Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 10:1     Alignment score: 0.543 → 0.546
These were the descendants of the sons of Noah , that is , Shem , Ham , and Japheth . Sons were born to them after the flood .
Ireto avy ny taranak'ireo zanaka lahin'i Noa , dia i Sema , Hama sy Jafeta . Niteraka
zaza lahy izy ireo taorian ' ny safo - drano .


GEN 10:2     Alignment score: 0.867
The sons of Japheth were Gomer , Magog , Madai
, Javan , Tubal , Meshech , and Tiras .
Ireo zanaka lahin'i Jafeta dia i Gomera , Magoga , Maday , Javana , Tobala , Meseka , sy Tirasa .
GEN 10:3     Alignment score: 0.834
The sons of Gomer were Ashkenaz , Riphath , and Togarmah .
Ireo zanaka lahin'i Gomera dia i Askenaza , Rifata sy Togarma .
GEN 10:4     Alignment score: 0.522
The sons of Javan were Elishah
, Tarshish , the Kittites , and Dodanim .
Ireo zanaka lahin'i Javana kosa dia i Elisaha , Tarsisy , Kitima , sy Dodanita .
GEN 10:5     Alignment score: 0.156 → 0.186
From these
the coastland peoples separated and went into their lands , every one with its own language , according to their clans , by their nations .
Nanomboka teo ny nizarazaran'ireo olon ' ny moron - tsiraka ary samy nankany amin ' ny taniny avy izy ireo , samy nanana ny fiteniny avy , araka ny fokon'izy ireo , araka ny firenen'izy ireo .
GEN 10:6     Alignment score: 0.689
The sons of Ham were Cush , Mizraim , Put , and Canaan .
Ireo zanaka lahin'i Hama dia i Kosy , Mizraima , Pota ary Kanana .
GEN 10:7     Alignment score: 0.667 → 0.703
The sons of Cush were Seba
, Havilah , Sabtah , Raamah , and Sabteka . The sons of Raamah were Sheba and Dedan .
Ireo zanaka lahin'i Kosy dia i Seba , Havila , Sabta , Ragama ary Sabteka . Ireo zanaka lahin'i Ragama kosa dia Seba sy Dedana .
GEN 10:8     Alignment score: 0.345
Cush became the father of Nimrod , who was a mighty one on the earth .
Kosy dia niteraka an'i Nimroda , izay lehilahy mpandresy voalohany tety
an - tany .
GEN 10:9     Alignment score: 0.528 → 0.528
He was a mighty hunter before Yahweh . That is why it is said , " Like Nimrod , a mighty hunter before Yahweh . "
Izy dia mpihaza mahery teo anatrehan'i Yaveh . Izany no nilazana
hoe : ' " Toa an'i Nimroda , mpihaza mahery eo anatrehan'i Yaveh . "
GEN 10:10     Alignment score: 0.585
The first centers of his kingdom were Babylon , Uruk , Akkad , and Kalneh , in the land of Shinar .
Ireo ivon ' ny fanjakany
voalohany dia Babela , Ereka , Akada , Kalne , izay tao amin ' ny tany Sinara .
GEN 10:11     Alignment score: 0.486 → 0.608
Out of that land he went to Assyria and built Nineveh , Rehoboth Ir , Calah ,
Niala tamin'izany tany izany izy ka nankany Asyria ary nanorina an'i Ninive , Rehobot
- ira sy Kala
GEN 10:12     Alignment score: 0.652
and Resen , which was between Nineveh and Calah . It was a large city .
ary Resena , izay teo anelanelan'i
Ninive sy Kala . Tanàna lehibe izany .
GEN 10:13     Alignment score: 0.836
Mizraim became the father of the Ludites , the Anamites , the Lehabites , the Naphtuhites ,
Mizraima niteraka ny Lodita , ny Anamita , ny Lehabita , ny Naftohita ,
GEN 10:14     Alignment score: 0.768
the Pathrusites , the Kasluhites ( from whom the Philistines came
) , and the Caphtorites .
ny Patrosita , ny Kaslohita ( avy amin'ireo no niavian ' ny Filistina ) , ary ny Kaftorita .
GEN 10:15     Alignment score: 0.688
Canaan became the father of Sidon , his firstborn , and of Heth ,
Kanana niteraka an'i Sidona , lahimatoany
, sy Heta ,
GEN 10:16     Alignment score: 0.773
also of the Jebusites , the Amorites , the Girgashites ,
ary koa ireo Jebosita , ireo Amorita , ireo Girgasita ,
GEN 10:17     Alignment score: 0.789
the Hivites , the Arkites , the Sinites ,
ireo Hivita , ireo Arkita , ireo Sinita ,
GEN 10:18     Alignment score: 0.476
the Arvadites , the Zemarites , and the Hamathites . Afterward the clans of the Canaanites spread out .
ireo Arvadita , ireo Zemarita , sy ireo Hamatita . Taty aoriana
dia niely ny fokon'ireo Kananita .
GEN 10:19     Alignment score: 0.555
The border of the Canaanites was from Sidon , in the direction of Gerar , as far as Gaza , and as one goes toward Sodom , Gomorrah , Admah , and Zeboyim , as far as Lasha .
Ny faritany Kananita dia nanomboka teo Sidona , mitohy mankany Gerara ka hatrany Gaza , ary ny iray izay mankany Sodoma , Gomora , Adma , ary Zeboima , ka hatrany Lasa .
GEN 10:20     Alignment score: 0.282 → 0.299
These
were the sons of Ham , by their clans , by their languages , in their lands , and in their nations .
Ireo no zanak'i Hama , araka ny fokon'izy ireo , araka ny fiteniny avy , tao amin ' ny tanin'izy ireo , ary tao amin ' ny firenen'izy ireo .
GEN 10:21     Alignment score: 0.357 → 0.452
Sons also were born to Shem , the older brother of Japheth . Shem was also the ancestor
of all the people of Eber .
Niteraka zaza lahy ihany koa i Sema , ilay zokin'i Jafeta lahimatoa . Razamben'ireo olona rehetra avy ao Ebera ihany koa i Sema .
GEN 10:22     Alignment score: 0.701
The sons of Shem were Elam , Ashur , Arphaxad , Lud , and Aram .
Ireo zanaka lahin'i Sema dia i Elama , Asyra
, Arpaksada , Loda ary Arama .
GEN 10:23     Alignment score: 0.604
The sons of Aram were Uz , Hul , Gether , and Meshech .
Ireo zanaka lahin'i Arama dia i Oza , Hola , Gatera ary Masy .
GEN 10:24     Alignment score: 0.59
Arphaxad became the father of Shelah
, and Shelah became the father of Eber .
Ary Arpaksada niteraka an'i Sela , ary Sela niteraka an'i Ebera .
GEN 10:25     Alignment score: 0.472 → 0.472
Eber had two sons . The name of the one was Peleg , for in his days the earth was divided . His brother 's name was Joktan .
Nanana zanaka roa lahy i Ebera
. Ny anaran ' ny iray dia i Palega satria tamin ' ny androny dia voazara ny tany . Joktana no anaran ' ny rahalahiny .
GEN 10:26     Alignment score: 0.872
Joktan became the father of Almodad , Sheleph , Hazarmaveth , Jerah ,
Joktana niteraka an'i Almodada , Salefa , Hazarmaveta , Jera ,
GEN 10:27     Alignment score: 0.773
Hadoram , Uzal , Diklah ,
Hadorama , Hozala
, Dykla ,
GEN 10:28     Alignment score: 0.785
Obal , Abimael , Sheba ,
Obala , Abimaela , Sheba
,
GEN 10:29     Alignment score: 0.751
Ophir , Havilah , and Jobab . All these
were the sons of Joktan .
Ofira , Havila ary Jobaba . Ireo rehetra ireo dia zanaka lahin'i Joktana .
GEN 10:30     Alignment score: 0.459
Their territory was from Mesha , all the way to Sephar , the mountain
of the east .
Ny faritanin'izy ireo dia nanomboka teo Mesa , hatrany Sefara , tendrombohitra atsinanana .
GEN 10:31     Alignment score: 0.317
These
were the sons of Shem , according to their clans and their languages , in their lands , according to their nations .
Ireo no zanaka lahin'i Sema , araka ny foko sy ny fitenin'izy ireo , tao amin ' ny tanin'izy ireo , araka ny firenen'izy ireo .
GEN 10:32     Alignment score: 0.339 → 0.378
These
were the clans of the sons of Noah , according to their genealogies , by their nations . From these the nations separated and went over the earth after the flood .
Ireo no fokon'ireo zanak'i Noa , araka ny firazanan'izy ireo , araka ny firenen'izy ireo . Avy amin'ireo no nampisaraka ireo firenena ka niparitaka nanerana ny tany tao aorian ' ny safo - drano .
GEN 10     Average alignment score: 0.565 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50