Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 9:1     Alignment score: 0.435 → 0.457
The people who walked in darkness have seen a great light ; those
who have lived in the land of the shadow of death , the light has shone on them .
Efa nahita fahazavana lehibe ny vahoaka izay mandeha amin ' ny aizina ; ireo izay efa niaina tao amin ' ny tanin ' ny aloky ny fahafatesana , efa namirapiratra teo amin'izy ireo ny fahazavana .


ISA 9:2     Alignment score: 0.349 → 0.359
You have multiplied the nation ; you have increased their joy . They rejoice before you like the joy at harvest time , as men rejoice when they divide the plunder .
Efa nampamaro ny firenena Ianao ; efa nampitombo ny hafalian'izy ireo Ianao . Mifaly manoloana Anao izy ireo tahaka ny fifaliana amin ' ny fotoan
' ny fijinjana , toy ny olona faly rehefa mizara ny voaroba izy ireo .
ISA 9:3     Alignment score: 0.326 → 0.326
For the yoke of his burden , the beam across his shoulder , the rod of his oppressor , you have broken to pieces as on the day of Midian .
Notorotoroinao
toy ny tamin ny andron ny Midiana ny zioga mavesany , ny andry teo an - tsorony , ny tsorakazon ny mpampahory azy .
ISA 9:4     Alignment score: 0.198 → 0.203
For every boot treading in the tumult and the garments rolled in blood will be burned , fuel for the fire .
Fa ny kiraro rehetra izay manitsaka eo amin ny fikorontanana sy ireo akanjo mihoson - drà , dia ho dorana , atao solika ho an ny afo .
ISA 9:5     Alignment score: 0.288 → 0.326
For to us a child has been born , to us a son has been given ; and the government will be on his shoulder ; and his name will be called Wonderful Counselor , Mighty God , Everlasting Father , Prince of Peace .
Fa zaza no teraka ho antsika , zanaka lahy no nomena antsika , ary ny fanapahana
ho eo amin ' ny sorony ; ary ny Anarany ho antsoina hoe Mpanolo - tsaina Mahagaga , Andriamanitra Mahery , Ray Mandrakizay , Andriandahin ' ny Fiadanana .
ISA 9:6     Alignment score: 0.362 → 0.377
Of the increase of his government and of peace there will be no end , as he rules on the throne of David , and over his kingdom , to establish it and sustain it with justice and with righteousness from this time onward and for evermore . The zeal of Yahweh of hosts will do this .
Amin ' ny fitombon ' ny Governemantany sy amin ' ny fiadanana dia tsy hisy farany , raha manapaka eo amin ' ny seza fiandrianan'i
Davida Izy , sy eo amin ' ny fanjakany , mba hametrahany sy hanohanany izany amin ' ny rariny sy fahamarinana tamin ' ny nanomboka tamin'io fotoana io ary ho mandrakizay . Ny zotom - pon'i Yaveh Tompon ' ny maro no hanao izany .
ISA 9:7     Alignment score: 0.539 → 0.547
The Lord sent a word against Jacob , and it fell
on Israel .
Nandefa teny ho an'i Jakoba ny Tompo , ary tonga teo amin'Israely izany .
ISA 9:8     Alignment score: 0.393 → 0.393
All the people will know , even Ephraim and the inhabitants of Samaria , who say in pride and with an arrogant heart ,
Ny vahoaka rehetra hahafantatra , na dia i Efraima sy ireo mponin'i
Samaria , izay miteny amin ' ny fiavonavona sy fireharehan ' ny fony hoe :
ISA 9:9     Alignment score: 0.293 → 0.299
" The bricks have fallen , but we will rebuild
with chiseled stone ; the sycamores have been cut down , but we will put cedars in their place . "
" Efa nianjera ireo biriky , nefa hatsangatsika indray amin ' ny vato fandraka izany ; efa voatapaka ireo amontana , fa ho solointsika sedera eo amin ' ny toerany . "
ISA 9:10     Alignment score: 0.438 → 0.442
Therefore Yahweh will raise up against him Rezin , his adversary , and will stir up his enemies ,
Noho izany hitsangana hanohitra azy i Yaveh dia i Rezina , ilay mpifanandrina aminy , ary hamporisika ireo fahavalony ,
ISA 9:11     Alignment score: 0.389 → 0.388
the Arameans on the east , and the Philistines on the west . They will devour Israel with open mouth . In all these things , his anger does not subside ; his hand is still stretched out .
dia ireo Syriana avy any atsinanana , ary ireo Filistina avy any andrefana . Handevona ny Israely amin ' ny vavany misanasana izy ireo . Amin'izany zavatra rehetra izany , tsy nihena ny fahatezerany
; fa kosa , mbola mihinjitra ny tanany .
ISA 9:12     Alignment score: 0.428 → 0.428
Yet the people will not turn to him who struck them , nor will they seek Yahweh of hosts .
Nefa ny olona tsy hiverina Aminy izay namely azy ireo , na hitady an'i Yaveh Tompon ' ny maro .
ISA 9:13     Alignment score: 0.302 → 0.313
Therefore Yahweh will cut off from Israel head and tail , palm branch and reed , in one day .
Koa dia ho tapahin'i Yaveh ny loha sy ny rambon'Israely , ny sampan
- drofia sy ny volotara , ao anatin ' ny indray andro .
ISA 9:14     Alignment score: 0.425
The elder and the noble man are the head ; and the prophet that teaches lies is the tail .
Ny mpitarika sy ny olona mendri - kaja no lohany ; ary ny mpaminany izay mampianatra lainga no rambony .
ISA 9:15     Alignment score: 0.305
Those
who lead this people lead them astray , and those who are led by them are swallowed up .
Ireo izay mitarika ireo vahoaka ireo no mitarika azy ireo amin ' ny lalan - diso , ary ireo izay mitarika azy ireo no voatelina .
ISA 9:16     Alignment score: 0.288 → 0.299
Therefore the Lord will not rejoice over their young men nor will he have compassion on their fatherless and widows , since every one is godless and an evildoer , and every mouth speaks foolish things . In all these things , his anger does not subside ; his hand is still stretched out .
Noho izany tsy ho faly amin ' ny zatovolahin'izy ireo ny Tompo na hanana fangoraham - po eo amin ' ny kambotin'izy ireo sy ireo mpitondratena Izy , satria ny olona rehetra mpihatsaravelatsihy sy mpanao ratsy , ary ny vava rehetra miteny adalana . Amin'izany zavatra rehetra izany , dia tsy mihena ny fahatezerany
; fa kosa , mbola mihinjitra ny tanany .
ISA 9:17     Alignment score: 0.317 → 0.342
Wickedness burns like a fire ; it devours the briers and thorns ; it even burns the thickets of the forest , which rise
in a column of smoke .
Fa ny faharatsiana mandoro toy ny afo ; mandevona ny hery sy ny tsilo izany ; mandoro ny kirihitr'ala aza izany , izay miakatra ao amin ' ny savorovoron - tsetroka .
ISA 9:18     Alignment score: 0.388 → 0.398
Through the fury of Yahweh of hosts the land is scorched , and the people are like fuel for the fire . No man spares his brother .
Amin ' ny fahatezeran'i
Yaveh Tompon ' ny maro no mandoro ny tany , ary ny olona dia toy ny solika ho an ' ny afo . Tsy misy olona miantra ny rahalahiny .
ISA 9:19     Alignment score: 0.43
They will grab food on the right hand but still be hungry ; they will eat food on the left hand but will not be satisfied . Each will even eat the flesh of his own arm .
Handrapaka ny sakafo amin ' ny tanana
ankavanana izy ireo nefa noana ihany ; hihinana ny sakafo amin ' ny tanana ankavia izy ireo nefa tsy ho afa - po . Na dia ny tsirairay aza dia hihinana ny nofon ' ny sandriny ihany .
ISA 9:20     Alignment score: 0.489 → 0.488
Manasseh will devour Ephraim , and Ephraim , Manasseh ; and they together will attack Judah . In all these things , his anger does not subside ; his hand is still stretched out .
Manase handevona an'i Efraima , ary Efraima handevona an'i Manase ; ka hiaraka hanafika an'i Joda izy ireo . Amin'izany zavatra rehetra izany , tsy hihena ny fahatezerany
; fa kosa , mbola mihinjitra ny tanany .
ISA 9     Average alignment score: 0.371 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66