Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 15:1     Alignment score: 0.472 → 0.507
After these
things the word of Yahweh came to Abram in a vision , saying , " Fear not , Abram ! I am your shield and your very great reward . "
Tao aorian'ireo zavatra ireo dia tonga tamin'i Abrama tamin ' ny fahitana ny tenin'i Yaveh , nanao hoe : " Aza matahotra , ry Abrama ! Izaho no ampinganao sy valisoa lehibe indrindra ho anao . "


GEN 15:2     Alignment score: 0.473 → 0.516
Abram said , " Lord Yahweh , what will you give me , since I continue childless , and the heir of my house is Eliezer of Damascus ? "
Hoy Abrama hoe : " Tompo Yaveh o , inona no homenao
ahy , satria tsy mbola manan - janaka ihany aho , ary i Eliziera avy any Damaskosy no mpandova ny tranoko ? "
GEN 15:3     Alignment score: 0.326 → 0.326
Abram said , " Since you have given me no descendant
, see , one born in my house will be my heir ! "
Hoy Abrama hoe : " Satria tsy nomenao taranaka aho , dia indro , ny mpitatan - draharaha ny tranoko no mpandova ahy . "
GEN 15:4     Alignment score: 0.379 → 0.38
Then , behold , the word of Yahweh came to him , saying , " This man will not be your heir ; but rather the one who will come
from your own body will be your heir . "
Avy eo , dia indro , tonga taminy ny tenin'i Yaveh , nanao hoe : " Tsy ho mpandova anao izany lehilahy izany ; fa izay avy amin ' ny nofonao ihany kosa no ho lasa mpandova anao . "
GEN 15:5     Alignment score: 0.337 → 0.34
Then he brought him outside , and said , " Look toward heaven , and number the stars , if you are able to number them . " Then he said to him , " So will your descendants be . "
Dia nitondra azy nivoaka Izy , ary nanao hoe : " Jereo ny lanitra , ary isao ireo kintana , raha afaka ny hanisa ireo ianao . " Avy eo niteny taminy Izy hoe : " Dia ho toy izany ireo taranakao
. "
GEN 15:6     Alignment score: 0.533
He believed Yahweh , and he counted it to him as righteousness .
Nino an'i Yaveh izy , ary nisainy
ho fahamarinana ho azy izany .
GEN 15:7     Alignment score: 0.371 → 0.371
He said to him , " I am Yahweh , who brought you out of Ur of the Chaldeans , to give you this land to inherit it . "
Niteny taminy Izy hoe : " Izaho no Yaveh , izay nitondra anao nivoaka avy tao amin ' ny Oran ' ny Kaldeanina , mba hanome anao ity tany ity mba handova izany . "
GEN 15:8     Alignment score: 0.635
He said , " Lord Yahweh , how will I know
that I will inherit it ? "
Hoy izy hoe : " Ry Tompo Yaveh , ahoana no hahafantarako fa handova izany aho ? "
GEN 15:9     Alignment score: 0.399 → 0.419
Then he said to him , " Bring me a heifer three years old , a female goat three years old , a ram three years old , a dove , and a young pigeon . "
Avy eo hoy Izy taminy hoe : " Hitondrao
zanak'omby vavy telo taona aho , osy vavy telo taona , ondry vavy telo taona , voromailala , ary zana - boromailala . "
GEN 15:10     Alignment score: 0.333 → 0.349
He brought him all these
, and cut them in two , and placed each half opposite the other , but he did not divide the birds .
Nentiny teo aminy avokoa ireo rehetra ireo , ary nanapaka ireo ho roa , ka nametraka ny antsasany tsirairay avy nifanatrika , fa ireo vorona kosa tsy nozarainy .
GEN 15:11     Alignment score: 0.263 → 0.355
When the birds of prey came down upon the carcasses , Abram drove
them away .
Raha vao nidina teo ambonin ' ny karakasy ireo voron ' ny haza , dia noroahin'i Abrama izy ireo .
GEN 15:12     Alignment score: 0.367 → 0.375
Then when the sun was going down , Abram fell
sound asleep and , behold , a deep and terrifying darkness overwhelmed him .
Ary rehefa nilentika ny masoandro , dia latsaka tao anaty tori - maso lalina i Abrama ary , indro , nisy aizina lalina sy nampihororo nandifotra azy .
GEN 15:13     Alignment score: 0.436 → 0.438
Then Yahweh said to Abram , " Know for certain that your descendants will be strangers in a land that is not theirs , and will be enslaved and oppressed for four hundred years .
Dia niteny tamin'i Abrama i Yaveh hoe : " Fantaro marina fa ireo taranakao
dia ho vahiny amin ' ny tany izay tsy azy ireo , ary ho andevozina sy ampahoriana mandritry ny efajato taona .
GEN 15:14     Alignment score: 0.211 → 0.223
I will judge that nation that they will serve , and afterward they will come
out with abundant possessions .
Hitsara izany firenena izay ho tompoin'izy ireo izany Aho , ary rehefa afaka izany dia hivoaka miaraka amin ' ny fananana mitobaka izy ireo .
GEN 15:15     Alignment score: 0.365 → 0.364
But you will go to your fathers in peace , and you will be buried in a good old age .
Fa ianao dia ho any amin ' ny razambenao am - piadanana , ary halevina amin ' ny fahanterana .
GEN 15:16     Alignment score: 0.395
In the fourth generation they will come
here again , for the iniquity of the Amorites has not yet reached its limit . "
Any amin ' ny taranaka faha efatra dia ho tonga eto indray izy ireo , fa ny helok'ireo Amorita dia tsy mbola nahatratra ny fetrany . "
GEN 15:17     Alignment score: 0.322 → 0.324
When the sun had gone down and it was dark , behold , a smoking firepot and a flaming torch passed between the pieces .
Rehefa nilentika ny masoandro ary maizina , dia indro , nisy vilany nivoaka setrok'afo sy fanilo nandalo teo anelanelan'ireo singany .
GEN 15:18     Alignment score: 0.441 → 0.467
On that day Yahweh made a covenant with Abram , saying , " To your descendants I hereby give this land , from the river of Egypt to the great river , the Euphrates
Tamin'io andro io dia nanao fanekena niaraka tamin'i Abrama i Yaveh , nanao hoe : " Homeko ho an ' ny taranakao
etoana ity tany ity , manomboka amin ' ny reniranon'i Egypta ka hatrany amin ' ny renirano lehibe , Eofrata
GEN 15:19     Alignment score: 0.716
the Kenites , the Kenizzites
, the Kadmonites ,
ireo Kenita , Kenizita , Kadmonita ,
GEN 15:20     Alignment score: 0.626
the Hittites , the Perizzites , the Rephaites ,
Hetita , Perizita , Refaita ,
GEN 15:21     Alignment score: 0.84
the Amorites , the Canaanites , the Girgashites , and the Jebusites . "
Amorita , Kananita , Girgasita , ary ireo Jebosita . "
GEN 15     Average alignment score: 0.422 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50