Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 33:1     Alignment score: 0.292 → 0.294
Woe to you , destroyer who has not been destroyed ! Woe to the betrayer
whom they have not betrayed ! When you stop destroying , you will be destroyed . When you stop betraying , they will betray you .
Loza ho anareo , ry mpandrava izay tsy mbola noravàna ! Loza ho an ' ny mpamadika izay tsy mbola novadian'izy ireo ! Raha mihato amin ' ny famotehana ianareo , dia ho potehina ! Raha mihato amin ' ny famadihana ianareo , dia hivadihan'izy ireo .


ISA 33:2     Alignment score: 0.313 → 0.316
Yahweh , be gracious to us ; we wait for you ; be our arm every morning , our salvation in the time of trouble .
Ry Yaveh , mamindrà fo aminay ; miandry Anao izahay ; aoka mba ho sandrinay isa - maraina , ary famonjenay
amin ' ny andro fahoriana .
ISA 33:3     Alignment score: 0.318 → 0.352
At the loud noise the peoples flee ; when you arise
, the nations are scattered .
Anatin ' ny feo mafy no handosiran ' ny olona ; rehefa mitsangana Ianao , dia miparitaka ireo firenena .
ISA 33:4     Alignment score: 0.18 → 0.217
Your plunder is gathered as the locusts gather ; as locusts leap , men leap on it .
Nalevina tahaka ny valala niangona ny babonao ; tahaka ny fifanaretsak'ireo andiam - balala
, no ifanaretsahan ' ny olona amin'izany .
ISA 33:5     Alignment score: 0.421
Yahweh is exalted . He lives in a high place . He will fill Zion with justice and righteousness .
Nasandratra i Yaveh . Mitoetra any amin ' ny toerana avo Izy . Ho fenoiny amin ' ny fitsaràna sy fahamarinana ny Ziona .
ISA 33:6     Alignment score: 0.462 → 0.508
He will be the stability in your times , abundance of salvation , wisdom , and knowledge ; the fear of Yahweh is his treasure .
Ho filaminana amin ' ny fotoanareo Izy , famonjena be , fahendrena , ary fahalalana ; ny fahatahorana an'i Yaveh no hareny
.
ISA 33:7     Alignment score: 0.263
Look , their envoys cry in the streets ; the ambassadors of peace weep bitterly .
Indro , ireo irak'izy ireo mitaraina eo an - dalana ; mitomany mafy ireo iraka
manantena fiadanana .
ISA 33:8     Alignment score: 0.234 → 0.249
The highways are deserted ; there are no more travelers
. Covenants are broken , witnesses are despised , and mankind is not respected .
Foana ireo lalam - be ; tsy misy mpandeha intsony . Rava ny fanekena , notsinotsiniavina ireo vavolombelona , ary tsy voahaja ny maha - olombelona .
ISA 33:9     Alignment score: 0.382 → 0.446
The land mourns and wastes away ; Lebanon is ashamed and withers away ; Sharon is like a desert plain ; and Bashan and Carmel shake off their leaves .
Misaona ny tany ary milofika ; menatra Lybanona ary karakaina ; Saràna dia tahaka ny lemaka maina ; ary manintsana ny raviny i Basana sy Karmela .
ISA 33:10     Alignment score: 0.458
" Now will I arise
, " says Yahweh ; " now I will be lifted up ; now I will be elevated .
" Ankehitriny hitsangana Aho , " hoy Yaveh ; " ankehitriny ho hasandratra Aho ; ankehitriny ho eny amin ' ny avo Aho .
ISA 33:11     Alignment score: 0.241 → 0.28
You conceive chaff , and you give
birth to stubble ; your breath is a fire that will consume you .
Manorotoro ny voam - bary ianareo , ary miteraka mololo ; afo mandevona anareo ny fofon'ainareo .
ISA 33:12     Alignment score: 0.225 → 0.227
The peoples will be burned to lime , as thornbushes are cut down and are burned .
Ho voadoro ireo olona
, tahaka ny tsilo notapahina sy nodorana .
ISA 33:13     Alignment score: 0.275 → 0.279
You who are far away , hear what I have done ; and , you who are near , acknowledge my might . "
Ianareo izay lavitra , henoy izay efa nataoko ; ary , ianareo izay akaiky , ekeo ny heriko . "
ISA 33:14     Alignment score: 0.329
The sinners in Zion are afraid ; trembling has seized the godless ones . Who among us can sojourn with a raging fire ? Who among us can sojourn with everlasting burnings ?
Matahotra ireo mpanota any Ziona ; fangovitana no efa nahazo ny mpiatsaravelatsihy
. Iza amintsika no afaka hijanona amin ' ny afo mandevona ? Iza amintsika no afaka hijanona eo amin ' ny firehetana mandrakizay ?
ISA 33:15     Alignment score: 0.176 → 0.196
He who walks righteously and speaks honestly ; who despises the gain of oppression , who shakes his hand so that it will not accept a bribe , who stops his ears from hearing about bloodshed , and who shuts his eyes from looking on evil
Izy ilay mandeha amin ' ny fahamarinana sy miresaka am - pahatsorana ; Izy ilay nanafoana ny tombon
' ny fampahoriana , izay mandà ny handray kolilkoly , izay tsy manao teti - dratsy heloka bevava fandatsahan - drà , ary tsy mitady ny ratsy __
ISA 33:16     Alignment score: 0.147 → 0.163
this is the man who will dwell on the heights , his stronghold will be the fortress among the cliffs , his food will be given , and his water will be in steady supply .
ho ataony amin ' ny avo indrindra ny fonenany
; ny toerana fiambenany dia ho fiarovana mafy amin ' ny harambato ; ny sakafony sy ny ranony dia ho feno famatsiana .
ISA 33:17     Alignment score: 0.313 → 0.316
Your eyes will see the king in his beauty ; they will see a land off in the distance .
Ny masonareo dia hahita ny mpanjaka amin ' ny hatsarany
; hitsinjo tany malalaka izy ireo .
ISA 33:18     Alignment score: 0.439
Your heart will recall the terror ; where is the scribe , where is he who weighed the money ? Where is he who counted the towers ?
Ho tsaron ' ny fonareo ny horohoro ; aiza ny mpanora - dalàna , aiza izy izay nandanja ny vola ? Aiza izy izay nanisa ireo tilikambo ?
ISA 33:19     Alignment score: 0.249 → 0.256
You will no longer see the defiant people , people who mock you in a language that you do not understand .
Tsy hahita ny olona mpanohitra anareo intsony ianareo , olona hafa fiteny izay tsy takatrareo .
ISA 33:20     Alignment score: 0.324 → 0.333
Look at Zion , the city of our feasts ; your eyes will see Jerusalem as a quiet habitation , a tent that will not be removed , whose stakes will never be pulled up nor will any of its cords be broken .
Jereo Ziona , ilay tanànan
' ny fankalazantsika ; hahita an'i jerosalema tahaka ny mponina milamina ny masonareo , lay izay tsy mba ho esorina , izay tsy ho voahongotra mihitsy ny tsato - kazony na ho tapaka ny kofehiny .
ISA 33:21     Alignment score: 0.185 → 0.217
There Yahweh in majesty will be with us , in a place of broad rivers and streams , where no warship with oars will travel , and no large ships will sail .
Fa kosa , homba amin - kery amintsika i Yaveh , any amin ' ny toerana amoron ' ny ony sy lakan - drano . Tsy hisy sambo voizina handeha amin'izany , ary tsy hisy sambo lehibe hamakivaky izany .
ISA 33:22     Alignment score: 0.52 → 0.521
For Yahweh is our judge , Yahweh is our lawgiver , Yahweh is our king ; he will save us .
Fa Yaveh no mpitsara antsika , Yaveh no mpanome lalàna antsika , Yaveh no mpanjakantsika ; ary hamonjy antsika Izy .
ISA 33:23     Alignment score: 0.228 → 0.242
Your riggings are slack ; they can not hold the mast in place ; they can not spread the sail ; when the plunder of abundant prey is divided , even the lame will take away booty .
Miraviravy ireo fanodikodinanareo ; tsy afaka hiazona ny hazo lava amin ' ny toerany
ireo ; tsy afaka hanaparitaka ny lay ireo ; rehefa nozaraina ilay voababo lehibe , na dia ny mandringa aza hanintona ilay babo .
ISA 33:24     Alignment score: 0.414 → 0.416
The inhabitants will not say , " I am sick ; " the people who live there will be forgiven for their iniquity .
Tsy hilaza ny mponina hoe : " Marary aho ; " ny olona izay mitoetra any dia ho voavela amin ' ny helok'izy ireo .
ISA 33     Average alignment score: 0.313 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66