit of the ground as an offering to Yahweh .
Rehefa nandeha ny fotoana dia nitondra sasany tamin ' ny vokatry ny tany ho fanatitra ho an'i Yaveh i Kaina .
GEN 4:4     Alignment score: 0.465
As for Abel , he brought some of the firstborn of his flock and some of the fat . Yahweh accepted Abel and his offering ,
Ny an'i Abela , dia ny sasany tamin ' ny voalohan - janak'ondry aman'osiny sy ireo efa matavy no nentiny . Nankasitrahan'i Yaveh i Abela sy ny fanatiny ,
GEN 4:5     Alignment score: 0.44
but Cain and his offering he did not accept . So Cain was very angry , and he scowled .
fa i Kaina sy ny fanatiny kosa dia tsy nankasitrahany . Ka dia tezitra mafy i Kaina , ary vinitra izy .
GEN 4:6     Alignment score: 0.667
Yahweh said to Cain , " Why are you angry and why are you scowling ?
Hoy Yaveh tamin'i Kaina hoe : " Nahoana ianao no tezitra ary nahoana no vinitra ?
GEN 4:7     Alignment score: 0.229 → 0.271
If you do what is right , will you not be accepted ? But if you do not do what is right , sin crouches at the door and desires to control you , but you must rule over it . "
Raha manao izay marina ianao , tsy ho hankasitrahana ve ? Fa raha tsy manao izay marina ianao , dia hamitsaka eo ambaravarana ny ota ary maniry ny hibaiko anao , kanefa tsy maintsy manapaka eo amin'izany ianao .
GEN 4:8     Alignment score: 0.471
Cain spoke to Abel his brother . It came
about that while they were in the fields , Cain rose up against Abel his brother and killed him .
Niresaka tamin'i Abela rahalahiny i Kaina . Raha tany an - tsaha iny izy ireo , dia nitsangana hanohitra ny rahalahiny i Kaina ary namono azy .
GEN 4:9     Alignment score: 0.513 → 0.511
Then Yahweh said to Cain , " Where is Abel your brother ? " He said , " I do not know . Am I my brother 's keeper ? "
Avy eo hoy Yaveh tamin'i Kaina hoe : " Aiza i Abela rahalahinao
? " Hoy izy hoe : " Tsy fantatro . Moa mpiandry ny rahalahiko ve aho ? "
GEN 4:10     Alignment score: 0.393
Yahweh said , " What have you done ? Your brother 's blood is calling out to me from the ground .
Hoy Yaveh hoe : " Inona ity nataonao
? Ny ràn ' ny rahalahinao dia miantso Ahy mafy avy amin ' ny tany .
GEN 4:11     Alignment score: 0.371
Now cursed are you from the ground , which has opened its mouth to receive your brother 's blood from your hand .
Ankehitriny dia voaozona izay avy amin ' ny tany , izay nanokatra ny vavany mba hitelina ny ràn ' ny rahalahinao
avy amin ' ny tananao ianao .
GEN 4:12     Alignment score: 0.271 → 0.272
When you cultivate the ground , from now on it will not yield to you its strength . A fugitive and a wanderer
you will be in the earth . "
Raha miasa tany ianao , dia tsy hamokatra ho anao izany manomboka izao . Ho mpanjenjena sy mpirenireny eny amin ' ny tany ianao . "
GEN 4:13     Alignment score: 0.329 → 0.355
Cain said to Yahweh , " My punishment is greater than I can bear .
Hoy Kaina tamin'i Yaveh hoe : " Mafy mihoatra noho izay tokony ho zakako
ny saziko .
GEN 4:14     Alignment score: 0.337
Indeed , you have driven me out this day from this ground , and I will be hidden from your face . I will be a fugitive and a wanderer
in the earth , and whoever finds me will kill me . "
Noroahinao tamin'ity tany ity tokoa aho androany , ary hiafina amin ' ny tavanao aho . Ho lasa mpanjenjena sy mpirenireny amin'izao tontolo izao aho , ary na iza na iza mahita ahy dia hamono ahy . "
GEN 4:15     Alignment score: 0.352 → 0.364
Yahweh said to him , " If anyone kills Cain , vengeance will be taken on him sevenfold . " Then Yahweh put a mark on Cain , so that if anyone found
him , that person would not attack him .
Hoy Yaveh taminy hoe : " Raha misy mamono an'i Kaina , dia ho valiana im - pito heny aminy izany . " Avy eo nasian'i Yaveh famantarana i Kaina , ka raha misy mahita azy , dia tsy hamely azy izany olona izany .
GEN 4:16     Alignment score: 0.611 → 0.614
So Cain went out from the presence of Yahweh and lived in the land of Nod , on the east of Eden .
Ka nandao an'i Yaveh i Kaina ary nonina tany
amin ' ny tanin'i Noda , any atsinanan'i Edena .
GEN 4:17     Alignment score: 0.389
Cain knew his wife and she conceived . She gave birth to Enoch . He built a city and named it after his son Enoch .
Niara - nandry tamin ' ny vadiny i Kaina ka nitoe - jaza izy . Niteraka an ' i Enoka izy . Nanorina tanàna izy ary nataony
hoe Enoka araka ny anaran'i Enoka zanany lahy izany .
GEN 4:18     Alignment score: 0.701 → 0.701
To Enoch was born
Irad . Irad became the father of Mehujael . Mehujael became the father of Methushael . Methushael became the father of Lamech .
Enoka niteraka an'i Irada . Irada tonga rain'i Mehojaela . Mehojaela niteraka an'i Metosaela . Metosaela niteraka an'i Lameka .
GEN 4:19     Alignment score: 0.419 → 0.441
Lamech took for himself two wives . The name of the one was Adah , and the name of the other was Zillah .
Lameka nanana vady roa ho azy : Ada no anaran
' ny anankiray , ary Zila no anaran'ilay iray hafa .
GEN 4:20     Alignment score: 0.337 → 0.419
Adah gave birth to Jabal . He was the father of those who live
in tents and have livestock .
Ada niteraka an'i Jabala . Rain'ireo mpitoetra an - day izay manana biby fiompy izy .
GEN 4:21     Alignment score: 0.184 → 0.311
His brother 's name was Jubal . He was the father of those
who play the harp and pipe .
Jobala no anaran ' ny rahalahiny . Rain ' ny ireo mpitendry lokanga sy mpitsoka sodina izy .
GEN 4:22     Alignment score: 0.6 → 0.63
As for Zillah , she bore Tubal - Cain , the forger of tools of bronze and iron . The sister of Tubal - Cain was Naamah .
Ary Zila kosa , niteraka an'i Tobala Kaina , mpanefy fitaovana varahina sy vy . Nama no anabavin'i
Tobala Kaina .
GEN 4:23     Alignment score: 0.442
Lamech said to his wives , " Adah and Zillah , listen to my voice ; you wives of Lamech , listen to my words . For I have killed a man for wounding me , a young man for bruising me .
Hoy Lameka tamin'ireo vadiny hoe : " Ry Ada sy Zila , mihainoa ny feoko ; ianareo ry vadin'i
Lameka , henoy izay lazaiko , efa namono lehilahy iray aho nohon ' ny fandratrana ahy , ary tovolahy iray noho ny fanorotoroana ahy .
GEN 4:24     Alignment score: 0.486 → 0.506
If Cain is avenged seven times , then Lamech will be avenged seventy - seven times . "
Raha valiana fito heny izay mamono an'i Kaina , dia fito amby fitopolo heny kosa ny an'i Lameka . "
GEN 4:25     Alignment score: 0.454 → 0.454
Adam knew his wife again , and she bore another son . She called his name Seth and said , " God has given me another son in the place of Abel , for Cain killed him . "
Ary niara - nandry tamin ' ny vadiny indray Adama , ka niteraka zazalahy hafa izy . Niantso ny anarany hoe Seta izy ary niteny hoe : " Nomen'Andriamanitra zanaka hafa ho solon'i Abela aho , satria novonoin'i
Kaina izy .
GEN 4:26     Alignment score: 0.433
A son was born
to Seth and he called his name Enosh . At that time people began to call on the name of Yahweh .
Niteraka zazalahy i Seta ary nataony hoe Enosy ny anarany . Tamin'izany fotoana izany dia nanomboka niantso ny anaran'i Yaveh ny olona .
GEN 4     Average alignment score: 0.439 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50