Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 38:1     Alignment score: 0.442 → 0.444
In those days Hezekiah was sick to the point of dying . So Isaiah son of Amoz , the prophet , came to him , and said to him , " Yahweh says , ' Set your house in order ; for you will die , not live . ' "
Tamin'ireo andro ireo i Hezekia dia narary mafy efa eo andalam - pahafatesana . Koa tonga teo aminy Isaia zanaka lahin'i Amoza
, ilay mpaminany , ary nanao taminy hoe : " Izao no lazain'i Yaveh : ' Alamino ny tranonao ; fa ho faty ianao , fa tsy ho velona . " '


ISA 38:2     Alignment score: 0.615
Then Hezekiah turned his face to the wall and prayed to Yahweh .
Dia nanodina ny tavany nankany amin ' ny rindrina i Hezekia ary nivavaka tamin'i Yaveh .
ISA 38:3     Alignment score: 0.403 → 0.404
He said , " Please , Yahweh , I beg you , call to mind how I have faithfully walked before you with my whole heart , and how I have done what was good in your sight . " Then Hezekiah wept loudly .
Hoy izy : " Mba tsarovy re ry Yaveh , ny nandehanako am - pahatokiana tamin ' ny foko manontolo teo anatrehanao
, sy ny nanaovako ny tsara teo imasonao . " Dia nitomany mafy i Hezekia avy eo .
ISA 38:4     Alignment score: 0.501 → 0.498
Then the word of Yahweh came
to Isaiah , saying ,
Ary tonga tamin'Isaia ny tenin'i Yaveh , manao hoe :
ISA 38:5     Alignment score: 0.476 → 0.475
" Go and say to Hezekiah , the leader of my people , ' This is what Yahweh , the God of David your ancestor
, says : I have heard your prayer , and I have seen your tears . See , I am about to add fifteen years to your life .
" Mandehana ary lazao amin'i Hezekia , mpitarika ny oloko hoe : ' Izao no lazain'i Yaveh , ilay Andriamanitr'i Davida razambenao : Efa reko ny vavakao , ary efa hitako ireo ranomasonao . Indro , hanampy dimy ambin ' ny folo taona amin ' ny fiainanao Aho .
ISA 38:6     Alignment score: 0.471 → 0.474
Then I will rescue you and this city from the hand of the king of Assyria , and I will defend this city .
Dia hanavotra anao sy ity tanàna ity amin ' ny tanan
' ny mpanjakan'i Asyria Aho , ary hiaro ity tanàna ity .
ISA 38:7     Alignment score: 0.467
This will be the sign to you from Yahweh , that I will do what I have promised .
Izao no ho famantarana avy amin'i Yaveh ho anao , fa ho ataoko izay nampanantenaiko .
ISA 38:8     Alignment score: 0.307
Look , I will cause
the shadow on the stairs of Ahaz to go back ten steps . ' " So the shadow went back ten steps of the stairs on which it had advanced .
Indro , hampiverina ny aloka eo amin'ireo tohatr'i Ahaza ho folo dingana Aho . "" Ka niverina ambaratonga folo ireo tohatra teo amin'izay nihoatra .
ISA 38:9     Alignment score: 0.542
This was the written prayer of Hezekiah king of Judah , when he had been sick and then recovered :
Izao no vavaka voasoratr'i
Hezekia mpanjakan'i Joda , rehefa narary ary sitrana izy :
ISA 38:10     Alignment score: 0.272 → 0.314
" I said that halfway through my life I will go through the gates of Sheol ; I am sent there for the rest of my years .
" Izaho nilaza fa eo amin ' ny antenantenan ' ny fiainako dia handeha amin'ireo vavahadin ' ny fiainan - tsy hita aho ; nalefa tany aho mandritra
ny taona sisa hiainako .
ISA 38:11     Alignment score: 0.39 → 0.392
I said that I will no longer see Yah , Yah in the land of the living ; I will no longer look on mankind or the inhabitants of the world .
Hoy aho hoe tsy hahita an'i Yaveh intsony aho , Yaveh any amin ' ny tanin ' ny velona ; tsy hijery ny olombelona na ireo mponin
' ny tany intsony aho .
ISA 38:12     Alignment score: 0.273 → 0.273
My dwelling place is removed and carried away from me like a shepherd 's tent ; I have rolled up my life like a weaver ; you are cutting me off from the loom ; between day and night you are ending my life .
Nesorina sy nalàna tamiko tahaka ny lain
' ny mpiandry ondry ny aiko ; naforiporitro tahaka ny tenona ny aiko ; manapaka ahy amin ' ny fitaovana fanenomana Ianao ; eo antenantenan ' ny andro sy ny alina Ianao no manapitra ny aiko .
ISA 38:13     Alignment score: 0.504 → 0.504
I cried out until the morning ; like a lion he breaks all my bones . Between day and night you are ending my life .
Nihiaka mafy mandra - maraina aho ; tahaka ny liona no famakiany ireo taolako rehetra . Eo antenantenan ' ny andro sy ny alina Ianao no manapitra ny aiko .
ISA 38:14     Alignment score: 0.295 → 0.304
Like a swallow I chirp ; I coo like a dove ; my eyes grow
tired with looking upward . Lord , I am oppressed ; help me .
Mikoraraika tahaka ny sidintsidina aho ; mitolokoloko tahaka ny voromailala aho ; reraka miandrandra ambony ny masoko . Ry Tompo , ory aho ; ampio aho .
ISA 38:15     Alignment score: 0.21 → 0.227
What can I say ? He has both spoken to me , and has done it ; I will walk slowly all my years because of the bitterness of my soul .
Inona no tokony ho lazaiko ? Sady niteny izy , no nanatanteraka izany tamiko ; hamindra moramora amin ' ny taona hiainako rehetra aho satria tototry ny alahelo .
ISA 38:16     Alignment score: 0.297
Lord , the sufferings
you send are good for me ; may my life be given back to me ; you have restored my life and health .
Ry Tompo , ireo fijaliana nalefanao dia tsara ho ahy ; ho averina amiko indray anie ny aiko ; namerina ny aiko sy ny fahasalamako Ianao .
ISA 38:17     Alignment score: 0.176 → 0.185
It was for my benefit that I experienced such bitterness . You have rescued me from the pit of destruction ; for you have thrown all my sins behind your back .
Tombontsoa ho ahy ny niainako alahelo tahaka ireny . Nanavotra ahy tamin ' ny lavaky ny faharavana Ianao ; efa nanipy ireo fahotako rehetra ho any an - damosinao Ianao .
ISA 38:18     Alignment score: 0.417
For Sheol does not thank you ; death does not praise you ; those
who go down into the pit do not hope in your trustworthiness .
Fa tsy misaotra anao ny fiainan - tsy hita ; tsy midera anao ny fahafatesana ; ireo izay midina ao anaty lavaka dia tsy manantena ny fahamendreham - pitokisanao .
ISA 38:19     Alignment score: 0.316
The living person , the living person , he is the one who gives you thanks , as I do this day ; a father makes known to children your trustworthiness .
Ny olombelona , ny olombelona , izy no ilay iray izay manome fisaorana anao , tahaka ny ataoko amin'ity andro ity ; ray mampahafantatra ny fahamendreham - pitokisanao
amin'ireo zanaka .
ISA 38:20     Alignment score: 0.377 → 0.407
Yahweh is about to save me , and we will celebrate with music all the days of our lives in the house of Yahweh . "
Eo andalam - pamonjena ahy i Yaveh , ary hankalaza amin ' ny hira izahay amin ' ny androm - piainanay rehetra ao an - tranon'i Yaveh . "
ISA 38:21     Alignment score: 0.334 → 0.357
Now Isaiah had said , " Let them take a lump of figs and put it on the boil , and he will recover . "
Ary hoy Isaia : " Aoka izy ireo haka vongan'aviavy ary hametraka izany eo amin ' ny vay , dia ho sitrana izy . "
ISA 38:22     Alignment score: 0.589 → 0.59
Hezekiah also had said , " What will be the sign that I should go up to the house of Yahweh ? "
Hoy ihany koa i Hezekia hoe : " Inona no ho famantarana fa tokony hiakatra ho any an - tranon'i Yaveh aho ? "
ISA 38     Average alignment score: 0.381 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66