Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 32:1     Alignment score: 0.487
Look , a king will reign in righteousness , and princes will rule in justice .
Indro , ny mpanjaka dia hanjaka amin ' ny fahamarinana , ary ny andrian - dahy dia hanapaka amin ' ny rariny .


ISA 32:2     Alignment score: 0.402 → 0.416
Each one will be like a shelter from the wind and a refuge from the storm , like streams of water in a dry place , like the shade of a great rock in a land of weariness .
Ny tsirairay avy dia ho tahaka ny fialofana amin ' ny rivotra ary ho fialofana amin ' ny kotroka , tahaka ny ranovelona amin ' ny toerana maina , tahaka ny aloky
ny vatolampy lehibe any amin ' ny tanin ' ny faharerahana .
ISA 32:3     Alignment score: 0.301
Then the eyes of those who see will not be dim , and the ears of those who hear will hear attentively .
Ary ny mason'ireo izay mahita dia ho pahina , ary ny sofin'ireo izay mandre dia hihaino tsara .
ISA 32:4     Alignment score: 0.189
The rash will think carefully with understanding , and the stutterer will speak distinctly and with ease .
Ireo kely fisainana dia hihevitra tsara amin ' ny fahazavan - tsaina , ary ireo mibadabada dia hahay hiteny mahitsy tsara .
ISA 32:5     Alignment score: 0.356
The fool will no longer be called honorable , nor the deceiver called principled .
Ny adala dia tsy ho antsoina intsony hoe mendrika , na ny mpamitaka ho hajaina .
ISA 32:6     Alignment score: 0.287 → 0.319
For the fool speaks folly , and his heart plans evil and godless actions , and he speaks wrongly against Yahweh . He makes the hungry empty , and the thirsty he causes to lack drink .
Fa ny adala dia hiteny fahadalana , ary ny fony dia hanao teti - dratsy sy hanao asa miatsaravelatsihy , ary hiteny diso hanohitra an'i Yaveh izy . Hampanoana ireo noana izy , ary hahatonga ireo mangetaheta tsy hanana zavatra hosotroina .
ISA 32:7     Alignment score: 0.237 → 0.248
The deceiver 's methods are evil . He devises wicked schemes to destroy the poor with deceitful words , even when the poor say what is right .
Ratsy ireo fomban ' ny mpamitaka . Mihevitra teti - dratsy izy mba hanimbàna ny mahantra amin ' ny lainga , na dia milaza izay marina aza ny mahantra .
ISA 32:8     Alignment score: 0.117
But the honorable man makes honorable plans ; and because of his honorable actions he will stand .
Fa ny olona mendrika kosa dia manao tetika mendrika ; ary noho ireo tetiny mendrika dia hahomby izy .
ISA 32:9     Alignment score: 0.253
Rise
up , you women who are at ease , and listen to my voice ; you carefree daughters , give ear to my word .
Mitsangàna , ry vehivavy tsy manano - sarotra , ary henoy ny feoko ; ry vehivavy tsy mivaky loha , henoy Aho .
ISA 32:10     Alignment score: 0.212 → 0.212
For in a little more than a year your confidence will be broken , you carefree women
, for the grape harvest will fail , the ingathering will not come .
Fa afaka herintaona farafahakeliny dia ho rava ny fahatokianao , ry vehivavy tsy mivaky loha , fa tsy hisy ny fihotazam - boaloboka , tsy ho tonga ny fanangonana .
ISA 32:11     Alignment score: 0.174 → 0.185
Tremble , you women
who are at ease ; be troubled , you confident ones ; take off your fine clothes and make yourselves bare ; gird your loins with sackcloth .
Mangovita , ry vehivavy tsy manano - sarotra ; aoka hangovitra , ianao izay mahatoky ; esory ireo akanjo manifinao ary aoka ianao hiboridana ; ary asio lamba fisaonana ny valahinao .
ISA 32:12     Alignment score: 0.285
You will wail for the pleasant fields , for the fruitful vines .
Hidradradradra amin'ireo saha mahafinaritra ianao , ho an'ireo voaloboka mamokatra .
ISA 32:13     Alignment score: 0.24 → 0.241
The land of my people will be overgrown with thorns and briers , even in all the joyful
houses in the jubilant city .
Ny tanin ' ny vahoakako dia ho rakotr'ireo tsilo sy ireo hery , eny fa na dia ny ao amin'ireo trano mahafaly rehetra ao amin ' ny tanànan ' ny firavoravoana aza .
ISA 32:14     Alignment score: 0.34 → 0.365
For the palace will be abandoned , the crowded city will be deserted ; the hill and the watchtower will become
caves forever , a joy of wild donkeys , a pasture of flocks ;
Fa ny lapa dia ho afoy , ny tanàna feno vahoaka dia ho foana ; ny havoana sy ny tilikambo dia ho lava - bato mandrakizay , fifaliana ho an'ireo boriky dia , ahi - maitso ho an'ireo ondry aman'osy ;
ISA 32:15     Alignment score: 0.343 → 0.352
until the Spirit is poured on us from on high , and the wilderness becomes a fruitful field , and the fruitful field is considered as a forest .
mandra - pilatsahan ' ny Fanahy avy any amin ' ny avo amintsika , ka ny tany efitra dia ho tonga saha mamokatra , ary ny saha mamokatra dia heverina toy ny hoe ala.
ISA 32:16     Alignment score: 0.36
Then justice will reside in the wilderness ; and righteousness will live in the fruitful field .
Ary hitoetra ao amin ' ny tany efitra ny rariny ; ary ny fahamarinana hitoetra ao amin ' ny saha mamokatra .
ISA 32:17     Alignment score: 0.454
The work of righteousness will be peace ; and the result of righteousness , quietness and confidence forever .
Ny asan ' ny fahamarinana dia ho fiadanana ; ary ny vokatry ny fahamarinana , dia fahanginana sy fahatokiana mandrakizay .
ISA 32:18     Alignment score: 0.144 → 0.185
My people will live in a peaceful habitation , in secure homes , and in quiet resting places .
Ny vahoakako dia honina ao amin ' ny fitoerana feno fiadanana , ao amin'ireo trano azo antoka , ary ao amin ' ny toerana mangingina fakàna aina .
ISA 32:19     Alignment score: 0.301 → 0.305
Though hail flattens the forest and the city is completely brought down ,
Kanefa raha misy ireo havandra dia ho simba ny ala , ka dia ringana tanteraka ny tanàna ,
ISA 32:20     Alignment score: 0.173
you will be blessed when you sow your seed beside every stream and let the foot
of the ox and donkey range free .
ianao izay mamafy eny akaikin'ireo onja dia ho voatahy , ianao izay mamoaka ireo ombinao sy ireo borikinao mba hiraoka .
ISA 32     Average alignment score: 0.289 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66