Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 22:1     Alignment score: 0.439 → 0.439
A declaration about the Valley of Vision : What is the reason that you have all gone up to the housetops ?
Fanambarana
mahakasika ny Lohasahan ' ny Fahitana : Inona no antony nandehananareo rehetra ho any amin'ireo tampon - trano ?


ISA 22:2     Alignment score: 0.398 → 0.409
Is it so you may hear a city full of noises , a town full of revelry ? Your dead were not killed with the sword , and they did not die in battle .
Ny mba hahenonareo ny tanàna feno tabataba ve , tanàna izay feno firavoravoana
? Ny maty eo aminao dia tsy matin ' ny sabatra , ary tsy maty tamin ' ny ady izy ireo .
ISA 22:3     Alignment score: 0.258 → 0.283
All your rulers fled away together , but they were captured without using a bow ; all of them were captured together , though they had fled far away .
Ireo mpanapaka anao rehetra niara - nitsoaka , fa voababo tsy nampiasana zana - tsipika izy ireo ; izy rehetra dia voababo niaraka , na dia nandositra lavitra aza izy ireo .
ISA 22:4     Alignment score: 0.347
Therefore I said , " Do not look at me , I will weep bitterly ; do not try to comfort me concerning the destruction of the daughter of my people . "
Noho izany dia hoy aho hoe : " Aza mijery ahy , fa hitomany mafy dia mafy aho ; aza miezaka
hampionona ahy mahakasika ny faharavan ' ny zanaka vavin ' ny oloko . "
ISA 22:5     Alignment score: 0.393 → 0.401
For there is a day of tumult , treading down , and confusion for the Lord Yahweh of hosts , in the Valley of Vision , a breaking down of the walls , and people crying out to the mountains
.
Fa misy ny andron ' ny tabataba , fanosihosena , ary fifanjevoana ho an ' ny Tompo Yaveh Tompon ' ny maro , ao amin ' ny Lohasahan ' ny Fahitana , faharavan'ireo mandà , ary ny olona miantsoantso mafy any amin'ireo tendrombohitra .
ISA 22:6     Alignment score: 0.351 → 0.359
Elam takes up the quiver , with chariots of men and horsemen , and Kir lays the shield bare .
Elama naka ny tranon - jana - tsìpaka , niaraka tamin ' ny kalesin'ireo lehilahy sy ireo mpitaingin - tsoavaly ary Kira nanala ny fonon ' ny ampinga .
ISA 22:7     Alignment score: 0.388
It will come
about that your choicest valleys will be full of chariots , and the horsemen will take their positions at the gate .
Fa ireo lohasaha izay nofidinao indrindra dia ho feno kalesy , ary ireo mpitaingin - tsoavaly dia haka ny toerany eo am - bavahady .
ISA 22:8     Alignment score: 0.398 → 0.418
He took away the protection of Judah ; and you looked in that day to the weapons in the Palace of the Forest .
Nanala ny fiarovan'i Joda Izy ; ary tamin'izany andro izany ianao dia nijery ireo fitaovam - piadina
eo amin ' ny Lapan ' ny Ala.
ISA 22:9     Alignment score: 0.361
You saw the breaches of the city of David , that they were many , and you collected the water of the lower pool .
Nahita ny bangan
' ny tanànan'i Davida ianareo , fa maro ireo , ary nanangona ny ranon ' ny dobo ambany ianareo .
ISA 22:10     Alignment score: 0.301
You counted the houses of Jerusalem , and you tore down the houses to fortify the wall .
Nanisa ny ankohonan'i
Jerosalema ianareo , ary nandrodana ireo trano mba hanamafisana ny mànda .
ISA 22:11     Alignment score: 0.285 → 0.293
You made a reservoir between the two walls for the water of the old pool . But you did not consider the city 's maker , who had planned it long ago .
Namboatra fitahirizana teo anelanelan'ireo mànda roa ianareo ho an ' ny ranon ' ny dobo tranainy . Fa tsy mba nihevitra ny mpamorona ny tanàna ianareo , izay nanomana izany hatry ny ela .
ISA 22:12     Alignment score: 0.462 → 0.461
The Lord Yahweh of hosts called on that day for weeping , for mourning , for shaved heads , and the wearing of sackcloth .
Tamin'izany andro izany ny Tompo Yaveh Tompon ' ny maro niantso fitomaniana , fisaonana , fiaratan - doha , ary fanaovana akanjo fisaonana .
ISA 22:13     Alignment score: 0.391 → 0.435
But look , there is celebration and gladness , killing cattle and slaughtering sheep , eating meat and drinking wine : " Let us eat and drink , for tomorrow we will die . "
Fa indro , kosa , ny fankalazana sy ny fifaliana , ny famonoan'omby sy ny famonoan'ondry , fihinan - kena sy fisotroan
- divay ; aoka isika hisotro sy hihinana , fa ho faty isika rahampitso .
ISA 22:14     Alignment score: 0.41 → 0.425
This was revealed in my ears by Yahweh of hosts : " Surely this iniquity will not be forgiven you , even when you die , " says the Lord Yahweh of hosts .
Izao no nambaran'i
Yaveh Tompon ' ny maro teo an - tsofiko : " Eny tokoa fa tsy havela izany helokareo izany , eny fa na dia ho faty aza ianareo , " hoy ny Tompo Yaveh Tompon ' ny maro .
ISA 22:15     Alignment score: 0.434 → 0.44
The Lord Yahweh of hosts , says this , " Go to this administrator , to Shebna , who is over the house , and say ,
Ny Tompo Yaveh Tompon ' ny maro , nilaza izao : " Mandehana mankany amin ' ny mpitandrin - draharaha , any amin'i Sebna , izay manapaka ny trano , ary lazao hoe :
ISA 22:16     Alignment score: 0.267 → 0.267
' What are you doing here and who gave you permission to cut out a tomb for yourself , hewing out a grave on the heights and carving out a resting place in the rock ? ' "
' Inona no ataonao
eto ary iza no nanome alalana anao handavaka fasana ho an ' ny tenanao , hanamboatra fasana eny ambony sy handavaka toerana fialana sasatra eny amin ' ny vatolampy ? ' "
ISA 22:17     Alignment score: 0.376
See , Yahweh is about to throw you , a mighty man , about to throw you down ; he will grasp you tightly .
Indro , Yaveh efa hanipy anao , ry lehilahy mahery , hanipy anao ho ambany ; hanitsakitsaka anao mafy tokoa Izy .
ISA 22:18     Alignment score: 0.188 → 0.233
He will surely wind you round and round , and toss you like a ball into a vast country . There you will die , and there your glorious chariots will be ; you will be the shame of your master 's house !
Hanakodiadia anao tokoa Izy , ary hampisamboaravoara anao ho toy ny baolina makany amin ' ny tany malalaka . Any no hahafatesanao , ary ho any koa ireo kalesin
' ny voninahitrao ; ho tonga henatra ho an ' ny tompon ' ny tranonao ianao !
ISA 22:19     Alignment score: 0.123
" I will force you out of your office and from your station . You will be pulled down .
" Ho roahiko hiala eo amin ' ny raharahanao sy ny toeranao ianao . Haongana ianao .
ISA 22:20     Alignment score: 0.543 → 0.548
It will come
about on that day that I will call my servant Eliakim son of Hilkiah .
Amin'izany andro izany Aho dia hiantso an'i Eliakima mpanompoko zanaka lahin'i Hilkia .
ISA 22:21     Alignment score: 0.291
I will clothe him with your tunic and put on him your sash , and I will transfer your authority into his hand . He will be a father to the inhabitants of Jerusalem and to the house of Judah .
Hampiakanjoako amin ' ny akanjo lavanao izy ary hasiako ny fehin - kibonao
, ary hafindrako ho eo an - tanany ny fahefanao . Ho rain ' ny mponin ' ny Jerosalema sy ny ankohonan ' ny Joda izy .
ISA 22:22     Alignment score: 0.337
I will place the key of the house of David on his shoulder ; he will open , and none will shut ; he will shut , and none will open .
Hapetrako eo an - tsadriny ny fanalahidin ' ny ankohonan ' ny Davida ; hamoha izy , ary tsy hisy hanidy ; hanidy izy , ary tsy hisy hamoha .
ISA 22:23     Alignment score: 0.143 → 0.142
I will fasten him , a peg in a secure place , and he will become a seat of glory for his father 's house .
Hampitoeriko izy , toy ny fihantonan - javatra amin ' ny toerana azo antoka , ary ho tonga toeram - boninahitra
ho an ' ny ankohonan - drainy izy .
ISA 22:24     Alignment score: 0.23 → 0.24
They will hang on him all the glory of his father 's house , the offspring and descendants , every small container from the cups to all the jugs .
Hahanton'izy ireo aminy ny voninahitry
ny ankohonan - drainy rehetra , ny zanany sy ireo taranany , ny fanaka bitika rehetra avy amin'ireo kapoaka hatramin ' ny tavoara rehetra .
ISA 22:25     Alignment score: 0.329 → 0.329
On that day this is the declaration of Yahweh of hosts the peg driven in a firm place will give
way , break off , and fall , and the load that was on it will be cut off for Yahweh has spoken .
Amin'izany andro izany _ izao no fanambaran'i Yaveh Tompon ' ny maro _ ho esorina ilay fihantonan - javatra amin ' ny toerana mafy orina , ho potehina ary ho lavo , ary ny lanja amin'izany dia ho tapahina _ fa Yaveh no niteny .
ISA 22     Average alignment score: 0.345 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66