Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 56:1     Alignment score: 0.359
This is what Yahweh says , " Observe what is right , do what is just ; for my salvation is near , and my righteousness is about to be revealed .
Izao no lazain'i Yaveh : " Tandremo izay marina , manaova izay rariny ; fa akaiky ny famonjeko , ary efa haseho
ny fahamarinako .


ISA 56:2     Alignment score: 0.284 → 0.298
Blessed is the man that does this , and who holds it tightly . He observes the Sabbath , not defiling it , and keeps his hand from doing any evil . "
Voatahy ny olona izay manao , sy mihazona mafy izany . Izy dia mitandrina ny Sabata , fa tsy mandoto izany , ary mifehy ny tanany amin ' ny fanaovan
- dratsy . "
ISA 56:3     Alignment score: 0.397
Let no foreigner
who has become a follower of Yahweh say , " Yahweh will certainly exclude me from his people . " The eunuch should not say , " See , I am a dry tree . "
Aoka ny hafa firenena izay tonga mpanaraka an'i Yaveh tsy hisy hanao hoe : " Hanala ahy ao amin'ireo vahoakany tokoa Yaveh . " Ny tandapa tsy tokony hiteny hoe : " Indro izaho fa hazo maina . "
ISA 56:4     Alignment score: 0.383
For this is what Yahweh says , " To the eunuchs who observe my Sabbaths and choose what pleases me , and hold fast my covenant ,
Fa izao no lazain'i Yaveh : " Ho an'ireo tandapa izay mitandrina ireo Sabatako , sy misafidy ny ankasitrahako , ary mihazona ny fanekeko ,
ISA 56:5     Alignment score: 0.191 → 0.203
to them I will set up in my house and within my walls a monument that is better than having sons and of daughters
. I will give them an everlasting monument that will never be cut off .
ho azy ireo no hananganako ao an - tranoko sy ao anatin ' ny mandako ny tsangam - bato izay tsara kokoa nohon ' ny manan - janaka lahy sy zanaka vavy . Hanome azy ireo tsangam - bato maharitra mandrakizay izay tsy ho kapaina mihitsy Aho .
ISA 56:6     Alignment score: 0.31 → 0.328
Also foreigners
who join themselves to Yahweh to serve him , and who love the name of Yahweh , to be his servants , every one who observes the Sabbath and who keeps from defiling it , and who holds fast my covenant
Ireo hafa firenena izay miaraka amin'i Yaveh ihany koa _ mba hanompo Azy , ary ireo izay tia ny anaran'i Yaveh_mba hidera Azy , ny olona rehetra izay mitandrina ny Sabata , izay mihazona amin ' ny tsy fandotoana izany , ary izay mihazona ny fanekeko
ISA 56:7     Alignment score: 0.334 → 0.343
I will bring to my holy mountain and make them joyful
in my house of prayer ; their burnt offerings and their sacrifices will be accepted on my altar . For my house will be called a house of prayer for all nations ,
_ dia ho entiko any an - tendrombohitro masina ary hampiravoravoko ao an - trano fivavahako izy ireo ; ny fanatitra dorany sy ny soron'izy ireo dia hekena eo ambonin ' ny alitarako . Fa ny tranoko hantsoina hoe trano fivavahana ho an ' ny firenena rehetra ,
ISA 56:8     Alignment score: 0.435 → 0.476
this is the declaration of the Lord Yahweh , who gathers the outcasts of Israel I will still gather others in addition to them . "
izany no fanambaran'i Yaveh Tompo , izay manangona ireo vaoroakan'Israely_mbola hanangona ireo hafa ho fanampin'izy ireo Aho . "
ISA 56:9     Alignment score: 0.301 → 0.303
All you wild beasts of the field , come and devour , all you beasts in the forest !
Ianareo bibidia rehetra any an - tsaha , avia ka arapao , ianareo bibidia rehetra any an'ala !
ISA 56:10     Alignment score: 0.251 → 0.293
All their watchmen
are blind , they do not understand . They are all silent dogs who can not bark . They dream , and lying down they love to sleep .
Ireo mpitily azy rehetra dia jamba , tsy mahatakatra izy ireo . Amboa moana avokoa izy ireo ka tsy afaka mivovoa . Manofy , sy mitsilailay izy ireo ary tia matory .
ISA 56:11     Alignment score: 0.22 → 0.23
The dogs have big appetites ; they can never get enough ; they are shepherds
without discernment ; they have all turned to their own way , each one covetous for unjust gain .
Tenda - kanina tokoa ireo amboa ; tsy mety voky mihintsy izy ireo ; mpiandry ondry tsy mahay manavaka izy ireo ; nivily tamin ' ny lalany avy izy rehetra ireo , samy fatra - pitia tombony tsy ara - drariny ny tsirairay .
ISA 56:12     Alignment score: 0.373 → 0.399
" Come , " they say , " let us get wine and drink much strong drink
. Tomorrow will be like today , a day great beyond measure . "
" Avia " hoy izy ireo : " Andao hisotro divay sy taoka isika . Ho toy ny androany ihany ny rahampitso , andro lehibe tafahoatra . "
ISA 56     Average alignment score: 0.326 for 12 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66