Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 23:1     Alignment score: 0.401
A declaration about Tyre : Wail , you ships of Tarshish ; Tyre has been devastated , with neither home nor harbor ; from the land of Cyprus it has been revealed to them .
Ny fanambarana
momba an'i Tyro : Midradradradrà , ianareo ry sambon'i Tarsisy ; fa tsy misy na trano na seranana ; avy tao amin ' ny tanin'i Sipra no nanambarana izany tamin'izy ireo .


ISA 23:2     Alignment score: 0.385
Be silent , you inhabitants of the coast ; the merchant
of Sidon , who travels over the sea , has filled you .
Mangìna , ianareo ry mponin ' ny morontsiraka ; fa ny mpivarotra ao Sidona , izay miatsambo amin ' ny ranomasina , dia efa nameno anareo .
ISA 23:3     Alignment score: 0.344 → 0.362
Upon the great waters was the grain of Shihor , the harvest of the Nile was her produce ; and it became
the commerce of the nations .
Teo ambonin'ireo rano lehibe no nisy ny varin'i Sihora , ny vokatr'i Neily no vokany ; ka tonga varotra ho an'ireo firenena izany .
ISA 23:4     Alignment score: 0.306 → 0.31
Be ashamed , Sidon ; for the sea has spoken , the fortress
of the sea . He says , " I have not labored nor given birth , nor have I raised young men nor brought up young women . "
Aoka ho menatra , ry Sidona ; fa efa niteny ny ranomasina , dia ilay mahery amin ' ny ranomasina . Hoy izy : " Tsy mbola nihetsi - jaza aho na niteraka , na nanangana zatovolahy na nitaiza zatovovavy . "
ISA 23:5     Alignment score: 0.607
When the report comes to Egypt , they will be grieved concerning Tyre .
Ka rehefa tonga any Egypta ny tatitra , dia halahelo mahakasika an'i Tyro izy ireo .
ISA 23:6     Alignment score: 0.501
Cross over to Tarshish ; wail , you inhabitants of the coast .
Miampità an'i Tarsisy ; midradradradrà , ianareo ry mponin
' ny morontsiraka .
ISA 23:7     Alignment score: 0.247 → 0.258
Has this happened to you , the joyful city , whose origin is from ancient times , whose feet carried her far away to foreign places to settle ?
Moa ve nitranga taminao izany , ry tanàna faly , izay avy amin'ireo fotoana taloha no niandohany , izay nentin
' ny tongony lavitra any amin'ireo toerana vahiny mba hitoerana ?
ISA 23:8     Alignment score: 0.322
Who has planned this against Tyre , the giver of crowns , whose merchants are princes , whose traders are the honored ones of the earth ?
Iza no nikasa izany hanoherana an'i Tyro , ilay mpanome ireo satro - boninahitra , izay ny mpivarotra dia andrian - dahy , izay ny mpanakalo dia ireo olona
manam - boninahitra amin ' ny tany ?
ISA 23:9     Alignment score: 0.366 → 0.392
Yahweh of hosts has planned it to dishonor her pride and all her glory , to shame all her honored ones of the earth .
Yaveh Tompon ' ny maro efa nikasa izany mba hanala baraka ny fiavonavonany sy ny voninahiny rehetra , mba hampamenatra ireo olony
manam - boninahitra rehetra amin ' ny tany .
ISA 23:10     Alignment score: 0.498 → 0.502
Plow your land , as one plows the Nile , daughter of Tarshish . There is no longer a marketplace
in Tyre .
Asao ny taninao , tahaka ny iasan ' ny olona an'i Neily , ry zanakavavin'i Tarsisy . Tsy misy tsena intsony ao Tyro .
ISA 23:11     Alignment score: 0.414 → 0.426
Yahweh has reached out with his hand over the sea , and he has shaken the kingdoms ; he has given a command concerning Phoenicia , to destroy the strongholds
.
Efa naninjitra ny tanany teo ambonin ' ny ranomasina Yaveh , ary efa nanozongozona ireo fanjakana Izy ; efa nanome baiko nahakasika an'i Fenisia , mba handrava ireo fiarovana mafy Izy .
ISA 23:12     Alignment score: 0.373
He said , " You will not rejoice again , oppressed virgin daughter of Sidon ; arise , pass
over to Cyprus ; but neither there you will have rest . "
Hoy Izy : " Tsy hifaly intsony ianao , ry virijiny ory zanakavavin'i Sidona ; mitsangàna ; miampità ho any Sipra ; nefa na dia any aza dia tsy hanam - pitsaharana ianao . "
ISA 23:13     Alignment score: 0.302
See the land of the Chaldeans . This people has ceased to be ; the Assyrians have made it a wilderness for wild animals . They set up their siege towers ; they demolished its palaces ; they made it a heap of ruins .
Jereo ny tanin'ireo Kaldeana . Efa tsy nisy intsony ireo vahoaka tao ; efa nanao izany ho efitra ho an'ireo bibidia ireo Asyriana . Efa nanangana ireo tilikambony izy ireo ; noravainy ireo lapan'izany ; nataony ho antontam - paharavana izany .
ISA 23:14     Alignment score: 0.379 → 0.465
Wail , you ships of Tarshish ; for your refuge has been destroyed .
Midradradradrà , ianareo ry sambon'i Tarsisy ; fa efa noravana ny fialofanareo .
ISA 23:15     Alignment score: 0.461
In that day , Tyre will be forgotten for seventy years , like the days of a king . After the end of seventy years there will happen in Tyre something like in the song of the prostitute .
Amin'izany andro izany , dia ho adino mandritra
ny fito taona i Tyro , tahaka ireo andron ' ny mpanjaka . Aorian ' ny faran ' ny fito taona dia hisy zavatra tahaka ny ao amin ' ny hiran ' ny mpijangajanga hitranga ao Tyro .
ISA 23:16     Alignment score: 0.334 → 0.347
Take a harp , go about the city , you forgotten prostitute ; play it well , sing many songs , so that you may be remembered .
Makà harpa , mandehandehana any amin ' ny tanàna , ianao ry mpijangajanga nohadinoina ; tendreo tsara izany , mihirà hira maro , mba ho tsaroana ianao .
ISA 23:17     Alignment score: 0.339 → 0.339
It will come
about that after seventy years , Yahweh will help Tyre , and she will start making her prostitute 's wages again by doing the work of a prostitute , and she will offer her services to all the kingdoms of the earth .
Ary aorian ' ny fito taona , dia hamonjy an'i Tyro Yaveh , ka hanomboka hitady vola amin ' ny fanaovana ny asan ' ny mpijangajanga indray izy , ary hiasa ho an ' ny fanjakan ' ny tany rehetra .
ISA 23:18     Alignment score: 0.282 → 0.286
Her profits and prostitute
's wages will be set apart to Yahweh . They will not be stored up or kept in the treasury , for her profits will be given to those who live in Yahweh 's presence and will be used to supply them with abundant food and so they can have the best quality clothing .
Hatokana ho an'i Yaveh ny tombony sy ny fananany . Tsy ho tehirizina na ho angonina ao amin ' ny firaiketana ireo , fa ny tombony dia homena ireo izay mitoetra eo amin ' ny fanatrehan'i Yaveh ary ho ampiasaina mba hamatsy azy ireo amin ' ny sakafo tondraka sy mba ahafahan'izy ireo mahazo ny akanjo tsara kalitao indrindra .
ISA 23     Average alignment score: 0.371 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66