Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 36:1     Alignment score: 0.569
In the fourteenth year of King Hezekiah , Sennacherib , king of Assyria , attacked all the fortified cities of Judah and captured them .
Tamin ' ny taona faha efatra ambin ' ny folo nanjakan'i
Hezekia mpanjaka , Sankeriba , mpanjakan'i Asyria , dia nanafika ireo tanàna rehetra mimandan'i Joda ary nambabo azy ireo .


ISA 36:2     Alignment score: 0.438
Then the king of Assyria sent the chief commander from Lachish to Jerusalem to King Hezekiah with a great army . He approached the conduit of the upper pool , on the highway to the launderers ' field , and stood by it .
Dia nalefan
' ny mpanjakan'i Asyria avy any Lakisa ho any Jerosalema ho any amin'i Hezekia mpanjaka ny lehibe mpifehy miaraka amin ' ny tafika lehibe . Nampifanantona ny lakan - dranon ' ny farihy ambony izy , amin ' ny lalam - be mankany amin ' ny sahan ' ny mpanasa lamba , ary nitsangana tamin'izany .
ISA 36:3     Alignment score: 0.498 → 0.512
The Israelite
officials who went out of the city to talk with them were Hilkiah 's son Eliakim , the palace administrator , Shebna the king 's secretary , and Asaph 's son Joah , who wrote down the government decisions .
Ny manam - pahefana Israelita izay nivoaka ivelan ' ny tanàna mba hiresaka amin'izy ireo dia i Eliakima zanaka lahin'i Hilkia , ny mpandrindra ny lapa , Sebna mpitan - tsoratrin ' ny mpanjaka , ary Joa zanaka lahin'i Asafa , izay nanoratra ireo fanapahan - kevitrin ' ny governemanta .
ISA 36:4     Alignment score: 0.38
The chief commander said to them , " Tell Hezekiah that the great king , the king of Assyria , says , ' What is the source of your confidence ?
Niteny tamin'izy ireo ny lehibe manam - pahefana hoe : " Lazao amin'i Hezekia fa ny mpanjaka lehibe , mpanjakan'i Asyria , dia miteny hoe : " Inona ny loharanon ' ny tokinareo ? "
ISA 36:5     Alignment score: 0.222 → 0.219
You speak only useless words , saying there is counsel and strength for war . Now in whom are you trusting ? Who has given you courage to rebel against me ?
Tsy miteny afa - tsy teny tsy dia ilaina ianareo , milaza fa misy torohevitra sy hery amin ' ny ady . Ankehitriny amin'iza
no itokianareo ? Iza no nankahery anareo hikomy hanohitra ahy ?
ISA 36:6     Alignment score: 0.307 → 0.309
Look , you are trusting in Egypt , that splintered reed that you use as a walking staff , but if a man leans on it , it will stick into his hand and pierce it . That is what Pharaoh king of Egypt is to anyone who trusts in him .
Indro , mahatoky an'i Egypta ianareo , izay volotara misintaka izay ampiasainareo tahaka ny tehina , fa rehefa miantehitra amin'izany ny olona iray , dia hifikitra amin ' ny tanany ka handefona azy izany . Tahaka izany i Farao mpanjakan'i Egypta amin ' ny olona izay mahatoky azy .
ISA 36:7     Alignment score: 0.46
But if you say to me , " We are trusting in Yahweh our God , " is not he the one whose high places and altars Hezekiah has taken away , and has said to Judah and to Jerusalem , " You must worship before this altar in Jerusalem " ?
Fa raha miteny amiko ianareo hoe : " Mahatoky an'i Yaveh Andriamanitray izahay , " tsy azy ve ireo toerana avo sy ireo alitara izay nalain'i Hezekia , ary efa niteny tamin'i Joda sy Jerosalema hoe : " Miankohofa eo anoloan'ity alitara any Jerosalema ity " ?
ISA 36:8     Alignment score: 0.376 → 0.383
Now therefore , I want to make you a good offer from my master the king of Assyria . I will give you two thousand horses , if you are able to find
riders for them .
Ary ankehitriny , maniry ny hanao fanomezana tsara ho anao avy amin ' ny mpanjakan'i Asyria aho . Hanome anao soavaly roa arivo aho , raha toa ka mahavita mitady mpitaingina ho azy ireo ianao . "
ISA 36:9     Alignment score: 0.362 → 0.377
How could you resist even one captain of the least of my master 's servants ? You have put your trust in Egypt for chariots and horsemen !
Ahoana no ahafahanao manohitra na ny kapiteny iray izay kely indrindra amin ' ny mpanompon
' ny tompoko ? Nametraka ny fahatokisanareo tamin'i Egypta noho ireo kalesy sy ireo mpitaingin - tsoavaly ianareo !
ISA 36:10     Alignment score: 0.37 → 0.374
Now then , have I traveled up here without Yahweh to fight against this land and destroy it ? Yahweh said to me , " Attack this land and destroy it . " ' "
Ary ankehitriny , moa nandeha taty tsy niaraka tamin'i Yaveh mba hiady hanohitra ity tany ity sy handrava izany ve aho ? Hoy Yaveh tamiko , " manafia ity tany ity ary ravao izany . ""
ISA 36:11     Alignment score: 0.434 → 0.453
Then Eliakim son of Hilkiah , and Shebnah
, and Joah said to the chief commander , " Please speak to your servants in the Aramean language , Aramaic , for we understand it . Do not speak with us in the language of Judah in the ears of the people who are on the wall . "
Ary Eliakima zanaka lahin'i Hilkia , sy Sebna , ary Joa niteny tamin ' ny lehibe manam - pahefana hoe : " Mitenena re amin'ireo mpanomponao amin ' ny fiteny Syriana , Aramaika , mba hahazoanay izany . Aza miresaka aminay amin ' ny fitenin'i Joda eo an - tsofin'ireo vahoaka izay ao amin ' ny manda . "
ISA 36:12     Alignment score: 0.321 → 0.321
But the chief commander said , " Has my master sent me to your master and to you to speak these
words ? Has he not sent me to the men who sit on the wall , who will have to eat their own dung and drink their own urine with you ? "
Fa hoy ny lehibe manam - pahefana : " Moa nandefa ahy mba hiteny ireo teny ireo ho any amin ' ny tomponao sy ho any aminao ve ny tompoko ? Tsy nandefa ahy ho any amin'ireo lehilahy izay mipetraka eo amin ' ny manda izy , izay hihinana ny malotony ihany sy hisotro ny amaniny ihany miaraka aminao ? "
ISA 36:13     Alignment score: 0.398 → 0.401
Then the chief commander stood and shouted in a loud voice in the language of Judah , saying , " Listen to the words of the great king , the king of Assyria .
Ary nitsangana ny lehibe manam - pahefana ary nihiaka tamin ' ny feo mafy tamin ' ny fiteny Jiosy , miteny hoe : " Mihainoa ny tenin ' ny mpanjaka lehibe , mpanjakan'i Asyria .
ISA 36:14     Alignment score: 0.357 → 0.357
The king says , ' Do not let Hezekiah deceive you , for he will not be able to rescue you .
Hoy ny mpanjaka : " Aza mety hofitahin'i Hezekia ianao , fa tsy afaka ny hanavotra anao izy .
ISA 36:15     Alignment score: 0.446 → 0.468
Do not let Hezekiah make you trust in Yahweh , saying , " Yahweh will surely rescue us ; this city will not be given into the hand of the king of Assyria . " '
Aza avela hampatokian'i Hezekia amin'i Yaveh ianao , izay miteny hoe ; " Hamonjy anay tokoa i Yaveh , tsy homena ho eo an - tanan
' ny mpanjakan ' ny Asyria ity tanàna ity .
ISA 36:16     Alignment score: 0.414 → 0.415
Do not listen to Hezekiah , for this is what the king of Assyria says : ' Make peace with me and come out to me . Then every one of you will eat from his own vine and from his own fig tree , and drink from the water in his own cistern .
Aza mihaino
an'i Hezekia fa izao no lazain ' ny mpanjakan'i Asyria : " Mihavana amiko ary manatona ahy . Ary ny tsirairay aminareo dia hihinana avy amin ' ny voalobony sy avy amin ' ny hazo aviaviny ihany , ary hisotro ny rano ao anatin ' ny fitoeran - dranony ihany .
ISA 36:17     Alignment score: 0.461 → 0.447
You will do this until I come
and take you away to a land like your own land , a land of grain and new wine , a land of bread and vineyards . '
Izany no ataonareo ambara - pahatongako sy hakako anareo ho any amin ' ny tany tahaka ny taninareo ihany , tanin ' ny vary sy tanin ' ny divay vaovao , tanin ' ny mofo sy tanim - boaloboka . "
ISA 36:18     Alignment score: 0.335 → 0.371
Do not let Hezekiah mislead you , saying , ' Yahweh will rescue us . ' Has any of the gods of the peoples rescued them from the hand of the king of Assyria ?
Aza mamela an'i Hezekia hamitaka anareo , miteny hoe : " Yaveh no hamonjy atsika " . Moa nisy tamin'ireo andriamanitrin ' ny vahoaka ve ka nahavonjy azy ireo avy eo an - tanan
' ny mpanjakan'i Asyria ?
ISA 36:19     Alignment score: 0.45 → 0.451
Where are the gods of Hamath and Arpad ? Where are the gods of Sepharvaim ? Have they rescued Samaria from my power ?
Aiza ireo andriamanitr'i
Hamata sy Arpada ? Ary aiza ihany koa ireo andriamanitr'i Sefarvaima ? Moa ve nahavonjy an'i Samaria tamin ' ny heriko izy ireo ?
ISA 36:20     Alignment score: 0.305 → 0.303
Among all the gods of these
lands , is there any god who has rescued his land from my power , as if Yahweh could save Jerusalem from my power ? "
Tamin'ireo andriamanitra rehetra teto amin ' ny tany , moa nisy andriamanitra nahavonjy ny taniny tamin ' ny heriko ve ? Tahaka ny hoe afaka mamonjy an'i Jerosalema amin ' ny heriko ve i Yaveh ?
ISA 36:21     Alignment score: 0.36
But the people remained silent and did not respond , for the king 's command was , " Do not answer him . "
Fa ny vahoaka nijanona nangina ary tsy nisy namaly , fa izany no didin
' ny mpanjaka hoe : " Aza mamaly azy . "
ISA 36:22     Alignment score: 0.424 → 0.424
Then Eliakim son of Hilkiah , who was over the household , Shebna the scribe , and Joah son of Asaph , the recorder , came to Hezekiah with their clothes torn , and reported to him the words of the chief commander .
Ary i Eliakima zanaka lahin'i Hilkia izay lehiben ' ny ankohonana
, sy Sebma mpanora - dalàna , ary Joa zanaka lahin'i Asafa , mpitàna ny raharaham - panjakana , dia nanatona an'i Hezekia miaraka amin'ireo akanjony rovitra , ary nitatitra taminy ireo tenin ' ny lehibe manam - pahefana .
ISA 36     Average alignment score: 0.403 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66