Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 59:1     Alignment score: 0.329 → 0.333
Look , Yahweh 's hand is not so short that it can not save ; nor his ear so dull , that it can not hear .
Indro , ny tanan'i
Yaveh tsy fohy akory ka tsy hahavonjy ; ary ny sofiny tsy lalodalovana , ka tsy handre .


ISA 59:2     Alignment score: 0.222
Your iniquities , however , have separated you from your God , and your sins have made him hide his face from you and from hearing you .
Ny asa ratsinareo , kanefa , no nampisaraka anareo tamin ' ny Andriamanitrareo , ary ny fahotanareo no nahatonga Azy hanafina ny tavany aminareo ka tsy hihaino anareo .
ISA 59:3     Alignment score: 0.182 → 0.206
For your hands are stained with blood and your fingers with iniquity . Your lips speak lies and your tongue speaks maliciously .
Fa tasin ' ny ny tananareo ary ny ratsan - tananareo tasin ' ny fahotana . Milaza lainga ny molotrareo ary ny lelanareo miteny amin - kafetsena .
ISA 59:4     Alignment score: 0.225 → 0.243
No one calls in righteousness , and none pleads his case
in truth . They trust in empty words , and tell lies ; they conceive trouble and give birth to iniquity .
Tsy misy miantso ny marina , ary tsy misy mifona amin ' ny fahamarinana . Mitoky amin ' ny teny foana izy ireo , ary milaza lainga ; lainga no torotoroniny ary fahotana no aterany .
ISA 59:5     Alignment score: 0.285 → 0.253
They hatch eggs of an adder and weave a spider 's web . Whoever eats of their eggs dies , and if an egg is crushed , it hatches into a viper .
Mikotrika atodim - bibilava feno poizina
izy ireo ary manenona tranon - kala . Izay rehetra mihinana ny atodiny dia maty , ary raha misy atody voahitsaka , dia foy ho bibilava feno poizina izany .
ISA 59:6     Alignment score: 0.237 → 0.262
Their webs can not be used for garments , nor can they cover themselves with their works . Their works are works of sin , and deeds of violence are in their hands .
Tsy azo ampiasaina hatao akanjo ny tranon
- kalany , na afaka manarona ny tenany ny asany . Asan ' ny fahotana ny asany , ary asan ' ny herisetra no eo an - tanany .
ISA 59:7     Alignment score: 0.366 → 0.378
Their feet run to evil , and they run to pour out innocent blood . Their thoughts are thoughts of sin ; violence and destruction are their roads .
Mihazakazaka ho any amin ' ny ratsy ny tongony , ary mihazakazaka handatsaka tsy manan - tsiny izy ireo . Fihevitra
fahotana ny fiheviny ; herisetra sy fandravana no lalany .
ISA 59:8     Alignment score: 0.29 → 0.289
The way of peace they do not know , and there is no justice in their paths . They have made crooked paths ; whoever travels these
paths does not know peace .
Ny lalan ' ny fiadanana tsy mba fantatr'izy ireo , ary tsy misy rariny eo amin ' ny lalany . Nanamboatra lala - meloka izy ireo ; izay rehetra mandeha amin'izany lalana izany dia tsy mahita fiadanana .
ISA 59:9     Alignment score: 0.339 → 0.341
Therefore justice is far from us , nor does righteousness reach us . We wait for light , but see darkness ; we look for brightness , but we walk in darkness .
Noho izany dia lavitra anay ny rariny , ary tsy mahatratra anay ny fahamarinana . Miandry fahazavana
izahay , nefa mahita aizina ; mitady famirapiratana izahay , kanefa mandeha amin ' ny aizina .
ISA 59:10     Alignment score: 0.443 → 0.465
We grope for the wall like the blind , like those
who can not see . We stumble at noonday as in the twilight ; among the strong we are like dead men .
Mitsapatsapa rindrina tahaka ny jamba izahay , tahaka ireo izay tsy mahita . Voafingana amin ' ny atoandrobenanahary izahay toy ny hoe amin ' ny takariva ; eo amin ' ny ireo mahery dia tahaka ny olona maty izahay .
ISA 59:11     Alignment score: 0.303 → 0.328
We growl like bears and moan like doves ; we wait for justice , but there is none ; for rescue , but it is far from us .
Mierona tahaka ny bera izahay ary mitolokoloko tahaka ny voromailala ; miandry rariny izahay , saingy tsy misy ; miandry fanavotana , saingy lavitra anay izany .
ISA 59:12     Alignment score: 0.19
For our many transgressions are before you , and our sins testify against us ; for our transgressions are with us , and we know our iniquities .
Fa eo anoloanao
ny helokay , ary ny fahotanay no miampanga anay ; fa ny helokay dia miaraka aminay , ary fantatray ny fahotanay .
ISA 59:13     Alignment score: 0.23 → 0.278
We have rebelled , denying Yahweh and turning away from following our God . We have spoken extortion and turning aside , conceived complaining from the heart and words of lying .
Nikomy izahay , nandà an'i Yaveh ary niala tamin ' ny fanarahana ny Andriamanitray . Nilaza fampahoriana izahay ary nivily lalana
, namorona fitarainana avy ao am - ponay sy teny lainga .
ISA 59:14     Alignment score: 0.175
Justice is driven back , and righteousness stands far off ; for truth stumbles in the public square , and uprightness can not come
near .
Nesorina ny rariny , ary mijoro lavitra dia lavitra ny fahamarinana ; fa tafintohina eny ankalamanjana ny fahamarinana , ary tsy ho tonga ny marina .
ISA 59:15     Alignment score: 0.272 → 0.289
Trustworthiness has gone away , and he who turns away from evil makes himself prey . Yahweh saw it and was displeased that there was no justice .
Efa dify lavitra ny fahamendreham - pitokisana
, ary ilay iray izay miala amin ' ny ratsy no mahatonga ny tenany ho tra - doza . Hitan'i Yaveh izany ary tsy faly Izy fa tsy misy ny rariny .
ISA 59:16     Alignment score: 0.214
He saw that there was no man , and was appalled that there was no one to intervene . Therefore his own arm brought salvation for him , and his righteousness sustained him .
Nahita Izy fa tsy misy olona , ary talanjona fa tsy mba misy miditra an - tsehatra . Noho izany dia ny tanany ihany no nitondra famomjena ho Azy , ary ny fahamarinany
no nanohana Azy .
ISA 59:17     Alignment score: 0.236 → 0.268
He put on righteousness as a breastplate and a helmet of salvation upon his head . He clothed himself with garments of vengeance and wore zeal as a mantle .
Mitafy fahamarinana ho saron
- tratra Izy ary aro - loha famonjena eo amin ' ny lohany . Nitafy ankanjo valifaty izy ary nanao ny zotom - po ho aron'akanjo .
ISA 59:18     Alignment score: 0.132
He repaid them for their deeds , wrath on his adversaries , recompense to his enemies ; he repaid recompense to the islands .
Novaliany noho izay vitany izy ireo , dia fitsarana
feno fahatezerana amin ' ny rafiny , famaliana ho an ' ny fahavalony , ary famaizana ho valim - pitian'ireo .
ISA 59:19     Alignment score: 0.461
So they will fear the name of Yahweh from the west , and his glory from the sun 's rising ; for he will come
as a rushing stream , driven by the breath of Yahweh .
Koa dia hatahotra ny anaran'i Yaveh avy any andrefana izy ireo , ary ny voninahiny avy any amin ' ny fiposahan ' ny masoandro ; fa ho avy tahaka ny riaka mipaoka Izy , izay entin ' ny fofonain'i Yaveh .
ISA 59:20     Alignment score: 0.508
" A redeemer will come
to Zion and to those who turn from their rebellious deeds in Jacob this is Yahweh 's declaration .
" Misy mpanavotra tonga ao Ziona ary amin'ireo izay miala amin ' ny asany feno fikomiana ao amin'i Jakoba izany no fanambaran'i Yaveh .
ISA 59:21     Alignment score: 0.34 → 0.323
As for me , this is my covenant with them says Yahweh my spirit who is upon you , and my words which I have put in your mouth , will not leave your mouth , or go out of the mouth of your children , or go out of the mouths of your descendants says Yahweh from this time and forever . "
Raha ny amiko , dia izao no fanekeko amin'izy ireo hoy Yaveh ny fanahiko izay ao amin'izy ireo , ary ny teniko izay napetrako
teo am - bavanao , dia tsy hiala amin ' ny vavanao , na hiala amin ' ny vavan'ireo zanakao , na hiala amin ' ny vavan'ireo zafinao hoy Yaveh manomboka izao ka ho mandrakizay . "
ISA 59     Average alignment score: 0.297 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66