Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 35:1     Alignment score: 0.284 → 0.284
The wilderness and the Arabah will be glad ; and the desert will rejoice and blossom . Like the rose
,
Ny tany efitra sy karakaina dia hiravoravo ; ary ny tani - hay hifaly sy hamony . Toy ny raozy ,


ISA 35:2     Alignment score: 0.34 → 0.366
it will blossom abundantly and rejoice with joy and joyful
shouting ; the glory of Lebanon will be given to it , the splendor of Carmel and Sharon ; they will see the glory of Yahweh , the splendor of our God .
hamelana be dia be izany ary hihoby amin ' ny fifaliana sy ny hirahira ; ny voninahitr'i Libanona dia homena izany , ny hatsaran - tarehin'i Karmela sy Sarona ; hahita ny voninahitr'i Yaveh izy ireo , ny famirapiratan'Andriamanintsika .
ISA 35:3     Alignment score: 0.121 → 0.173
Strengthen the weak hands , and make steady the knees that shake .
Ampaherezo
ny tanana miraviravy , ary atanjaho ireo lohalika mangovitra .
ISA 35:4     Alignment score: 0.275
Say to those with a fearful heart , " Be strong , do not fear ! Look , your God will come
with vengeance , with the recompense of God . He will come and save you . "
Lazao amin'ireo reraka am - po hoe : " Mahereza , aza matahotra ! Indro , ny Andriamanitrareo ho avy miaraka amin ' ny famaliana , dia ny famalian'Andriamanitra . Ho avy Izy ary hamonjy anareo . "
ISA 35:5     Alignment score: 0.56 → 0.56
Then the eyes of the blind will see , and the ears of the deaf will hear .
Dia hahiratra ny mason'ireo jamba , ary handre ny sofin'ireo marenina .
ISA 35:6     Alignment score: 0.379 → 0.379
Then the lame man will leap like a deer , and the mute tongue will shout for joy , for water breaks out in the Arabah , and streams in the wilderness .
Dia hitsambikina toy ny diera ny olona mandringa , ary ny lelan
' ny moana dia hihira , fa hivoaka avy any amin ' ny tany karankaina ny rano , ary ireo loharano any an'efitra .
ISA 35:7     Alignment score: 0.302 → 0.285
The burning sand will become a pool , and the thirsty ground springs of water ; in the place where jackals lived , in their resting place , will be grass with reeds and rushes .
Ho tonga farihy ny fasika mandoro , ary ny tany mangetana ho tonga loharano miboiboika ; any amin ' ny fitoeran'ireo amboadia , izay itoeran'izy ireo fahiny , dia ho feno ahitra volotara sy zozoro .
ISA 35:8     Alignment score: 0.343
A highway will be there called The Holy Way . The unclean will not travel it . But it will be for him who walks in it . No fool will go on it .
Ny lalam - be any dia ho antsoiana hoe Lalana Masina . Tsy handeha amin'izany ny maloto . Fa izany dia natao ho an'izay
mandeha amin'izany . Tsy misy adala handeha amin'izany .
ISA 35:9     Alignment score: 0.256
No lion will be there , no ferocious beast will be on it ; they will not be found there , but the redeemed will walk there .
Tsy hisy liona any , tsy hisy biby masiaka ao amin'izany ; tsy ho hita ao izy ireo , fa ireo izay voavonjy no handeha ao .
ISA 35:10     Alignment score: 0.395 → 0.397
The ransomed of Yahweh will return and come
with singing to Zion , and everlasting joy will be on their heads ; gladness and joy will overtake them ; sorrow and sighing will flee away .
Hiverina ny vidim - panavotan'i Yaveh ary ho avy any Ziona amin ' ny fihirana , ary fifaliana mandrakizay no ho eo an - dohan'izy ireo ; hahazo fihobiana sy firavoravoana izy ireo , handositra ny alahelo sy ny fisentoana .
ISA 35     Average alignment score: 0.333 for 10 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66