Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 30:1     Alignment score: 0.487
When Rachel saw that she bore Jacob no children , Rachel was jealous of her sister . She said to Jacob , " Give me children , or I will die . "
Rehefa hitan'i Rahely fa tsy nanome anaka an'i Jakoba izy , dia nialona ny rahavaviny
Rahely . Niteny tamin'i Jakoba izy hoe : " Omeo zanaka aho , raha tsy izany dia ho faty aho . "


GEN 30:2     Alignment score: 0.301 → 0.3
Jacob 's anger burned against Rachel . He said , " Am I in the place of God , who has withheld from you the fruit of the womb ? "
Nirehitra tamin'i Rahely ny hatezeran'i
Jakoba . Hoy izy hoe : " Moa izaho no eo amin ' ny toeran'Andriamanitra , izay nitazona anao tsy hanan - janaka ? "
GEN 30:3     Alignment score: 0.255
She said , " See , there is my servant Bilhah . Go to her , so she might give
birth to children on my knees , and I will have children by her . "
Hoy izy hoe : " Indro , ity ny mpanompoko Bila . Mandria miaraka aminy , mba hahafahany miteraka zaza ho eo am - pofoako , ka hananako zanaka avy aminy . "
GEN 30:4     Alignment score: 0.422 → 0.441
So she gave him her servant Bilhah as a wife , and Jacob went to her .
Dia nomeny
azy ho vadiny i Bila mpanompo vaviny , ary Jakoba nandry niaraka taminy .
GEN 30:5     Alignment score: 0.466 → 0.678
Bilhah conceived and bore Jacob a son .
Nitoe - jaza ary niteraka zanaka
lahy ho an'i Jakoba Bila .
GEN 30:6     Alignment score: 0.351 → 0.351
Then Rachel said , " God has vindicated me , and he has heard my voice and given me a son . " For this reason she called his name Dan .
Dia hoy Rahely hoe : " Nitsara tamin ' ny fankasitrahako Andriamanitra . Nihaino ny vavaka nataoko Izy ary nanome zanaka lahy ahy . " Noho izany antony izany no niantsoany
ny anarany hoe Dana .
GEN 30:7     Alignment score: 0.663 → 0.662
Bilhah , Rachel 's servant , conceived again and bore Jacob a second son .
Bila , mpanompon'i
Rahely , dia nitoe - jaza indray ary niteraka zanaka lahy faharoa ho an'i Jakoba .
GEN 30:8     Alignment score: 0.416 → 0.416
Rachel said , " With mighty wrestlings have I wrestled with my sister and have prevailed . " She called his name Naphtali .
Hoy Rahely hoe : " Tamin ' ny tolona mahery no nitolomako tamin ' ny rahavaviko ary nandreseko . " Nantsoiny hoe Naftaly ny anarany .
GEN 30:9     Alignment score: 0.507 → 0.507
When Leah saw that she had stopped having children , she took Zilpah , her servant , and gave her to Jacob as a wife .
Rehefa hitan'i Lea fa nijanona tsy nanan - janaka izy , dia nalainy
Zilpa , mpanompo vaviny , ary nomeny ho vadin'i Jakoba izy .
GEN 30:10     Alignment score: 0.674 → 0.674
Zilpah , Leah 's servant , bore Jacob a son .
Zilpa , mpanompon'i
Lea , dia niteraka zanaka lahy ho an'i Jakoba .
GEN 30:11     Alignment score: 0.526
Leah said , " This is fortunate ! " so she called his name Gad .
Hoy Lea hoe : " Vintana ity ! " Dia nantsoiny hoe Gada ny anarany .
GEN 30:12     Alignment score: 0.702 → 0.702
Then Zilpah , Leah 's servant , bore Jacob a second son .
Avy eo Zilpa , mpanompon'i
Lea , niteraka zanaka lahy faharoa ho an'i Jakoba .
GEN 30:13     Alignment score: 0.476 → 0.485
Leah said , " I am happy ! For the daughters
will call me happy . " So she called his name Asher .
Hoy Lea hoe : " Sambatra aho ! Fa ireo zanaka vavy hiantso ahy hoe sambatra . " Dia nantsoiny hoe Asera ny anarany .
GEN 30:14     Alignment score: 0.509 → 0.513
Reuben went in the days of wheat harvest and found mandrakes in the field . He brought them to his mother Leah . Then Rachel said to Leah , " Give me some of your son 's mandrakes . "
Nandeha tamin ' ny andron ' ny fijinjam - bary
Robena ary nahita dodaima tao an - tsaha . Nentiny tany amin'i Lea reniny ireo . Dia hoy Rahely tamin'i Lea hoe : " Omeo sasany amin'ireo dodaiman ' ny zanakao lahy aho . "
GEN 30:15     Alignment score: 0.347
Leah said to her , " Is it a small matter to you , that you have taken away my husband ? Do you now want to take away my son 's mandrakes , too ? " Rachel said , " Then he will lie with you tonight , in exchange for your son 's mandrakes . "
Hoy Lea taminy hoe : " Olana
kely ve aminao , ny nangalanao ny vadiko ? Te haka ny dodaiman ' ny zanako lahy ihany koa ianao izao ? " Hoy Rahely hoe : " Dia hiara - handry aminao izy rahalina , ho takalon'ireo dodaiman ' ny zanakao lahy . "
GEN 30:16     Alignment score: 0.465 → 0.466
Jacob came
from the field in the evening . Leah went out to meet him and said , " You must come to me , for I have hired you with my son 's mandrakes . " So Jacob lay with Leah that night .
Avy tany an - tsaha Jakoba ny hariva . Nivoaka Lea mba hihaona taminy ary niteny hoe : " Tsy maintsy miara - mandry amiko ianao rahalina , fa nofaiko tamin'ireo dodaiman ' ny zanako lahy ianao . Dia niara - nandry tamin'i Jakoba Lea ny alina .
GEN 30:17     Alignment score: 0.63 → 0.629
God listened to Leah , and she conceived and bore Jacob a fifth son .
Nihaino an'i Lea Andriamanitra , dia nitoe - jaza sy niteraka zanaka
lahy fahadimy ho an'i Jakoba izy .
GEN 30:18     Alignment score: 0.464
Leah said , " God has given me my wages , because I gave my servant woman
to my husband . " She called his name Issachar .
Hoy Lea hoe : " Nomen'Andriamanitra ahy ny karamako , satria nanome ny mpanompo vaviko ho an ' ny vadiko aho . " Nantsoiny hoe Isakara ny anarany .
GEN 30:19     Alignment score: 0.575
Leah conceived again and bore a sixth son to Jacob .
Nitoe - jaza indray Lea ary niteraka zanaka lahy faha - enina ho an'i Jakoba .
GEN 30:20     Alignment score: 0.478
Leah said , " God has given me a good gift . Now my husband will honor me , because I have borne
him six sons . " She called his name Zebulun .
Hoy Lea hoe : " Nomen'Andriamanitra fanomezana tsara aho . Izao dia hanome voninahitra ahy ny vadiko , satria niteraka zanaka lahy enina ho azy aho . " Nantsoiny hoe Zebolona ny anarany .
GEN 30:21     Alignment score: 0.402
Afterwards she bore a daughter and called her name Dinah .
Rehefa afaka izany dia niteraka zanaka vavy izy ary nantsoiny hoe Dina ny anarany .
GEN 30:22     Alignment score: 0.292 → 0.311
God called Rachel to mind and listened to her . He caused her to become
pregnant .
Nahatsiaro an'i Rahely Andriamanitra ary nihaino azy . Nampanan'anaka izy Izy .
GEN 30:23     Alignment score: 0.436
She conceived and bore a son . She said , " God has taken away my shame . "
Nitoe - jaza ary niteraka zanaka lahy izy . Hoy izy hoe : " Nesorin'Andriamanitra ny henatro
. "
GEN 30:24     Alignment score: 0.482
She called his name Joseph , saying , " Yahweh has added to me another son . "
Nantsoiny hoe Josefa ny anarany , ary nanao hoe : " Nanampy zanaka lahy iray hafa ho ahy Yaveh . "
GEN 30:25     Alignment score: 0.396 → 0.433
After Rachel had borne
Joseph , Jacob said to Laban , " Send me away , so that I may go to my own home and to my country .
Tao aorian ' ny niterahan'i Rahely an'i Josefa , dia niteny tamin'i Labana Jakoba hoe : " Alefao aho , mba hahafahako mandeha mankany amin ' ny tranoko sy any amin ' ny tanànako .
GEN 30:26     Alignment score: 0.277
Give me my wives and my children for whom I have served you , and let me go , for you know the service I have given you . "
Omeo ahy ireo vadiko sy ireo zanako izay ho azy ireo no nanompoako anao , ary avelao aho andeha , fa ianao mahafantatra ny fanompoana nataoko anao . "
GEN 30:27     Alignment score: 0.434
Laban said to him , " If now I have found
favor in your eyes , wait , because I have learned by using divination that Yahweh has blessed me for your sake . "
Hoy Labana taminy hoe : " Raha mahita fankasitrahana eo imasonao aho ankehitriny , dia andraso , satria fantako tamin ' ny fampiasana sikidy fa nitahy ahy noho ianao i Yaveh .
GEN 30:28     Alignment score: 0.356
Then he said , " Name your wages , and I will pay them . "
Dia hoy izy hoe : " Teneno hoe ohatrinona ny karamanao
, dia ho aloako ireo . "
GEN 30:29     Alignment score: 0.339
Jacob said to him , " You know how I have served you , and how your livestock have fared with me .
Jakoba niteny taminy hoe : " Fantatrao
ny fomba nanompoako anao , sy ny fomba nitomboan ' ny biby fiompinao niaraka tamiko .
GEN 30:30     Alignment score: 0.331 → 0.333
For you had little before I came
, and it has increased abundantly . Yahweh has blessed you wherever I worked . Now when will I provide for my own household also ? "
Fa kely no nanananao talohan ' ny nahatongavako , ary nitombo be lavitra izany . Nitahy anao Yaveh na taiza na taiza niasako . Ary rahoviana aho no mba hihary ho an ' ny tokantranoko koa ? "
GEN 30:31     Alignment score: 0.431
So Laban said , " What will I pay you ? " Jacob said , " You will not give me anything . If you will do this thing for me , I will again feed your flock and keep it .
Dia hoy Labana hoe : " Inona no ho aloako aminao ? " Hoy Jakoba hoe : " Tsy hanome ahy na inona na inona ianao . Raha hanao izao zavatra izao ho ahy ianao , dia ho hamahana indray ny biby fiompinao
ary hiambina izany aho .
GEN 30:32     Alignment score: 0.392 → 0.4
Let me walk through all your flock today , removing from it every speckled and spotted sheep , and every black one among the sheep , and the spotted and speckled among the goats . These
will be my wages .
Avelao aho hamakivaky ny biby fiompinao rehetra androany , hanala ny ondry pentipetina sy sada rehetra amin'izany , ary izay mainty rehetra eo amin ' ny ondry , ary ny sada sy ny pentipentina eo amin'ireo osy . Izany no ho karamako .
GEN 30:33     Alignment score: 0.384
My integrity will testify for me later on , when you come
to check on my wages . Every one that is not speckled and spotted among the goats , and black among the sheep , if any are found with me , will be considered to be stolen . "
Ny tsy fivadihako no ho vavolombelona ho ahy any aoriana , rehefa tonga hijery ireo karamako ianao . Ny rehetra izay tsy pentipentina sy sada eo amin'ireo osy , ary tsy mainty eo amin ' ny ondry , raha misy hita aty amiko , dia ho atao toy ny nangalarina . "
GEN 30:34     Alignment score: 0.479
Laban said , " Agreed . Let it be according to your word . "
Hoy Labana hoe : " Ekena . Aoka ho araka ny teninao
izany . "
GEN 30:35     Alignment score: 0.463
That day Laban removed the male goats that were striped and spotted , and all the female goats that were speckled and spotted , every one that had white in it , and all the black ones among the sheep , and gave them into the hand of his sons .
Tamin'io andro io Labana dia nanala ireo osy lahy izay sadika sy sada , sy ireo osy vavy rehetra izay pentipentina sy sada , ny rehetra izay nisy fotsy taminy , ary ireo mainty rehetra teo amin'ireo ondry , ka nanome ireo ho eo an - tanan'ireo zanany lahy .
GEN 30:36     Alignment score: 0.352 → 0.374
Laban also put three days ' journey between himself and Jacob . So Jacob kept tending the rest of Laban 's flocks .
Nanisy lalan
- kateloana teo anelanelany sy Jakoba ihany koa Labana . Noho izany dia nijanona niandry ny ambin'ireo biby fiompin'i Labana i Jakoba .
GEN 30:37     Alignment score: 0.287 → 0.305
Jacob took fresh cut branches of the poplar , almond , and plane trees , and he peeled white streaks in them and made the white inner wood appear that was in the sticks .
Naka tapaka rantsan
- kazo popola maitso Jakoba , sy tamin ' ny hazo amygdala sy hazo planata , ary namaofy ny fotsy tamin'ireo , ary nanao izay ampiseho ny aty fotsin ' ny hazo izay tao amin'ireo tapa - kazo .
GEN 30:38     Alignment score: 0.289 → 0.306
Then he set the sticks that he had peeled in front of the flocks , in front of the watering troughs where they came
to drink . They conceived when they came to drink .
Dia nametraka ireo tapa - kazo izay novoasany teo anoloan'ireo biby fiompy , teo anoloan'ireo tavy fisotroana rano izay nandehanan'ireo hisotro izy . Nanan'anaka ireo rehefa tonga nisotro .
GEN 30:39     Alignment score: 0.263 → 0.261
The flocks bred in front of the sticks ; and the flocks produced striped , speckled , and spotted young .
Niteraka
teo anoloan'ireo tapa - kazo ireo biby fiompy ; ary ireo biby fiompy niteraka sadika , sada , ary pentipentina .
GEN 30:40     Alignment score: 0.39 → 0.4
Jacob separated out these
lambs , but made the rest of them face toward the striped animals and all the black sheep in the flock of Laban . Then he separated out his flocks for himself alone and did not put them together with Laban 's flocks .
Nosarahan'i Jakoba ireo zanak'ondry ireo , fa nanao ny ambin'ireo nifanatrika tamin'ireo biby sadika sy ny ondry mainty rehetra tao amin ' ny biby fiompin'i Labana . Dia nosarahany ho azy irery ny biby fiompiny ka tsy nakambany niaraka tamin'ireo biby fiompin'i Labana .
GEN 30:41     Alignment score: 0.272 → 0.28
Whenever the stronger sheep in the flock were breeding , then Jacob would lay the sticks in the watering troughs before the eyes of the flock , so that they might conceive among the sticks .
Na oviana na oviana niterahan ' ny ondry matanjaka tao amin ' ny biby fiompy , dia nampandrian'i Jakoba teo amin ' ny tavy fisotroana teo anoloan ' ny mason'ireo biby fiompy ireo tapa - kazo , mba hafahan'izy ireo miteraka eo amin'ireo tapa - kazo .
GEN 30:42     Alignment score: 0.429
But when the feebler animals in the flock came , he did not put the sticks in front of them . So the feebler animals were Laban 's , and the stronger were Jacob 's .
Fa rehefa tonga ireo biby osa tamin'ireo biby fiompy , dia tsy nametraka ireo tapa - kazo teo anoloan'ireo izy . Koa an'i Labana ireo biby osa , ary an'i Jakoba ny mahery .
GEN 30:43     Alignment score: 0.239
The man became
very prosperous . He had large flocks , female servants and male servants , and camels and donkeys .
Lasa nanan - karena be ralehilahy . Nanana biby fiompy be izy , mpanompo vavy sy mpanompo lahy , ary rameva sy ampondra .
GEN 30     Average alignment score: 0.412 for 43 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50