Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 42:1     Alignment score: 0.377 → 0.393
Now Jacob became
aware that there was grain in Egypt . He said to his sons , " Why do you look at one another ? "
Ary fantatr'i Jakoba fa nisy vary tany Egypta . Niteny tamin'ireo zanany lahy izy hoe : " Nahoana no mifampijery ianareo ? "


GEN 42:2     Alignment score: 0.408
He said , " See here , I have heard that there is grain in Egypt . Go down there and buy for us from there so we may live
and not die . "
Hoy izy hoe : " Indro , reko fa misy vary any Egypta . Midìna any ary mividiana any ho antsika mba hahavelona antsika fa tsy ho faty .
GEN 42:3     Alignment score: 0.519
Joseph 's ten brothers went down to buy grain from Egypt .
Nandeha nidina ireo rahalahin'i
Josefa folo mba hividy vary any Egypta .
GEN 42:4     Alignment score: 0.365 → 0.377
But Jacob did not send
Benjamin , Joseph 's brother , with his brothers , for he said , " I fear that harm might come to him . "
Fa Benjamina , rahalahin'i Josefa , tsy nalefan'i Jakoba niaraka tamin'ireo rahalahiny , satria natahotra izy sao hisy loza mety hanjo azy .
GEN 42:5     Alignment score: 0.358
The sons of Israel came to buy among those who came , for the famine was in the land of Canaan .
Tonga ireo zanaka lahin'Israely mba hividy niaraka tamin'ireo izay tonga , fa nisy mosary tany
amin ' ny tany Kanàna . Ary Josefa no mpanapaka amin'ilay tany .
GEN 42:6     Alignment score: 0.287
Now Joseph was the governor over the land . He was the one who sold to all the people of the land . Joseph 's brothers came and bowed down to him with their faces to the ground .
Izy ihany no nivarotra ho an'ireo vahoaky ny tany rehetra . Tonga ary nampiankohoka ny tavan'izy ireo tamin ' ny tany teo aminy ireo rahalahin'i
Josefa .
GEN 42:7     Alignment score: 0.368 → 0.368
Joseph saw his brothers and recognized them , but he disguised himself to them and spoke severely with them . He said to them , " Where have you come
from ? " They said , " From the land of Canaan to buy food . "
Nahita ireo rahalahiny i Josefa ary nahalala azy ireo , nefa nanova ny endriny tamin'izy ireo izy ary niteny mafy tamin'izy ireo . Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Avy aiza ianareo ? " Hoy izy ireo hoe : " Avy any amin ' ny tany Kanàna mba hividy hanina . "
GEN 42:8     Alignment score: 0.395
Joseph recognized his brothers , but they did not recognize him .
Fantatr'i
Josefa ireo rahalahiny , fa izy ireo tsy nahalala azy .
GEN 42:9     Alignment score: 0.313 → 0.354
Then Joseph remembered the dreams he had dreamed about them , and he said to them , " You are spies ! You have come
to see the undefended parts of the land . "
Dia tsaroan'i Josefa ilay nofy azony nahakasika azy ireo , dia hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Mpitsikilo ianareo ! Tonga mba hizaha ireo faritra tsy mbola voaaro eto amin ' ny tany ianareo . "
GEN 42:10     Alignment score: 0.376 → 0.377
They said to him , " No , my master . Your servants have come
to buy food .
Hoy izy ireo taminy hoe : " Tsia , tompoko . Tonga mba hividy hanina ireto mpanomponao .
GEN 42:11     Alignment score: 0.42 → 0.42
We are all one man 's sons . We are honest men . Your servants are not spies . "
Zanaky
ny lehilahy iray izahay rehetra . Lehilahy marina izahay . Tsy mpitsikilo ireto mpanomponao . "
GEN 42:12     Alignment score: 0.352
He said to them , " No , you have come
to see the undefended parts of the land . "
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Tsia , tonga mba hizaha ireo faritra mbola tsy voaaro eto amin ' ny tany ianareo . "
GEN 42:13     Alignment score: 0.319 → 0.317
They said , " We your servants are twelve brothers , the sons of one man in the land of Canaan . See , the youngest is this day with our father , and one brother is no longer alive
. "
Hoy izy ireo hoe : " Roa ambin ' ny folo mirahalahy izahay mpanomponao , zanaky ny lehilahy iray any amin ' ny tany Kanàna . Indro , ny faralahy dia any amin ' ny rainay ankehitriny , ary ny rahalahy iray dia efa maty . "
GEN 42:14     Alignment score: 0.492
Joseph said to them , " It is what I said to you ; you are spies .
Hoy Josefa tamin'izy ireo hoe : " Izao no nolazaiko anareo ; mpitsikilo ianareo .
GEN 42:15     Alignment score: 0.281 → 0.283
By this you will be tested . By the life
of Pharaoh , you will not leave here , unless your youngest brother comes here .
Amin'izao no hitsapana anareo . Raha velona koa Farao , dia tsy hiala eto ianareo , raha tsy tonga eto ny faralahy aminareo .
GEN 42:16     Alignment score: 0.221 → 0.23
Send
one of yourselves and let him get your brother . You will remain in prison , that your words may be tested , whether there is truth in you . Or else , by the life of Pharaoh , surely you are spies . "
Iraho ny iray aminareo ary aoka izy haka ny rahalahinareo . Ary ianareo hijanona ao am - ponja , mba hahafahana mitsapa ny teninareo , raha misy fahamarinana ao aminareo . "
GEN 42:17     Alignment score: 0.38 → 0.387
He put them all in custody for three days .
Nalefany
tany am - ponja izy rehetra nandritry ny telo andro .
GEN 42:18     Alignment score: 0.479
Joseph said to them on the third day , " Do this and live , for I fear God .
Ny andro fahatelo dia hoy Josefa tamin'izy ireo hoe : " Izao no ataovy mba ho velona , fa matahotra an'Andriamanitra aho .
GEN 42:19     Alignment score: 0.356 → 0.359
If you are honest men , let one of your brothers be confined in this prison , but you go , carry grain for the famine of your houses .
Raha olo - marina ianareo , aoka ny iray amin'ireo rahalahinareo tsy hiala ao amin ' ny fonja , fa mandehana ianareo , mivimbìna vary ho amin ' ny mosary amin ' ny tranonareo .
GEN 42:20     Alignment score: 0.203 → 0.203
Bring your youngest brother to me so your words will be verified and you will not die . " So they did so .
Ento mankaty amiko ny faralahy aminareo hanamarinana ny teninareo sy tsy hahafaty anareo . " Ary nataon'izy ireo izany .
GEN 42:21     Alignment score: 0.235 → 0.245
They said to one another , " We are truly guilty concerning our brother in that we saw the distress of his soul when he pleaded with us and we would not listen . Therefore this distress has come
upon us . "
Nifampiresaka izy ireo hoe : " Meloka marina tokoa isika nohon ' ny amin ' ny rahalahintsika izay hitantsika ny fahorian ' ny fanahiny raha niangavy antsika izy ary isika tsy nihaino azy . Koa noho izany no nahatonga izao fahoriana izao tamintsika . "
GEN 42:22     Alignment score: 0.349 → 0.35
Reuben answered them , " Did I not tell you , ' Do not sin against the boy , ' but you would not listen ? Now , see , his blood is required of us . "
Hoy Robena namaly azy ireo hoe : " Tsy efa nilaza taminareo ve aho hoe : ' Aza manota amin'ilay zazalahy , ' nefa tsy nihaino ahy ianareo ? Indro , izao takiana
amintsika ny ràny . "
GEN 42:23     Alignment score: 0.248
They did not know that Joseph understood them , for there was an interpreter between them .
Tsy fantatr'izy ireo fa nahafantatra ny fitenin'izy ireo i Josefa , satria nisy mpandika teny
teo anelanelan'izy ireo .
GEN 42:24     Alignment score: 0.369 → 0.371
He turned from them and wept . He returned to them and spoke to them . He took Simeon from among them and bound him before their eyes .
Nihodina niala tamin'izy ireo izy ka nitomany . Niverina nankeo amin'izy ireo indray izy ary niteny tamin'izy ireo . Nalainy
teo amin'izy ireo i Simeona ary nafatony teo imason'izy ireo .
GEN 42:25     Alignment score: 0.341 → 0.342
Then Joseph commanded his servants to fill his brothers ' bags with grain , and to put every man 's money back into his sack , and to give them provisions for the journey . It was done for them .
Avy eo nibaiko ny mpanompony
i Josefa mba hameno vary ny kitapon'ireo rahalahiny , ary mba hamerina ny volan ' ny lehilahy tsirairay tao amin ' ny lasakany , ary hanome azy ireo vatsy ho amin ' ny dia . Natao ho azy ireo izany .
GEN 42:26     Alignment score: 0.171 → 0.245
The brothers loaded their donkeys with their grain and departed from there .
Nameno vary ny ampondrany ireo mpirahalahy ary dia niainga tany .
GEN 42:27     Alignment score: 0.42 → 0.421
As one of them opened his sack to give
his donkey feed in the lodging place , he saw his money . Behold , it was in the opening of his sack .
Raha nanokatra ny lasakany ny iray tamin'izy ireo mba hamahana ny ampondrany teo amin ' ny toerana nandriany , dia nahita ny volany izy . Indro , teo ambavan ' ny lasakany izany .
GEN 42:28     Alignment score: 0.2 → 0.243
He said to his brothers , " My money has been put back . Look at it ; it is in my sack . " Their hearts sank
and they turned trembling to one another , saying , " What is this that God has done to us ? "
Hoy izy tamin'ireo rahalahiny hoe : " Naverina ny volako . Jereo ; ao anaty lasakako izany . " Nihontan ' ny tahotra ny fon'izy ireo sady nifampitodika am - pangovitana , nanao hoe : " Inona re ity nataon'Andriamanitra tamintsika ? "
GEN 42:29     Alignment score: 0.386 → 0.385
They went to Jacob , their father in the land of Canaan and told him all that had happened to them . They said ,
Nandeha tany amin'i Jakoba izy ireo , ny rain'izy ireo tany amin ' ny tany
kanàna ary nilaza taminy izay rehetra niseho tamin'izy ireo . Hoy izy ireo hoe :
GEN 42:30     Alignment score: 0.327
" The man , the lord of the land , spoke roughly with us and thought that we were spies in the land .
" Ilay lehilahy , tompon ' ny tany , dia niteny mahery anay ary nihevitra fa mpitsikilo tany
amin'ilay tany izahay .
GEN 42:31     Alignment score: 0.377
We said to him , ' We are honest men . We are not spies .
Hoy izahay taminy hoe : ' Olo - marina izahay . Ary tsy mpitsikilo akory .
GEN 42:32     Alignment score: 0.291 → 0.284
We are twelve brothers , sons of our father . One is no longer alive
, and the youngest is this day with our father in the land of Canaan . '
Roa ambin ' ny folo mirahalahy izahay , zanaky ny rainay . Efa maty ny iray , ary ny faralahy dia miaraka amin ' ny rainay any amin ' ny tany Kanàna ankehitriny . '
GEN 42:33     Alignment score: 0.285 → 0.29
The man , the lord of the land , said to us , ' By this I will know
that you are honest men . Leave one of your brothers with me , take grain for the famine in your houses , and go your way .
Ilay lehilahy , tompon ' ny tany , niteny taminay hoe : ' Izao no hahalalako fa olo - marina ianareo . Ajanony eto amiko ny iray amin'ireo rahalahinareo , mitondrà vary ho amin ' ny mosary any amin ' ny tranonareo , ary zory ny lalanareo .
GEN 42:34     Alignment score: 0.309 → 0.309
Bring your youngest brother to me . Then I will know that you are not spies , but that you are honest men . Then I will release your brother to you , and you will trade in the land . ' "
Ento eto amiko ny faralahy aminareo . Dia ho fantatro fa tsy mpitsikilo ianareo , fa lehilahy marina . Dia havotsotro ho anareo ny rahalahinareo , dia hividy eto amin ' ny tany ianareo . ' "
GEN 42:35     Alignment score: 0.195 → 0.241
It came
about as they emptied their sacks , that , behold , every man 's bag of silver was in his sack . When they and their father saw their bags of silver , they were afraid .
Ary rehefa nanafoana ny tao an - dasakany izy ireo , no indro , ny fonosam - bolafotsin ' ny lehilahy tsirairay avy dia tao anatin ' ny lasakany . Nony hitan'izy ireo sy ny rain'izy ireo ny fonosam - bolafotsiny , dia natahotra izy ireo .
GEN 42:36     Alignment score: 0.359 → 0.359
Jacob their father said to them , " You have bereaved me of my children . Joseph is no longer alive
, Simeon is gone , and you will take Benjamin away . All these things are against me . "
Hoy Jakoba rain'izy ireo tamin'izy ireo hoe : " Efa nanaisotra ireo zanako tamiko ianareo . Josefa dia efa maty , i Simeona lasa , ary dia ho entinareo lavitra koa i Benjamina . Manohitra ahy avokoa ireo zavatra rehetra ireo . "
GEN 42:37     Alignment score: 0.386 → 0.387
Reuben spoke to his father , saying , " You may kill my two sons if I do not bring Benjamin back to you . Put him in my hands , and I will bring him to you again . "
Niresaka tamin - drainy i Robena , nanao hoe : " Azonao vonoina ireo zanako roa lahy raha toa tsy mitondra an'i Benjamina miverina aminao aho . Apetraho eo an - tanako izy , dia hitondra azy aminao indray aho . "
GEN 42:38     Alignment score: 0.341 → 0.357
Jacob said , " My son will not go down with you . For his brother is dead and he alone is left . If harm comes to him on the road in which you go , then you will bring down my gray hair with sorrow to Sheol . "
Hoy Jakoba hoe : " Tsy handeha hidina hiaraka aminareo izany ny zanako lahy . Fa efa maty ny rahalahiny ary izy irery sisa . Raha misy loza tonga aminy eny amin ' ny lalana izay alehanareo , dia hitondra amin - kalahelo ny volo - fotsiko midina any amin ' ny Fiainan - tsy hita ianareo . "
GEN 42     Average alignment score: 0.336 for 38 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50