Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 27:1     Alignment score: 0.438 → 0.424
On that day Yahweh with his hard , great and fierce sword will punish Leviathan the slithering serpent , Leviathan the squirming serpent , and he will kill the monster that is in the sea .
Amin'izany andro izany Yaveh dia hanafay ny Leviatana menarana tsy misy dikany , amin ' ny sabany mafy , lehibe ary masiaka , ny menarana mitambolombolona , ary hamono ny biby mampatahotra
izay ao anaty ranomasina .


ISA 27:2     Alignment score: 0.476
In that day : A vineyard of wine , sing of it .
Amin'izany andro izany : ny tanim - boalokin ' ny divay : hihira ny amin'izany .
ISA 27:3     Alignment score: 0.311 → 0.337
" I , Yahweh , am its protector ; I water it every moment . I guard it night and day so no one will hurt it .
" Izaho , Yaveh , Izaho no mpiaro izany ; manondraka izany matetika Aho . Miambina
izany andro sy alina Aho ka tsy hisy afaka hanimba izany .
ISA 27:4     Alignment score: 0.314 → 0.324
I am not angry , Oh , that there were briers and thorns ! In battle I would march against them ; I would burn them all together ;
Endrey , tsy tezitra aho , na nisy ahitra sy tsilo aza ! Handeha hanohitra azy ireo amin ' ny ady Aho . Hodorako miaraka izy ireo ;
ISA 27:5     Alignment score: 0.26
unless they take hold of my refuge and make peace with me ; let them make peace with me .
raha tsy hoe mifikitra amin ' ny fiarovako izy ireo ary mihavana amiko ; aoka izy ireo hihavana amiko .
ISA 27:6     Alignment score: 0.416
In the coming day , Jacob will take root ; Israel will blossom and bud ; and they will fill the surface of the world with fruit . "
Amin ' ny andro ho avy , dia haka faka i Jakoba ; hamony sy hitsimoka Israely ; ary hameno manerana ny tany
amin ' ny voany izy ireo . "
ISA 27:7     Alignment score: 0.323 → 0.343
Has Yahweh attacked Jacob and Israel as he attacked those
nations who attacked them ? Have Jacob and Israel been killed as their killers were killed ?
Moa namely an'i Jakoba sy Israely tahaka ny namelezany ireo firenena izay namely azy ireo ve Yaveh ? Moa ve novonoina tahaka ny famonoana ireo firenena izay novoinoin'izy ireo i Jakoba sy Israely ?
ISA 27:8     Alignment score: 0.273 → 0.278
In exact measure you have contended , sending Jacob and Israel away ; he drove
them away with his severe breath in the day of the east wind .
Amin ' ny refy marina izay efa nalahatrao , nandroahana an'i Israely sy Jakoba ; noentiny tany alavitra miaraka amin ' ny rivo - maheriny izy ireo , tamin ' ny andron ' ny rivotra antsinanana .
ISA 27:9     Alignment score: 0.354 → 0.365
So in this way , the iniquity of Jacob will be atoned for , for this will be the full
fruit of the removal of his sin : when he will make all the altar stones as chalk and crushed to pieces , and no Asherah poles or incense altars will remain standing .
Ka noho izany , ho voahonitra amin'izany ny helok'i Jakoba , fa izao no ho vokatra rehetra tamin ' ny nanesorana ny otany : rehefa hanao ireo alitara vato tahaka ny tsaoka izay voapotipotika izy , ary tsy hisy hitoetra hitsangana ny baon'Aseraha na ireo alitaran ' ny ditin - kazo manitra .
ISA 27:10     Alignment score: 0.296
For the fortified city is desolate , the habitation is deserted and abandoned like the wilderness . There a calf feeds , and there he lies down and consumes its branches .
Fa ny tanàna namafisina dia ho lao , ny fonenana dia ho ngazana ary hafoy tahaka ny efitra . Ao no hamahanana ny zanak'omby , ary ao no handriany sy handevonany ireo rantsany
.
ISA 27:11     Alignment score: 0.321 → 0.323
When the boughs are withered , they will be broken off . Women
will come and make fires with them , for this is not a people of understanding . Therefore their Maker will not have compassion on them , and he who made them will not be merciful to them .
Rehefa malazo ireo sampany , dia hotapaina izy ireo . Ho avy ny vehivavy ka handrehitra afo amin'izy ireo , fa tsy olon ' ny fahazavan - tsaina ity . Koa , tsy hanana fangoraham - po amin'izy ireo ny Mpahary azy , ary izay nanao azy dia tsy hanana famindram - po amin'izy ireo .
ISA 27:12     Alignment score: 0.355 → 0.368
It will come
about on that day that Yahweh will thresh from the Euphrates River to the Brook of Egypt and you , the people of Israel , will be gathered together one by one .
Amin'izany andro izany dia hisy fampihintsanana avy any amin ' ny reniranon'i Eofrata ka hatrany amin ' ny loasahan - driakan'i Egypta izay hataonao sy Yaveh , ry vahoakan'Israely , dia hangonona hiaraka tsirairay .
ISA 27:13     Alignment score: 0.404 → 0.397
On that day a great ram 's horn will be blown ; and the perishing ones in the land of Assyria will come
, and the outcasts in the land of Egypt . They will worship Yahweh on the holy mountain in Jerusalem .
Amin'izany andro izany , dia hotsofina ny trompetra lehibe ; ary ho avy izay rava avy any amin ' ny tanin'i Asiria , sy izay voaroka tamin ' ny tanin ' ny Egypta , hanome voninahitra an'i Yaveh eny an - tendrombohitra masina any Jerosalema .
ISA 27     Average alignment score: 0.354 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66