Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 45:1     Alignment score: 0.414
This is what Yahweh says to his anointed , to Cyrus , whose right hand I hold , in order to subdue nations before him , to disarm kings , and to open the doors before him , so that gates remain open :
Izao no lazain'i Yaveh amin'ilay voahosony , amin'i Kyrosy , izay tazoniko amin ' ny tanany ankavanana , mba haharesy ireo firenena eo anatrehany
, mba hampilavo lefona ny mpanjaka , ary mba hanokatra ny varavarana eo anoloany , mba hijanona hisokatra ireo vavahady .


ISA 45:2     Alignment score: 0.309 → 0.312
" I will go before you and level the mountains
; I will break in pieces the doors of bronze and cut in pieces their iron bars ,
" Handeha eo anoloanao aho ary hampahitsy ireo tendrombohitra ; ho tapatapahako ireo varavarana varahina ary ho potipotehiko ireo bara vy ,
ISA 45:3     Alignment score: 0.332
and I will give you the treasures of darkness and riches hidden away , that you may know
that it is I , Yahweh , who call you by your name , I , the God of Israel .
ary homeko anao ireo haren ' ny aizina sy ny harena niafina , mba hahafantaranao fa Izaho , Yaveh , no miantso anao amin ' ny anaranao , dia Izaho , ilay Andriamanitr'Israely .
ISA 45:4     Alignment score: 0.314 → 0.312
For Jacob my servant 's sake , and Israel my chosen , I have called you by your name , giving you a title of honor , though you have not known me .
Noho ny amin'i Jakoba mpanompoko , sy Israely voafidiko , dia niantso anao tamin ' ny anaranao
Aho : nanome anao anaram - boninahitra , na dia tsy nahafantatra Ahy aza ianao .
ISA 45:5     Alignment score: 0.316 → 0.316
I am Yahweh , and there is no other ; there is no God but me . I will gird you , though you have not known me ;
Izaho no Yaveh , ary tsy misy hafa ; tsy misy Andriamanitra ankoatra Ahy . Izao no ampisikina anao ho amin ' ny ady , na dia tsy nahafantatra Ahy aza ianao ;
ISA 45:6     Alignment score: 0.439 → 0.44
that people may know
from the rising of the sun , and from the west , that there is no god but me : I am Yahweh , and there is no other .
mba hahafantaran ' ny olona hatrany amin ' ny fiposahan ' ny masoandro , ka hatrany andrefana , fa tsy misy andriamanitra ankoatra Ahy : Izaho no Yaveh , ary tsy misy hafa .
ISA 45:7     Alignment score: 0.37
I form the light and create darkness ; I bring peace and create disaster ; I am Yahweh , who does all these
things .
Izaho no nanao ny mazava ary nahary ny aizina ; izao no mitondra fiadanana ary mahatonga loza ; Izaho no Yaveh , izay manao izany zavatra rehetra izany .
ISA 45:8     Alignment score: 0.345 → 0.349
You heavens , rain down from above ! Let the skies rain down righteousness . Let the earth absorb it , that salvation may bear fruit , and righteousness spring up together with it . I , Yahweh , have created them both .
Ianareo ry lanitra , aoka hanorana avy any ambony ! Aoka ny habakabaka hanorana fahamarinana . Aoka ny tany hitroka izany , mba hitsimoka miaraka amin'izany ny famonjena , ary hiara - hitsiry amin'izany ny fahamarinana . Izaho , Yaveh , no nahary azy ireo .
ISA 45:9     Alignment score: 0.203 → 0.217
Woe to anyone who argues with the one who formed him , to him who is like any other earthen pot among all the earthen pots in the ground ! Does the clay say to the potter , ' What are you making ? ' or ' Your work has no handles on it ' ?
Loza ho an'izay rehetra miady
amin'izay nanao azy , amin'izay toy ny vilany tany eo anivon'ireo vilany tany hafa eo amin ' ny tany ihany ! Moa ve ny tanimanga mba miteny amin ' ny mpanefy tanimanga hoe : ' Inona izato amboarinao ? ' na ' Tsy mahafehy izany ny asanao ' ?
ISA 45:10     Alignment score: 0.23 → 0.208
Woe to him who says to a father , What are you fathering ? ' or to a woman , ' What are you giving birth to ? '
Loza ho an'izay miteny amin ' ny ray hoe : ' Inona ity aterakao ? ' na amina vehivavy hoe : ' Inona ity avoakanao ? '
ISA 45:11     Alignment score: 0.325 → 0.323
This is what Yahweh says , the Holy One of Israel , his Maker : ' Why do you ask questions about what I will do for my children ? Do you command me concerning the work of my hands ? '
Izao no lazain'I Yaveh , ilay Iray Masin'Israely , Mpahary azy : ' Nahoana ianao no mametra - panontaniana ny amin'izay ataoko ho an ' ny zanako ? Miteny amiko izay tokony hatao mahakasika ireo asan ' ny tanako ve ianao ?
ISA 45:12     Alignment score: 0.336
' I made the earth and created man on it . It was my hands that stretched out the heavens , and I commanded all the stars to appear .
' Izaho no nanao ny tany ary nahary ny olona teo amin'izany . Ny tanako no namelatra ny lanitra , ary Izaho no nandidy ny kintana rehetra mba hipoitra .
ISA 45:13     Alignment score: 0.4 → 0.406
I stirred Cyrus up in righteousness , and I will smooth out all his paths . He will build my city ; he will let my exiled people go home , and not for price nor bribe , ' " says Yahweh of hosts .
Izaho no nanentana an'i Kyrosy tamin ' ny fahamarinana , ary izaho no hanalama ny lalany
rehetra . Izy no hanangana ny tanànako ; izy no hampody ireo oloko sesitany , ary tsy misy vidiny na kolikoly , ' " hoy i Yaveh tompon ' ny maro .
ISA 45:14     Alignment score: 0.328 → 0.331
This is what Yahweh says , " The produce of Egypt and the merchandise of Cush with the Sabeans , men of tall stature , will be brought to you . They will be yours . They will follow after you , coming in chains . They will bow down to you and plead with you saying , ' Surely God is with you , and there is no other except him . ' "
Izao no lazain'i Yaveh : " Ny fidiram - bolan'i Egypta sy ny entam - barotr'i Etiopia mbamin'ireo Sabeana , izay olona lava ranjanana , dia ho entina eo aminao . Ho anao ireo . Hanaraka anao ireny , handeha miaraka amin ' ny gadra vy . Hiankohoka eo aminao ireny ka hifona aminao hanao hoe : ' Miaraka aminao tokoa Andriamanitra , ary tsy misy hafa ankoatra Azy . " '
ISA 45:15     Alignment score: 0.402
Truly you are a God who hides yourself , God of Israel , Savior .
Marina tokoa fa Ianao no Andriamanitra izay manafina ny tenanao , ry Andriamanitr'Israely , Mpamonjy .
ISA 45:16     Alignment score: 0.305 → 0.304
They will all be ashamed and disgraced together ; those
who carve idols will walk in humiliation .
Hiara - menatra sy ho afa - baraka avokoa ireny ; ireo izay manao sampy voasokitra dia handeha amin ' ny fahafaham - baraka .
ISA 45:17     Alignment score: 0.36 → 0.371
But Israel will be saved by Yahweh with an everlasting salvation ; you will never again be ashamed or humiliated .
Fa ho avotan'i Yaveh amin ' ny famonjena mandrakizay Israely ; tsy ho menatra na ho afa - baraka intsony ianao .
ISA 45:18     Alignment score: 0.377 → 0.376
This is what Yahweh says , who created the heavens , the true God who created the earth and made it , who established it . He created it , not as a waste , but designed it to be inhabited : " I am Yahweh , and there is no other .
Izao no lazain'i Yaveh , izay nahary ny lanitra , ilay Andriamanitra marina izay nahary ny tany sy nanao izany , izay nanorina izany . Izy no nahary izany , tsy tahaka ny fakofako , fa nataony
mba ho azo hipetrahana : " Izaho no Yaveh , ary tsy misy hafa .
ISA 45:19     Alignment score: 0.351
I have not spoken in secret , in some dark land ; I did not say to Jacob 's descendants , ' Seek me in vain ! ' I am Yahweh , who speaks what is right ; I declare the things that are upright .
Tsy niteny mangingina , tany amin ' ny toerana miafina
Aho ; tsy mba niteny tamin ' ny taranak'i Jakoba Aho hoe : ' Tadiavo fahatany Aho ! ' Izaho no Yaveh , izay miteny marina ; zavatra marina no ambarako .
ISA 45:20     Alignment score: 0.294 → 0.301
Assemble yourselves and come ! Gather together , you refugees from among the nations ! They have no knowledge , those
who carry carved images and pray to gods that can not save .
Vorio ny tenanareo ka avia ! Miaraha - miangona , ianareo mpitsoa - ponenana avy any amin'ireo firenena ! Tsy mba manam - pahalalana , ireo izay mitondra sary voasokitra sy mivavaka amin ' ny andriamanitra izay tsy afa - mamonjy .
ISA 45:21     Alignment score: 0.34 → 0.339
Come
close and declare it to me , bring the evidence ! Let them conspire together . Who has shown this from long ago ? Who announced it ? Was it not I , Yahweh ? There is no God except me , a just God and a Savior ; there is no one besides me .
Manakaikeza ary ambarao amiko izany , ento ny porofo ! Aoka izy ireo hiara - hikononkonona . Iza no nampiseho izany hatry ny ela ? Iza no nitory izany ? Tsy Izaho Yaveh ve ? Tsy misy Andriamanitra afa - tsy Izaho , dia Andriamanitra marina sady Mpamonjy ; tsy misy hafa ankoatra ahy .
ISA 45:22     Alignment score: 0.266
Turn to me and be saved , all the ends of the earth ; for I am God , and there is no other .
Miverena
amiko ary aoka ho voavonjy , ry faran ' ny tany rehetra ; fa Izaho no Andriamanitra ary tsy misy ankoatra Ahy .
ISA 45:23     Alignment score: 0.295 → 0.31
By myself I swear , speaking my just decree , and it will not turn back : ' To me every knee will bend , every tongue will swear .
Mianiana amin ' ny tenako Aho , milaza ny lalàna mariko , ary tsy hihemotra izany : ' Amiko no hitolefika ny lohalika rehetra , ary hianiana ny lela rehetra .
ISA 45:24     Alignment score: 0.461 → 0.462
They will say of me , " In Yahweh alone are righteousness and strength . " ' " They will all be ashamed who are angry at him .
Hilaza ny Amiko izy ireo hoe : " Ao amin'i Yaveh irery ihany ny famonjena sy ny hery . " ' " ' Ho menatra avokoa ireo izay tezitra aminy .
ISA 45:25     Alignment score: 0.348
In Yahweh all the descendants of Israel will be justified ; they will take pride in him .
Ao amin'i Yaveh no hanamarinana ny taranak'Israely rehetra ; ao aminy no hireharehan'izy ireo .
ISA 45     Average alignment score: 0.338 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66