Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 2:1     Alignment score: 0.291
Then the heavens and the earth were finished , and all the living things that filled them .
Ary dia vita ny lanitra sy ny tany , sy ny zava - manan'aina rehetra izay mameno azy .


GEN 2:2     Alignment score: 0.432 → 0.431
On the seventh day God came
to the end of his work which he had done , and so he rested on the seventh day from all his work .
Tamin ' ny andro fahafito Andriamanitra dia efa hamarana ny asany izay nataony , ka noho izany dia nitsahatra tamin ' ny asany rehetra Izy tamin ' ny andro fahafito .
GEN 2:3     Alignment score: 0.294 → 0.302
God blessed the seventh day and sanctified it , because on it God rested from all his work which he had created and made .
Notahin'Andriamanitra ny andro fahafito ary nanamasina izany , satria tamin'izany no nitsaharany tamin ' ny asa rehetra izay nataony tamin ' ny famoronany .
GEN 2:4     Alignment score: 0.434
This is the account of the heavens and the earth , when they were created , on the day that Yahweh God made the earth and the heavens .
Ireto ny tranga mahakasika ny lanitra sy tany , rehefa nohariana izany , tamin ' ny andro izay namoronan'i Yaveh Andriamanitra ny tany sy lanitra .
GEN 2:5     Alignment score: 0.274
No bush of the field was yet in the earth , and no plant of the field had yet sprouted , for Yahweh God had not caused it to rain upon the earth , and there was no man to cultivate the ground .
Tsy mbola nisy ny kirihitrin ' ny saha teny
amin ' ny tany , ary tsy mbola nitsimoka ny zava - maniry teny an - tsaha , satria Yaveh Andriamanitra tsy mbola nandatsaka orana tamin ' ny tany , ary tsy nisy olona niasa tany .
GEN 2:6     Alignment score: 0.207 → 0.267
But a mist went up from the earth and watered the whole surface of the ground .
Fa nisy zavona avy tamin ' ny tany ka nandena ny velaran ' ny tany rehetr .
GEN 2:7     Alignment score: 0.276 → 0.297
Yahweh God formed man from the dust of the ground , and breathed into his nostrils the breath of life
, and man became a living being .
Namolavola ny olona avy tamin ' ny vovon - tany i Yaveh Andriamanitr , ary nofofoiny tamin ' ny fofon'ain ' ny fahavelomana ny vavorony , ka tonga olombelona .
GEN 2:8     Alignment score: 0.397 → 0.408
Yahweh God planted a garden eastward , in Eden , and there he put the man whom he had formed .
Yaveh Andriamanitra nanamboatra saha tao atsinanana , tao Edena , ary napetrany tao ny olona izay novolavolainy .
GEN 2:9     Alignment score: 0.353
Out of the ground Yahweh God made every tree to grow
that is pleasant to the sight and good for food . This included the tree of life that was in the midst of the garden , and the tree of the knowledge of good and evil .
Tambonin ' ny tany no nampanirin'i Yaveh Andriamanitra ny hazo rehetra izay hita fa mahafinaritra ny maso sady tsara ho amin ' ny sakafo . Anisan'izany ny hazon'aina izay teo afovoan ' ny saha , sy ny hazon ' ny fahalalana ny tsara sy ny ratsy .
GEN 2:10     Alignment score: 0.338 → 0.346
A river went out of Eden to water the garden . From there it divided and became
four rivers .
Nisy ony nivoaka avy ao Edena nanondraka ny saha . Nizarazara avy tany izany ka tonga ony efatra .
GEN 2:11     Alignment score: 0.322 → 0.384
The name of the first is Pishon . It is the one which flows throughout the whole land of Havilah , where there is gold .
Pisona no anaran'ilay vohalohany
. Izy irery ihany no mikoriana manodidina ilay tany rehetran'i Havila , izay misy volamena .
GEN 2:12     Alignment score: 0.306 → 0.308
The gold of that land is good . There are also bdellium and the onyx stone .
Tsara ny volamenan'izany tany izany . Misy bedola sy vato berila
ihany koa .
GEN 2:13     Alignment score: 0.464 → 0.465
The name of the second river is Gihon . This one flows throughout the whole land of Cush .
Gihona no anaran'ilay ony faharoa . Izy io dia mikoriana manerana ny tany Kosy .
GEN 2:14     Alignment score: 0.386 → 0.408
The name of the third river is Tigris , and it flows east of Ashur
. The fourth river is the Euphrates .
Ny anaran'ilay ony fahatelo dia Tigra , izay mikoriana atsinanan'i Asyria . Eofrata ny ony faha - efatra .
GEN 2:15     Alignment score: 0.403
Yahweh God took the man and put him into the garden of Eden to work it and to maintain it .
Nalain'i Yaveh Andriamanitra ralehilahy ary nametraka azy tao amin ' ny saha Edena mba hiasa sy hihazona izany .
GEN 2:16     Alignment score: 0.392 → 0.392
Yahweh God commanded the man , saying , " From every tree in the garden you may freely eat .
Nandidy an - dralehilahy Yaveh Andriamanitra , nanao hoe : " Avy amin ' ny hazo rehetra any amin ' ny saha dia azonao hihinana .
GEN 2:17     Alignment score: 0.433
But from the tree of the knowledge of good and evil you must not eat , for on the day that you eat from it , you will surely die . "
Fa avy amin'ilay hazon ' ny fahalalana ny tsara sy ratsy kosa no tsy azonao hihinana , fa amin ' ny andro hihinananao avy amin'izany , dia ho faty tokoa ianao . "
GEN 2:18     Alignment score: 0.351
Then Yahweh God said , " It is not good that the man should be alone . I will make him a helper suitable for him . "
Avy eo Yaveh Andriamanitra niteny hoe : " Tsy tsara raha irery ralehilahy . Hanamboarako namana
sahaza azy izy . "
GEN 2:19     Alignment score: 0.27 → 0.318
Out of the ground Yahweh God formed every animal of the field and every bird of the sky . Then he brought them to the man to see what he would call them . Whatever the man called each living creature
, that was its name .
Avy amin ' ny tany no nanamboaran'i Yaveh Andriamanitra ny bibin ' ny saha rehetra sy ny voron ' ny habakabaka rehetra . Ary nentiny teo amin - dralehilahy izy rehetra mba hahitany izay mety hiantsoany azy . Na inona na inona niantsoan - dralehilahy ny zava - manan'aina tsirairay , dia izany no anarany .
GEN 2:20     Alignment score: 0.219 → 0.246
The man gave names to all the livestock , to all the birds of the sky , and to every beast of the field . But for the man himself there was found
no helper suitable for him .
Nomen - dralehilahy anarana daholo ny biby fiompy , ny voro - manidina rehetra eny amin ' ny habakabaka , ary ny bibidian ' ny saha . Nefa tsy nahitàna namana sahaza azy ralehilahy .
GEN 2:21     Alignment score: 0.408 → 0.406
Yahweh God caused a deep sleep to fall
upon the man , so the man slept . Yahweh God took one of his ribs and closed up the flesh where he took the rib .
Nampatorian'i Yaveh Andriamanitra lalina ralehilahy , ka dia natory ralehilahy . Naka iray tamin ' ny taolan - tehezany i Yaveh Andriamanitra ary nanakatona ny nofo izay nakany ilay taolan - tehezana .
GEN 2:22     Alignment score: 0.342
With the rib that Yahweh God had taken from the man , he made a woman and brought her to the man .
Tamin'ilay taolan
- tehezana izay nalain'i Yaveh Andriamanitra tamin - dralehilahy , no nanamboarany vehivavy iray sy nitondràna azy teo amin - dralehilahy .
GEN 2:23     Alignment score: 0.384
The man said , " This time , this one is bone of my bones , and flesh of my flesh . She will be called ' woman , ' because she was taken out of man . "
Hoy ralehilahy hoe : " Izao kosa , dia taolana avy amin ' ny taolako ity , ary nofo avy amin ' ny nofoko . Hantsoina
hoe ' Vehivavy ' izy , satria nalaina avy tamin ' ny lehilahy . "
GEN 2:24     Alignment score: 0.431
Therefore a man will leave his father and his mother , he will be united to his wife , and they will become one flesh .
Noho izany handao ny rainy sy ny reniny ny lehilahy , hikambana amin ' ny vadiny izy , ary ho tonga nofo iray izy ireo .
GEN 2:25     Alignment score: 0.432
They were both naked , the man and his wife , but were not ashamed .
Samy nitanjaka izy ireo , ralehilahy sy ny vadiny , fa tsy nahalala menatra .
GEN 2     Average alignment score: 0.36 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50