Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:21
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66 


ISA 65:1     Alignment score: 0.379 → 0.385
" I was ready to be sought out by those who did not ask ; I was ready to be found
by those who did not seek . I said , ' Here I am ! Here I am ! ' to a nation that did not call on my name .
" Efa vonona ny ho ren'ireo izay tsy nanontany Aho ; vonona ny ho hitan'ireo izay tsy nitady . Hoy Aho hoe : ' Inty Aho ! Inty Aho ! ' ho amin ' ny firenena izay tsy niantso ny anarako .


ISA 65:2     Alignment score: 0.268 → 0.265
I have spread out my hands all day to a stubborn people , who walk in a way that is not good , who have walked after their own thoughts and plans !
Efa namelatra ny tanako tontolo andro ho tamin ' ny vahoaka mafy hatoka Aho , izay mandeha amin ' ny lalana izay tsy tsara , izay efa nandeha araka ny saim - pantany sy ny fikasany
!
ISA 65:3     Alignment score: 0.288
They are a people who continually provoke me , offering sacrifices
in gardens , and burning incense on brick tiles .
Izy ireo dia vahoaka izay tsy mitsahatra manafintohina Ahy , manao sorona ao amin'ireo zaridaina , ary mandoro ditin - kazo manitra eo ambony tanimanga .
ISA 65:4     Alignment score: 0.205 → 0.214
They sit among the graves and keep watch all night , and eat pork with the broth of foul meat in their dishes .
Miambina
eo amin ' ny fasana izy ireo ary eo mandritry ny alina , ary mihinana henan - kisoa miaraka amin ' ny ron ' ny hena fahavetavetana eo an - dovian'izy ireo .
ISA 65:5     Alignment score: 0.259 → 0.263
They say , ' Stand away , do not come
near to me , for I am holier than you . ' These things are smoke in my nose , a fire that burns all day long .
Hoy izy ireo hoe : ' Miataha , aza manakaiky ahy , fa izaho dia masina kokoa noho ianao . ' Ireo zavatra ireo dia teo am - bavoroko , afo izay mandoro mandritry ny tontolo andro .
ISA 65:6     Alignment score: 0.349 → 0.353
Look , it is written before me : I will not keep quiet , for I will pay them back ; I will repay them into their laps ,
Indro , voasoratra eo anoloako hoe : Tsy hangina Aho , fa hampanefa azy ireo ; hamaly azy ireo eo am - pofoany ,
ISA 65:7     Alignment score: 0.354
for their iniquities and the iniquities of their fathers together , " says Yahweh . " I will repay them for burning incense on the mountains
and for mocking me on the hills . I will therefore measure out their past deeds into their laps . "
fa ny fahotan'izy ireo sy ny razany dia mitambatra , " hoy Yaveh . " Hamaly azy ireo noho ' ny fandorana ditin - kazo manitra tao amin'ireo tendrombohitra sy nohon ' ny fanesoana Ahy tao amin'ireo havoana Aho . Noho izany dia handrefy ireo asa vitan'izy ireo eo am - pofoany Aho . "
ISA 65:8     Alignment score: 0.256 → 0.256
This is what Yahweh says , " As when new wine
is found in a cluster of grapes , when one says , ' Do not ruin it , for there is good in it , ' this is what I will do for my servants ' sake : I will not ruin them all .
Izao no lazain'i Yaveh : " Tahaka ny ranom - boankazo hita ao an - tsampahom - boaloka , ka milaza ny iray hoe : ' Aza simbana io , satria misy tsara ao aminy , ' izany no hataoko nohon ' ny amin ' ny mpanompoko : Tsy handringana azy rehetra Aho .
ISA 65:9     Alignment score: 0.355
I will bring descendants from Jacob , and from Judah ones who will possess my mountains
. My chosen ones will possess the land , and my servants will live there .
Hitondra taranaka avy amin'i Jakoba , sy avy amin'i Joda izay hanana ireo tendrombohitro Aho . Ireo izay voafidiko dia hanana ny tany , ary ny mpanompoko dia honina ao .
ISA 65:10     Alignment score: 0.327
Sharon will become a pasture for the flocks , and the Valley of Achor a resting place for herds , for my people who seek me .
Sarona dia ho tonga fiandrasana ondry aman'osy , ary ny lohasahan'i
Akora ho toerana fampandrian'omby , ho an'ireo oloko izay mitady Ahy
ISA 65:11     Alignment score: 0.396 → 0.398
But you who abandon Yahweh , who forget my holy mountain , who prepare a table for Fortune , and fill wine glasses of mixed wine for Destiny .
Fa ianareo izay mandao an'i Yaveh , izay manadino ny tendrombohitro
masina , izay manomana latabatra ho an ' ny andriamanitra Gada , ary mameno divay voaharo ny fisotroana ho an ' ny andriamanitra Meny .
ISA 65:12     Alignment score: 0.299 → 0.305
I will appoint you for the sword , and you will all bow down to the slaughter , because when I called , you did not answer ; when I spoke , you did not listen . But you did what was evil in my sight and chose to do what displeases me . "
Handahatra anao ho an ' ny sabatra Aho , ary ianareo dia hiankohoka amin ' ny fahafatesana avokoa , satria fony niantso Aho , dia tsy namaly ianareo ; fony niteny Aho , dia tsy nihaino ianareo . Fa nanao izay ratsy teo anatrehako sy nisafidy ny hanao izay tsy mahafaly Ahy ianareo . "
ISA 65:13     Alignment score: 0.423
This is what the Lord Yahweh says , " Look , my servants will eat , but you will be hungry ; look , my servants will drink , but you will be thirsty ; look , my servants will rejoice , but you will be put to shame .
Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : " Indro , hihinana ny mpanompoko , fa ianareo kosa ho noana ; indro , hisotro ny mpanompoko , fa ianareo kosa hangetaheta ; indro , hiravoravo ny mpanompoko , fa ianareo kosa ho menarina .
ISA 65:14     Alignment score: 0.257
Look , my servants will shout with joy because of gladness of heart , but you will cry because of the pain of the heart , and will wail because of the crushing of the spirit .
Indro hihiaka fifaliana ny mpanompoko nohon ' ny hafaliam - po , fa ianareo kosa hitomany nohon ' ny fanaintainan
' ny fo , ary hidradradradra nohon ' ny fahatorotoroan ' ny fanahy .
ISA 65:15     Alignment score: 0.354 → 0.358
You will leave behind your name as a curse for my chosen ones to speak ; I , the Lord Yahweh , will kill you ; I will call my servants by another name .
Hamela ny anaranareo ho ozona ho an'ireo voafidiko mba hiteny ianareo ; Izaho , ilay Tompo Yaveh , no hamono anareo ; Ho antsoiko amin ' ny anarana
hafa ireo mpanompoko .
ISA 65:16     Alignment score: 0.268 → 0.31
Whoever pronounces a blessing on the earth will be blessed by me , the God of truth . Whoever takes an oath on the earth will swear by me , the God of truth , because the former troubles will be forgotten , for they will be hidden from my eyes .
Na iza na iza manambara fitahiana ao amin ' ny tany dia ho voatahiko , ilay Andriamanitry ny fahamarinana . Na iza na iza mianiana amin ' ny tany dia mianiana amin ' ny alalako , ilay Andriamanitry ny fahamarinana , satria ho adinoina ireo loza taloha , fa hiafina tsy ho hitan
' ny masoko ireo .
ISA 65:17     Alignment score: 0.441
For see , I am about to create new heavens and a new earth ; and the former things will not be remembered or be brought to mind .
Fa indro , hamorona lanitra vaovao sy tany vaovao Aho ; ary ireo zavatra taloha dia tsy tsaroana na hampatsiahivina .
ISA 65:18     Alignment score: 0.381 → 0.381
But you will be glad and rejoice forever in what I am about to create . See , I am about to create Jerusalem as a joy , and her people as a source of gladness .
Fa ho faly ianareo ary hiravo mandrakizay ao amin'izay vao ho foroniko . Indro , hamorona an'i Jerosalema ho fifaliana , ary ny mponiny
ho sitraka Aho .
ISA 65:19     Alignment score: 0.328
I will rejoice over Jerusalem and be glad over my people ; the sounds of weeping and cries of distress will no longer be heard in her .
Hiravoravo manerana an'i Jerosalema , sy ho faly eo amin'ireo vahoakako Aho ; ny tomany sy ny tarainan ' ny fahoriana dia tsy ho re ao aminy intsony .
ISA 65:20     Alignment score: 0.258 → 0.266
Never again will an infant live there only a few days ; nor will an old man die before his time . One who dies at one hundred years old will be considered a young person . Anyone who fails to reach the age of one hundred years old will be considered cursed .
Tsy hisy zaza madinika hiaina andro vitsy intsony ao ; na lehibe maty mialohan ' ny androny
. Izay maty amin ' ny faha zato taona dia heverina ho olona maty tanora . Izay tsy mahatratra ny faha arivo taona dia heverina ho voaozona .
ISA 65:21     Alignment score: 0.366
They will build houses and inhabit them , and they will plant vineyards
and eat their fruit .
Hanorina trano izy ireo ka honina ao amin'izany , ary hamboly voaloboka ka hihinana ny voany .
ISA 65:22     Alignment score: 0.307 → 0.318
No longer will they build a house and another live in it ; they will not plant , and another eat ; for as the days of trees will be the days of my people . My chosen will fully
outlive the work of their hands .
Tsy hanorina trano intsony izy ireo ka ny hafa no hipetraka ao amin'izany ; tsy hamboly izy ireo ka ny hafa no hihinana ; fa ny andron ' ny hazo maniry no ho andron ' ny vahoakako . Ny voafidiko dia hisitraka feno ny asan ' ny tanany .
ISA 65:23     Alignment score: 0.245 → 0.265
They will not labor in vain , nor give
birth to dismay . For they are the children of those blessed by Yahweh , and their descendants with them .
Tsy hiasa maina izy ireo , na hiteraka mba hampitahotra . Satria izy ireo sy ireo taranany dia zanak'ireo izay voatahin'i Yaveh .
ISA 65:24     Alignment score: 0.3
Before they call , I will answer ; and while they are still speaking , I will hear .
Mialohan ' ny hiantsoan'izy ireo , dia hamaly Aho ; ary raha mbola eo am - pitenenana izy ireo , dia hihaino Aho .
ISA 65:25     Alignment score: 0.425 → 0.425
The wolf and the lamb will graze together , and the lion will eat straw like the ox ; but dust will be the serpent 's food . They will no longer do evil or harm on all my holy mountain , " says Yahweh .
Ny amboadia sy ny zanak'ondry dia hiara - hiraoka , ary ny liona hihinana mololo tahaka ny omby ; fa vovoka no ho sakafon
' ny bibilava . Tsy handratra na hamotika eny amin ' ny tendrombohitro intsony izy ireo " hoy Yaveh .
ISA 65     Average alignment score: 0.327 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ISA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48  49  50  51  52  53  54  55  56  57  58  59  60  61  62  63  64  65  66