Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 8:1     Alignment score: 0.527 → 0.419
Yahweh said to me , " Take a large tablet and write on it , ' Maher - Shalal - Hash - Baz . '
Nilaza tamiko Yaveh hoe : " Makà vato fisaka lehibe ary soraty amin'izany hoe : " Mahera - Salala - Hasi - Baza . '


ISA 8:2     Alignment score: 0.603
I will summon faithful witnesses
to attest for me , Uriah the priest , and Zechariah son of Jeberekiah . "
Hampiantso vavolombelona mahatoky hanamarina Ho Ahy Aho , dia Oria mpisorona , sy Zakaria zanaka lahin'i Jeberekia . "
ISA 8:3     Alignment score: 0.372 → 0.421
I went to the prophetess , and she conceived and bore a son . Then Yahweh said to me , " Call his name Maher - Shalal - Hash - Baz .
Nankany amin ' ny mpaminany vavy aho , ary nanan'anaka ka niteraka zazalahy izy . Ary Yaveh nilaza tamiko hoe : " Ataovy hoe : ' Mahera - salala - hasi - baza . ' ny anarany .
ISA 8:4     Alignment score: 0.334 → 0.398
For before the child knows to cry , ' My father , ' and , ' My mother , ' the riches of Damascus and the plunder of Samaria will be carried away by the king of Assyria . "
Fa mialohan ' ny hahaizan ' ny zaza miantso hoe : ' dadako , ' sy ' neniko , ' ny mpanjakan
' ny Asyria dia haka ny haren'i Damaskosy sy ny babon ' ny Samaria . "
ISA 8:5     Alignment score: 0.337
Yahweh spoke to me again ,
Niresaka tamiko indray Yaveh hoe :
ISA 8:6     Alignment score: 0.376 → 0.409
" Because this people has refused the gentle waters of Shiloah and rejoices over Rezin and the son of Remaliah ,
" Satria ity vahoaka ity dia nandà ny rano misononok'i Siloa , ary faly eo amin - dRezina sy amin ' ny zanaka lahin'i Remalia ,
ISA 8:7     Alignment score: 0.401 → 0.406
therefore the Lord is about to bring up on them the waters of the River , mighty and many , the king of Assyria and all his glory . It will come
up over all its channels and overflow its banks .
noho izany ny Tompo dia hitondra ireo ranon ' ny renirano ho eo amin'izy ireo , mahery sy betsaka , ny mpanjakan ' ny Asyria sy ny voninahiny rehetra . Ho tonga amin'ireo fantsony rehetra izany ka hahatondraka ireo morony .
ISA 8:8     Alignment score: 0.37 → 0.373
The River will sweep onward into Judah , flooding and passing on , until it reaches to your neck . Its outstretched wings will fill the breadth of your land , Immanuel . "
Ny Renirano dia hifaoka manomboka ao amin'i Joda , hanondraka sy hamakivaky , mandra - pahatongan'izany eo amin ' ny tendanao . Ireo elany mivelatra dia hameno ny sakan ' ny tany , ry Imanoela . "
ISA 8:9     Alignment score: 0.332 → 0.359
You peoples will be broken to pieces . Listen , all you distant countries : gird yourselves and be broken to pieces ; gird yourselves and be broken to pieces .
Ho torotoro ianareo ry vahoaka . Mihainoa , ry firenana
lavitra rehetra : vonony amin ' ny ady ny tenanareo ary torotoroa ; vonony ny tenanareo ary torotoroa .
ISA 8:10     Alignment score: 0.21
Form a plan , but it will not be carried out ; issue the command , but it will not be carried out , for God is with us .
Manaova fikasana , fa tsy ho tanteraka izany ; mamoaha didy , fa tsy ho tanteraka izany , fa momba anay Andriamanitra .
ISA 8:11     Alignment score: 0.291
Yahweh spoke to me , with his strong hand upon me , and warned me not to walk in the way of this people .
Yaveh niteny tamiko , niaraka tamin ' ny tanany mahery izay teo amiko , ary mampitandrina ahy tsy handeha amin ' ny lalan'ity vahoaka ity .
ISA 8:12     Alignment score: 0.285 → 0.3
Do not call conspiracy anything that this people calls conspiracy , you will not fear what they fear , and do not be terrified .
Aza antsoina ho tetika ny zavatra izay antsoin'ity vahoaka ity ho tetika , tsy hatahotra izay hatahorany ianao , ary aza raiki - tahotra .
ISA 8:13     Alignment score: 0.411 → 0.411
It is Yahweh of hosts whom you will honor as holy ; he is the one you must fear , and he is the one you must dread .
Fa Yaveh Tompon ' ny maro no omenao voninahitra ho masina ; Izy no ilay izay tokony hatahoranao , ary izy ilay izay tokony hangovitanao .
ISA 8:14     Alignment score: 0.31 → 0.316
He will become a sanctuary ; but he will be a stone of striking , and a stone of stumbling for both the houses of Israel , and he will be a trap and a snare to the people of Jerusalem .
Ho tonga fitoerana masina Izy ; fa ho vato famelezana Izy , ary ho vatolampy hanatafitohina _ ho an ' ny ankohonan'Israely , ary ho an ' ny vahoakan'i
Jerosalema dia ho fandrika sy tonta Izy .
ISA 8:15     Alignment score: 0.22
Many will stumble over it and fall and be broken , and be ensnared and captured .
Maro no ho tafitohina amin'izany ka ho lavo ary ho rava , ho voafandrika ka ho baboana .
ISA 8:16     Alignment score: 0.266 → 0.359
Bind up my testimony , seal the official
record , and give it to my disciples .
Fehezo ny fijoroako vavolombelona , ary asio tombo - kase ny firaketana ofisialy , ary omeo ireo mpianatro izany .
ISA 8:17     Alignment score: 0.447
I will wait for Yahweh , who hides his face from the house of Jacob ; I will trust in him .
Hiandry an'i Yaveh aho , izay manafina ny tavany amin ' ny ankohonan'i Jakoba ; hiandry Azy aho .
ISA 8:18     Alignment score: 0.46 → 0.46
See , I and the sons whom Yahweh has given me are for signs and for wonders in Israel from Yahweh of hosts , who lives on Mount Zion .
Indro , izaho sy ireo zanako
lahy izay nomen'i Yaveh ahy ho famantarana sy ho zava - mahagaga ao Israely avy amin'i Yaveh Tompon ' ny maro , izay mipetraka eo amin ' ny Tendrombohitr'i Ziona .
ISA 8:19     Alignment score: 0.216 → 0.217
They will say to you , " Consult with sorcerers and spiritists , " the ones who chirp and mutter incantations . But should a people not consult their God ? Should they consult the dead on behalf of the living ?
Hiteny aminao izy ireo hoe : " Anontanio ireo mpahita sy ireo mpisikidy , " ireo izay tsindrian - javatra mimonomonona sy mibitsibitsika fiantsoana . Fa tsy tokony hanontany ny Andriamaniny ve ny olona ? Tokony hanontany ny maty ho an ' ny velona ve izy ireo ?
ISA 8:20     Alignment score: 0.328 → 0.339
To the law and to the testimony ! If they do not say such things , it is because they have no light of dawn .
Araka ny lalàna sy ny fijoroana vavolombelona ! Raha tsy miteny zavatra tahaka izany izy ireo , dia satria tsy manana ny fahazavan
' ny maraina .
ISA 8:21     Alignment score: 0.351 → 0.38
They will pass through the land greatly distressed and hungry . When they are hungry , they will become
angry and curse their king and their God , as they turn their faces upward .
Handalo eo amin ' ny tany amin ' ny fahoriana sy ny hanoanana lehibe izy ireo . Rehefa noana izy ireo , dia ho tezitra ary hanozona ny mpanjakany sy ny Andriamanitry , raha manandratra ny tavan'izy ireo ambony .
ISA 8:22     Alignment score: 0.262
They will look at the earth and see distress , darkness , and gloom that causes anguish . They will be banished to thick darkness .
Hijery ny tany izy ireo ka hahita ny fahoriana , ny aizina , ary ny fanjombonana mampahory . Ho roahina makany amin ' ny tanin
' ny fahamaizinana izy ireo .
ISA 8:23     Alignment score: 0.353 → 0.356
The gloom will be dispelled from her who was in anguish . In an earlier time he humiliated the land of Zebulun and the land of Naphtali , but in the latter time he will make it glorious , the way to the sea , beyond the Jordan , Galilee of the nations .
Hiala ny aizim - pito eo aminy izay tao anatin
' ny fangirifiriana . Tamin ' ny taloha dia nanala baraka ny tanin'i Zebolona sy ny tanin'i Naftaly Izy , nefa amin ' ny fotoana aty aoriana dia hanao izany ho be voninahitra izy , sy lalana mankany amin ' ny ranomasina , any an - dafin'i Jordana , ireo firenen'i Galilea .
ISA 8     Average alignment score: 0.36 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66