Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 48:1     Alignment score: 0.363 → 0.374
Hear this , house of Jacob , who are called by the name Israel and have come
from the waters of Judah ; you who swear by the name of Yahweh and invoke the God of Israel , but not sincerely nor in a righteous manner .
Mihainoa izao , ry taranak'i Jakoba , izay nantsoina tamin ' ny anaran ' ny Israely , ary izay avy tamin ' ny ranon'ain'i Joda ; ianao izay mianiana amin ' ny anaran'i Yaveh sy mangataka ny Andriamanitry ny Israely , nefa tsy tamin - kitsimpo na fomba marina .


ISA 48:2     Alignment score: 0.472 → 0.471
For they call themselves people of the holy city and trust in the God of Israel . Yahweh of hosts is his name .
Fa miantso ny tenany ho vahoakan
' ny tanàna masina izy ireo ary matoky an'Andriamanitry ny Israely . Yaveh Tompon ' ny maro no anarany .
ISA 48:3     Alignment score: 0.275 → 0.304
" I have declared the things from long ago ; they came
out from my mouth , and I made them known ; then suddenly I did them , and they came to pass .
" Efa voalazako ny zavatra tamin ' ny fahiny ; naloaky ny vavako izy ireo , ary nampalaza azy ireo Aho ; Ary tampoka no nanaovako azy ireo ary tonga mba andalo izy ireo .
ISA 48:5     Alignment score: 0.156 → 0.181
therefore I declared these
things to you beforehand ; before they happened I informed you , so you could not say , ' My idol has done them , ' or ' My carved figure and my cast metal figure has ordained these things . '
mialohan ' ny isehoan'izany dia efa nampilaza anao Aho , koa tsy tokony hiteny ianao hoe : ' ny sampiko no efa nanao azy ireo , ' na ' ny sari - sokitro sy sarin - javatro an'idina no nandidy izany zavatra izany . '
ISA 48:6     Alignment score: 0.274 → 0.278
You heard about these
things ; look at all this evidence ; and you , will you not admit what I said is true ? From now on , I am showing you new things , hidden things that you have not known .
Efa nandre izany zavatra izany ianao ; jereo ny porofon'izany rehetra izany , ary ianao , tsy hanaiky ve ianao fa izay voalazako dia marina ? Manomboka izao , mampiseho anao zava - baovao Aho , zava - miafina izay tsy mbola fantatrao .
ISA 48:7     Alignment score: 0.301 → 0.328
Now , and not from previously , they come
into being , and before today you have not heard about them , so you will not be able to say , ' Yes , I knew about them . '
Vao izao , ary tsy tamin ' ny teo aloha , satria tonga izy ireo , ary talohan ' ny androany dia tsy mbola naheno ny momba azy ireo ianao , koa tsy afaka ny hiteny ianao hoe , ' Eny , izaho mahafantatra azy ireo . '
ISA 48:8     Alignment score: 0.233 → 0.239
You never heard ; you did not know ; these
things were not unfolded to your ears beforehand . For I knew that you have been very deceitful , and that you have been a rebel from birth .
Tsy mbola nahare mihintsy ianao ; tsy nahalala ianao ; izany zavatra izany dia tsy natao ho an ' ny sofinao mialoha . Fa fantatro fa ianao dia tena mpamitaka , ary efa mpikomy hatrany an - kibo .
ISA 48:9     Alignment score: 0.141
For the sake of my name I will defer my anger , and for my honor I will hold
back from destroying you .
Fa nohon ' ny anarako dia leferiko ny fahatezerako , ary nohon ' ny voninahitro no hisalasalako ny amin ' ny fandravana anao .
ISA 48:10     Alignment score: 0.325
Look , I refined you , but not as silver ; I have purified you in the furnace of affliction .
Indro , voadioko ianao , nefa tsy toy ny volafotsy ; efa nanadio anao tao amin ' ny lafaoron ' ny fahoriana Aho .
ISA 48:11     Alignment score: 0.176 → 0.19
For my own sake , for my own sake I will act ; for how can I allow my name to be profaned ? I will not give my glory to anyone else .
Nohon ' ny tenako , eny nohon ' ny tenako no hanaovako izany ; fa ahoana no amelako ny anarako ho fahafaham - baraka ? Tsy homeko olon
- kafa ny voninahitro .
ISA 48:12     Alignment score: 0.513
Listen to me , Jacob , and Israel , whom I called : I am he ; I am the first , I also am the last .
Mihainoa ahy , ry Jakoba , sy ry Israely , izay nantsoiko : Izao no izy ; Izaho no voalohany , ary Izaho ihany koa no farany .
ISA 48:13     Alignment score: 0.293 → 0.319
Yes , my hand laid the foundation of the earth , and my right hand spread out the heavens ; when I call to them , they stand up together .
Eny , ny tanako mametraka ny fanorenana eo amin ' ny tany , ary ny tanan
' ny olona marina hovelarina amin ' ny lanitra ; Rehefa miantso azy ireo Aho , dia miara - mitsangana izy ireo .
ISA 48:14     Alignment score: 0.41 → 0.409
Assemble yourselves , all of you , and listen ! Who among you has announced these things ? Yahweh 's ally will accomplish his purpose against Babylon . He will carry out Yahweh 's will against the Chaldeans .
Mivoria ianareo , ianareo rehetra , ary mihainoa ! Iza teo aminareo no efa nanambara izany zavatra izany ? Izay tian'i
Yaveh no hanatanteraka ny tanjony hanohitra an'i Babylona . Hanatanteraka izay tian'i Yaveh hanoherana ireo Kaldeana .
ISA 48:15     Alignment score: 0.418
I , I have spoken , yes , I have summoned him , I have brought him , and he will succeed .
Izaho , efa niteny aho , eny , efa nampiantso azy Aho , efa nitondra azy Aho , ary hahomby izy .
ISA 48:16     Alignment score: 0.378 → 0.392
Come
near to me , listen to this : From the beginning I have not spoken in secret ; when it happens , I am there . " Now the Lord Yahweh has sent me , and his Spirit .
Makanesa eto akaikiko , mihainoa izao : Hatrany am - piandohana no efa tsy nitenenako tamin ' ny mangingina ; rehefa miseho izany , dia eto Aho . " Ankehitriny Yaveh Tompon ' ny maro no naniraka ahy , ary ny Fanahiny .
ISA 48:17     Alignment score: 0.358 → 0.363
This is what Yahweh , your Redeemer , the Holy One of Israel says , " I am Yahweh your God , who teaches you how to profit , who leads you by the way that you should go .
Izao no nambaran'i
Yaveh , mpanavotra anao , ilay Tokana Masin ' ny Israely : " Izaho no Yaveh Andriamanitrao , izay mampianatra anao hahomby , izay mitarika anao amin ' ny lalana izay tokony alehanao .
ISA 48:18     Alignment score: 0.267 → 0.318
If only you had obeyed my commandments ! Then your peace and prosperity would have flowed like a river , and your righteousness like the waves of the sea .
Raha mba efa nankatoa ny didiko ianao ! Dia fiadananao sy fanambinanao
no hikoriana toy ny ony , ary ny famonjenao dia toy ireo onjan - dranomasina .
ISA 48:19     Alignment score: 0.197
Your descendants would have been as numerous as the sand , and the offspring from your womb as numerous as the grains of sand ; their name would not have been cut off nor blotted out from before me .
Tsy ho hita isa toy ny fasika ireo taranakao
, ary ny zanaka aloaky ny kibonao hitovy isa toy ny sombim - pasika ; ny anaran'izy ireo dia tsy ho tapaka na ho foana avy eo anoloako .
ISA 48:20     Alignment score: 0.339 → 0.34
Come
out from Babylon ! Flee from the Chaldeans ! With the sound of a ringing cry announce it ! Make this known , make it go out to the ends of the earth ! Say , ' Yahweh has redeemed his servant Jacob . '
Mivoaha hiala any Babylona ! Mandosira ireo Kaldeana ! Ambarao ami ' ny feo hikiaka izany ! Ataovy malaza izany , aelezo hatrany am - paran ' ny tany izany ! Lazao hoe : ' Efa nanavotra an'i Jakoba mpanompony i Yaveh , '
ISA 48:21     Alignment score: 0.237 → 0.283
They did not thirst
when he led them through the deserts ; he made the water to flow out of the rock for them ; he split open the rock , and the waters gushed out .
Tsy nangetaheta izy ireo raha noentiny tany an'efitra ; nampikoriana ny rano avy tamin ' ny vatolampy ho azy ireo izy ; nampitresaka ny vatolampy izy , ary niboiboika ireo rano .
ISA 48:22     Alignment score: 0.526
There is no peace for the wicked says Yahweh . "
Tsy misy fiadanana ho an ' ny ratsy fanahy - hoy Yaveh . "
ISA 48     Average alignment score: 0.317 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66