Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 10:1     Alignment score: 0.177 → 0.173
Woe to those who decree unjust decrees and write unjust laws .
Loza ho an'ireo izay manao lalàna tsy araka ny hitsiny ary manoratra didy tsy ara - drariny .


ISA 10:2     Alignment score: 0.299
They deprive the needy of justice , rob the poor of my people of their rights , plunder widows , and make the fatherless their prey !
Tsy manome rariny ireo mila fanampiana izy ireo , mandroba ny oloko mahantra amin ' ny zony izy ireo , mandroba ireo mpitondratena , ary manao ireo kamboty ho hazan'izy ireo !
ISA 10:3     Alignment score: 0.323 → 0.342
What will you do on judgment day when the destruction comes from far away ? To whom will you flee for help , and where will you leave your wealth ?
Inona no hataonao amin ' ny andro fitsarana rehefa ho tonga avy lavitra ny faharavana ? Amin'iza
ianao no hitady fanampiana , ary aiza no hamelanao ireo harenanao ?
ISA 10:4     Alignment score: 0.258 → 0.259
Nothing remains , and you crouch among the prisoners or fall among the killed . In all these
things , his anger does not subside ; his hand is still stretched out .
Tsy hisy na inona na inona ho tavela , ary hitampify eo amin'ireo gadra ianao na ho lavo eo amin'ireo maty . Amin'ireo zavatra rehetra ireo , dia tsy hihena ny hatezerany ; fa kosa , ny tanany dia mbola mihinjitra hatrany .
ISA 10:5     Alignment score: 0.311
Woe to the Assyrian
, the rod of my anger , the staff by whom I wield my fury !
Loza ho an'ireo Asyriana , ny tsorakazon ' ny fahatezerako , tsorakazo izay hitondrako ny fahavinirako !
ISA 10:6     Alignment score: 0.325
I send him against a godless nation and against the people who bear my overflowing wrath . I order him to take the plunder , to take the prey , and to trample them like mud in the streets .
Alefako hanohitra firenena miavonavona sy hanohitra ny vahoaka izay mizaka ny hatezerako manafotra izy . Mandidy
azy haka ny babo , haka ny haza , ary hanitsaka ireo tahaka ny fotaka eny amin'ireo lalana Aho .
ISA 10:7     Alignment score: 0.271
But this is not what he intends , nor does he think this way . It is in his heart to destroy and eliminate many nations .
Kanefa tsy izany no kasainy , na hoe mihevitra toy izany izy . Ao am - pony izany hoe handrava sy handringana firenena maro izany .
ISA 10:8     Alignment score: 0.22 → 0.259
For he says , " Are not all my princes kings ?
Fa hoy izy hoe : " Moa tsy mpanjaka avokoa ve ireo andrian - dahiko rehetra ? "
ISA 10:9     Alignment score: 0.562 → 0.697
Is not Kalno like Carchemish ? Is not Hamath like Arpad ? Is not Samaria like Damascus ?
Tsy tahaka an'i Karkemisy ve i Kalno ? Tsy tahaka an'i Arpada ve i Hamata ? Tsy tahaka an'i Damaskosy ve i Samaria ?
ISA 10:10     Alignment score: 0.36 → 0.356
As my hand has overcome idolatrous
kingdoms , whose carved figures were greater than those of Jerusalem and Samaria ,
Tahaka ny nandresen ' ny tanako ireo fanjakana mpanompo sampy , izay ireo sarin - javatra sokitr'izy ireo dia lehibe kokoa noho ireo an'i Jerosalema sy Samaria ,
ISA 10:11     Alignment score: 0.369 → 0.37
just as I did to Samaria and her worthless idols , will I not also do the same to Jerusalem and to her idols ? "
tahaka izay nataoko tany
Samaria sy ireo sampy zava - poany , moa tsy hanao toy izany amin'i Jerosalema sy ireo sampiny ihany koa ve aho ? "
ISA 10:12     Alignment score: 0.436 → 0.444
When the Lord has finished his work on Mount Zion and on Jerusalem , I will punish the fruit of the arrogant heart of the king of Assyria and his prideful looks .
Rehefa nahavita ny asany
teo amin ' ny Tendrombohitra Ziona sy tao Jerosalema ny Tompo , dia hanasazy ny tenin ' ny fo miavonavon ' ny mpanjakan'i Asyria sy ny fijery feno avonavony Aho .
ISA 10:13     Alignment score: 0.26 → 0.273
For he says , " By my strength and by my wisdom I acted . I have understanding , and I have removed the boundaries of the peoples . I have stolen their treasures
, and like a bull I have brought down the inhabitants .
Fa izy niteny hoe : " Amin ' ny alalan ' ny tanjako sy ny fahendreko no hiasako . " Manana fahazavan - tsaina aho , ary efa nanala ny fefin'ireo vahoaka . Efa nangalariko ny haren'izy ireo , ary tahaka ny ombilahy no nampidinako ireo mponina .
ISA 10:14     Alignment score: 0.307 → 0.328
My hand has seized , as from a nest , the wealth of nations , and as one gathers abandoned eggs , I gathered all the earth . None fluttered their wings or opened their mouth or chirped . "
Toy ny fisamborana avy ao amin ' ny akany , no nakan ' ny tanako ireo haren
' ny firenena , ary tahaka ny fanangonan'ilay iray ireo atody nilaozana , no hanangonako ny tany rehetra . Tsy nisy nanakopakopaka ny elany izy ireo na nanokatra ny vavany na nihiakiaka . "
ISA 10:15     Alignment score: 0.23
Will the ax boast about itself against the one who wields it ? Will the saw praise itself more than the one who cuts with it ? It is as if a rod could lift up those who raise it , or as if a staff could lift up a person .
Moa ve ny famaky hirehareha momba ny tenany amin'ilay iray izay mampiasa izany ? Moa ve ny tsofa hidera bebe kokoa ny tenany noho ilay iray izay manapaka amin ' ny alalan'izany ? Izany dia tahaka ny hoe : tsorakazo iray izay afaka miainga amin'ireo izay manainga izany na toy ny hoe afaka manainga olona ilay tsorakazo .
ISA 10:16     Alignment score: 0.497 → 0.498
Therefore the Lord Yahweh of hosts will send emaciation among his elite warriors ; and under his glory there will be kindled a burning like fire .
Noho izany dia handefa fahiazana eo amin'ireo mpiadiny sangany i Yaveh Tompo tompon ' ny maro ; ary eo ambanin ' ny voninahiny dia hisy firehetana
tahaka ny afo mirehitra .
ISA 10:17     Alignment score: 0.298 → 0.376
The light of Israel will become a fire , and his Holy One a flame ; it will burn and devour his thorns and briers in one day .
Ho tonga afo ny fahazavan'Israely , ary ilay Iray Masiny
ho lelan'afo ; handoro sy handevona ireo tsilony ao anatin ' ny iray andro monja izany .
ISA 10:18     Alignment score: 0.313 → 0.327
Yahweh will consume the glory of his forest and of his fruitful land , both soul and body ; it will be like when a sick man 's life wastes away .
Yaveh dia hanimba ny voninahitry
ny alany sy ny taniny mamokatra , dia ny fanahin'izany sy ny vatan'izany ; ho tahaka ny ain ' ny olona marary miha - osa izany .
ISA 10:19     Alignment score: 0.322
The remnant of the trees of his forest will be so few , that a child could count them .
Ho vitsy ireo sisa tavela amin'ireo hazon ' ny alany
, ka na ny zaza aza afaka hanisa ireo .
ISA 10:20     Alignment score: 0.424 → 0.421
On that day , the remnant of Israel , the family of Jacob that has escaped , will no longer rely on the one who defeated them , but will indeed depend on Yahweh , the Holy One of Israel .
Amin'izany andro izany , ireo Israely sisa , ireo fianakavian'i
Jakoba izay nitsoaka , dia tsy hiantehitra amin'ilay iray izay nandresy azy ireo intsony , fa hiankina amin'i Yaveh tokoa , dia ilay Iray Masin'Israely .
ISA 10:21     Alignment score: 0.451
A remnant of Jacob will return to the mighty God .
Izay tavela amin'i Jakoba dia hiverina any amin'ilay Andriamanitra mahery .
ISA 10:22     Alignment score: 0.255 → 0.264
For though your people , Israel , are like the sand of the seashore , only a remnant of them will return . Destruction is decreed , as overflowing righteousness demands .
Fa na ny olonao
aza , ry Israely , dia tahaka ny tora - pasika eny amoron - dranomasina , izay sisa tavela amin'izy ireo ihany no hiverina . Notendrena ny faharavana , araka ny fangatahana manafotry ny fahamarinana .
ISA 10:23     Alignment score: 0.397 → 0.441
For the Lord Yahweh of hosts is about to carry out the destruction determined throughout the land .
Fa i Yaveh Tompo tompon ' ny maro , dia eo an - dalam - pitondrana ny faharavana izay notendrena
manerana ny tany .
ISA 10:24     Alignment score: 0.482 → 0.481
Therefore the Lord Yahweh of hosts says , " My people who live in Zion , do not fear the Assyrian
. He will strike you with the rod and raise his staff against you , as the Egyptians did .
Noho izany i Yaveh Tompo tompon ' ny maro milaza hoe : " Ry vahoakako izay mipetraka ao Ziona , aza matahotra ireo Asyriana . " Hamely anao amin ' ny tsorakazo izy , ary hanangana ny tehiny aminao , araka izay nataon'ireo Egyptiana .
ISA 10:25     Alignment score: 0.321
Do not fear him , for in a very short time my anger against you will end , and my anger will lead to his destruction . "
Aza matahotra azy , fa afaka fotoana fohy dia hifarana ny hatezerako aminao , ary hitarika ny faharavany
ny hatezerako . "
ISA 10:26     Alignment score: 0.391 → 0.416
Then Yahweh of hosts will wield a whip against them , as when he defeated Midian at the rock
of Oreb . He will raise his rod over the sea and lift it up as he did in Egypt .
Ary i Yaveh tompon ' ny maro dia hanainga ny karavasiny amin'izy ireo , toy ny tamin ' ny nandreseny an'i Midiana teo am - batolampy Oreba . Hanainga ny rantsan - kazony eo amin ' ny ranomasina Izy ary hanainga izany toy ny nataony tao Egypta .
ISA 10:27     Alignment score: 0.311 → 0.311
On that day , his burden is lifted from your shoulder and his yoke from off your neck , and the yoke will be destroyed because of fatness .
Amin'izany andro izany , ny vesany dia hiainga avy eo amin ' ny sorokao
ary ny ziogany avy eo amin ' ny vozonao . Ary ny zioga dia ho rava nohon ' ny hatavezana .
ISA 10:28     Alignment score: 0.531
The enemy has come
to Aiath and has passed through Migron ; at Mikmash he has stored his provisions .
Tonga tao Aiata ny fahavalo ary nandalo an'i Migrona ; tany Mikmasy no nitehirizany ireo vatsiny .
ISA 10:29     Alignment score: 0.499
They have crossed over the pass
and they lodge at Geba . Ramah trembles and Gibeah of Saul has fled .
Niampita tamin ' ny fandalovana izy ireo ary nitoetra tao Geba . Nihovitrovitra i Rama ary nandositra i Gibean'i Saoly .
ISA 10:30     Alignment score: 0.366 → 0.379
Cry aloud
, daughter of Gallim ! Pay attention , Laishah ! Answer her , Anathoth !
Mikiakiaha mafy , ry zanaka vavin'i Galima ! Aoka ho liana , ry Laisy ! Indrisy ry Anatota mahantra .
ISA 10:31     Alignment score: 0.398 → 0.399
Madmenah
is fleeing , and the inhabitants of Gebim run for safety .
Mandositra i Madmena , ary ireo mponin'i Gebima dia mihazakazaka ho amin ' ny fiarovana .
ISA 10:32     Alignment score: 0.49
This very day he will halt at Nob and shake his fist at the mountain of the daughter of Zion , the hill of Jerusalem .
Amin'io andro io mihitsy no hijanona ao Noba izy ka hamokona ny totohondriny any an - tendrombohitry
ny zanaka vavin'i Ziona , ilay havoan'i Jerosalema .
ISA 10:33     Alignment score: 0.298 → 0.307
Behold , the Lord Yahweh of hosts will lop off the boughs with a terrifying crash ; the tallest trees will be cut down , and the lofty will be brought down .
Indro , ilay Yaveh Tompo tompon ' ny maro hampianjera ny sampana
amin ' ny fianjerana mahatsiravina ; ireo hazo lava indrindra dia hotapahana , ary izay avo dia hafohezina .
ISA 10:34     Alignment score: 0.341 → 0.37
He will chop down the thickets of the forest with an ax , and Lebanon in his majesty will fall .
Hamaky ireo matevina indrindra amin ' ny ala amin ' ny famaky izy , ary i Libanona dia hianjera amin ' ny fiandrianany .
ISA 10     Average alignment score: 0.362 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66