Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 30:1     Alignment score: 0.334 → 0.347
" Woe to the rebellious children this is Yahweh 's declaration They make plans , but not from me ; they make alliances with other nations , but they were not directed by my Spirit , so they add sin to sin .
" Loza ho an'ireo ankizy mpikomy , " izany no fanambaran'i Yaveh . " Manao fikasana izy ireo , fa tsy avy amiko ; manao fihavanana amin ' ny firenena hafa izy ireo , saingy tsy notoroan ' ny Fanahiko lalana
, koa dia manampy fahotana omban ' ny fahotana izy ireo .


ISA 30:2     Alignment score: 0.42 → 0.42
They set out to go down into Egypt , but have not asked for my direction . They seek protection from Pharaoh and take refuge in the shadow of Egypt .
Mivonona ny hidina ho any Egypta izy ireo , saingy tsy nangataka ny toro - lalako . Mitady fiarovana avy amin'i Farao izy ireo ary mialoka ao amin ' ny alok'i
Egypta .
ISA 30:3     Alignment score: 0.323 → 0.367
Therefore Pharaoh 's protection will be your shame , and the refuge in Egypt 's shade , your humiliation ,
Noho izany dia ho fahamenaranareo ny fiarovan'i Farao , ary ny fialofana eo amin ' ny alok'i
Egypta , ho fahafaham - barakanareo ,
ISA 30:4     Alignment score: 0.268 → 0.531
although their princes are at Zoan , and their messengers have come
to Hanes .
na dia any Zoana aza ny andrian'izy ireo , ary tonga tany Hanesa ireo mpitondra hafany .
ISA 30:5     Alignment score: 0.3 → 0.3
They will all be ashamed because of a people who can not help them , who are neither help nor aid , but a shame , and even a disgrace . "
Ho menatra avokoa izy rehetra nohon ' ny amin ' ny vahoaka iray izay tsy afa - manampy azy ireo , izay sady tsy fanampiana no tsy famonjena , fa fahamenarana , ary fahafaham - baraka mihitsy aza . "
ISA 30:6     Alignment score: 0.257 → 0.338
A declaration about the animals of the Negev : Through the land of trouble and anguish , of the lioness
and the lion , the viper and fiery flying serpent , they carry their riches on the backs of donkeys , and their treasures on the camels ' humps , to a people who can not help them .
Fanambarana momba ireo bibidian'i Negeva : Avy amin ' ny tanin ' ny fahoriana sy loza , liom - bavy sy lion - dahy , ny menarana sy ny bibilava mirehitra manidina , no hitondran'izy ireo ny hareny eo an - damosin ' ny boriky , ary ny rakiny eo amin ' ny vohon ' ny rameva , ho any amina vahoaka izay tsy afa - manampy azy ireo .
ISA 30:7     Alignment score: 0.416
For Egypt 's help is vain and empty ; therefore I have called her Rahab , who sits still .
Fa tsy misy dikany ny fanampian'i Egypta ; noho izany dia nantsoiko hoe Rahaba izy , izay mipetraka tsy mihontsina .
ISA 30:8     Alignment score: 0.323
Now go , write it in their presence on a tablet , and inscribe it on a scroll , that it may be preserved for the time to come
as a testimony .
Mandehana izao , soraty eo amin ' ny fanatrehan'izy ireo amin ' ny vato fisaka izany , ary raketo ao amina horonan - taratasy , mba ho voatahiry ho amin ' ny andro ho avy ho fijoroana vavolombelona .
ISA 30:9     Alignment score: 0.431
For these
are a rebellious people , lying children , children who will not hear the instruction of Yahweh .
Fa vahoaka mpikomy ireo , ankizy mpandainga , ankizy izay tsy mba handre ny fampianaran'i Yaveh .
ISA 30:10     Alignment score: 0.373
They say to the seers , " Do not see ; " and to the prophets , " Do not prophesy the truth to us ; speak flattering words to us , prophesy illusions .
Hoy izy ireo amin ' ny mpahita hoe : " Aza mahita ; " ary amin'ireo mpaminany hoe : " Aza maminany
ny marina aminay ; milazà teny mandoka aminay , maminania nofinofy .
ISA 30:11     Alignment score: 0.199 → 0.225
Turn aside from the way , stray
off the path ; cause the Holy One of Israel to cease speaking before our face . "
Mihodìna hiala amin ' ny lalana , mivilia amin ' ny lalana ; ataovy mitsahatra miteny eo anatrehan ' ny tavanay ilay Iray Masin'Israely . "
ISA 30:12     Alignment score: 0.353
Therefore the Holy One of Israel says , " Because you reject this word and trust in oppression and deceit and lean on it ,
Noho izany dia hoy ny Iray Masin'Israely hoe : " Satria mandà izao teny izao ianareo ary matoky ny fampahoriana sy fitaka ka miantehitra amin'izany ,
ISA 30:13     Alignment score: 0.29 → 0.326
so this iniquity will be to you like a broken part ready to fall , like a bulge in a high wall whose fall
will happen suddenly , in an instant . "
koa izany fahotana izany dia ho tahaka ny singa vaky izay vonona ny hianjera aminao , tahaka ny triatra eo amin ' ny rindrina avo izay ho tampoka ny fianjerany , ao anatin ' ny fotoana fohy . "
ISA 30:14     Alignment score: 0.235 → 0.237
It will break as a potter 's vessel is broken ; he will not spare it , so that there will not be found among its pieces a shard with which to scrape fire from the hearth , or to scoop up water out of the cistern .
Ho vakiany tahaka ny fahavakisan ' ny lovian ' ny mpanefy tanimanga izany ; tsy hiaro izany Izy , ka tsy hisy potiny ho hita eo amin'ireo vakiny izay azo hanalana ny afo avy ao am - patana , na handoarana ny rano avy ao amin ' ny siniben - drano .
ISA 30:15     Alignment score: 0.313 → 0.324
For this is what the Lord Yahweh , the Holy One of Israel says , " In returning and resting you will be saved ; in quietness and in trust will be your strength . But you were not willing .
Fa izao no lazain
' ny Tompo Yaveh , ilay Iray Masin'Israely : " Ho avotra amin ' ny fiverenana sy fijanonana ianareo ; amin ' ny fahanginana sy fatokiana no ho herinareo . Saingy tsy nanam - piniavana ianareo .
ISA 30:16     Alignment score: 0.388 → 0.396
You said , ' No , for we will flee on horses , ' so you will flee ; and , ' We will ride upon swift horses , ' so those
who pursue you will be swift .
Hoy ianareo hoe : ' Tsia , fa handositra amin ' ny soavaly izahay , ' koa dia handositra ianareo ; ary , ' Hitaingina soavaly faingam - pandeha izahay , ' koa dia ho faingam - pandeha ireo izay manenjika anareo .
ISA 30:17     Alignment score: 0.371 → 0.382
One thousand will flee at the threat of one ; at the threat of five you will flee until your remnant will be like a flagstaff on the top of a mountain
, or like a signal flag on a hill . "
Arivo no handositra noho ny fampitahoran ' ny iray ; amin ' ny fampitahoran ' ny dimy no handosiranareo ambara - pahatongan ' ny sisa tavela aminareo ho tahaka ny tahon - jozoro eny an - tampon - tendrombohitra , na tahaka ny zozoro eny amin ' ny havoana . "
ISA 30:18     Alignment score: 0.404 → 0.405
Yet Yahweh is waiting to be gracious to you , therefore he is ready to show you mercy . For Yahweh is a God of justice ; blessed are all those
who wait for him .
Fa mbola miandry ny hamindra fo aminareo Yaveh , noho izany dia vonona ny haneho fiantrana aminareo Izy . Fa Yaveh dia Andriamanitry ny rariny ; sambatra ireo izay miandry Azy .
ISA 30:19     Alignment score: 0.391 → 0.391
For a people will live in Zion , in Jerusalem , and you will weep no more . He will surely be gracious to you at the sound of your cry . When he hears it , he will answer you .
Fa hisy vahoaka honina any Ziona , any Jerosalema , ary tsy hitomany intsony ianareo . Hamindra fo amin ' ny feon ' ny fitarainanareo tokoa Izy . Rehefa reny izany , dia hamaly anareo Izy .
ISA 30:20     Alignment score: 0.28 → 0.28
Though the Lord gives you the bread of adversity and the water of affliction , even so , your teacher will not hide himself anymore , but you will see your teacher with your own eyes .
Na dia manome anareo ny mofon ' ny ady sarotra sy ny ranon ' ny fampahoriana aza Yaveh , na dia izany aza , dia tsy hiafina intsony ny mpampianatrareo , fa hahita ny mpampianatrareo amin ' ny masonareo mihitsy ianareo .
ISA 30:21     Alignment score: 0.289 → 0.301
Your ears will hear a word behind you saying , " This is the way , walk in it , " when you turn to the right or when you turn to the left .
Ny sofinareo handre teny avy aorianareo hanao hoe : " Ity no lalana , amin'ity mandeha , " na mivily ho amin ' ny ankavanana na mivily ho amin ' ny ankavia ianareo .
ISA 30:22     Alignment score: 0.265 → 0.274
You will desecrate your carved figures overlaid with silver and your gold cast figures . You will throw them away like a menstrual rag . You will say to them , " Get out of here . "
Ho zimbazimbainareo ireo sary voasokitrareo izay norakofana volafotsy sy ireo sary an'idina volamena . Harianareo tahaka ny vorodamban ' ny fadimbolana izany . Hiteny amin'ireny ianareo hoe : " Mialà eto . "
ISA 30:23     Alignment score: 0.279 → 0.296
He will give the rain for your seed when you sow the ground , and bread with abundance from the ground , and the crops will be abundant . In that day your cattle will graze in broad pastures .
Hanome orana ho an ' ny volinareo Izy rehefa mamafy eny amin ' ny tany ianareo , ary mofo mitobatobaka avy amin ' ny tany , ary ny vokatra dia hitobatobaka . Amin'izany andro izany dia hiraoka eny amin ' ny amin ' ny ahitra midadasika ireo biby fiompinareo .
ISA 30:24     Alignment score: 0.341
The oxen and the donkeys , who plow the ground , will eat seasoned feed
that has been winnowed with a shovel and a fork .
Ireo omby sy ireo boriky , izay miasa tany , dia hihinana ny voaisy sira izay nokororohina tamin ' ny angady sy angady fitrebika .
ISA 30:25     Alignment score: 0.312 → 0.355
On every high mountain
and on every high hill , there will be flowing brooks and streams of waters , in the day of the great slaughter when the towers fall .
Eny amin ' ny tendrombohitra avo rehetra sy ny havoana ambony rehetra , dia hisy lohasahan - driaka hikoriana ary rano mandeha , amin ' ny andron ' ny famonoana lehibe izay hianjeran ' ny tilikambo .
ISA 30:26     Alignment score: 0.397 → 0.4
The light of the moon will be like the light of the sun , and the light of the sun will be seven times brighter , like the sunlight of seven days . Yahweh will bind up the breaking of his people and heal the bruises of his wounding them .
Ho tahaka ny fahazavan
' ny masoandro ny fahazavan ' ny volana , ary ny fahazavan ' ny masoandro dia hamiratra impito - heny , tahaka ny tara - masoandron ' ny andro fito . Hamehy ny fanorotoroana ny olony Yaveh ary hanasitrana ny ferin ' ny nandratrany azy ireo .
ISA 30:27     Alignment score: 0.455 → 0.457
Look , the name of Yahweh comes from a distant place , burning with his anger and in dense smoke . His lips are full of fury , and his tongue is like a devouring fire .
Indro , ny anaran'i
Yaveh dia tonga avy any amin ' ny toerana lavitra , mirehitra amin ' ny fahatezerany sy setroka matevina . Feno fahavinirana ny molony , ary ny lelany dia tahaka ny afo mandevona .
ISA 30:28     Alignment score: 0.24 → 0.272
His breath is like an overflowing torrent that reaches up to the middle of the neck , to sift the nations with the sieve of worthlessness . His breath is a bridle in the jaws of the peoples to cause them to wander away .
Ny fofonainy
dia tahaka ny fikijan ' ny riaka izay mahatratra hatrany amin ' ny tenda kely , mba hanivana ny firenena amin ' ny sivan ' ny fandringanana . Ny fofonainy dia hisatra amin ' ny valanoranon ' ny olona mba hahatonga azy ireo hirenireny .
ISA 30:29     Alignment score: 0.306 → 0.325
You will have a song as in the night when a holy feast is observed , and gladness of heart , as when one goes with a flute to the mountain of Yahweh , to the Rock of Israel .
Hanana hira toy ny amin ' ny alina hitandremana ny firavoravoana masina ianareo , ary firavoravoam - po , tahaka ny amin ' ny fandehanan ' ny olona miaraka amin ' ny sodina ho eny an - tendrombohitr'i
Yaveh , ho eo amin ' ny Vatolampin'Israely .
ISA 30:30     Alignment score: 0.318 → 0.319
Yahweh will make the splendor of his voice heard and show the motion of his arm in raging anger and flames of fire
, with windstorm , rainstorm , and hailstones .
Hataon'i Yaveh re ny fampirapiratan ' ny feony ary hasehony ny fiofaofan ' ny sandriny amin ' ny fahatezerana mirehitra sy lelafo , amin ' ny tafio - drivotra , oram - baratra , ary havandra .
ISA 30:31     Alignment score: 0.515
For at the voice of Yahweh , Assyria will be dismayed ; he will strike them with a staff .
Fa amin ' ny feon'i
Yaveh , dia hianjera i Asyria ; hamely azy ireo amin ' ny tehina Izy .
ISA 30:32     Alignment score: 0.156 → 0.16
Every stroke of the appointed rod that Yahweh will lay on them will be accompanied with the music of tambourines
and harps as he battles , waving his weapons , and fights with them .
Ny kapoka rehetra amin'ilay tsora - kazo voatendry izay hapetrak'i Yaveh amin'izy ireo dia hiarahan ' ny feon'aponga tapaka sy valiha eo am - pitolomany sy hiadiany amin'izy ireo .
ISA 30:33     Alignment score: 0.407
For a place of burning was prepared long ago . Indeed , it is prepared for the king , and God has made it deep and wide . The pile is ready with a fire and much wood . The breath of Yahweh , like a stream of sulfur , will set it on fire .
Fa misy toerana fandorana
voaomana hatry ny ela . Eny tokoa , voaomana ho an ' ny mpanjaka izany , ary nataon'Andriamanitra lalina sady malalaka . Efa vonona amin ' ny afo sy kitay be dia be ny antontany . Ny fofonain'i Yaveh , tahaka ny fandriaky ny solifara , dia handrehitra izany .
ISA 30     Average alignment score: 0.343 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66