Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 39:1     Alignment score: 0.544 → 0.552
At that time Marduk - Baladan son of Baladan , king of Babylon , sent letters and a gift to Hezekiah ; for he had heard that Hezekiah had been sick and had recovered .
Tamin'izany andro izany Merodaka - baladana zanaka lahin'i Baladana , mpanjakan'i Babylona , dia nandefa taratasy sy fanomezana ho an'i Hezekia ; satria reny
fa narary i Hezekia ary sitrana .


ISA 39:2     Alignment score: 0.428 → 0.434
Hezekiah was pleased by these things ; he showed the messengers his storehouse
of valuable things the silver , the gold , the spices and precious oil , the storehouse of his weapons , and all that was found in his storehouses . There was nothing in his house , nor in all his kingdom , that Hezekiah did not show them .
Faly tamin'ireo zavatra ireo i Hezekia ; nasehony an'ireo mpitondra hafatra ny trano fitahirizany zavatra sarobidy ny volafotsy , ny volamena , ireo zava - manitra ary menaka tsara , ny trano fitahirizany an'ireo fitaovam - piadiany , sy izay rehetra hita tao amin'ireo trano fitahirizany . Tsy nisy zavatra tao an - tranony , na tao amin ' ny fanjakany rehetra , ka tsy nasehon'i Hezekia azy ireo .
ISA 39:3     Alignment score: 0.497 → 0.497
Then Isaiah the prophet came to King Hezekiah and asked him , " What did these
men say to you ? Where did they come from ? " Hezekiah said , " They came to me from the distant country of Babylon . "
Avy eo Isaia mpaminany tonga tany amin'i Hezekia mpanjaka ary nanontany azy hoe : " Inona no lazain'ireo olona ireo aminao ? Avy aiza izy ireo ? " Hoy Hezekia hoe : " Tonga eto amiko avy any amin ' ny firenena lavitr'i Babylona izy ireo . "
ISA 39:4     Alignment score: 0.413 → 0.423
Isaiah asked , " What have they seen in your house ? " Hezekiah answered , " They have seen everything in my house . There is nothing among my valuable things that I have not shown them . "
Dia nanontany Isaia hoe : " Inona no hitan'izy ireo tao an - tranonao
? " Namaly Hezekia hoe : " Hitan'izy ireo avokoa ny zavatra rehetra tao an - tranoko . Tsy nisy zavatra tamin'ireo zavatro sarobidy ka tsy nasehoko azy ireo . "
ISA 39:5     Alignment score: 0.697 → 0.699
Then Isaiah said to Hezekiah , " Listen to the word of Yahweh of hosts :
Dia hoy Isaia tamin'i Hezekia hoe : " Henoy ny tenin'i Yaveh tompon ' ny maro :
ISA 39:6     Alignment score: 0.29 → 0.307
' Look , the days are about to come
when everything in your palace , the things that your ancestors stored away until this present day , will be carried to Babylon . Nothing will be left , says Yahweh .
' Indro , tonga ny andro izay hitondrana ny zavatra rehetra ao amin ' ny lapanao , ireo zavatra izay notahirizin'ireo razambenao mandrak'ankehitriny ho any Babylona . Tsy hisy ho tavela , hoy Yaveh .
ISA 39:7     Alignment score: 0.316
They will take away some of your own descendants , whom you will father , and they will become
eunuchs in the palace of the king of Babylon . ' "
Ireo zanaka lahy naterakao , izay efa notaizainao ho alainy izy ireo , ary ho lasa tandapa ao amin'ilay lapan ' ny mpanjakan'i Babylona izy ireo . ' "
ISA 39:8     Alignment score: 0.456
Then Hezekiah said to Isaiah , " The word of Yahweh that you have spoken is good . " For he thought , " There will be peace and stability in my days . "
Avy eo Hezekia niteny tamin'Isaia hoe : " Tsara ny tenin'i Yaveh izay efa noresahinao . " Fa nihevitra izy hoe : " Hisy fiadanana sy fahamarinan
- toerana amin ' ny androko . "
ISA 39     Average alignment score: 0.448 for 8 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66