Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 62:1     Alignment score: 0.412 → 0.412
For Zion 's sake I will not be silent , and for Jerusalem 's sake I will not be quiet , until her righteousness proceeds brightly , and her salvation as a burning torch .
Nohon ' ny amin'i Ziona dia tsy hangina aho , ary nohon ' ny amin'i Jerosalema dia tsy hikombom - bava aho , mandra - pivoahan ' ny fahamarinana mamirapiratra , ary ny famonjeny
toy ny fanilo mirehitra .


ISA 62:2     Alignment score: 0.448
The nations will see your righteousness , and all kings your glory . You will be called by a new name that Yahweh will choose .
Hahita ny fahamarinanao
ireo firenena , ary ny mpanjaka rehetra ny voninahitrao . Ho antsoina amin ' ny anarana vaovao ianao izay ho safidian'i Yaveh .
ISA 62:3     Alignment score: 0.321 → 0.325
You will also be a crown of beauty in the hand of Yahweh , and a turban of kingship in the hand of your God .
Ho satro - boninahitry
ny hatsarana eo an - tanan'i Yaveh ihany koa ianao , ary satroky ny fanjakana eo an - tanan ' ny Andriamanitrao .
ISA 62:4     Alignment score: 0.254 → 0.295
It will no more be said of you , " Abandoned " ; nor of your land any longer will it be said , " Desolate . " Indeed , you will be called " My delight is in her , " and your land " Married , " for Yahweh delights in you , and your land will be married .
Tsy ho lazaina
ny aminao intsony ny hoe : " Nafoy " ; na ho lazaina amin ' ny taninao intsony ny hoe : " Lao . " Fa kosa , ho antsoina hoe : " Ilay sitrako , " ary ny taninao hoe : " Manambady , " satria sitrak'i Yaveh ianao , ary hanambady ny taninao .
ISA 62:5     Alignment score: 0.254 → 0.312
Truly , as a young man marries a young woman
, so your sons will marry you , and as a bridegroom rejoices over his bride , your God will rejoice over you .
Tahaka ny tovolahy manambady tovovavy tokoa , no hanambadian'ireo zanakao anao , ary toy ny mpampakatra mifaly amin ' ny ampakariny , no hifalian ' ny Andriamanitrareo aminareo .
ISA 62:6     Alignment score: 0.406
I have put watchmen
on your walls , Jerusalem ; they are not silent day or night . You who keep reminding Yahweh , do not pause .
Nametrahako mpiambina teo amin'ireo mandanao , ry Jerosalema ; tsy mangina izy ireo andro sy alina . Ianareo izay mampatsiahy an'i Yaveh , aza mitsahatra .
ISA 62:7     Alignment score: 0.285 → 0.285
Do not allow him to rest until he reestablishes Jerusalem and makes it a praise on earth .
Aza avela
hiala sasatra Izy mandra - pametrahany an'i Jerosalema indray sy mandra - panaovany izany ho fiderana eto an - tany .
ISA 62:8     Alignment score: 0.364 → 0.366
Yahweh has sworn by his right hand and by the arm of his strength , " Surely I will no longer give your grain as food for your enemies . Foreigners
will not drink your new wine , for which you have worked .
Nianiana tamin ' ny tanany an - kavanana sy tamin ' ny sandrin ' ny heriny Yaveh hoe : " Azo antoka fa tsy hanome ny varinareo ho sakafo ho an'ireo fahavalonareo intsony Aho . Ireo vahiny dia tsy hisotro ny divay vaovaonareo , izay niasanareo .
ISA 62:9     Alignment score: 0.465
For those
who harvest the grain will eat it and praise Yahweh , and those who gather the grapes will drink the wine in the courts of my holy sanctuary . "
Fa ireo izay mijinja ny vary dia hihinana izany sy hidera an'i Yaveh , ary ireo izay mioty ny voaloboka dia hisotro ny divay ao amin ' ny fitsaràn ' ny fitoerako masina . "
ISA 62:10     Alignment score: 0.299 → 0.303
Come
through , come through the gates ! Prepare the way for the people ! Build it , build the highway ! Gather out the stones ! Raise up a signal flag for the nations !
Mivoaha , mivoaha amin ' ny vavahady ! Homano ny lalana ho an ' ny olona ! Hamboary izany , hamboary ny lalam - be ! Angony ireo vato ! Manangàna saina famantarana ho an'ireo firenena !
ISA 62:11     Alignment score: 0.333
Look , Yahweh announces to the ends of the earth , " Say to the daughter of Zion : Look , your salvation is coming ! See , his reward is with him , and his recompense is going before him . "
Indro , manambara amin ' ny faran ' ny tany Yaveh hoe : " Lazao amin ' ny zanakavavin'i Ziona hoe : Indro , tonga ny mpanavotra anareo ! Jereo , miaraka aminy ny valisoany
, ary mandeha eo anoloany ny valin - kasasarany . "
ISA 62:12     Alignment score: 0.466
They will call you , " The holy people ; the redeemed of Yahweh , " and you will be called " Sought after ; a city not abandoned . "
Hiantso anareo izy ireo hoe : " Ilay vahoaka masina ; ilay navotan'i Yaveh , " ary ianao dia ho antsoina hoe : " Notadiavina ; tanàna tsy nafoy . "
ISA 62     Average alignment score: 0.365 for 12 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66