Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 31:1     Alignment score: 0.481 → 0.49
Woe to those who go down to Egypt for help and lean on horses , and trust in chariots ( for they are many ) and in horsemen ( for they are mighty ) . But they are not concerned about the Holy One of Israel , nor do they seek Yahweh !
Loza ho an'ireo izay midina any Egypta hitady vonjy sy miantehitra amin'ireo soavaly , ary mitoky
amin'ireo kalesy ( fa maro ireo ) ary amin'ireo mpitaingin - tsoavaliny ( fa tsy voaisa izy ireo ) . Nefa tsy mba miandrandra Ilay Masin'i Israely , na mitady an'i Yaveh izy ireo !


ISA 31:2     Alignment score: 0.286
Yet he is wise , and he will bring disaster and will not retract his words . He will arise
against the evil house and against the helpers of those who behave wickedly .
Kanefa hendry Izy , ary hitondra loza Izy ka tsy hanafoana ireo teniny . Hitsangana hanohitra ny ankohonan ' ny ratsy sy hanohitra ny mpamonjin'ireo izay manota Izy .
ISA 31:3     Alignment score: 0.383 → 0.385
Egypt is a man and not God , their horses flesh and not spirit . When Yahweh reaches out with his hand , both the one who helps will stumble , and the one who is helped will fall ; both will perish together .
Olona i Egypta fa tsy Andriamanitra , nofo ny soavalin'izy ireo fa tsy fanahy . Rehefa maninjitra ny tanany Yaveh , ny olona izay mamonjy dia ho tafintohina , ary ny olona izay vonjena dia ho lavo ; samy hiara - ho faty izy roa .
ISA 31:4     Alignment score: 0.353 → 0.354
This is what Yahweh says to me , " As a lion , even a young lion , growls over its torn prey , when a group of shepherds
is called out against it , but it is not frightened by their voices , nor does it creep away from their sound ; thus Yahweh of hosts will descend to fight on Mount Zion , on that hill .
Izao no lazain'i Yaveh amiko : " Tahaka ny liona , na ny zana - diona , mierona amin ' ny rembiny , rehefa antsoina hanohitra izany ny andian ' ny mpiandry ondry , dia tsy mba hangovitra amin ' ny feon'izy ireo izany , na hikisaka amin ' ny fihorakorak'izy ireo ; dia tahaka izany no hidinan'i Yaveh Tompon ' ny maro hiady eo an - Tendrombohitr'i Ziona , eo amin'izany havoana izany .
ISA 31:5     Alignment score: 0.437 → 0.436
Like birds in flight , so Yahweh of hosts will protect Jerusalem ; he will protect and rescue as he passes
over it and preserves it .
Tahaka ny vorona manomba , no hiarovan'i Yaveh Tompon ' ny maro an'i Jerosalema ; hiaro sy hamonjy Izy raha mandalo eo amin'izany ary mitahiry izany .
ISA 31:6     Alignment score: 0.154
Return to him from whom you have deeply turned away , people of Israel .
Miverena
Aminy izay efa nihodinanareo fatratra , ry vahoakan'Israely .
ISA 31:7     Alignment score: 0.337
For in that day each one will throw away his idols of silver and his idols of gold that your own hands have made as a sin .
Fa amin'izany andro izany ny tsirairay avy dia hanala ireo sampy volafotsiny sy ireo sampy volamenany izay nataon
' ny tananareo ihany tamim - pahotana .
ISA 31:8     Alignment score: 0.327
Assyria will fall by the sword ; a sword not wielded by man will consume him . He will flee from the sword , and his young men will be forced to do hard labor .
Ary ny Asyriana ho lavon ' ny sabatra izay tsy mba an'olombelona no handringana azy . DIa handositra ny sabatra izy , ary ny zatovony hampanaovina fanompoana mafy .
ISA 31:9     Alignment score: 0.19 → 0.216
They will lose all confidence because of terror , and his princes will be afraid at the sight of Yahweh 's signal flag this is the declaration of Yahweh whose fire
is in Zion and whose firepot is in Jerusalem . "
Ary izy ireo dia very fahatokisana nohon ' ny fahatahorana , ary ireo mpanapaka azy hivadi - po eo anatrehan ' ny fanevan'i Yahweh - Izany dia fanambarana nataon'i Yahweh - Izay manana ny afony ao Ziona sy ny fatany fandorana ao Jerosalema . "
ISA 31     Average alignment score: 0.35 for 9 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66