Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 14:1     Alignment score: 0.42
Yahweh will have compassion on Jacob ; he will again choose Israel and restore them into their own land . Foreigners
will join with them and attach themselves to the house of Jacob .
Hangoraka an'i Jakoba Yaveh ; hifidy an'Israely indray Izy ary hamerina azy ireo ao amin ' ny taniny . Hikambana amin'izy ireo ny vahiny ary hampifatotra ny tenany amin ' ny ankohonan'i Jakoba .


ISA 14:2     Alignment score: 0.354
The nations will bring them to their own place . Then the house of Israel will take possession
of them in the land of Yahweh as male servants and female servants . They will take captive those who had captured them , and they will rule over their oppressors .
Hitondra azy ireo any amin ' ny toerany ireo firenena . Dia hitondra azy ireo any amin ' ny tanin'i Yaveh ho mpanompo lahy sy vavy ny ankohonan'Israely . Hambabo ireo izay efa nambabo azy izy ireo , ary hanapaka ireo mpampahory azy .
ISA 14:3     Alignment score: 0.343 → 0.356
On the day that Yahweh gives you rest from your suffering and anguish , and from the hard labor which you were required to perform ,
Amin ' ny andro izay hanomezan'i Yaveh fitsaharana ho anareo amin ' ny fijaliana sy ny fangirifiriana , sy amin ' ny asa mafy izay takiana
ho tanterahinareo ,
ISA 14:4     Alignment score: 0.365 → 0.367
you will sing this taunt song against the king of Babylon , " How the oppressor has come
to an end , the proud fury ended !
dia hihira izao hira fanesoana ho an ' ny mpanjakan'i Babylona izao ianareo hoe : " Endrey vita ny amin ' ny mpampahory , tapitra ny fahavinirana mieboebo !
ISA 14:5     Alignment score: 0.44
Yahweh has broken the staff of the wicked , the scepter of those
rulers ,
Efa namotika ny tehin ' ny ratsy fanahy Yaveh , ny tehim - panjakan'ireo mpanapaka ireo ,
ISA 14:6     Alignment score: 0.214 → 0.234
that struck the peoples in wrath with unceasing blows , that ruled the nations in anger , with an attack that was unrestrained .
izay mamely ny vahoaka amin ' ny fahatezerana amin ' ny fitsofana tsy manam - pitsaharana , izay nanapaka ireo firenena tamim
- pahatezerana , tamin ' ny fanafihana izay tsy nitsahatra .
ISA 14:7     Alignment score: 0.15 → 0.169
The whole earth is at rest and is quiet ; they begin celebrating with singing .
Mitsahatra ary mandry ny tany manontolo ; manomboka mankalaza amin ' ny hira izy ireo .
ISA 14:8     Alignment score: 0.295 → 0.343
Even the cypress trees rejoice over you with the cedars of Lebanon ; they say , ' Since you are laid low , no woodcutter comes up to cut us down . '
Na dia ny hazo kypreso aza dia mifaly aminao mbamin'ireo sederan'i Libanona ; hoy ireo : ' Koa satria nahetry ambany ianao , dia tsy nisy mpanapaka hazo niakatra mba hikapa anay . '
ISA 14:9     Alignment score: 0.328 → 0.341
Sheol below is eager to meet you when you go there . It arouses the dead for you , all the leaders of the earth , making them rise
up from their thrones , all the kings of the nations .
Miandry fatratra ny hitsena anao ny Fiainan - tsy hita ambany raha mankany ianao . Manangana ny maty ho anao izany , ry mpanjakan ' ny tany rehetra , mampitsangana azy ireo eo amin ' ny seza fiandrianany , ry mpanjakan ' ny firenena rehetra .
ISA 14:10     Alignment score: 0.281
They all will speak and say to you , ' You have become as weak as us . You have become like us .
Hiteny avokoa izy rehetra ary hanao aminao hoe : ' Efa tonga malemy tahaka anay ianao . Efa tonga tahaka anay ianao .
ISA 14:11     Alignment score: 0.212 → 0.221
Your pomp has been brought down to Sheol with the sound of your lutes . Maggots are spread under you , and worms cover you . '
Efa nahidina ho any amin ' ny Fiainan - tsy hita tamin ' ny feom
- balihinao ny voninahitrao . Miparitaka eo ambaninao ireo olitra , ary mandrakotra anao ireo kankana . '
ISA 14:12     Alignment score: 0.206 → 0.222
How you are fallen from heaven , daystar , son of the dawn ! How you are cut down to the ground , you who made the nations weak !
Akory ny nianjeranao avy any an - danitra , ry kintan
' ny andro , zanaky ny maraina ! Akory ny hanapahana anao amin ' ny tany , ianao izay nandresy ireo firenena !
ISA 14:13     Alignment score: 0.32 → 0.339
You had said in your heart , ' I will ascend into heaven , I will exalt my throne above the stars of God , and I will sit on the mount of assembly , in the far reaches of the north .
Efa nilaza tao am - ponao ianao hoe : ' Hiakatra ho any an - danitra aho , hanandratra ny seza fiandrianako ambonin'ireo kintan'Andriamanitra aho , ary hipetraka eo an - tendrombohitry
ny fiangonana , any amin ' ny farany lavitry ny avaratra .
ISA 14:14     Alignment score: 0.344
I will ascend above the heights of the clouds ; I will make myself like the Most High God . '
Hiakatra ambonin'ireo rahona avo aho ; ataoko tahaka ny Andriamanitra Avo Indrindra ny tenako . '
ISA 14:15     Alignment score: 0.354 → 0.328
Yet you are now brought down to Sheol , to the depths of the pit .
Kanefa nahidina tany amin ' ny fiainan - tsy hita ianao , tany
amin ' ny lalin ' ny lavaka .
ISA 14:16     Alignment score: 0.255
Those
who see you will gaze at you and they will pay attention to you . They will say , ' Is this the man who made the earth tremble , who shook kingdoms ,
Ireo izay mahita anao dia handinika anao ka hihaino anao izy ireo . Hanao izy ireo hoe : ' Moa ity ve ilay lehilahy izay nampangovitra ny tany , izay nampihozongozona ireo fanjakana ,
ISA 14:17     Alignment score: 0.337
who made the world like a wilderness , who overthrew its cities and did not let his prisoners go home ? '
izay nanao izao tontolo izao ho tahaka ny efitra , izay nandrava ireo tanànan'izany ary tsy namela ireo gadrany hody ? '
ISA 14:18     Alignment score: 0.287 → 0.29
All the kings of the nations , all of them lie down in honor , each one in his own tomb .
Ny mpanjakan'ireo firenena rehetra , izy rehetra dia mandry amim - boninahitra
, ny tsirairay samy ao amin ' ny fasany avy .
ISA 14:19     Alignment score: 0.204 → 0.212
But you are cast out of your grave like an abhorrent branch . Those
who were killed cover you like a garment , those pierced by the sword , who go down to the stones of the pit like a trampled corpse .
Nefa ianao dia ho esorina ao amin ' ny fasanao tahaka ny ratsan - kazo nariana . Mandrakotra anao tahaka ny fitafiana ny maty , dia ireo izay notrobarana tamin - tsabatra , izay midina any amin'ireo vaton ' ny lavaka .
ISA 14:20     Alignment score: 0.255 → 0.259
You will not join them in burial , because you have destroyed your land and killed your people . The offspring of evildoers will never be mentioned again . "
Tsy ho alevina tahaka azy ireo ianao , satria efa namotika ny taninao
sy namono ny vahoakanao . Ny taranaky ny mpanao ratsy dia tsy ho tononina intsony . "
ISA 14:21     Alignment score: 0.286 → 0.321
Prepare your slaughter for his children , for the iniquity of their ancestors , so they will not rise up and possess the earth and fill the whole world with cities .
Omany ho an'ireo zanany ny famonoanao , ho an ' ny helok'ireo razambeny , mba tsy hitsangana izy ireo ka haka ny tany ary hameno izao tontolo izao amin'ireo tanàna .
ISA 14:22     Alignment score: 0.5 → 0.5
" I will rise up against them this is the declaration of Yahweh of hosts . I will cut off from Babylon name , descendant
, and posterity this is Yahweh 's declaration .
" Hitsangana hanohitra azy ireo Aho " izany no fanambaran'i Yaveh Tompon ' ny maro . Ho foanako hiala amin'i Babylona ny anarana , ny taranaka , ary ny harena " izany no fanambaran'i Yaveh .
ISA 14:23     Alignment score: 0.364 → 0.365
I will also make her into a possession of owls , and into pools of water , and I will sweep her with the broom of destruction this is the declaration of Yahweh of hosts . "
" Hataoko ho ao amin ' ny fananan'ireo vorondolo ihany koa izy , sy ao amin'ireo dobon - drano , ary hofafako amin ' ny kifafan ' ny fandringanana izy " izany no fanambaran'i Yaveh Tompon ' ny maro .
ISA 14:24     Alignment score: 0.358 → 0.361
Yahweh of hosts has sworn , " Surely , as I have intended , so it will come
about ; and as I have purposed , so it will be :
Efa nianiana Yaveh Tompon ' ny maro hoe : " Araka ny efa nokasaiko tokoa , no hitranga ; ary araka izay efa nokendreko , dia izany no ho izy :
ISA 14:25     Alignment score: 0.218 → 0.219
I will break the Assyrian
in my land , and on my mountains trample him underfoot . Then his yoke will be lifted from off them and his burden from off their shoulder . "
Ho potehiko ao amin ' ny tany ireo Asyriana , ary hitsahiko amin ' ny tongotra eo amin'ireo tendrombohitro izy . Dia ho esorina hiala amin'izy ireo ny ziogany ary hiala eo amin ' ny hatok'izy ireo ny enta - mavesany . "
ISA 14:26     Alignment score: 0.247
This is the plan that has been devised for the whole earth , and this is the hand that is raised over all the nations .
Izany no fikasana izay nokasaina ho an ' ny tany tontolo , ary izany no tanana
izay nasandratra ho an'ireo firenena rehetra .
ISA 14:27     Alignment score: 0.358 → 0.364
For Yahweh of hosts has planned this ; who will stop him ? His hand is raised , and who will turn it back ?
Fa efa nikasa izany Yaveh Tompon ' ny maro ; iza no hahasakana Azy ? Misandratra ny tanany , ka iza no hampihemotra izany ?
ISA 14:28     Alignment score: 0.45 → 0.45
In the year that king Ahaz died this declaration came
:
Tamin ' ny taona izay nahafatesan'i Ahaza mpanjaka no nahatongavan'izao fanambarana izao hoe :
ISA 14:29     Alignment score: 0.332 → 0.354
Do not rejoice , all you Philistines , that the rod that struck you is broken . For out of the serpent 's root will grow
an adder , and his offspring will be a fiery flying serpent .
Aza mifaly , ianareo ry Filistina rehetra , fa tapaka ny tsora - kazo izay namely anareo . Fa avy ao amin ' ny fakan ' ny bibilava no hivoahan ' ny menarana , ary ny haterany dia ho bibilava mirehitra manidina .
ISA 14:30     Alignment score: 0.281 → 0.296
The firstborn of the poor will graze their sheep in my pastures , and the needy will lie down in safety . I will kill your root with famine that will put to death all your survivors .
Hampihinana ireo ondriny eo amin'ireo fihinanam - biloko ny lahimatoan
' ny mahantra , ary handry amim - pilaminana ny ory . Hovonoiko amin ' ny mosary izay hamono ny sisa velona aminareo ny fakanareo .
ISA 14:31     Alignment score: 0.357 → 0.357
Wail , gate ; cry , city ; all of you will melt away , Philistia . For out of the north comes a cloud of smoke , and there is no straggler in his ranks .
Midradradradà , ry vavahady ; mitomania
, ry tanàna ; ianareo rehetra dia hiempo avokoa , ry Filistia . Fa avy ao avaratra no hiavian ' ny rahon - tsetroka , ary tsy misy miala eo an - daharany .
ISA 14:32     Alignment score: 0.318 → 0.367
How will they respond to the messengers
of that nation ? " Yahweh has founded Zion , and in her the afflicted of his people will find refuge . "
Koa ahoana ary no hamalian ' ny olona ny irak'izany firenena izany ? Fa hitan'i Yaveh i Ziona , ary ao aminy no hahitan ' ny ory amin ' ny olony fialofana .
ISA 14     Average alignment score: 0.321 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66