Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:14
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50 


GEN 39:1     Alignment score: 0.51
Joseph was brought down to Egypt . Potiphar , an official
of Pharaoh who was captain of the guard and an Egyptian , bought him from the Ishmaelites , who had brought him down there .
Nentina nidina tany Egypta i Josefa . Potifara , manam - pahefana an'i Farao izay kapitenin ' ny mpiambina sy Egyptiana , no nividy azy tamin'ireo Ismaelita , izay nitondra azy nidina tany .


GEN 39:2     Alignment score: 0.415 → 0.419
Yahweh was with Joseph and he became
a prosperous man . He lived in the house of his Egyptian master .
Nomba an'i Josefa i Yaveh ka tonga lehilahy ambinina izy . Nipetraka tao amin ' ny tranon ' ny Egyptiana tompony izy .
GEN 39:3     Alignment score: 0.359
His master saw that Yahweh was with him and that Yahweh prospered everything that he did .
Ny tompony dia nahita fa nomba azy Yaveh ary nampiroborobo ny zavatra rehetra izay nataony .
GEN 39:4     Alignment score: 0.466 → 0.469
Joseph found favor in his sight . He served Potiphar . Potiphar made Joseph manager over his house , and everything that he possessed , he put under his care .
Dia nahita sitraka teo imasony
i Josefa . Ary nanompo an'i Potifara izy . Nataon'i Potifara ho mpitantana ny tranony i Josefa , ary izay rehetra nananany , dia nataony teo ambany fiahiany .
GEN 39:5     Alignment score: 0.454 → 0.468
It came
about from the time that he made him manager over his house and over everything he possessed , that Yahweh blessed the Egyptian 's house because of Joseph . The blessing of Yahweh was on everything that Potiphar had in the house and in the field .
Ary nanomboka tamin ' ny fotoana izay nampitantanany azy ny tranony sy izay rehetra nananany , dia notahian'i Yaveh ny tranon'ilay Egyptiana noho i Josefa . Ny fitahian'i Yaveh dia tao amin ' ny zavatra rehetra izay nananan'i Potifara tao an - trano sy tany an - tsaha .
GEN 39:6     Alignment score: 0.344 → 0.365
Potiphar put everything that he had under Joseph 's care . He did not have to think about anything except the food that he ate . Now Joseph was handsome and attractive .
Napetrak'i Potifara teo ambany fiahian'i
Josefa izay rehetra nananany . Tsy nila nieritreritra na inona na inona afa - tsy ny sakafo ho haniny izy . Ary Josefa dia tsara tarehy sady mahasarika .
GEN 39:7     Alignment score: 0.367 → 0.369
It came about after this that his master 's wife cast her eyes on Joseph and said , " Lie with me . "
Ary tao aorian'izay dia nitsiriritra an'i Josefa ny vadin
' ny tompony . Hoy izy hoe : " Mandria miaraka amiko . "
GEN 39:8     Alignment score: 0.278
But he refused and said to his master 's wife , " Look , my master does not pay attention to what I do in the house , and he has put everything that he owns under my care .
Fa nandà izy ka niteny tamin ' ny vadin
' ny tompony hoe : " Indro , ny tompoko tsy miraharaha izay zavatra ataoko ato an - trano , ary nametraka tamiko ny zavatra rehetra izay azy eo ambany fiahiako izy .
GEN 39:9     Alignment score: 0.282 → 0.29
No one is greater in this house than I am . He has not kept back anything from me but you , because you are his wife . How then can I do this great wickedness and sin against God ? "
Tsy misy lehibe noho izaho ato amin'ity trano ity . Tsy nandrara na inona na inona tamiko afa - tsy ianao izy , satria vadiny ianao . Dia ahoana no ahafahako manao izany faharatsiana lehibe sy fahotàna manohitra an'Andriamanitra izany ? "
GEN 39:10     Alignment score: 0.364
She spoke to Joseph day after day , but he refused to lie with her or to be with her .
Niteny tamin'i Josefa isan'andro isan'andro izy , saingy nandà tsy hiara - handry aminy na hiaraka aminy izy .
GEN 39:11     Alignment score: 0.227
It came
about one day that he went into the house to do his work . None of the men of the house were there in the house .
Ary indray andro dia niditra tao an - trano hanao ny asany izy . Tsy nisy tamin'ireo lehilahy ao an - trano nijanona tao .
GEN 39:12     Alignment score: 0.323 → 0.324
She caught him by his clothes and said , " Lie with me . " He left his clothing in her hand , fled , and went outside .
Nisambotra azy tamin ' ny akanjony izy ary niteny hoe : " Mandria miaraka amiko . " Navelany teo an - tanany ny akanjony , ka nandositra , ary nivoaka tany ivelany
izy .
GEN 39:13     Alignment score: 0.326
It came
about , when she saw that he had left his clothing in her hand and had fled outside ,
Ary rehefa hitany fa navelany teo an - tanany ny akanjony ary nandositra nivoaka tany ivelany izy ,
GEN 39:14     Alignment score: 0.306 → 0.335
that she called to the men of her house and told them , " See , Potiphar has brought in a Hebrew to mock us . He came to me to lie with me , and I screamed .
dia nantsoiny ireo olona tao an - tranony
ary nilazany hoe : " Jereo , Potifara nampiditra Hebreo mba hisangy antsika . Niditra tao amiko izy mba hiara - handry amiko , dia nihiakiaka aho .
GEN 39:15     Alignment score: 0.32 → 0.326
It came
about when he heard me scream , that he left his clothing with me , fled , and went outside . "
Ary rehefa reny nihiakiaka aho , dia navelany teto amiko ny akanjony , ka nandositra , ary nivoaka tany ivelany izy . "
GEN 39:16     Alignment score: 0.225
She set his clothing next to her until his master came home .
Napetrany teo akaikiny
ilay akanjon'i Josefa mandra - pahatonga ny tompony tao an - trano .
GEN 39:17     Alignment score: 0.36
She told him this explanation , " The Hebrew servant whom you brought to us , came in to mock me .
Niteny taminy izao fanazavana izao izy hoe : " Ilay mpanompo Hebreo izay nentinao
ho antsika , dia niditra tato haniratsira ahy .
GEN 39:18     Alignment score: 0.371
It came
about that when I screamed , he left his clothing with me and fled outside . "
Ary rehefa nihiakiaka aho , dia navelany teto amiko ny akanjony ka nandositra tany ivelany izy . "
GEN 39:19     Alignment score: 0.339 → 0.351
It came
about that , when his master heard the explanation his wife told him , " This is what your servant did to me , " he became very angry .
Ary rehefa henon ' ny tompony ny fanazavana notenenin ' ny vadiny taminy hoe : " Izany no nataon ' ny mpanomponao tamiko , " dia tezitra mafy izy .
GEN 39:20     Alignment score: 0.355 → 0.358
Joseph 's master took him and put him in prison , the place where the king 's prisoners
were confined . He was there in the prison .
Naka azy ny tompon'i Josefa ka nametraka azy tany am - ponja , toerana izay nitazomana ireo voafonjan ' ny mpanjaka . Dia tao an - tranomaizina izy .
GEN 39:21     Alignment score: 0.374
But Yahweh was with Joseph and showed covenant faithfulness to him . He gave him favor in the sight of the prison warden .
Fa Yaveh nomba an'i Josefa ka naneho ny tsy fivadiham - panekena taminy . Nampahita fitia azy teo imason
' ny mpiambina ny fonja Izy .
GEN 39:22     Alignment score: 0.332 → 0.335
The prison warden gave into Joseph 's hand all the prisoners who were in the prison . Whatever they did there , Joseph was in charge of it .
Nampandray an - tanana
an'i Josefa ny voafonja rehetra izay tao an - tranomaizina ilay mpiambina ny fonja . Na inona na inona nataon'izy ireo tao , dia nandray an - tanana izany Josefa .
GEN 39:23     Alignment score: 0.366
The prison warden did not worry about anything that was in his hand , because Yahweh was with him . Whatever he did , Yahweh prospered .
Ny mpiambina ny fonja dia tsy nanahy ny zavatra rehetra izay teo an - tanany , satria nomba azy Yaveh . Izay rehetra nataony , dia nambinin'i
Yaveh .
GEN 39     Average alignment score: 0.362 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of GEN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50