Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 53:1     Alignment score: 0.309 → 0.319
Who has believed our message , and to whom has the arm of Yahweh been revealed ?
Iza no nino izay reny
avy taminay , ary tamin'iza no nampisehoana ny sandrin'i Yaveh ?


ISA 53:2     Alignment score: 0.282 → 0.293
For he grew up before Yahweh like a sapling , and like a sprout out of parched earth ; he had no remarkable appearance or splendor ; when we saw him , there was no beauty to attract us .
Fa nitombo tahaka ny zana - kazo madinika teo anatrehan'i Yaveh izy , ary tahaka ny tsimoka avy ao amin ' ny tany karankaina ; tsy nanana hatsaran
- tarehy mahatalanjona na famirapiratana izy ; rehefa nahita azy isika , dia tsy nisy hatsarana manintona antsika teny .
ISA 53:3     Alignment score: 0.251 → 0.26
He was despised and rejected by people ; a man of sorrows , and one familiar with pain . Like one from whom men hide their faces , he was despised ; and we considered him insignificant .
Izy dia notsinontsinoavina ary nolavin
' ny olona ; olon ' ny alahelo , ary zatra fahoriana . Tahaka ilay iray izay hanafenan ' ny olona ny tavany , natao tsinontsinona izy ; ary ataontsika tahaka ny tsy misy dikany .
ISA 53:4     Alignment score: 0.159 → 0.168
But surely he has borne
our sicknesses and carried our sorrows ; yet we thought he was being punished by God , struck by God , and afflicted .
Kanefa nitondra ny aretintsika tokoa izy ary nizaka ny alahelontsika ; fa nihevitra isika hoe nosazian'Andriamanitra izy , nasian'Andriamanitra , ary nampahoriana .
ISA 53:5     Alignment score: 0.27 → 0.279
But he was pierced because of our rebellious deeds ; he was crushed because of our iniquities . The punishment for our peace was on him , and with his wounds we are healed .
Fa nolefonina noho ireo asa fikomiantsika izy ; potika noho ireo otantsika izy . Ny sazin ' ny fiadanantsika dia teo aminy , ary tamin'ireo ratrany
no nahasitrana antsika .
ISA 53:6     Alignment score: 0.308
We all like sheep have gone astray ; we have each turned to his own way , and Yahweh has placed on him the iniquity of us all .
Isika rehetra dia tahaka ny ondry izay nandeha tamin ' ny lalan
- diso ; samy nandeha tamin ' ny lalany avy isika , ary Yaveh nametraka ny fahotantsika rehetra teo aminy .
ISA 53:7     Alignment score: 0.375 → 0.383
He was oppressed ; yet when he humbled himself , he did not open his mouth ; as a lamb that is led to the slaughter , and as a sheep that before its shearers is silent , so he did not open his mouth .
Nampahoriana izy ; nefa rehefa nanetry tena izy , dia tsy nanokatra ny vavany ; tsy nanokatra ny vavany tahaka ny zanak'ondry izay tarihina ho any amin ' ny famonoana ; sy tahaka ny ondry izay mangina manoloana ny mpanety azy izy .
ISA 53:8     Alignment score: 0.165 → 0.188
By coercion and judgment he was taken away . As for his generation , who thought that he was cut off from the land of the living , or that he was punished for the transgression
of my people ?
Tamin ' ny faneriterena sy fitsarana no niampangana azy ; iza amin'io taranaka io no mbola mieritreritra ny momba azy ? Fa naringana tamin ' ny tanin ' ny velona izy ; noho ireo fandikan - dalàn ' ny oloko dia natao teo aminy ny fanasaziana .
ISA 53:9     Alignment score: 0.276 → 0.277
They placed his grave with the criminals , with a rich man in his death , although he had done no violence , nor had there been any deceit in his mouth .
Nataon'izy ireo niaraka tamin'ireo jiolahy ny fasany
, niaraka tamin ' ny lehilahy manan - karena ny fahafatesany , na dia tsy nanao herisetra aza izy , na nisy fitaka aza teo imolony .
ISA 53:10     Alignment score: 0.307 → 0.33
Yet it was Yahweh 's will to crush him and make him ill . When he makes his life an offering for sin , he will see his offspring , he will prolong his days , and Yahweh 's purpose will be accomplished through him .
Fa sitrapon'Yaveh ny hamotika azy sy hanao azy ho marary . Rehefa nataony ho sorona ho an ' ny fahotana ny ainy , dia hahita ny fisasarany
izy , hanalava ny androny izy , ary ny tanjon'i Yaveh dia ho tanteraka amin ' ny alalany .
ISA 53:11     Alignment score: 0.344 → 0.344
After the suffering
of his life , he will see light and be satisfied by his knowledge . My righteous servant will justify many ; he will bear their iniquities .
Aorian ' ny fijaliany teo amin ' ny fiainany , dia hahita fahazavana izy ary ho afa - po amin ' ny fahalalany . Ilay mpanompoko marina no hanamarina ny maro ; hitondra ny helok'izy ireo izy .
ISA 53:12     Alignment score: 0.297 → 0.331
Therefore will I give him his portion among the multitudes , and he will divide the plunder with the many , because he exposed himself to death and was numbered with the transgressors
. He bore the sin of many and made intercession for the transgressors .
Noho izany dia hanome azy ny anjarany eo amin'ireo maro aho , ary hizara ireo babo amin ' ny maro izy , satria nampiharihary ny tenany tamin ' ny fahafatesana izy ary natao ho isan'ireo mpandika lalàna . Nitondra ny otan ' ny maro izy ary nanelanelana ireo mpandika lalàna .
ISA 53     Average alignment score: 0.294 for 12 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66