Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 34:1     Alignment score: 0.374 → 0.386
Come
near , you nations , and listen ; pay attention , you people ! The earth and all that fills it must listen , the world and all its produce .
Manatòna akaiky , ianareo ry firenena ; ary mihainoa , mifantoha , ianareo ry vahoaka ! Ny tany sy izay mameno izany dia tsy maintsy mihaino , izao tontolo izao , sy ny zavatra rehetra avy amin'izany .


ISA 34:2     Alignment score: 0.405 → 0.43
For Yahweh is angry with all the nations , and furious against all their armies ; he has completely destroyed them , he has handed them over to the slaughter .
Fa tezitra amin ' ny firenena rehetra Yaveh , ary vinitra amin ' ny tafik'izy ireo rehetra ; nandrava azy ireo tanteraka Izy , nanolotra azy ireo teo an - tanan
' ny mpamono Izy .
ISA 34:3     Alignment score: 0.238
The bodies of their dead will be thrown out . The stench of the dead bodies will be everywhere ; and the mountains
will soak up their blood .
Ireo vata - mangatsiakan'ireo maty dia hatsipy any ivelany . Ny fofona maimbon'ireo faty dia ho eny rehetra eny ; ary ireo tendrombohitra ho vonton ' ny ràn'izy ireo .
ISA 34:4     Alignment score: 0.305 → 0.336
All the host of heaven will waste away , and the sky will be rolled up like a scroll ; and all their stars will fade away , as the leaf fades from off the vine , and as the overripe figs from the fig tree .
Ho levona
avokoa ny kintan ' ny lanitra , ary ny lanitra dia hiorona tahaka ny horonana ; ary ny kintany rehetra dia ho levona , toy ny ravina izay malazo mihintsana amin ' ny tahom - boaloboka , sy toy ny aviavy lo mihintsana amin ' ny hazon'aviavy .
ISA 34:5     Alignment score: 0.402 → 0.413
For when my sword will have drunk its fill in heaven ; look , it will now come
down on Edom , on the people I am setting apart for destruction .
Fa rehefa mamon ' ny ràny any an - danitra ny sabatro ; indro , ankehitriny hidina any Edoma izany , eo amin ' ny vahoaka izay hatokako amin ' ny fandravana .
ISA 34:6     Alignment score: 0.473 → 0.474
The sword of Yahweh is dripping with blood and covered with fat , dripping with the blood of lambs and goats , covered with the fat of the kidneys of rams . For Yahweh has a sacrifice in Bozrah and a great slaughter in the land of Edom .
Ny sabatr'i
Yaveh dia mitete sy rakotra tavy , mitete ràn'ireo zanak'ondry sy ireo osilahy , rakotry ny tavin ' ny voan'ireo ondrilahy . Fa manana fanatitra ao Bozra sy famonoana lehibe ao amin ' ny tanin'i Edoma i Yaveh .
ISA 34:7     Alignment score: 0.266 → 0.292
Wild oxen will fall
with them , and young bulls with the mighty ones . Their land will be drunk with blood , and their dust made fat with fatness .
Hovonoina miaraka amin'izy ireo ny ombidia , sy ireo vantotr'omby miaraka amin'ireo efa antitra . Ny tanin'izy ireo dia ho mamon - drà , ary ny vovokany dia matavin ' ny hatavezana .
ISA 34:8     Alignment score: 0.379
For it will be a day of vengeance for Yahweh and a year when he will pay them back for the cause
of Zion .
Fa ho andro famalian'i Yaveh izany sy ho taona hamaliany ny amin'i Ziona .
ISA 34:9     Alignment score: 0.538
The streams of Edom will be turned into pitch , her dust into sulfur , and her land will become burning pitch .
Ny rian - dranon'i Edoma dia ho tonga dinty , ny vovokany ho solifara , ary ny taniny
ho tonga dinty mirehitra .
ISA 34:10     Alignment score: 0.398 → 0.422
It will burn night and day ; its smoke will rise
forever ; from generation to generation it will be a wasteland ; no one will pass through it forever and ever .
Hirehitra andro aman'alina izany ; ny setrok'izany dia haharitra mandrakizay ; amin ' ny taranaka mifandimby dia ho tany ngazana izany ; tsy hisy olona handalo eo amin'izany mandrakizay doria .
ISA 34:11     Alignment score: 0.203 → 0.221
But wild birds and animals will live there ; the owl and the raven will make their nest in it . He will stretch over it the measuring line of ruin and the plumbline of destruction .
Fa ireo vorondia sy ireo bibidia no hitoetra any ; ny vorondolo sy ny goaika no hanao ny tranony
ao amin'izany . Ary hohenjaniny eo amin'izany ny tady fandrefesan ' ny fahapotehina sy ny fantson - drano fandravana .
ISA 34:12     Alignment score: 0.218 → 0.218
Her nobles will have nothing left to call a kingdom , and all her princes will be nothing .
Ireo olo - mendri - kajany
dia tsy hanana zavatra ho tavela ho antsoina hoe fanjakana , ary ny andriandahy rehetra dia ho tsinontsinona .
ISA 34:13     Alignment score: 0.279
Thorns will overgrow her palaces , nettles and thistles her fortresses
. It will be a habitation of jackals , a place for ostriches .
Tsilo no haniry eo amin'ireo lapany , voaroy sy amiana no eo amin ' ny trano fiarovany . Ho fitoeran'ireo ambodia izany , sy toeran'ireo ostritsa .
ISA 34:14     Alignment score: 0.189 → 0.196
The wild animals of the desert and the hyenas will meet there , and the wild goats will cry to one another . Nocturnal animals will settle there and find for themselves a resting place .
Ny bibidia sy ireo kary no hihaona any , ary ireo osidia no hifampiantso any . Ny bibin ' ny alina no hanorim - ponenana any ka hahita toeram - pialantsasatra ho azy ireo .
ISA 34:15     Alignment score: 0.34 → 0.352
Owls will make nests , lay and hatch their eggs , hatch and protect their young . Yes , there hawks will gather , each one with its mate .
Ireo vorondolo hanao akany , hanatody sy hikotrika ireo atodiny , hikotrika ary hiaro ireo zanany . Eny , any no hiangonan'ireo papango , ny tsirairay miaraka amin ' ny namany
avy .
ISA 34:16     Alignment score: 0.275 → 0.327
Search through the scroll of Yahweh ; not one of these
will be missing . None will lack for a mate ; for his mouth has commanded it , and his spirit has gathered them .
Tadiavo ao amin ' ny horonan - taratasin'i Yaveh ; fa tsy misy iray amin'ireo tsy ho ao . Tsy misy tsy hanana namana ; fa ny vavany no mandidy izany , ary ny fanahiny no manangona azy ireo .
ISA 34:17     Alignment score: 0.298 → 0.32
He has cast lots for their places , and his hand has measured it out for them by a cord . They will possess it forever ; from generation
to generation they will live there .
Nanao filokana ho an ' ny toerany izy ireo Izy , ary ny tanany no nandrefy izany tamin ' ny tady ho azy ireo . Ho tompon'izany mandrakizay izy ireo ; hatramin ' ny taranaka faramandimby no hitoeran'izy ireo any .
ISA 34     Average alignment score: 0.345 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66