Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 55:1     Alignment score: 0.287 → 0.289
" Hey ! Everyone who is thirsty , come
to the water , and you who have no money , come , buy and eat ! Come , buy wine and milk without money and without cost .
" Avia , ianareo rehetra izay mangetaheta , makanesa eo amin ' ny rano , ary ianareo izay tsy manam - bola , avia , mividina ary mihinana ! Avia , mividiana divay sy ronono tsy andoavam - bola sady tsy must vidiny .


ISA 55:2     Alignment score: 0.357 → 0.358
Why do you weigh out silver for what is not bread , and why do you labor for what does not satisfy ? Listen carefully to me and eat what is good , and delight yourselves in fatness .
Nahoana ianareo no mandanja volafotsy ho amin'izay tsy mofo , ary nahona ianareo no miasa mafy amin'izay tsy mahafa - po anareo ? Henoy tsara Aho ka mihinana izay tsara , ary amin ' ny hatavezana no hafinaritra ny tenanareo .
ISA 55:3     Alignment score: 0.327 → 0.332
Turn your ears and come to me ! Listen , that you may live ! I will make an everlasting covenant with you my reliable , faithful love that I promised to David .
Atongilano ny sofinareo ary manatona aty amiko ! Mihenoa , dia ho velona ianareo . Hanao fanekena mandrakizay aminareo Aho : ny tokiako , fitiavana mahatoky nampanantenaina
an'i Davida .
ISA 55:4     Alignment score: 0.371 → 0.41
Look , I have placed him as a witness to the nations , as a leader and commander to the peoples .
Indro , efa nataoko amin ' ny toerany
tahaka ny vavolombelona ho an'ireo firenena izy , toy ny mpitarika sy mpibaiko ho an ' ny vahoaka .
ISA 55:5     Alignment score: 0.342 → 0.367
Look , you will call to a nation that you did not know ; and a nation that did not know
you will run to you because of Yahweh your God , the Holy One of Israel , who has glorified you . "
Indro , hiantso ny firenena izay tsy fantatrareo ianareo ; ary ny firenena izay tsy nahafantatra anareo no hiazakazaka ho any aminareo noho Yaveh Andriamanitrareo , ilay masin'Israely , izay efa nanome voninahitra ho anareo . "
ISA 55:8     Alignment score: 0.341 → 0.343
" For my thoughts are not your thoughts , nor are your ways my ways this is Yahweh 's declaration
Fa ny fihevitro
tsy fihevitrareo , na ny lalanareo no lalako__izany no fanambaran'i Yaveh __
ISA 55:9     Alignment score: 0.267 → 0.261
for as the heavens are higher than the earth , so are my ways higher than your ways , and my thoughts than your thoughts .
Fa tahaka ny hahavon
' ny lanitra izay avo kokoa noho ny tany , no hahavon ' ny lalako kokoa noho ny lalanareo , ary ny fihevitro mihoatra noho ny fihevitrareo .
ISA 55:10     Alignment score: 0.369 → 0.391
For as the rain and snow come
down from heaven and do not return there unless they saturate the earth and make it produce and sprout and give seed to the farmer who sows and bread to the eater ,
Fa toy ny orana sy ny fanala hilatsaka avy eny an - danitra ka tsy miverina eny raha tsy hoe mameno ny tany ireo ary hamokatatra sy hitsimoka izany ary hanome voa ho an ' ny mpamboly izay mamafy ary mizara mofo ho an ' ny mpihinana ,
ISA 55:11     Alignment score: 0.22
so also my word will be that goes from my mouth it will not return to me empty , but it will achieve the purpose for which I sent it .
koa ho aloakin ' ny vavako ihany koa ny teny : tsy mba hiverina amiko amin ' ny tsy misy dikany izany , saingy izany no hanatanteraka izay iriko
, ary hahomby izy ho amin'izay nalefako an'izany .
ISA 55:12     Alignment score: 0.269 → 0.301
For you will go out in joy and be led along peacefully ; the mountains
and the hills will break out in joyful shouts before you , and all the trees of the fields will clap their hands .
Fa hivoaka am - pifaliana ianareo ary hotarihana am - piadanana ; ireo tendrombohitra sy ny havoana dia ho vaky amin ' ny hiaka am - pifaliana eo anatrehanareo , ary ny hazon ' ny saha rehetra dia hiteha - tanana .
ISA 55:13     Alignment score: 0.384
Instead of the thornbushes , the cypress will grow ; and instead of the brier , the myrtle tree will grow , and it will be for Yahweh , for his name , as an everlasting sign that will not be cut off . "
Raha tokony ho fefy tsilo , dia ny kipreso
no haniry ; ary raha tokony tsilo , dia hazo rotra no haniry , ary ho an'i Yaveh izany , fa ny anarany , tahaka ny famantarana izay tsy ho tapaka mandrakizay .
ISA 55     Average alignment score: 0.332 for 11 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66